4 pensées sur “An-tsary Magro 01 Septambra 2011”

  1. Nisy nanararao-paty dia lasa nisolelaka any @ foza anie ry zareo e! fa ny tena loza
    dia voalazany tsara ny antoko misy azy indrindra fa ilay antoko TIM Ravalo.
    Mahereza daholo fa aza manary toky !,avelao handeha izay tsy tamana,ny antsika Dada ihany!

  2. Malahelo ihany ny tena ry Lilinoi a! vao avy nihaino an’i Satrobory aho teo!
    tena tsy mam-pihino! efa lasa be takolaka be lery!sady nivadika ny lelany
    hadinony ilay faniratsirany an’i domelina teo @ Magro,dia ilay satroka efa nanaovany ilay nolazainy
    fa: i Dada no hamerina indray iny satroka iny eo @’ny lohany . Loza izany ray olona! dia tsy menatra
    nanome tsiny an’i Magro fa  » mandany andro sy mandany vola fotsiny hono.Izy amin’io tsy miatrika ilay
    camera akory an! Fatin’aliaka !

  3. ambany saina loatra tsy mahay miresaka raha tsy manopa !!! alao itan’ny havany eo efa hita fa mihintsana tsikelikely ny paiso an-kady!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *