1 pensée sur “Zafilahy Stanislas : miasa hatrany ny Tompo, manavaka ny tsara sy ny ratsy !”

  1. Misaotra @ fanazavana sy ny fankaherezana ry Zafilahy a! tena hita fa olona manam-pinoana
    tokoa ianao,ary tena hiainanao ilay finoanao ka izany no tsy ahazoan’i foza anao moramora.
    Tsy maintsy miala domelina fa kosa dia aoka mba tsy hisy adi-seza sahady ,avelao izay mba olona azo hatokisana
    na ankolafy iza izy na iza no ho apetraka eo fa tsy voatery ho ankolafy Ravaolomanana izay mbola misolelaka @’ny
    foza,izay lanimabahoaka fa tsy hirona ary @ foza no tokony ho hitondra io tetezamita hiraisana io.
    Zanak’i dada aho fa hitako fa ao @’i ankolafy Ravalomanana no tena misy ny devoly manitikitika ka aoka ho mailo
    foana fa tsy seza no hitolomana eto fa fanarenana ny tsy rariny nafitsokin’ny foza.
    Aoka mba samy haneho izany fitiavan-tanindrazana izany daholo ka mba ahay handaha tena daholo ny mpitarika.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *