23 pensées sur “740 miliara ariary ny fitambaran’ireo ny vola voahodin’ny fitondrana Tetezamita hoy Pr Zafy Albert”

  1. Io ampamaka nataon’ny Président ZAFY io dia azo lazaina fa tohin’ny fitoriana napetrany ao amin’ny Tribunal ao Anosy mikasika an-rajoelina sy ireo asana -tontakely vitany nandritry izay fotoana nisekosekoina hoe nitondra ny Firenena..
    Ny fitorina dia napetraka talha ny fanaovana rango-pohy ny feuille de route !

    Mitondra ny antony hampiova ny fijery ny feuille de route io..
    Ny rango-pohy dia fanehoana fa nahafantatra ny votoatin’ny feuille de route ireo nanao rano-pohy ary nanaiky ny hanaraka sy hanaja ny fanantaterahana izay voalaza ao..
    Ity ampamaoka nataon’ny Président ZAFY dia tena manondro fa i rajoelina no lehiben’ny tontakely nanodina ny vol tokony niditra tao amin’ny trésor ,nefa dia namenoany ny paosiny..
    Hisy fotoana tsy handraisina ny Fitsarana ny andraikiny ka handinika ny fitoriana napetraky ny Président ZAFY ao amin’ny Tibunal
    Zavatra roa no tonga ao an-doha :
    –hataon’ny Vahoaka Malagasy moa no hitelina fa i rajoelina no ho filohan’ny tetezamita vaova , nefa izy Vahoaka no niady mba hialan-drajoelina amin ‘io toerana io..!
    —HIKIPY VE ISILA MALAGASY KA HANITSAKA NY ACCORDS DE COTONOU , KA TSY HAMINANY NY FEON ‘IZAO TONTOLO IZAO AMIN ‘NY FAMETRAHANA AN-DRAJOELINA IZAY NANONGAM-PANJAKANA HO
    FILOHAN ‘NY TETEZAMITA VAOVAO , IZANY HOE FILOHA-PIRENENA ,
    Ekeko fa ao anatin’ny feuille route ny teny hoe ifanarahana ( consensuel) sy ny hoe tsy manavaka (inclusif)..
    Fa eo am-pandrefetana ,eo amin’ny fotoana fanomanana ny fametrahana ny tetzamita vaovao Isika izao ( mise en oeuvre ) , no ita maso sy azo tsapain-tanana ny heloka nataon-drajoelina ( an-koatry ny fanonganam-panjakana ), dia mbola hiziriziry hiafina ao ambadik ‘ity feuille de route Isika ?
    Misy indro kely ,hoy ny mpandrafitra ,azo hahitsy izany !
    TSY MAINTSY MIJERY TSARA NY FIANDRIANANA SY NY VONINAHITRA SY NY HASIN ‘ NY FIRENENA SY NY MPONINA AO AMINY ISIKA ARY KOA HIHEVITRA NY FITANDROANA NY FAHAMENDREHANTSIKA EO ANIVON ‘IZAO TONOLO IZAO , MBA TSY HESORINA AMINTSIKA NY FANKASITRAHANA SY NY FITOKISANA IZAY NOMENA ANTSIKA TALOHAN ‘NY FANONGANAM-PANJAKANA..!
    RANGO POHY NO NATAO TAMIN ‘NY 17 SEPTEMBRE 2011..
    NY TENA SONIA DE VALIDATION NA FINALISATION DIA MBOLA HO AVY ARY ATREHAN’NY CHEFS DE FILE NY MOUVANCES TELO IZANY MIARAKA AMIN ‘IREO FILOHA -PIRENENA AO AMIN ‘NY SADC : IZY IREO NO HAMEHY NY FEUILLE DE ROUTE TENA IZY ARY HAMETRAKA NY TETZAMITA TENA IZY TSY MISY FANDRAISANA ANJARA-DRAJOELINA ,IZAY HO VOAROIROIN’NY FITSARANA..
    ARY AO AMIN ‘NY FEUILLE DE ROUTE DIA EFA NANASA TANANA TOA PILATO NY SADC FA TSY MIDITRA AMIN ‘NY RAHARAHAN ‘NY FITSARANA ETO MADAGASIKARA IZY FA RAHARAHA ANATINY IZAY AN’I MADAGASKARA SAMY IRERY NO MISAHANA IZANY..
    MISAOTRA BETSAKA NY PRESIDENT ZAFY ALBERT ISIKA AMIN ‘NY KOBAY MAFONJA NAMPIASAINY !

