2 pensées sur “Antso mivantana : filoha RAVALOMANANA”

  1. Mila tanana an-tsoratra tsara izay fangatahana sy voalaza ary valin-teny, rehetra nifanarahana.

    Ny mampanahy @ iretsy andaniny mantsy, ankoatry ny hoe Sankalité dia nandrato DEFORMATION PROFESSIONNELLE hatrany @ tsinaikeliny.

    Rehefa tsy mety ho azony, dia tonga aty ny CI hotronin’ny miaramilan’ny CPS,
    (f’isika aza mandefa olona any Darfour): izay sisa no hery farany mampisokatra ny voamason’ireo.

  2. Aleo ireo gidro ireo halefa any Darfur any ahita ny tena TETIKA hanakaraman’i frantsay
    azy ireo,mba ho tonga saina.
    Eto aho vao ho tonga saina !!!!!sa ireo miaramila mpandala ny ara-dalana no tadiaviny halefa any noho ny tahotra
    sy ny FIANTAN’i domelina???ohatry ilay sonia io????
    « aza hatao tonga i Dada,izaho no tsy maintsy filoha,tsy misy resaka ny Gadra politika…… »(domelina io) dia avy daholo
    miapanampana manao sonia satria izay no tian’i domelina!!!!!, fa azon’inona daholo e!!!!!!!!fa iza io domelina io e!!!!!!!
    Miteniteny mihintsy izany sampin’i domelina izany fa miankohoka aminy daholo ny rehetra.Izany hoe: miankohoka @
    devoliny.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *