1 pensée sur “kabary Tabera Randriamanantsoa- 03 sept 11”

  1. Misaotra Dabera a! tena mahafa-po ilay vao2. Mazava tsara! io efa fantatra e!
    tsy tongatonga ho azy iny Loza iny ,koa enga anie hivoaka ny marina! io ary oah!
    Misimisia ny toy izao dia ho avy ny FANAMBORANA an’i domelina sy ny forongony e! samy ho ela velona
    daholo hifankahita eto ry ilay tsivanona isany a! ho antsika mpandala ny ara-dalana :mahereza fa tsy misy
    hiala menaka eo ireo foza maimbo tsy faka taranaka ireo!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *