La HAT toujours aussi « intransigeante »… le peuple en a assez vu

Depuis le début de cette crise, malgré les négociations et les pressions à l’encontre des dirigeants actuels, certains d’entre eux ne comptent pas céder d’un pouce concernant le retour du Pdt Ravalomanana au pays. En effet, à voir et à entendre les évènements politiques qui se sont succédé ces derniers jours, « leur » position initiale semble ne pas bougé d’un iota bien qu’ils soient à présent négligeables.

En fait, le point sur lequel ces « extrémistes » politiques sembleraient ne pas fléchir concerne le retour du Pdt Ravalomanana au pays. En effet, ils persistent et signent qu’il n’est pas question que ce dernier revienne au pays alors qu’une frange majoritaire de pro-HAT aurait déjà trouvé un terrain d’entente avec les 3 mouvances. Eh oui ! Ça promet toutefois,  la Grande Muette, elle aussi, vient  d’enfoncer le clou.

Aux dernières infos, les forces de l’ordre, y compris les militaires, viennent de manifester une nième fois sa position en déclarant qu’elles n’étaient pas contre le retour du Pdt Ravalomanana mais que les « conditions » à ce retour ne seraient pas encore remplies. Eh bien, on dirait que c’est le même refrain qui revient à chaque fois que cette question est remise sur le tapis et à présent, l’on aimerait connaître ces fameuses conditions, s’il y en a bien sûr car aucune explication valable et concluante n’a été émise sur ce point  jusqu’à l’heure actuelle de leur part.

Est-ce que, par hasard, se pourrait-il que ce soit l’une des raisons pour laquelle ces attentats à n’en plus finir aient eu lieu ? L’avenir tout porche nous le dira mais contentons-nous du fait que les raisons évoquées jusqu’à ce jour n’ont convaincu personne. En ce qui concerne la crise proprement dite, c’est dommage que ce soit le peuple qui paie le prix fort,  dû à l’intransigeance du noyau dur de la HAT.

Grosso modo, il ne resterait donc plus que les « extrémistes » anti-Ravalomanana à convaincre. En usant toutes les manœuvres malsaines possibles, bon gré mal gré, ces derniers n’ont fait qu’accentuer les dissensions entre foza. En passant, lors d’une réunion qui a failli tourner aux vinaigres, certains d’entre eux étaient même arrivés à « cloner » des groupements politiques dont les leaders se seraient mis d’accord avec les 3 mouvances. C’est marrant et honteux à la fois ! Et si la SADC laissait de côté ces « fauteurs de troubles » vu que la haine envers une personne ne devrait en aucun cas affecter les intérêts supérieurs de la Nation ? Le peuple en a assez vu !

10 pensées sur “La HAT toujours aussi « intransigeante »… le peuple en a assez vu”

  1. Fehiny : Misy marina ve izany demôkrasia izany ao Madagascar ?
    Tsy hoe ny « tsy fisian’io demôkrasia io » ve, no anton’ny nanonganana an’ny Prezidà Ravalomanana, sa dia fitaka be nanjonoana ny vahoaka fotsiny ?
    Mby aiza ity Kianjan’ny demôkrasia notokanana tamin’ny fomba nanetriketrika ?
    Mba fantatry ny malagasy koa ve aloha ny dikan’izany hoe demôkrasia izany ê ? Niaina ela be tamin’izany Repoblika demôkratikan’i Madagasikara izany mantsy ny vahoaka malagasy, repoblika nosoloina anarana avy eo !
    Nibaribary ary niseho masoandro indray ireo vitsy an’isa sy tia tena, ireo tsy mitsinjo ny hoavim-pirenena sy ny fiainam-bahoaka !
    Aiza ireto maro an’isa, mpandala ny ara-dalàna, na miaramila izany na olon-tsotra ?
    Angaha lasa hoe « NY MIHITA BE, LANIN’NY MAMBA » ny fomba fitenenana ?
    Ny rehetra efa milaza ( Vondrona Hiraisam-pirenena na ny NU ; Vondrona eraopeana sy afrikana ; SADC sns ) efa milaza fa tsy maintsy mody ny Prezidà Ravalomanana vao hisy izany fankatoavana izany. Ny sazy mihatra moa dia tsy lazaina intsony, ankaotry ny fanjakan’ny baroa izay manjaka ao an-tanindrazana. Izao ny Soisa dia nilaza koa fa tsy hikarakara firy an’i Madagasikara toy ny fanaony intsony, ary hiala amin’ny erin-taona !!
    Kivy daholo ireo olona nanampy hatr’izay !
    Tsy midika ve izany fa misy firenena iray, no mitady hanjakazaka irery ao ? Maninona no tsy tonga dia milaza hoe , miverena ianareo ho zanatany indray, na aoka izahay hiverina ho zanatany indray !!

    KOA INONA MARINA NO TENA TADIAVIN’NY VAHOAKA MALAGASY RY ZAREO AN ?

  2. Raha mbola manaiky lembenana ny TANORA Malagasy sy manaiky ho rebirebena amin’ny bling bling sy ny fety fety tsy mahavoky dia mbola hitsahan’i andry sy ny forongony tsy fantatrareo ve ry tanora fa ny hoavinareo io potika tanteraka io? Mba manakambo sy fierté fa ho fadiranovana ianareo ,ny anay lehibe efa vita! fa ianareo no hiaina ao anaty FAHANTRANA mandritra ny taona maro!!!Jereo Somalie sy firenena potika maro ao Afrika si Asie!!! nefa manana pétrole sy harena ambanin’ny tany maro. Aza hilaozana mifoka rongony sy misotro taoka sns… fa ny hoavinareo io efa potika sahady io!!!i andry sy ny forongony io manapotika io firenentsika sy ny hoavinareo tsirairay io!!!Tsy misy asa,tsy misy hoavy mangirana intsony!!!foana ny hoavinareo!!! jereo Analakely sy manodidina an’Antananarivo fa mifanaretsaka mitady ny hoaniny ny rehetra tahaka ny BIBY mosarena ka mitady izay harapany ( mialatsiny aho amin’ny fomba fiteny fa izay no marina!)Ny mpamakitrano, mpangaroposy, mpanendaka,sns tsy voatanisa dia taratr’izany FAHANTRANA izay hikoaizan’izao tontolo izao!!! Izahay dia miaona amin’ny olona vahiny ary milaza ry zareo fa : »Madagascar est un pays riche mais dommage,vous les Malgaches vous ne rendez pas compte de ce là , et vos dirigeants sont des corrompus! » dia ny tena no menatra indrindra moa rehefa mahazo ilay hoe »votre Président est un ancien DJ » dia mbola tena menatra ny tena!!!

    Inona ary no hatao? MITSAGANA RY TANORA FA HIANAREO NO HOAVIN’ITY TANY MALALA-TSIKA ITY.
    MANANA AMBOMPO ANDAO HANEO NY HEVITSIKA HIJORO HANAO FITOKOANA GOAVANA ARY MINOA FOTSINY IHANY FA HIFORITRA NY HERY MPAMORETANA ARY HANARAKA NY VAHOAKA MALAGASY MANERANA NY NOSY aza manaiky ho hampihorohoroana sy vidiam-bola sy tambazan-toerana fa MASINA ny FIRENENA!
    Manainga ny média indépendants rehetra hanoana ny Tanoratsika amin’izany !

  3. Ireo miaramila sy ny antoko politika isany mirona atsy avy eo mivadika ary indray: saina voton-toaka sy ny vola ary ny V …
    Tsy ao intsony ny saina mandinika ny valera: tsy atokisana ireo, hivadi-dela isa-minitra, misavoritaka be, tsy mifankahita intsony @ tena asa tokony iandreketany izy ireo…

    Tokony hitady hevitra ny CI hi percer-na an’ireo miaramila ireo (raha ny basy no sakana tsy hamelàna ny filoha hody)

  4. L’ntragisance de rajoelina n ‘est que de façade .Elle n’a aucun
    iùpact sur le processus de sortie de la crise ; ik se donne une image de dur , d’un hmme inflexible sur ordre ,sur les consetls de ses commanditaires , qui utilisent tous les moyens poyr retarder la fin de la crise..!
    Iks savent que cette fin est inéxorable , alors il fautjouer le tout pour le tout quels qu’en soit les résultats …!
    Mais n ‘oublions pas que les Malgaches -les merina andriana n avara-pi , des catholiques proches de razanakolona et de feu rémi ralibera et des protestants irrités par l’ubiquité du Président RAVALOMANANA (le feu pasteur d’AMBAVADIMITAFO , tsirahonana et d’autres qui sont devenus proches de rajoelinaa ..* existent et sont venus grossir les rangs des auteurs du coup d ‘état…!
    Le coup d ‘état a concerné et conserne Le Peuple qui a élu le Président RAVALOMANANA MARC comme Chef de l ‘ Etat..
    OUI LES AUTEURS DU COUP D ‘ETAT ET CEUX QUI ONT ETE DERRIERE EUX ONT SURTOUT PORTE ATTEINTE AAUX LIBRE CHOIX DES ELECTEURS DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC , DONC NE ATTEINTE A LA CONSTITUTION DU PAYS..
    IL FAUT DONC LOGIQUEMENT ËT JURIDIQUEMENT PASSER PAR L’ELECTION PRESIDENTIELLE DES QUE POSSIBLE POUR QULE PEUPLE DISE/ EXPRIME CLAIREMENT , LIBREMENT ET DEMOCRATIQUEMENT LEUR CHOIX POUR DESIGNER LE CHEF E L « ETAT PARMI LES CANDIDATS QUI SE PRESENTENT A CETTE ELECTION !

    OUI C’EST LE NON RESPECT DE LA CONSTITITION QUI A CONSTITUE LA GRANDE FUTE DES AUTEURS DU COUP D ‘ETAT ET QUI EXLIQUE LA CONDAMNATION DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE..

    ON DIRAIT QUE CERTAINS L’ONT OUBLIE OU FONT SEMBLANT DE L ‘OUBLIER , CURIEUSEMENT JUSTE EN CE MOMENT !

  5. Misimisy ihany ny tanora nanohana an’i TGV teo aloha teo satria mpanao fetifety, mpampirevy hoy ry zareo tanora izahay ary indrindra fa bandy tsy nianatra fa tafita amin’ny afera.Ary io no tena olana satria raha manao afera ara-dalana indray moa maninona(manangana restaurant na patisserie etc) fa ny ankamarony dia afera an-tsokosoko (vato firavaka, bois de rose,etc)satria ilay sôsy be dia be sady haigana ka mitsangana haingana ny trano ary manana 4×4 2 na 3 entina hisekosekoana eraky ny tanana.Enjehana ny fari-piainana ny vazaha nefa amin’io volan’ny budget tamin’ny projet no nahodina.Betsaka ny miaina anatin’ny halatra ohatran’io na dia mahatsapa aza fa ny vahoaka no hanefa ny trosa any aoriana.Tsy hay tenenina amin’io satria efa hatrany am-pianarana no tsy hay tenenina dia tsy mahay dia mirona any amin’ny bizina maizina mba hivelomana.Izany no mahatonga ny tanora tsy mieritreritra ny ho aviny.

  6. reraka sy trotraka aho manaraka ity raharaha ity.
    tsy hita intsony izay ho henoina sy ho vakina.Tsy fantatra izay tena izy sy izay tsaho.
    Ireto miseho ho mpitondra tsy mamokatra, ny ho entina tsy miray hina,
    Izao rehetra izao na misy vavolombelona na tsia.
    Tsy reraka va ianareo ?
    eo ny miandry ny fodian’i Pdt Ra8, etsy andaniny ny tontakely omaly toa miseho ho anjely tampoka teo ( monja rondefona, ratsy iraka sy ny tariny), ireto koa ry tg vongany fotsiny ka ny miaramila vata t a y na olo-mody malahelo vainga-kena no hiankinana.
    Izany rehetra izany eo imason’izao tontolo izao dia ohatra ny tsy misy izany lalàna sy maha-olona izany.Ary ireto mpihazakazaka manao tsindrio fa lavo izay mampatsiaro ny nouveaux riches tamin’ny andron’ny Ratsy iraka, izay efa niaraha-nahita fa tsy nampandroso ny firenenana fa vao maika nandetika dia io, miverina ihany.
    Dia tena tsy reraka ve ianareo ?

  7. Le 26 juin 1972 ,le defilé militaire s’est déroulé à Mahamasina pas pour rappeller les defilés de l’armée royale mais pour cacher le fiasco de l’armée face à l’incendie d’un batiment public en l’occurence l’hotel de ville .
    Ce n’est pas du tout l’armée qui peut ammener la paix ,car elle est incapable de ramener la paix si il y a une guerre civile !Pourtant une guerre civile n’eclate pas encore car Ravalomanana calme ses partisans et le peuple Malgache est pacifique !
    Appel à la communauté international avant que les troubles n’eclatent à Madagascar car ventre affamé n’a pas d’oreilles .
    C’est le retour de Ravalomanana qui ammene la paix ;la continuation de son exil ne fait que empirer la situation jusqu’à ce qu’elle devienne incontrolable .
    Si les forces de « l’ordre » ne sont pas capable de etablir un plan d’apaisement pour le retour de une ou deux personnes politiques dans son propre pays ;pourtant c’est une question technique ,comment pourra t-elle etre capable de refouler d’autres menaces ?

  8. Ireto ny porofo mivaingana takiana amin’ny fat raha tena te-haneho izy fa misy ny demokrasia eto Madagasikara, indrindra eo imason’ireto mpanelanelana ireto:
    1 – Fodian’ny Filoha Marc Ravalomanana tsy misy fepetra
    2 – Fivoahana tsy misy hatak’andro ireo gadra politika na voarohirohy amin’ny resaka politika
    3 – Fisokafan’ireo haino aman-jery nakatona noho ny lonilony politika
    4 – FAhafahana maneho hevitra ao @ haino aman’jerim-panjakana

    Raha tsy tanteraka ireo, tsy tokony hanonona ny teny hoe « misy demokrasia eto Madagasikara » ny mpitondra fat.

  9. Atao mahagaga loatra moa ve izany ry zareo a!! Tarika sy miaramila nandrombaka an-kery ny ara-dalàna, manohy manohana tsy ara-dalàna, noho ny tombo-tsòny ihany ireo, ary azo lazaina ho « mercenaires-m-bohitra » miseho tava mihintsy aza! Isika ve dia mihevitra, na manantena fa hiova ho lasa « archange-Gabriel ireo »???
    Ny pré-carré-n’ILAY RATSY ihany no tsy maintsy ho arovany!!

    Hoy ny teny hoe: « Raha tsara ny ataonao, dia hita miramirana ny tavanao!! Fa raha ratsy kosa ny ataonao, indro mamitsaka eo am-baravàran’ny fonao ny òta »

    Safidy io rahavako isany.
    (Tsetsatsetsa tsy haritra, maninona ny site-n’i tnnws…?? Lasa site à risque!? cheval de troie! Toa mampahatsiahy… ny an’i Pimaso)

  10. I’d been honored to veceire a call coming from a friend immediately he uncovered the important points shared on the site. Examining your blog posting is a real amazing experience. Thank you for thinking about readers just like me, and I want for you the best of success being a professional in this field.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *