Araka ny toro-marika nomen’ny mpitarika io hariva io tetsy amin’ny kianjan’ny Magro dia hivoaka ny kianja ny mpitolona ka hihazo ny kianjan’Ambohijatovo rahampitso. »Ho porofoina amin’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena  fa tsy misy fahalalahana maneho  hevitra eto » hoy ny depioté Zafilahy Stanislas.Araka izany dia fotoan-dehibe hoan’ny Rodbe rahampitso io.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

3 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ataovy ngenza sy amin’ny teny frantsay sy anglilisy ny soratra amin’ny banderôla :
    Tsy mila frantsay ho mpanelanelana izahay, fa ny SADC ihany !
    Tondro-zotran’ny SADC no tadiavina fa tsy ny fitaka ataon’ny frantsay, sns…
    Betsaka no azo lazaina !!

  • tgv dit :

    ary voadona tany @ frantsay angah izy zany le? ts olana koa raha anglophone e!!!ndehana mankeny ambohijatovo fa andron’ny démocratie zao! nefa tandremo ny manimba zavatr’olona sao hanampy isa ny eny tsiafahy an!!
    mitondra rano f’efa mafana zao ny andro sao tsy maharitra adin’telo eny

  • ranavalona dit :

    Ny aina oah any ampitombenana fa aza be vava ! vao tairinay hoe hivoaka dia efa
    rano daholo ny kapa ,sady mataho -bavy fa feno PELAKA toy ny lehibeanareo mantsy ao.
    Vehivavy aza hankalaza ny andron’ny demokrasia tsy nomena alalana?????? hi! hi! hi!!!!!! mbola HIODINA ny tantara
    fa aza maika mandatsa ireo voanareo @ TSY FIDINY eny tsiafaha ireo ry tsy matao-tody a!!!!!!Charl sy KOTITI ihany
    dia efa ampy anareo fa aza taitra lesy e!!!Ralitera MANGINY FOTSINY!!!tsy maintsy tafavoakanay ireo izay hianjadian’
    ny tsy rariny rehetra noho ny hataonareo Foza maimbo ireo,fa MATATESA VALIKITSAKA!!!!!!! MANODIAVA E!!!fa na tsy
    ahazo anao anio aza tsy MAINTSY AHAZO ny taranaka FARAMANDIMBINAREO izao! mino izany aho !!!!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*