    RY MALAGASY TSY REFESI-MANDIDY MIJOROA ARY TOHIZO NY TOLONA !

  2. Na ny BIANCO na ry zareo ao amin’ny INSPECTION GENERALE DE L’ETAT na IGE, dia samy niaran’ny famoretana, mba HANDISO na « HANITSY NY KAONTIM-BOLA » !!!
    Betsaka no izany 740 miliara izany ny vola nahodin’izy mianakavy nandritr’izay roa taona sy tapany izay !

  3. Mba miangavy antsika « LEGALISTA » miaraka aminy « PREZIDA RAVALOMANANA mba hamaky anity vaovao ity. Mihevitra angamba ry TGV sy ny ekipany tsy misy saina mianakavy mpamono olona mpangalatra fa mitovy aminy lalàna izay ataony ry zareo eo dieny eo(PETA TOKO BONONOKA) ny lalàna any Afrique Atsimo).Izao ataony ry tsy dondrona mianakavy izao dia filàna (ADY ) avy hatrany'(DECLARATION DE GUERRE)

    – ARRESTATION DE MARC RAVALOMANANA: sur le site d’information sud-africain Buanews, le vice-ministre des Relations Internationales du pays Arc-en-ciel réagit sur l’intention de la HAT d’envoyer la police pour arrêter Marc Ravalomanana. Marius Fransman précise que « la police étrangère n’a aucun pouvoir d’arrestation en Afrique du Sud ».

    Date : 22/09/11
    MAZAVA DIA MAZAVA ANGAMBA IO HO ANY RY ZAREO TGV FAT TSY MISY ILAINA ANAZY

  4. Prezida ô ! tokony tsy hadinonao koa anie ny milaza fa raha ireny mivoaka ireny ny foza dia efa chèque de voyage @ miliara maro no entiny ê ! Manginy fotsiny ny Vatosoa sy volamena nampandrobana tetsy sy teroa ! Mahereza President ! Sitraky ny Tompo ny adidinao amin’ny Tanindrazana sy ny mpiara-belona amin’ny tombon’andro omeny anao.

  5. Matoa olona voarohiroy ao anatin’ny affaire toy ny bois de rose sy ny karazany mbola natao mpikambana ao anatin’ny CA-n’ny Air Mad koa, dia misy antony maro !

  6. Ataoko fa ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia tsy hatoro tany ho volena , ary aoka Isika mba hahazo an-tsaina fa ireo chefs de filen ‘ny mouvances telo dia mifandray an-téléfaonina foana..
    Iny am-pamoka iny dia niara -notinapak ‘izy telo lahy.
    Ny antony iny ampamaoka iny dia tsy misy resaka politique iny fa resaka « sales affaires « .
    Raha resaka politique mantsy dia tsy nety ny tetika satria ny resaka politique dia fehezin’ny feuille de route izay nosoniavina , nasiana rango-pohy tamin’ny 17 septembre
    Ao amin ‘ny feuille de route dia  » manaiky ireo nanao rango-pohy  » fa i rajoelina no filohan’ny tetezamita vaovao…Eny na tsy mifanaraka amin’ny tanjon ‘ny tolona aza izany..
    DIA ITY AZA NY TETIKA NY TROIS MOUVANCES :
    -Ny accords de Cotonou dia tsy hitsahana fa tsy maintsy hajaina , koa noho izany i rajoelina dia tsy tokony ho filohan ‘ny tetezamita vaovao
    INONA NO HATAO MBA TSY HO FILOHA I RAJOELINA ?

    – Fitoriana an-drajoelina izay natao ny Président ZAFY talohan ‘ny 17 septembre teo.
    Ny ampamaoka nataon ‘ny Président ZAFY dia FANAMBARANA AMIN ‘IZAO TONTOLO IZAO , SY AMIN ‘NY VAHOAKA MALAGASY IREO HELOKA BE-VAVA VITAN-DRAJOELINA !

    NY VOKATRA TADIAVINA DIA TETEZAMITA SANS RAJOELINA !

  7. ry zaf alber v no mpitarika anareo de mba hoaiza? efa naloan’ny vahoaka ireny e,efa teo fa nilalao … fotsn.tsy crédible intsony hoy ny fitenenana e!!raha betsaka ny mpikambana ao @ antokony de 60 isa.
    TOTO:efa fombanareo t@ andron’dad mantsy le mangalatra vatosoa,volamena bois de rose de tsy misy fika intsony ankehitriny d minainaina an???
    maninona raha manao aferana tavoahangy, kapoaka na aluminium indray e?

  8. tgv = foza foza

    Ary lazain-tenisany fa « provocation » daholo indray izao ny pas rehetra ataon’ny ara-dalàna an!

    Ry Rolly Mercia sy Ra-Holdine no nanatsipiazan-dRatsirahonana io fika tsy miady amin’ny piesy io indray zao…

  9. Dadabe Zafy koa mba MAMALAKIRA a !zavatra efa mba hafenina ary dia mbola
    TSIKEFONINA ei ihany !!efa tsy nisy nahalala mihintsy anie izany e! izao Dadabe Zafy
    lasa hifanotofan’ny olona indray nefa toa efa enimpolo olona sisa nanaraka azy hi! hi! hi mpamosavy mandeha alina aza
    misy mahita ry GAIGY a! avelao hivoaka ny marina fa aza malaky MIKAIKAIKA! tsy misy AFA-BELA eo e!alefaso ny
    fitoriana Dadabe zafy a! zanakisoa koa efa ho HATSATSIKA ohatry ny nanaovany ny GASY (nodorany velona ).
    ianareo no tsy nanana raha tsy mangalatra sady MPAMOSAVY malemy.dadanay efa MPANARIVO vao nitondra fa ny
    anareo ??????? 150 mily FMG no mba t@ kontinareo hi!hi!hi!!!!!!! izao lasa miliara satria efa vita ilay SORONA teny
    Ambohitsiroatra fa hanankarena daholo izay manaiky ny hANAO io sorona notadiavin’i franc-macon taminareo io.
    Rehefa laninareo ny hanem-pirenena hatao varo-boba dia asaina mihina-pako sy mitsindroka tavoahangy izany ny GASY???
    Sao mba tsy mety kosa e!!!!! sa tsy mampaninona anareo???????

  10. fa angaha tsisy tenenina tsony Prof é!diska efa nandeha izany!sao tara fa ny tgv anie ka efa lasa ary efa lasan’olona ny toeranao @CNR;kirin’antitra tokoa !efa tsy maharaka hazakazaka tsony e!

  11. Nandaitra ve ilay zavatra ???? ilay fandemena e??? miteniteny izany odinareo izany an!!
    mbola ho hita eo e! aza mbola misioka raha mbola tsy tafavoaka ny ala, mbola ho avy dada
    hanala sy hamafa ny SAMPINAREO koa ho hitanay eo ary izay HERINAREO ! aza miseho ho milay fa mbola ODY,
    sy KALAK ary VOLA FAMAROTANA ny TANINDRAZANA no mbola tavandraina sy HINDRAINDRAINA E!

  12. i dadanareo koa efa disque vaky,ts ilain’ny olona intsony.matoa ianareo ts ampian’ny vahoaka d satria fantany fa ts mahavita azy ny dadanareo fa mpangalatra ftsn: mpangorona tanin’olona,mpivarotra tanindrazana,manao monopôle ny PPN. matoa narodan’olona d ts mamely e. aleonay alika no miakatra eo toy zay dadanareo asa na mazava zay!!!

  13. Ary ao aoriananao ao indray angaha i ratsirahonana ??.io mamahandalitra anao io????
    Tsy mahay an’izany dadanay fa ny hareny NAHARIANY ,HATSEMBOHAN’NY TAVANY
    aza tsy lany fa IRENY NOROBAINAREO IRENY ny AMBINY ry TGV a! efa fantatrao anie fa tsy marina ny zavatra
    lazainao dia mbola HILITIANA ihany sao mbola misy azo BADOINA eo e!tetika nangalarana fotsiny izany fa izao efa
    miariary izao ny MARINA fa tsy MBOLA NISY HARATSIANA toy izao TETO AMBONIN’NY TANYYYYYYY!!!!!!!!!!!!!!!!
    Ka aiza t@ andron’i dada?????? PARADISA ! PARADISA! PARADISA!!!!!!!!!!!!!! Dia jereo ny fikaikaikan’i olona @’izao?
    Faty mitsitra etsy sy eroa!!! FANOLANANJAZA! sa mbola tsy voaholana ny ZANAKAO ???? enga anie ka tonga any aminao
    any izany dia ho TSAPANAO fa MANGIDY!!!!!!!!!!fa izany no hiainan’ny GASY amin’ny tsy FIHEVERANA kely akory matim-bola!!!!

  14. mba anaronareo io dadabe io fa miteniteny foana!aiza ve ka 40 Miliara de dolara dia mira 10miliara ariary;@izay kopakopahana sao torana;tsy midominadossier fa omen,olona tatitra diso mba hirediredy!mampalahelo fa mba olondehibe ihany;la voix de son maitre r8

  15. ranavalona:
    PARADISA PARADISA!!t@ andron’dadanareo????
    adala zany ny malagasy nanongana azy teo sa leon’ny fiadanana??????
    ianao irery angamba no nahazo mamy kely nitokana tany aminy tany ka mahatsiaro ny fahiny, iza moa no mahita fa mety ho isan’rony maîtresse-rony angamba,sady be vola rahateo koa iny de mitosatosaka ny entana?? ankehitriny milalao vovoka irery zato izy fa lay rangah nilalao ny vadiny any sud aff?
    fa maninona nefa raha mankany aminy e? lazao fotsin hoe »malahelo b anao zah cheri a!! »

  16. Mampalahelo marina ity dadabe zafy ity mihintsy, efa nodakain’ny mercenaire ra8 teny Mahamasina dia mbola tsy fay ihany.Ranavalona io tokony mba mandeha any sud-af marina mba manafosafo ny lohan’dada kakerin’ny nenina sy adin-tsaina am ratsy nataony,sady efa nanokatra orin’asa be any ange dada8 e, amin’ny vola hatsembohan’ny gasy.

  17. tsy mahagaga ny fomba fisainana toy izao fa ry pety no mba fitaratrareo sy TGV,
    tsy mahita afa tsy ny ratsy no hiainanareo ka dia hataonareo ho toa an’i DOMELINA
    sy pety ary voninahitsy daholo ny olon’Atra.hita mihintsy fa devoly no misa ao aminareo ary handevoziny mihintsy.
    Na dia eo aza ny vola dia tsy azoko ??? hatao ahoana no mamahana lalitra olona toy izao???? MAVANDEEE!!!
    HALAKO OLO MAVANDIVANDY ka raha ty eeeee!!!
    Diso fanantenana loatra angaha ???? nanantena fa izay no vita ve dadanay fa norobainareo ny fananany ?HI!HI!HI!
    efa noneran’ATRA 1000 heny aza ireny fa ianreo izao no hibaby ny ranomaso sy ny ra nalatsakareo natao sorona.

  18. TGV ! valio aloha ireo fatin’olona mitsitra isanandro etsy sy eroa ary ireo zaza
    aholanareo hatra@ zaza MENA VAVA 6 MOIS ??????ianareo no efa zatra
    VOLA MORA ! fa izahay MITADY TOA an’i DADANAY!!! SOA FIANATRA!!! fa tsy PETY DAHALO
    sy VONINAHITSY MPISOLOKY no mba hatao FITARATRA sy harahana toa anareo foza orana tsy
    sasatra ny MITORONA any anaty RANONDOLANA.Dia tsy mila makany aho fa HO AVY IZY O!!!!!
    Olona voakarama 5000 ar no nanongana azy fa tsy vahoaka fa izay nanaraka ireny aza efa NANANTOn-
    TENA FA NOKIKISAN’NY NENINA, hanontanio ny LEHIBEAN’I FAVORI dia hamaly anao izy izay efa any
    APONJA sisa no niafarany rehefa vita ny nilanareo azy!!!!! MBOLA apiana a!!dia aza mody avadika foana ny
    resaka fa mba valio @ FAHAMARINANA fa aza malaky MAMORON-DAINGA REHEFA lany FIKA!!!!

  19. ranavalona: ts vao zao zah no nahita fatin’olona nitsitra tets sy teroa teto andrenivohitra, efa nisy io hatr@ Ratsirak,niampy t@ ra8 ary mitohy ankehitriny.
    fanolanan-java: an’ny marary saina reny fa ts misy idiran’politika.
    fanonganana andra-8: « tous les moyens sont bons » hoy ny frantsay,na nokaramaina reo olona reo na fitiavana tanindrazana no nanosika azy hitolona dia efa tratra ny tanjona dia ny hialan’dadanareo teo.
    charl:reny no antsoina hoe « betro mitapoka rano », nahazo vola tany @ dadanareo tany d saika hanaonao foana kanjo tsy nisy nanampy.mpamadika palitao ohatran’i mpitarika niala tao @ tim reny raha izay no mahalaza azy!
    TSAROVY FA: ny fahatran’vahoaka,ts fisian’démokrasia, fangoronana tanin’olona, fanaovana ampihi_mamba ny harempirenena, fanagadrana olona @ tsy antony sy ny sisa no antony nanonganana ny dadanareo teo.norobain’vahoaka ny fananany satria an’vahoaka reny no nalainy t@ fomba ts mety.anatra hoan’zay mpitondra hoavy eo reny nahazo ny dadanareo reny mba ts hanangon-karena fotsn no hataony eo, ataoko angamba fa mazava zay

  20. Tanora: ianao v ts mahatsikaritra zavatra ts logique ao @ 3 mouvances reo?
    zafy alber nanongana and-ratsirak t@ 1991, ra8 nanongana and-ratsirak t@ 2002 nefa de tarika iray hono? vendrana koa aloha le arema mbola miaraka @ reo alika reo e!!

  21. TGV manambany tena ange le 3 mouvances e, efa 3 be izao ve dia tsy mahatarika vahoaka mintsy, anatin’ny 3 taona,MAMPALAHELO, HITA ZANY FA efa poakaty fa tsy mis lanja intsony.
    RANAVALONA
    OLON’ANDRIAMANITRA hono ra8: taloha angamba, fa raha ny ranomason’ny vahoaka tam fangalarana tany, famoretana, indrindra ny famonon’olona tsy mendrika, henatra ho antsika protestanta. omeko an’ny Ranavalona cadeau ny CD tam 7 fev 2009 sy ny vava nataon’ny ra8 tam 8 fev 2009 dia ho tsapanao ny olon’Andriamanitra aminy.

  22. Alika toa ny TGV ihany no manalika olona ! misy alika ohatra anareo izao eto????
    Ny alika aza mbola mahalala fa olona ratsy sy VAHINY dia hivovoizana ,fa ianareo ?
    alika aza mbola manana ny hasiny mahay manavaka ny HENA sy ny TAIMBORAKA izay LERANAREO TGV
    isanadro ary fahanana ny ankohonanareo.EFA VOAHOZONA HANAO NY RATSY ka na ny tsara aza tsy hitany
    intsony fa havadiny ho RATSY !fa izay no NITERAHAN-DRAY amandreninareo anareo « HIOSONTAY » hatrany @
    tampondoha ka apaladia!! VONGANY daholo nefa mba mianakendry eto !!! ZORY NY LALANA FENO MALOTO !!!!!
    DIA MIALA TANY fa MANTSINA !!! MAMINDRA DEVOLY FOTSINY!!!!!
    Mba tanisao ary ny tsara vitan’i DADANAY! dia aiza ny an’i DOMELINAREO??Mba HIHOMEHEZANA RY FATINALIKA A!!!
    MODY HARATSIANA FOANA NEFA HITA FA TAHOTRA! TAHOTRA! TAHOTRA !! NO BETSAKA!! ZAKAO FA NATAO! AZA
    MALAKY MANILIKA !!!NITAVANDRA TSY NAHAY NANILIKA KOA NY VOA VAO MIANAKENDRY MANENDRIKENDRIKA??
    DADANAY DIA OLON’ATRA FA TSY MPANOMPOSAMPY HIRAKY NY DEVOLY TOA ANAREO FOZA sy DOMELINA.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *