10 pensées sur “Fanazavan’i Zafilahy momba ny didy fampisamboana an-dRavalomanana !”

  1. Miala tany ny faty fa aza mandrovitsihy ,n’inona 2 lazainy ,hatao fihomehezana satria tany tsisy fanajakana eto ka mirediredy ,fanjakana entina miaramila dia hitifitra @basy ny mpiray tanindrazana ,efa tsy tin’ny vahoka dia miala ,zao vao maika hitan’i Troika hoe ry faty no manalava ny krizy fa matahotra ny hiditra amponja sy very fihinana ty halatra bois de rose ,sns …havoka hatra@sokatra ,ny ministra fopla mivarotra tanin’olona @ Orinasa tsotsoka fotsiny ,zany no nanejehana andra8 nefa IZAO VAO TENA HAMIDY AMBOGADINY MADAGASIKARA ?TSY MENATRA B VE REO LAHY ANTITRA toy tsirahonana sy dremanjato ary ramino paul mivarotra tanindrazana ,pasitera mpamarina ankady ny firenena fa mpanompo sampy! nY FANAHINAREO VONJENA RY LAHY ANTITRA ISANY A

  2. Ny ambara moa izany dia arak’ilay tenin’i GUIMAXIME hoe aleo hifankahita fa samy lehilahy! zahay koa efa tena leo krizy, satria izay mahazo micro to milaza azy mafibe sy babany avoaka,

    ka ampy zay ny fifampiatsiana, fa aleo mintsy nareo mifampiseho hery, ahitana hoe, iza no tena akoho lahy fataka???
    izay resy sady horakorahina no andrahoina ho hanini’i alika.

    Izay no fomba haingana hivoahana @ krizy ty.

    noho izany mihavia malaky ravalomanana dia raiketo ny sakoroka entre nareo (rajoelina # ravalomanana

  3. Tsy leo krizy izany ianareo ry fat a! Vao maika aza io maha botabota anareo, aiza no hisy toe-javatra toa izao intsony hananarotanareo ahazoana vola be atao am-paosy. Ny fara herinareo sisa dia ny fampitahoranareo ny Vahoaka fa misy sakoroka eto raha miverina eto ny Filoha Ravalomanana. Amin’izay izy ireo, araka ny fiheveranareo, dia hanakana Azy tsy hody eto. Efa matotra ny Vahoaka ka tsy azonareo amin’ny fitakareo.

  4. Maika hamindra devola ve rakotobe a! dia mba mahaiza MANAVAKA ny Zanak’ondry sy ny
    ALIKA DIA bory rambo.Dadanay akory tsy fakon’olona toa an’i domelina ka hiady atsena toa
    anareo foza maimbo ireo ,lany henatra ,tsy mahalala tsy tiana,efa hikoizan’izao tontolo izao ny haratsiana fa mba
    manaja tena ,mapiana-dratsy ny taranaka fotsiny.
    Rakotobe! tsaratsara ny dadanao mifanandrina @ domelina fa ny dadanay tsy avelanay ho viravirain’ny ambohodia
    toa an’i domelina .Dia ny tena no menatra!!!!!!sady dadanay tsy manana KALAK toa anareo,Atra no herin’i dadanay,
    ary izay no maharomotra ny devolinareo aminy ,satria tsy azonareo vidiana toa an’i vakitampona sy ny namany izy.
    Dia ndana miala any fa maimbo!!!!!!!!!!!!!!

  5. Misy olona tsy ampy2 ato mano comm eto @top mada ,ny anarany rakoto be na kely nefa izy miteny au nom de Ra8 ????Be NY RIDICULE RETO FATY RETO ?NOTAM é! ARRESTATION é! MAPALAHELO FA AMBANY SAINA .fANJAKANA TSISY MPANOTANY KA katsAka a voanjobory de hosamborinay Ra8 koa tsy natao hatramizay LALINA NY FAHATAHORANAREO andRA8 an!

    Mora2 ga ty nanogampanjakana ,hi3 te hanao eo koa vavan’ny MATY ANDRANO sisa ,tongava haingana nareo ry miaramila vahiny hanala io dj SANS qualité io !!!!

  6. « ratsy tarehy mangata-bady e! nefa dada tsy niteraka zaza anelakelatrano aloha!
    ka iza ary ity Rakotobe????? mba hisariana ny mpamaky koa io ry Bako a!
    olona efa tsy musy manao  » ianao  » intsony, tsy misy mpijery dia i dada no hatao fitaovana ,tsy mana-kambo !!!!
    fantany tsara mantsy fa raha vao domelina tsy hisy hanisy sira intsony fa maimbo ,ary tsapany tsara ny fitiavan’i
    olona an’i dada,dia io ry foza isany fa mitady hirika handotona azy foana,dia milaza tsy tia nefa TAHOTRA fotsiny
    no betsaka.
    Vovoan’alika ireny fa aza hasiana sira !

  7. na inona na inona rehefa tsy miaraka amin’ny daolo be ny tetezamita tena izy, na nahita an’iza ianao na naitaniza, dia tsy hande amin’ny laoniny ny zava-drehetra fa vao maika azy handetika ,ny FAT ARY HIKATSO LALINDALINA kokoa ny firenena – lahatr’Andriamanitra izao ary mbola famindrapon’Andriamanitra ho azy ireo raha manatanteraka antsakany sy andavany ny tolozotra rizareo raha tsy izany dia miala aminy Andriamanitra. Ny tokony ho fatatsika koa dia aza adino mihitsy izao ohabolan’malagasy izao hoe : NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA.

    Asa re, fa ho hitatsika eo ihany ary samia mivavaka ho an’ny tanindrazana sy prezida Ravalomanana sy ny olon-drehetra ihany koa.

  8. salama daholo e,
    Mahagaga ianareo, Angaha tsy afaka Handroso sy tsy afaka mba hifaly ny vahoaka gasy raha tsy Dadanareo no mitondra e, efa teo ange izy no naongan’ny vahoaka e.Aza tia tena e. efa resy aloha dia mba asaivo manaja tena fa vao maika hiomehezan’ny Foza ianareo, ary mety ratsy lavitra noho ireo foza aza. Tsis fika intsony Ra8 fa manonmboka fantan’izao tontolo izao ny habibiana nataony. manova mpitarika no mety aminareo fa hataon’ny ra8 sorona eo indray hiarovany ny volabeny sy ny fahotana vitany fotsiny ianareo ka tena mampalahelo,

  9. Mbola tanora loatra ianao ka mahaiza misafidy ny tsara dia ny mbola manana fotoana
    hanaovana izany ,dia mba ampirimo any ny TAHOTRA ny dadanay fa aza haseho MASOANDRO
    toy izao!nanao ratsy koa angaha????? raha tsy izany hikapokapoka toy izao???dada tsy maintsy tonga ,ka tsy ny ex-foza
    no handahatra ny fahatongavany fa ny sonia VITA FARANY no tsy maintsy arahana,ka sao diso hevitra dia ny mialoha ianao!
    Mitady hisolo vaika ny akalana sahady angaha ?? andraso kely aloha ! tsy misy resy tsy miady izany ry tanora a!

  10. Hiady ho an’iza ry Ranavalona a, ho an’ny ra8 ve? izy tenany ary tsy mahasahy miady fa matahotra ny ratsy vintany koa enao no ndeha hamono tena, miaraha amin’ny maro fa tena mampalahelo mihintsy ny mahita anareo ao am magro fa viravirain’ny olona fotsiny, ireo mpitarika mizara ny volabe (Tana, Manakara, tamatave)tena namako mihintsy ireo olona nahazo vola ireo, nefa ianareo dia zara raha mba mahazo raha mahazo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *