6 pensées sur “Sary tsy an-kiteny Magro 06 Aogostra 11”

  1. Misaotra betsaka antsika e!
    Ary dia mbola manentana antsika rehetra ihany mba ho tonga eny @ MAGRO miaraka aminay! Na tsy isan’andro aza dia tsy maninona, fa rehefa entanin’ny fitiva-tanindrazana sy ny tsy fankasitrahana an’ireo FATn’alika ireo dia efa raisinay ho ao anatin’ny Rodoben’ny Tia Tanindrazana e!

  2. Tsy maintsy tafitantsika ny tolona ry akama rehetra fa aza kivy a!homba atsika ny Tompo!

    Sao mba misy fanariam-pako lehibebe any aminareo any ry zanak’i dada fa mitady aho ho
    hanariako io fako be MIAVOSA io aloako io?io hatao hoe: » acado » angaha izay io???

  3. Oh!oh!oooooooh! mivovoha ny alika fa mbola voky taolana@ alahelom-bahoaka!
    Misy devoly ohatra anareo foza ireo ve ry acado a! izahay mbola tsy nanao sorona
    olona sy nanao masikita olona toa anareo mba ahatongavana @’ilay toeran’i dadanay nefa toa tsy nahavita
    ny vitany akory,olona ary APALADIHAN’ny dadanay ery ka mba mianakendry, milingilingy nefa ny ao anaty
    loha FOTAKA satria FOZA.Dia MITONANTONANA ,efa afabaraka etsy sy eroa ,fa tsy manakambo ,tsy
    misy hantenaina mantsy ka mifikitra eo na dia efa haloham- bahoaka sy alohan’izao tontolo izao aza,matahotra
    ny hiverina @ toerana sahaza sy mendrika anareo foza ireo ianareo an!tsy maintsy ho tonga anefa izany ary tsy
    ho ela intsony .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *