Andry Rajoelina : tsy midika inona ny fandraisany fitenenana

rajoel

Sahabo ho tamin’ny roa latsaka folo maraina, ora teto Madagasikara, no nahazo fitenenana tao amin’ny fivoriambe faha 66 ny firenena mikambana ny « mpanongampanjakana Andry Nirina Rajoelina ».Dehaka sy eboebo indray no tsy maintsy ho setrin’izay.

Mendrika hahazo fitenenana anefa ve ny mpanongam-panjakana? Mendrika hisolon-tena ny Malagasy ve ny tenany? « Fihavanana » no mba noventesina tany kanefa izay tokoa ve ny ataony?

Na ho inona aloha izay « zesta » sy kabary ambony vavahady hataony dia fantatra fa miaina ao anaty fahantrana lalina ny vahoaka Malagasy, mihorohoro sy mandry tsy lavo loha ao anaty tsy fahandriam-pahalemana ny mponina,  be ireo tsy tafiditra an-tsekoly ny zaza Malagasy, maro ireo tapa-kibo sy maty ny hanohanana,  an’aliny no tsy afaka mitsabo tena, sns…

Ny azo antoka aloha hatreto dia tsy midika inona amin’ny fiainana an-davanandron’ny mponina ny fandraisam-pitenena' »Ingahiroa » tamin’iny, tsy hahavaha ny fifankahalana eo amin’ny samy Malagasy, tsy hampiverina ny andramena naondrana an-tsokosoko, tsy hampisy fitoniana eo amin’ny fiaraha-monina, resabe ambony vavahady ny ho tohiny.

Inty ny kabariny : kabary Rajoelina

 

37 pensées sur “Andry Rajoelina : tsy midika inona ny fandraisany fitenenana”

  1. bravo onu maintenant dans le monde l onu donne carte blanche de prendre par la force un president elu par le peuple l UA a sanctionne ce morveux qu a cela ne tienne BAH KI MOON

  2. Comment le secretaire général des Nations Unies va Nous expliquer que année rajoelina a pu être admis à la tribune de cette 66 è session , alors qu’il en a été empêché lors de la 65 è session.Est-ce que le temps passé l’ a rendu  » fréquentable alors que la Communauté internationale dont les Nations Unies en font partie intégrante ne reconnaît pas cet auteur de coup d’état et le pouvoir qu’il dirige ?
    Que les Nations Unies ne Nous disent pas , pour s’excuser, qu’elles n’ont pu contrôler les inscriptions et les rotations des orateurs !
    Ce voyou n’ a pas cru devoir informer le Peuple Malgache ,en quittant le Pays
    qu’il a été invité à la 66è session des Nations pour représenter le Pays , à moins qu’avant de s’envoler vers les USA , il n’ a pas été certain de pouvoir  » entrer dans cette Assemblée! Alors qui ou quel pays a intervenu auprès des Nations Unies pour le faire admettre et pouvoir ainsi faire un pied de nez à la Communauté internationale , aux Malgaches , à la SADC ?
    RFI , édition de 6 heures 30 Paris a parlé de l’intervention de rajoelina!
    Il a mis à profit pour sa pomme, la signature de la feuille de route !
    Il fat vite procéder à son impeachment à occuper le poste de la présidence de la transition.. à cause des délits et crimes qu’il commis contre le Peuple de Madagascar..!
    En se référant sur la teneur de son allocution , il doit libérer les prisonniers politiques , désavouer son ministre de la justice qui veut arrêter le Président RAVALOMANANA MARC et surtout désavouer le gendarme tartarin , commando à la manque.
    Si rajoelina ,qui est disqualifié pour le poste de la présidence , ne procède pas aux injonctions de la feuille de route pour l’apaisement du Pays , il faut le sortir de là..
    Il pense que son passage aux Nations Unies renforce sa position et ppeut faire oublier son crime contre la société malgache !
    NOUE DEVONS GARDER NOTRE

  3. SUITE..

     » NOUS NOUS DEVONS D’ETRE SERIEUX ET SOYONS FERMES ET INTRANSIGEANTS ET ARRETNS DE FAIRE DE LA PARLOTE ! »

  4. Nahazo hafatra tsara i TGV fa tsy maintsy atsangana ny governemanta vaovao voasoritra ao amin’ny tojo zotra.Manaramaso ny firenena mikambana hoy Ban-ki-moon.


  5. Hihihi !!! Tena voaray tsara tokoa teny amin’ny arabe tany New York Kooo !
    Sarin’ny Circulation no betsaka. Nôfa mihitsy ity Jeannot ity an !

  6. C’EST FAUX ET INADMISSIBLE
    Vous vous trompez de personne:nonnnnnnnnn nannnnnnnnnnnnnnnaie aie aie tout sauf lui oah!!!!!c’est RAVALO qui a parlé à la tribune des NU et pas TGV;izany moa ô ?enfin je suis calme!i RAVALO lay izy hoa !

  7. Maika raha ranomasina,rano-potaka aza manonja! aingana ary fa miandry ilay
    fitantanana vao2 izahay Raprezy a! efa nahazo fankatoavana izany i domelina!!!
    Izao no vokatr’ilay sonia koh! tsy maintsy hindraindraina fa nanonga-panjakana ka dia nanaiky fa hijanona eo i
    domelina !ka ianareo aza manaiky koa tsy manome tsiny ny FIRENENA mikambana aho satria hay ireto toa
    MIFAMPISOLELAKA ihany hoy izy ? dia izao no VOKANY TOMPOKO ISANY! fa naninona ny ankolafy RATSIRAKA
    afaka nandà, fa ny roa NANAIKY? nefa efa hoe : tsy misaraka ny ankolafy 3????????

  8. Ny fanekena ny mbola hijanonan’i domelina eo dia midika fa
    MANAIKY an’i : RATSIRAHONANA ,RAKIRISY,LA FRANTSA satria ireo no ambadik’i
    domelina sy manamafy io SEZA nangalarina io .
    Tsy maintsy la frantsa izao no nanamafy tany fa  » EFA MANAIKY NY REHETRA FA I DOMELINA NO FILOHA »
    tsy misy aza foroniny ,handainga aza hataony!!!!!sady efa sonia be izao no vita!!!!!! Maty aho ry vahoaka !!!!!!!!!
    haimberifoana raha izao no mitohy.

  9. les citoyens malagasy ont trop pris l’habitude de s’endormir sur des oreillers bourrés d’explosif et de clous. Ils n’ont pas mal mais ils en souffrent tous les jours.¨Pourquoi ?
    Parce ce qu’ils se font biaisés, doublés, écrasés, entubés, arnaqués, escroqués, trompés, dupés,abusés, trompés…
    Et quelles en sont les conséquences ?
    des défaufts :chaque citoyen malagasy est renfermé sur lui-même (égoïste), apeuré (craintif), tétanisé (froussard), paralysé (démissionaire), mal organisé (non affirmatif),
    seule qualité : la patience jusqu’à la démission

  10. Hay ve e! hitako ity video tompoko! sady tapatsinay aho vao nahita ilay soratra RAPREZY!!!!
    hita mihintsy hoe: Tapoany!!! nefa tsy maninona fa zara aza nisy an’iny fa hamorona aza
    hatao, dia indro kely fa toa FOZA samy FOZA no nifanohoka teo fa aiza izay mba MPITSENA ry tonaka e! toa tsy mba
    nisy nanisy sira?? dia hadino taty Dago ilay TAPIS MENA 20 moa sa 40 m izy iny???maika loatra domelina fa nahazo
    fifankatoavana MAIMAIPOANA ka hadino ilay FILAMATRA marina!hi!hi!hi!!!!!!!!!,
    Esy e ray olona!!!! raha mba hiova tokoa moa maninona???raha mba ahatsapa tena ? mba ahalala onona?raha mba
    hiaiky fa nanao ny tsy nety?ka mba hibaboka? saingy !!!! indrisy ry taniko malalako! dia nahoana loatra ?????

  11. Manaiky izao tontolo zao fa i Atoa RAJOELINA no filoha,

    I dada koa manaiky fa Atoa RAJOELINA no filoha, porofo mazava ny sonia napetraka.

    Very maina ny 3 ans teo @ magro, i dada tsy tafody, Atoa RAJOELINA nankatoavina ho filoha.

    Inona indray zany zao no ataon’ny zanak’i dada?

  12. dia haona i dadanareo? hifona @ rajoelina izany vao mahazo mody?sa ho eny antsiafahy
    efa misy chambre efa homana ho azy manko aho ,chambre numereau 7 ,i Kintana manandrambo mety hividy kidoro
    endre tsara rankizy fa ho avy i dada itondra mofo an

  13. O ry foza isany!Filohan’ny tetezamita fa tsy filoham-pirenena.Ary ny dikan’ny sonia dia tsy maintsy manorina governemanta vaovao izay nafaran’ny filohan’ny ONU fa tsy maintsy hatao satria mbola harahany maso ny fampiharana ny tondro zotra.Mbola tsy afa-bela i TGV.Ary farany vakio tsara ny natao sonia.Ary iza no nilaza hoe tsy tafody i DADA e, Risara la bomba aza tsy afaka hanao inona akory any afrika atsimo raha ho any.

  14. A Elas.
    Hélas!tout ce que tu dis n’est pas faux et je peux comprendre ton amertume et ta déception.Je sais que dans la plupart des cas, le malgache se contente de peu dans une situation de survie.Et tant qu’il peux gérer « ce peu », il ne se presse pas pour changer les choses car la survie devient un habitude, un quotidien.Toutefois, rien n’est encore perdu car TGV est attendu au tournant:il doit mettre en oeuvre la FR en mettant en place un gouvernement inclusif et consensuel.De plus, je n’ai pas entendu que le robinet va être ouvert immédiatement.En outre, un petit sursaut d’orgueil de la part du malgache, il est prêt à accueillir Ravalomanana.Ceux du faritra ont demandé à ce qu’ils puissent participer à cet évenement.Maintenant,il s’agit de concrétiser tout ça.Alors croisons les doigts.

  15. Fanahiniana nomena fitenenana ny mpanogam-panjakana mba hamatotra azy , efa rehan’izao tontolo izao fa manaiky ilay tambazotra izy ary manomboka eo no hinanany ny efa nolazaiko

  16. Voafatotra i DJ ,voafatotra ny sonia natao ka tsy afa-miala fa miafara amin´ny KO.

    ho hitany ny anaovaní ada sy ny vahoaka azy 0,1% ny vato ho azony amin´ny fifidianana.

  17. Tena mbola ho ela ny malagasy vao afaka @ jiogany frantsa izay manao lobbying matanjaka ao ONU : ny lehibe io anie ka nitambazany frantsay fanekeny any domelina dia izay vao mahazo vatony frantsay @ mandat faha-2!
    Fandrebirebena ny malagasy, efa nampahantrana saina sy ara-ekonomika,hifantoka fotsiny @ vaovao sy resaka tsy mamokatra: izany no anisany paika efa fampiasany mpanjanaka hatrizay ka hatrizao.
    Asa re inona no atao mba hanaitra ny malagasy fa tsy hihemotra mihintsy ny frantsay mitonona ho tompony M/scar!
    Toy ny ilalao « échec » re e: ny pions sy pièces maîtresses rehetra efa voapetraky ry zareo ela be.Ny malagasy voahodikodina @ ray amandreny mikoroso, ny mpitondra fivavahana sy fandrebirebena samihafa. Voazarazara ankolaka ireo miseho matsilo noho ny saramabambe-bahoaka.Tsy ho ela dia « échec et mat » ny malagasy , be tarainafa tsy miaraka mikaroka paika hanapotehina ireo frantsay.
    Dia tena mampangoritsina, mampatahotra satria ny filohantsika Ravalomanana no hiantoka mafy anie e!
    Aiza hono re,lehilahy ka asahy hijoro hanampy ny filoha, handravana tanteraka ny fototry ny frantsay any dago e?
    Dia ry zareo vahiny foan ve re no hampihorohoro antsika tompontany e?

  18. andehana alou rajoelina vonjeo ny camion nivadika any ami sud est nalefanareo hitôna vatosoa de tsaboy ny marary de aleveno reo maty novonoinareo de omeo fanampina ny havany a!! heveriny manko fa tsy ho fantatry ny olona ny halatra ataony de lazaina fa handeha hamonjy fahoriana ny nandehanan’ity minisitry ny fanatanjahantena tampoka tany . Nefa kay hamonjy an’io fa sao miely ny resaka . Tsy misy marina ze tsy hipoitra rahavana fa ataovy foana ny ratsy a!!

  19. Efa niteny ny tsy fahatokisako an ‘io CHissano io aho.Raha ho avy ny SADC dia tokony tsy ho eo io rangahy io fa mpiasan’ny vozongo.Tokony aely mihintsy ho tranga lazain’i Anti-hat io

  20. Mavoroka izany fofom-poza izany !! Tssssssssssss !!!!!!!!!
    Raha niresaka momban’i Sarko tao amin’ny télé ilay ranamana vazaha, mpanoratra boky izay, dia hoy izy : »C’est un homme qui manque de culture, c’est un évènementiel  » !
    Qui s’assemble se ressemble, et vice versa ! Leurs vices, on connaît !!

  21. Handray TGV ao amin’ny Gare du Nord ny TGV !! Mbola mitady paquet fa tsy ampy ny azo tany N.Y. !
    Baroso tsy Sarko mihintsy ! D’ailleurs, ny Sénat frantsay aza niongana noho ny zavatra nataon’i le nan io hatr’izay !

  22. Raha kabary no nampandroso dia efa nisy kabary tsara sy nahavalalanina izao tontolo izao nataona filoha malagasy t@ taona 1985.Tsy nisy tsy resy lahatra t@ izay satria dia mikasika ny fandaniam-bolan’ny tany manan-karena @ fitaovam-piadiana nucléaires ilay izy.
    MOA NISY NIHAINO VE?
    Ny asa atao sy vita no jerena fa tsy izao kabary kobak’ambava rehetra izao akory.Raha ny kabarin’i Andry Rajoelina ve no narahina hisy olona noana intsony teto Madagasikara?Hanjaka toa izao misy izao ve ny KARANA SY SINOA ARY FRANTSAY?
    Ny minominofoana no azo rebirebena @ ireny fa ny nataony aza toa tsy tsaroany ny nandripahany ny malagasy mitovy aminy t@ lundi noire sy ny affaires 7 Fevrier 2009

  23. sasa_poana ireo raha izany fankatoavan zan no andrandrain e,hita zan zo fa ny frantsay no tena mpanohana anireo e, ka ny tsara angamb d roahina daholo reo frantsay reo a

  24. Iza no ho sahy hijoro handroaka ireo?????ny fatahorana VAZAHA BE MBOLA MAFOTAKA?
    Dia mino koa ve ianareo fa tena tsy nisy n’inon’inona ny nandalovan’ireo hirak’i ny TROIKA
    farany teo????ny fihaonany manokana t@ Domelina iny??? dia vita teo ilay sonia izay tokony ho hatongavan’i
    dada tao Mada,dia nivadika tsotra izao ireo fa tsy miditra @ resaka tsy haiko? izay efa nolavindry zareo hatr@
    voalohany,dia aiza ny TROIKA sy SADC ilay nandaha sy nitsipaka an’i domelina fa mpanonga-panjakana tany
    N.Y iny???marina fa vita ilay sonia, fa efa fantatra ihany koa ny NIAFARANY ,fa vao maika fiantsiana ady no mba
    setriny,koa naninona ireo SADC izay efa nitsipaka sy nanao fihetsika t@ NU isaky ny misy fivorina ireny fa  » raha vao
    miteny eo i domelina dia mivoaka izahay » aiza izany no tsy nataony tany N.Y farany teo iny ?????efa fatatra anefa fa
    efa nandaha ny soniany indray domelina!!!! manahy fotsiny aho sao HO VOAVIDY toa an’i ry SAKAMALAO isany koa
    ireo iraka vaovao ireo!!!!!ka na ho avy aza izy????? tsy mbola misy toky 100% fa ho VOAVAHA NY OLANA,efa manomboka
    hafahafa fihetsika ireo ary miova foana rehefa misy ity FIHAONANA HAFAHAFA @ DOMELINA any @ LAPA ITY.

  25. Dray milay be izany ! aleo ho fantany fa « vinanto tsy mahare fosa ».
    efa impiry izay fa mbola tsy FAY E! dia ny olona tao Dago sisa no
    novidiana 5 arivo hitsena fa RAPREZY hono hi! hi! hi!Rindrina aza manantsofina koa mino angaha izy
    fa tsy hisy ahalala DAHOLO NY DAKA VODY REHETRA NAHAZO AZY sy i VETA tany.
    MAROMAROA ny ohatra izany e!! io! io! io!!! io fa kenda ny VOMANGA nasesiky ny tanany domelina !!!
    Misaotra an’i PARIS indray fa mahavelombolo ny vao2 nao!!!!

  26. Ranaval a, tia tena loatra ianareo. satrinareo kay hihidy ny robinet dia amizay mijaly ny vahoaka dia miverina am ra8 ve ny vahoaka? SANATRIA.

  27. Matoha tsy nandray an’i Bitro ny Frantay tao PARIS dia satria ny tefaka azony tany Bruxelles dia fanamafisina (confirmation) ny tefaka efa azo tany NEW_YORK
    Mbola nanamafy koa ny Suisse tany New York
    Tsy akory izay !!!!!!!!!!

  28. tsy izao fatin’olona tery @ ZORIDIRA rehetra tery no hiseho ho mpitondra io
    tany MASINA io akory!!!! tsy noraisin’i frant…. ( oh bedy!)dia inona izany?
    very aho ilay volam-bahoaka notaomina tany!!! izay angaha vao tsapan’ny la frantsa fa ALAKAOSY iny
    bandy iny ka mitondra LAGININA no mba hainy @ izay HALEHANY ! teraka alakaosy angaha zalahy iny koh!!
    Maty aho domelina kely! Paris!mavelombelombolo mihintsy ny vao2 ho entinao tato ho ato!! tiako be PARIS marina!!!

  29. Dray! ny ho tahafina angaha no tsy misy ry PARIS a!toa an-RAPREZY e!
    Kapoakany mihintsy ilay lainga!!f’ianao angaha?? leo be aho ka aleoko miala
    manaja TENA ! sady efa bedin’i akama isany aho eto. Ny sisa lefitro ihany fa
    ity LAINGA ity tena tsy lasa mihintsy!!!!aleo hono mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *