3 pensées sur “Tsy hiova amin’ny fanapahan-kevitra noraisiny ny SADC sy ny CPS amin’ny fihaonana an-tampony atao any Luanda ny 16 sy 17 Aogostra ho avy izao”

  1. Misaotra betsaka Atoa Senatera RAVATOMANGA Roland!
    Voaray ny hafatra!
    Misy indro kely ho’aho ny fihainoako ny Vidéo-MyDago tato ato izay e! Misy « bruit de fonds » maneno ohatry ny misioka izany ilay izy, ka indraindray tsy re raha tsy manongilan-tsofina tsara: asa na ny FOZA indray no mihetraketraka toy ny fanaony na misy tokony ho amboarina ny réseaux!
    Tsy mampihemotra antsika anefa izany fa tsy maintsy mifampita vaovao isika e!

  2. Marin’izany !
    Ny resaka nataon’ny Filoha Ravalomanana farany teo ( video ), dia tena zara fa mahare ny sofina !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *