Encore une fois les forces de l’ordre étaient présentes ce samedi…

Encore une fois, le rodobe vers Ambohijativo n'a pas eu lieu
Encore une fois, le rodobe vers Ambohijativo n'a pas eu lieu

Et dire que le leader des foza ne cesse de parler de liberté d’expression à Madagascar  et rassure la communauté internationale que l’apaisement est total. Alors que ce n’est pas du tout le cas et jamais la liberté d’expression n’a existé depuis qu’il prétend au pouvoir avec toute sa bande. Samedi dernier quand les fidèles du magro ont voulu effectuer un rodobe vers la place de la démocratie à Ambohijatovo, les forces de l’ordre ont été mobilisées et ont envahi le centre ville tôt le matin. Pourtant, les fidèles de l’enceinte magro ont été nombreux à venir ce jour là dans l’intention de s’exprimer pacifiquement par l’intermédiaire du rodobe.

Encore une fois donc, le rodobe ne s’est pas réalisé et c’est assez compréhensible sachant que les forces de l’ordre n’hésiteront pas à utiliser la violence pour empêcher les fidèles de l’enceinte magro incluant certains membres des trois mouvances. C’est clair, ce n’était pas la peine de sacrifier encore une fois des milliers d’innocents. Pourtant, si nous restions les bras croisés, jamais nous ne seront libérés de l’emprise de ces foza. Il faudrait donc un coup sur, une révolution grandiose qui nous libérera une fois pour toute de cette prison qu’est la crise.

Le problème est que certains veulent aller jusqu’au bout tandis que d’autres reculent dès le premier obstacle. C’était le cas samedi, une partie de la foule n’a pas voulu sortir de l’enceinte du magro en découvrant la présence massive des forces de l’ordre. Pourtant, il faut être nombreux pour s’exprimer et faire comprendre à la communauté internationale que nous constituons bel et bien une majorité sinon le rodobe serait inutile. Alors, c’était plutôt rassurant de voir qu’il a été avorté que de voir seulement quelques participants…

8 pensées sur “Encore une fois les forces de l’ordre étaient présentes ce samedi…”

  1. Mbola aiza ny ahazo azy e! « mpijoko voajoko »,tairin’i Magro @ tapany dia nandoha erany.
    niariary ny lainga MARIVO TOTOTRA sy ny maha baribary tsy misy varerany azy daholo.
    Dia ny tena mampihomehy dia ity fananan’i RAINOBOTO teo ambohojatovo no nakopokopoka ,asa na NANGALARINY koa
    fa noheveriny fa mbola fananan’i dada ho hatao FAIRANO indray,hi!hi!hi!…….tohizo ry foza fa iza no ho voa eo e! efa malalaka
    tsara daholo ny fanehoan-kevitra an! lainga !lainga !lainga!……..izay no mba hainareo foza sy frantsay tsy VANONA ireo!!
    Te hanao ratsy eo daholo koa eo vao may volotratra fa MATAHOTRA ny hifoteran’ireo vahoaka VERY ASA ANGAHA??aza maika
    fa kalamina fotsiny! fa mbola tianay ho tonga eto aloha ny dadanay hanome RONONO hietsehanay,sady handroaka DEVOLY , mba
    hanala ity FONOKA ao @ tanana ao ireo.

  2. Dia mba nataon-dry lerony aiza daholo hono ity sono ? Namidy sa entina mitsinjaka eny Antsonjobe ?
    Mba nahalala nangataka pardô, sa dia be marenina toy ny fanaony foana ireto foza ?
    Io anie ilay hoe, ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra ê !

  3. Efa miteny anareo woa izaho hoe: Ireo « MIARAMILA » ireo anie dia mitovy aminireo « SONEGALY NAHAZO BAIKO E. Rehefa à gauche dia à gauche rehefa à droite dia à droite, izany hoe mitovy aminireny « SOAVALY  » manao tiercé ireny, sanatriavina aza misy ‘ »DIKA » eo dia mbola raisina ihany nefa efa zavatra maloto, ny any ry zareo izany dia tsy ny saina intsony no miasa fa ny « BAIKO ».

  4. Ireo miaramila ireo dia tsy mahafantatra ny zava-misy eto amin ‘ny Firenena afa-tsy ny hoe : RAVALOMANANA MARC no niteraka izao kirizy izao !
    Ny miaramila vatany sy ny sous -officiers izany !
    Ireo officiers dia misy maharaka ny fandehan – javatra fa mizararazara ; ao ireo manaiky ary manaraka iretsy officiers supérieurs sy généraux izay manana tombotsoa amin ‘ny faharetana izao kirizy izao ary iretsy manambonahitra madinika dia miforitra manaraka
    Ao ireo tsy manaiky , ary mangina sy tsy mitambatambatra saooaendrikendrika ho mpanakorontana !

    Asa na voarainy izy ireo ny kabarin ‘ ny Filoha RAVALOMANANA MARC momba ireo mpanome sy mandray baiko anankoronntana , ary efa any am-pelatanan’ny SADC ny listra misy ny anaran ‘izy ireo..!

    Ary mety toa izao ny baiko azon ‘izy ireo ;
     » Raha miverina eto RAVALOMANANA MARC dia hahita faisana Isika izay namono ,nampitahotra ny Vahoaka ! Koa ataontsika izay tsy hahazoany miverina eto M.kara ! »

  5. Aleo hanao ihany e! efa hitam-poko hitam-pirenena izao fa tsy izy mihitsy ireo miaramila ireo!.. Dia ho hitan’ireo eo ny ahazo azy rehefa kelikely eo!

  6. LANY ANDRO P EO REHEFA MATAHOTRA >>>>>>
    ESORY RAJOELINA DIA MILAMINA IO.
    IZY TY ANGE KA RESAKA FIRENENA POTIKA E >>>
    SA MBOLA MITADY NEGOC AMIN NY FOZA IHANY
    TSY EFA ALIKAIN I RAJOELINA VE >>>>>

  7. Ekena re fa be taim-bava ianareo foza ê !
    Marina ny resaky ny tary hoe iray ihany ny loha sy ny sokatrin’ny foza ! Izay mivaoka avy ao mitovy, iray ihany !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *