Tompon-dakan’ny lainga ny FAT !

Magro Behoririka 03 Aogostra 11 (38)

Nitohy toy ny mahazatra ny kabary sy ny fanentanana teny amin’ny kianjan’ny Magro tamin’ity 03 Aogositra ity, ny  Dep. Zafilahy dia nanamafy fa tompondakan’ny lainga ny FAT. Ingahy Minisitra Roly Mercia no tena manely vaovao tsy marim-pototra sy mampisavorovoro saim-bahoaka.
Ny Pst Edouard kosa dia nanamafy fa tsy hijanona ny tolona raha tsy tonga amin’ny tanjona kendrena : Voalohany hoy izy dia miala Rajoelina, faharoa dia  miverina Ravalomanana, fahatelo dia tetezamita iarahana izay tantanin’ny olon-kendry no hitondra mankany amin’ny fifidianana.

Ny dep Henri Randrianjatov ihany koa dia nanamafy fa manely tsaho ny FAT : « efa mihorohoro ny FAT fa hoavy Ravalomanana »

7 pensées sur “Tompon-dakan’ny lainga ny FAT !”

  1. Ilay oln nahita bizn ho an’ny tsy an’asa mankany Arabie, to mitady hosamborin’ilay Roly MERD’AN

    Tsy misy atak’andro: mial’itenisany fa tena tsssss

    (viol collectif foana ve no heno tsy tapaka etsy sy eroa isan’andro
    – atoandro be nanahary mbola tsy nisy toh’izany, misy misintona ny vola kelin’ny olona mandalo ery an-tokotany
    – tsy hay intsony iza no TENA polisy sns, rahef’izay dia MATIFITRA MIDAROKA miafara amin’ny FANALANA AINA)

  2. Tena marina izany ry Solo Razafy a!
    Dia mba vakio koa ny ainga mari-tototra ataon’ny Gazety pro-Andry RADOMELINA; la véri-tay, Ao raha,…. fa dia tena lainga be fotsiny milaza fa ny « feuille de route » n’i Salomao hono no  » seule référence ». Dia mba gaga ihany aho marina moa!
    « Normal » izany ka ny Ministra mifehy azy aza sady mpandainga no « sans qualité » ko!.. Fa inona marina moa ny diplaoma hananana hidirana ao amin’ny HATay e?… Diplaomam-borontsiloza ve sa inona?

  3. Mbola eto ihany ry HoAiza â !

    URGENT, ET ANNONCE SERIEUSE !
    Cherche rapidement associé(e)s, pour création d’activités diverses ( 10 sociétés en vue ). Apport personnel 0 ariary, puisque le Gvt fouzien vient d’autoriser la création de SARL à Capital social 0 Ariary ; Pour les crédits éventuels, le taux d’emprunt escompté pour le démarrage des différents projets est de 0% !

    Prière à un ou une spécialiste de la comptabilité, de m’expliquer comment procéder pour dresser les bilans et autres comptes prévisionnels, afin d’obtenir le maximum de prêts à 0%.
    Merci d’avance !

  4. « Neil Mallon Bush (née en Janvier 22, 1955) est le quatrième des six enfants de l’ancien président George Herbert Walker Bush et de Barbara Bush (Barbara Lane Pierce). Ses cinq frères et sœurs sont George Walker Bush , l’ancien président des États-Unis; Jeb Bush , ancien gouverneur de la Floride; Robin Bush , qui est décédé d’ une leucémie en 1953 à l’âge de quatre ans; Marvin et Dorothy . Bush est actuellement un homme d’affaires basé à Texas. »

    Mba asaivo manadihady sy mitady ny marina Atoa Zafilahy, alohany hikabarina fa manjary miteniteny foana!, mahamenatra sy mampalahelo, lasa tsy crédible intsony niafarany raha mitohy ny tahak’izao.

  5. (Taonaty de naka vakansy taty dago nareo sy ny kilonga ry km an!)
    _

    Ho tsakotsakoin’i Mihaja (dirty or pretty?) woman itony:

    http://edition.cnn.com/2003/ALLPOLITICS/11/25/bush.brother.reut/
    sex romps = ébats sexuels

    [En tant qu’investisseur et homme d’affaires, Neil Bush est connu dans la presse étrangère pour des affaires qui sont présentées comme louches. Il avait été l’objet d’enquêtes de la part des régulateurs fédéraux américains qui avaient révélé de multiples conflits d’intérêts lorsqu’il avait dirigé une des caisses d’épargne de Denver. Il avait aussi déjà été condamné à payer 50 000 dollars et été interdit d’activités bancaires pour avoir accepté des pots de vin de 100 000 dollars.]

  6. Nitady anao tao amin’ny Magro ry HoAiza fa tsy nahita ê ! Novinaniana daholo hoe ity tanoranora ity sa ity lehibebe ity ?
    MDR !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *