6 pensées sur “Làvina ny sonia an-tsokosoko hoy i Rostant”

  1. NA HANAO SONIA IM-POLO ISAN ‘ANDRO MANDRITRY NY ANDRO NA VOLANA MLARO.. AZA NY FAT DIA TSY HO LASA LAVITRA FA MITOKONA EO AM-POTOERANA EO IHANY..
    TSY MISY DIKANY NY SONIA ATAONY NA EO AMIN ‘NY FIAINAM – PIRENENA IZANY NA EO AMIN ‘ NY SEHETRA IRAISAM – PIRENENA !
    KOA ISIKA TSY HO VERY DIA NA HAMAKY LOHA AMIN ‘ IZANY KIAKIAKIN ‘NY MATY AN- DRANO NA IREO KENDAN ‘ NY OVY MAHAMAY NASESEKY NY TANANY TAO AN -TENDANY !

    IZAY HAHALAVORARY NY FIVERENAN ‘ NY ARA – DALANA ETO AMIN ‘NY TANY SY NY FANJAKANA BANJININA !
    ARY INDRINDRA NY FAHATANTERAHAN ‘NY FODIAN ‘ NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ETO AN- TANINDRAZANA NO HISAORANTSIKA AN ‘ ANDRIAMANITRA SY NY VAHOAKA IZAY NITONDRA IZANY TAMIM(BAVAKA SY TAMIN ‘ NY FAMPISEHOANY NY KIRY SY NY FINIAVANA NIVORY SY NIFAMPAHERY ISAN ‘ ANDRO TAMIN ‘ NY TOERANA MARO ETO AMIN ‘NY FIRENENA !
    NY FANAPAHAN -KEVITRY NY SADC TANY SAINDTON NO FOTOTRY NY VAHA OLANA IZAY HO SONIAVIN ‘ NY CHEFS DE FJILEN ‘NY MOUVANCES TELO ALOHA , IZAY VAO MIROSO H AMIN ‘ IREO FIKAMBANANA MANAIKY IO FANAPAHAN – KEVITRA IO !

  2. Aza mbola misaotra aloha! tsy moramora ny zavatra mbola miandry antsika !
    ny frantsay efa miketriketrika ambadika @ asa maloto rehetra mba tsy ahatanteraka izany
    fiverenan’ny aradalana ,indrindra ny fiverenan’i dada izany ! asa raha hainao Dr Robin fa efa tonga ao @ tanana ao
    ny mpikaramanady frantsay? hamono mazava ho azy! mino aho fa tsy tonga @ tanam-polo mihintsy izy ireo ao izany,
    koa eo no mila tompon’andraikitra entitra mba hanara-maso ireo tsivanona ireo,araka ny vao2 teo @ Magro dia efa ao
    ry zareo ireo. Ny andian’olona voakarama moa efa tsy ferana avy @ ireto karana indray koa .Izany no mbola miandry
    antsika fa marina tokoa fa ny vavaka tokony mbola hamafisina hatrany.

  3. Mbola nahazo tsongo-sofina indray ny frantsay afak’omaly, tao amin’ny fivorian’ny Vondrona eraopeana !
    Tsy mena intsony ny sofiny fa saika nonompo volom-parasy !!! Hiongotra ity izy amin’ny farany, fa avelao hanao eo foana !

  4. Efa nisasa tsara ve aloha ‘ty eh ? Sao dia mbola mamofona azan-drano, ka tsy hay intsony hoe avy aiza ???? MDR !!!!!!!!!!!
    Tsy nikisaka ny TGV tsisy môtera, dia niazakazaka namonjy anay ve ? Teo anefa hoe lasa ny lamasinina, fa dia ho taraika eo ny legalista !!!!! Dia izao aiza ‘ty izy ? Nitsaoka, nitsambikina daholo sao dia lasa tampoka any anaty antsana ny TGV, dia mandeha foana ny « raha maty aho matesa rahavana » !!!! Tssssss !!
    Mitandrina ihany izahay sao ianareo mody hoe nivadika ho legalista, kanefa hitsikilo, na koa hametraka odin’akondro !!!!! Izao mbola dadosh hoe dadosh !! Mbola maniratsira ihany !!!
    Ampianaro tsara an’ilay zaza ny fanarahan-dalàna, mba tsy ho jiolahy sy domelina ê !

  5. Ahoana ireo moreg sy fis de koxa, mbola mameno tanàna ireo ry gamara kely â ?
    Anao inona hono izireo ? Mbola hamono vahoaka, satria tsy ampy izay natao nandritry ny telo taona izay ? mbola hanaparitaka klimôzena faona indray ve, kanefa ny Amnesty international sy ny SADC aza efa ao an-toerana ?
    Dia ny fanaovana ramatahora foana ve no any mbapôlitika fantatra ? Izao izany no hevitra tapak’ireo hoe « cellule politique » vaovao ao amin’ity governemanta fôsika ity ?
    Tsy ireo cellule politique ireo ihany ve no tena ati-doha niketrika an’ilay fanonganam-panjakàna ? Mba lazao ny tena marina !!!
    Mandehana dakao any kely ny fitombenan’ireo, amin’izay dia hitanay fa tena niova ‘ty !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *