3 pensées sur “Videos : Kabary Magro Behoririka, 06 Août 11”

  1. Misaotra anareo mpitarika e! Ary misaotra ny rehetra koa mamoaka sy manome vaovao ho an’ny hafa! tsara tokoa raha mifampita vaovao eto @ MAGRO, satria eto no mandeha tsara ny serasera!
    Ary toa tsy dia re loatra ny vaovao avy ao Vakinankaratra e? Tany anefa ny tenanay tamin’ny Zoma lasa teo, ary manamafy ny olona any fa manao fihetsiketsehana foana, indrndra ny Asabotsy!… Ka mba ampitapitao e! Aoka ho ren’izao tontolo izao fa TSY MILA AN’IREO FATn’alika sy HATay ireo isika!

  2. Vonjeo ray olona fa maimbo be ity fako acado ity ka makaloiloy be a!
    foza efa lany daty efa ela angamba izy io! io fa biby mitorona e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *