Tsy maintsy tafody izahay mianankavy, miverina ny ara-dalana, vao hisy ny fankatoavana hoy ny filoha Ravalomanana !

9 pensées sur “Tsy maintsy tafody izahay mianankavy, miverina ny ara-dalana, vao hisy ny fankatoavana hoy ny filoha Ravalomanana !”

  1. Io manomeme daty io mitondra lapoasy ry Bemafohy a! avelao Atra hanao ny asany fa izy
    sisa manapaka farany !efa tongotra ‘mbian-dakana ity! lasa izao! tsa mipody koa!

  2. Il doit arrêter d’annoncer.

    Qu’il vienne , point barre.

    La HAT n’osera jamais lui toucher un seul poil.

  3. Sapa si ATTENTAT il y a , ce serait en amont (donc en Afrique du Sud) : impossible en l’état.

    Si cela se passe en aval(donc à Madagascar) : serait un ASSASSINAT DE CHEF D’ETAT encore plus suicidaire pour la HAT.

    Vis a vis de la population la HAT ferait de Ravalomanana un grand MARTYR (de plus ,je ne pense pas qu’il le souhaite , Ravalomanana a des idées , mais pas celle de la roulette russe)

    Mais des ambassades sont encore installées à Madagascar : le syndrome de l’assassinat de chef d’Etat sera créé , comme pour le RWANDA ,

    ==> CE SERAIT ALORS LE PRETEXTE PRIVILEGIE POUR DECLENCHER L’INTERVENTION MILITAIRE INTERNATIONALE

    ==> ET ALORS AUSSI LA FIN DE LA HAT

    La HAT en a t elle la pointure : j’en doute fort ,
    comme on dit en Malgache : akoho lahy ambohitra ,
    ==> le kalach de la HAT n’est efficace que face à la population apeurée et désarmée .

  4. Hampahafantaro azy tsara fa tsy azy izao tontolo izao fa misy lalana mifehy .
    « Hafa ny foza raha mba manana basy ka na lalitra manidina aza tofirina »
    Hita mihintsy fa fatritran’olona !tapoany !mahery an-tanana marina! fa vao mivoaka eto dia fako no fiheveran’
    ny olona azy sady viravirain’ny olona ,hapetratrapetraky ny olona @ toerana tokony hisy azy mihintsy,fa mbola
    tsy fay e!ka avelao hikitikitika an’i dada eo fa ho avy ny ANGANONY!
    Na izany na tsy izany!efa vita ny @’ireo fa akoholahy fataka sisa,alika mivovoha miandry ny sezany ,ilay seza efa
    mitsingilaila  » Pattes jaune « sisa mihazona azy sy ny sampiny ,satria tsy tongatonga ho azy ireny fatifaty etsy sy
    eroa ireny fa mila sorona foana ireo hifikirany eo!!!! ity mody fampiadiana etsy sy eroa dia tsy maintsy misy maty!
    misy dikany daholo ireny ! olona efa voakarama daholo ireny!ka aoka isika ho mailo foana! MILA SORONA ny FAT!

  5. Soa de LANY andro e!!!!!!
    Ny tena tsy mety ange de izao e: TSY MISY NA IRAY AZA ianareo mpanao politika manpngana an ‘i Andry Rajoelina : Ahongany izy rehafa voaporofonareo fa nanongana.
    Izay aloa no voalaohany fa tsy hoe:
    Negocions avec les terroristes …….
    C’est pour cette raison que ca va avoir du mal a demerrer.
    Ianao Monsieur le President Ravalomanana no tokony tsy hanaika voalohany indrindra .
    Alefaso ny preuves rehetra … tanatarao ny zavatra niseho tao Iavoloha….
    Ho antsioka rehetra kosa … tokony hi-gevy amin izay satria pnopotehin ni Andry rajoelina ny firenena ….
    Bordel , je suis faché :::::::

  6. Izaho koa sady gaga no malahelo fa toa hisolelaka @ domelina indray hono dia hilelaka
    azy azy avy ato ambaniny,mihevitra ny MPITOLONA fa tena tsy haiko mihintsy izany
    amiko raha izay no izy.Dia toa mahamenatra fa ilay toerana ao ambanin’i domelina no hatao KAJIKAJY
    politika sahady.Tena diso fanantenana mihintsy aho,@’izay i Dabera vao nanamafy omaly fa tsy mila an’
    i domelina dia toa natao fanahiniana ny nanohitra izany androany .Amiko dia FANDRAVANA ny tolona no
    tena dikan’izao satria efa naverina ombieny2 fa tsy mila foza ,efa miaoka foza ny Vahoaka nefa dia zavatra
    tena tsy azo LEFERINA no hita sy re.

  7. Ranavalona,
    Aza omena tsiny i Bemafohy raha manome date satria ilaina io. Vao miteny ny retour n’i Dada fotsiny isika dia teraka zay tsy ho teraka @ ireto FAT ireto. I Rainikoro tsy maharay lamba… !!!
    Misimisia ny hoatran’izany, hihihi !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *