Les coups bas et les lobbyings de la HAT font des contradictions évidentes

Plus d’un se demandent, à quoi la HAT joue avec cette nouvelle offensive diplomatique. Eh bien, à croire les infos qui ont circulé ces derniers temps, la HAT aurait donc comme principal objectif de convaincre certain bailleur de fonds de reprendre les financements ne serait-ce qu’au niveau des aides humanitaires et surtout pour financer les futures élections toutefois, y arrivera-t-elle ?

C’est drôle de penser qu’avant la signature de la FDR, la HAT se disait être capable de financer les élections unilatérales en espérant faire cavalier seul indépendamment de la CI. A présent, ce ne serait donc plus le cas ? Pour tout l’or du monde, tous les moyens sont bons pour le retour des financements. En tout cas, ça en a l’air pour les tenants du pouvoir et cela implique au moins deux choses.

D’une part, la HAT aurait-elle signé cette FDR dans l’unique objectif de pouvoir retrouver les financements « perdus » ? Avec les coups bas qui se préparent telle l’arrestation du Pdt Ravalomanana, la doute ne serait pas permis. Pour une poignée de dollars, la HAT en serait capable.

D’autre part, du côté des pro-HAT, les remues ménages politiques et les déclarations qui vont avec et qui se trament à l’heure présente ne présageraient rien d’autres que des calculs politiques. Eh oui ! Nous avons été témoins des mascarades HAT-iennes, pourquoi cette fois-ci en serait-il autrement ? En ce sens, la mouvance Ravalomanana a bien fait de ne pas assister aux « séances de travail » à Ambotsorohitra.

Enfin, les contradictions résultant de la volonté de la HAT de sortir le pays de cette crise et des actes s’y référents sont tellement évidentes que l’on doute fort qu’elle ait de bonnes intentions dans l’application de cette FDR. Le non-respect des signatures apposées lors de l’aval des accords de Maputo par toutes les parties prenantes en est une preuve tangible.

En effet, en empêchant le Pdt Ravalomanana de revenir au pays, les pro-HAT auraient le champ libre pour la course à la Magistrature suprême. Le hic, cet empêchement risquerait de remettre en cause la crédibilité des prochaines élections et de geler les financements pour une période indéterminée. A priori donc, si la HAT persistait à bloquer le retour du Pdt Ravalomanana, l’on risquerait de revenir en arrière et les élections unilatérales redeviendront aux goûts du jour. Dans ce cas, il reste à savoir où la HAT va-t-elle trouver les financements nécessaires… mystère !

21 pensées sur “Les coups bas et les lobbyings de la HAT font des contradictions évidentes”

  1. Tsy « HORS SUJET » ity soratako ity fa tena zavatra marina, miala tsiny aminareo rehetra izay mamaky satria tena mampalahelo raha ny olona manoratra teny ratsy mamoafady no mbola avela hanoratra ihany, aminizay tsy fafàna ilay teny « RATSY » fa mbola avela ho hitany mpamaky rehetra, tsy iza izany fa i SOBIKA. Nefa rehefa hianao no manoratra ny momban’i PRESIDENT RAVALOMANANA dia tonga dia censurer tsy avela hamoaka ny heviny intsony, izany vé no atao hoe: DEMOCRATIE A LA SOBIKA..Ka mampalahelo raha izany ny toetranareo.Ka ity mbola averiko ihany ny teny « MAMOAFADY » voasoratra ao nefa tsy fafanareo, miala tsiny raha mbola eny na teny « MAMOAFADY  » aza. Dia mba vakio kely azafady

    boody girl 27/09/11 19h23

    decide vous
    mbola tsy naniry volompory izaho dia efa naheno zaho fa ho tonga i dada zaho anefa efa maniry ny volomporiko mbola tsy tonga ihany dada tapao ny hevitrareo fa makarary sofy ny maheno ny kiakiaky nareo ao magro raha mi phone dada

    MAMOAKA ANIZAO NO MAHAFINARITRA AN’I SOBIKA.TENA MAHAMENATRA

  2. Tsy « HORS SUJET » ity soratako ity fa tena zavatra marina, miala tsiny aminareo rehetra izay mamaky satria tena mampalahelo raha ny olona manotra teny ratsy mamoafady no mbola avela hanoratra, aminizay tsy fafàna ilay teny « RATSY » fa mbola avela ho hitany mpamaky rehetra, tsy iza izany fa i SOBIKA. Nefa rehefa hianao no manoratra ny momban’i PRESIDENT RAVALOMANANA dia tonga dia censurer tsy avela hamoaka ny heviny intsony, izany vé no atao hoe: DEMOCRATIE A LA SOBIKA..Ka mampalahelo raha izany ny toetranareo.Ka ity mbola averiko ihany ny teny « MAMOAFADY » voasoratra ao nefa tsy fafanareo, miala tsiny raha mbola eny na teny « MAMOAFADY  » aza. Dia mba vakio kely azafady

    boody girl 27/09/11 19h23

    decide vous
    mbola tsy naniry volompory izaho dia efa naheno zaho fa ho tonga i dada zaho anefa efa maniry ny volomporiko mbola tsy tonga ihany dada tapao ny hevitrareo fa makarary sofy ny maheno ny kiakiaky nareo ao magro raha mi phone dada

    MAMOAKA ANIZAO NO MAHAFINARITRA AN’I SOBIKA.TENA MAHAMENATRA

  3. rajoelina est le singe que les français font exhiber ici et là pour montrer à ceux qui ne savent le niveau d’entendement des Malgaches , car ils croient que rajoelina est le specimen caractéristique des Malgaches et comme rajoelina est mégalomane ,il en fait un peu trop , il est ravi des égards que ses conseillers lui portent et voilà leur  » singe  » qui plus il grimpe , plus il est heureux de montrer son cul et sa vanité et son
    idiotie..
    Ce qui s’est passé à l’Assemblée générale des Nations Unies…!
    Son cinéma n’ a rien apporté aux Malgaches..
    Sa présence à cette tribune a été une honte , une insulte à la souveraineté des Malgaches , que les conseillers de rajoelina a trainés dans la merde pour assouvir leur colère et leur échec , car la feuille de route est une victoire de la tenacité et de la persévérance des MALGACHES , QUI LUTTENT POUR LIBERER LEUR PAYS !

  4. Le hic c’est que pour faire des business de tout genre l’argent va tourner et rentrer de differenttes manieres ,mais pour des elections ,qui va mettre un kopek ? Car les fraudes electorales ne sont pas tellement aux gouts de l’actualité !

  5. RAKOTO
    Mampalaelo be ve ny fahazahoana financement hialana amin’izao krizy mahazo ny olona izao, sa tsy rarahiana aloha ny vahoaka fa ra8 no Andrimanitra ka tsy maintsy izy aloha vao ny hafa, ny toe-tsaina toa anareo izao no tena antony nanonganan’ny vahoaka azy teo. ao amin’ny TIM ve dia tsy mba misy olona afaka mitondra afatsy ra8, rehefa tsisy maninona raha soloina ireny vazaha conseiller karamaina volabe ireny. fa ra8 izany ato anatin’10 taona aloha dia mbola tsy avelan’ny vahoaka hiditra eto izany.

  6. Ny fifidiana no tanjona ary matoa misasatra hametraka io Tetezamita io ny Malagasy sy ny Communauté internationale dia satria amin’io fifidianana io ny Vahoaka vao afaka miteny sy manome ny safidiny.
    Araka ny fijeriko , dia izany no mahatonga ny Firenena Mikambana hikarakara izany fifidianana na ra-bola na amin’ny fanomezana ny kojakoja ilaina ( mety hisy automobile miampy carburants , urnes fifandraisana – portables amin’ny alalan ‘ny satellites ..!)
    Tena zava-dehibe io fifidianana io raha tonga amin »izany Isika ,ary ho maro ireo Firenen-dehibe no hanome tanana Antsika..
    Ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia ùiasa ho amin’izany sy mitady ireo investissements etsy sy eroa : tsy azoko an-tsaina ny Filoha hody eto ANTANINDRAZANA an-tana – maina..!

  7. I Tanora ve misaina sa tsia e?
    Tsy hoe i Dada no Andriamanitra fa ny resaka coup d’état no tsy azo ekena mihintsy. Raha tena matoky tena ianareo fa hoe tsy mamimbahoka intsony i Dada dia apetraho aloha ny tetezamita iharahana hanomana fifidianana dia avelao hirotsaka avokoa izay sahy mifanadrina am Dada. Raha tsy izany aza manantena financement izany. Tsotra ange izany solution izany e! Tsy ny vahoaka no nanala an’i Dada fa ny olona toa anareo zao miaraka am miaramila voakarama fa aza manao ririnin-dava tsy tsaroana. Solution sans Dada aminay tsy solution mihintsy. Mazava angamba izay.

  8. Marina ny an’i Zanak’i Dada Rakoto ah! Raha mahery dia aleo manao « franc jeu » avelao hilatsaka avokoa na akoho na vorona dia ho hita eo marina iza no tian’ny vahoaka lazainao: avelao mba hiseho hoe Ra8, tsy matoky valeur ny foza dia aleony tsy hampidiriny Dada nefa efa mazava fa tsy maintsy ho rava ny tarana-poza « virus » mpambotry Firenena. Ny « coup d’état ve no lazainao fa vahoaka Rakoto ô? Ovao ny fisainana fa tsy adala ny CI ka hanome financement Régime Mpangalatra harem-pirenene.

  9. tokony hiaraka hilatsaka daholo na akoho na vorona, fa raha olona namono ny mpiray tanindrazana aminy sy nanao fangalarana be vava kosa tsy possible,raha tena tinareo izy dia asaivo mipetraka tsara miaraka amin’ny fifonana isan’andro am Andriamnitra sy ny vahoaka.
    raha tena lehilahy koa anie izy dia efa tonga teto efa ela, niatrika ny vahoaka fa tsy mivovoa sy manaparitaka vola any alavitra any e, fa ianareo no fitahiny lava eto hoe hoavy a….hoavy a. Tongava saina lehiretsy a.

  10. Dia aoka ataoko hoe; tena mbola tanora marina amin’ny lafiny rehetra ianao ry tanora!

    Koa hoy aho aminao hoe: mianara manadiady sy mandinika! Mamadibadika tsara! Ary indrindra mba mihainoha ny hafa! Ahirato ny maso!

    Ivereno sy andalino tsara ny tantàra (tena fandeha-jàvatra teto Dago)
    IZA MARINA NO TENA MPAMONO OLONA!???
    Aiza ho aiza isika izao??? Nahoana no nanameloka izo fitondrana izao izao tontolo izao, afatsy izay ny fitondrana frantsay, noho ny tombon-tsòny???

  11. fa angaha ianareo bizina foana ny fiainana, ra8 no tompon’izany. aleony vahoaka mahantra fa malalaka afaka miteny, toy izay omena yaourt anefa ny fananam-bahoaka angalarina ary ny olona izay mba maneho hevitra gadraina.MBS ts mba mandefa opposition zany mintsy fa dia sarin’ny ra8 maraina atoandro hariva,izy irery no tele prive nahenika 22 regions. TVM sy RNM zany moa dia azy irery na dia fotoanany propagandy aza. soa IHANY fa efa niova izany,fa afaka miteny daholo ra ranaval amzao na am viva aza. Afaka ny vahoaka ranaval fa afaka aloha ny jadona.

  12. Afaka mitent doly hoe ry tanora? avelao Dada hiverina de ho hita eo eh!ary iza no tena mpamono olona? Nande nisava trano ve i Dada namono reo olonareo sa nareo no nitonatonatonana tany @ zone rouge? azo eritretina ve zany hoe frantsay vitsivitsy mankany @ elysee na amerikanina vitsivitsy mankany @ maison blanche, na rosianina vitsivitsy mankany @ kremlin? de haniky an’izany ve ny garde presidentielle? mbola tanora loatra marina enao ka tsy mahafantatra ny azo atao sy ny tsy azo, ary mba mianara!

  13. marina mitsy ny anao ry Tanora a: fanontaniana apetrako:
    moa va ts candidat-n’ny TIM Atoa Her Rafalimanan teto antananarivo raha nifaninana t@ Atoa Andr Rajoelina t@ mairie? tsy notohan-dra8 ve izy?
    nahoana no resy ny candidat nareo teto andrenivohitra? ary rah mbola eran’ny faritany koa mbola ts ho lany eo izany ra8,mandehana mba manao sondage any @ faritany na manaova fitaritambahoaka any @ faritany hahitanareo azy!!
    zany no ilazako hoe tsy crédible intsony ny TIM,MFM,ZAF ALBERT, etc

  14. Mandehana midina mijery.Tsy tianay io borizano io.Ny any diego mbola ravalomanana no tadiavin-dry zareo.Aleo asiana ilay fifidianana ho aho ka mirotsaka ravalomanana dia ho hita eo.Ianareo no tsy mamela azy hirotsaka fa matahotra ny ho resy.Wawa fotsiny.Gonan’Ambato koa tsy mila TGV.

  15. Misaotsa anao koahy Bemafoy. Miala tsiny aminao leroa tgv fa mbola tsy nofilinay a Tuléara atoy Foza andry zao. Mbô Ra8 avao ty hainay hatramin’izao. Mieritsereta iha tgv fa ho lany taranakinao io. Zaho mivola aminao zao Coordinateur tgv amy faritse misy ahy atoy fe lafa hitako fa mpanimba firenena tgv zao dia nabaliko iaby olo aminay atoy mbô hiaraky hampiltse an’i Dada: mahavelo be vata aminao koahy Bemafoy fa Dada avao tsika. Filoha CST baka aminay atoy moa koahy miray tsikombakomba amy ty malaso ka, izao va hahazo reconnaissance io: miovà koahy iha tgv sy tanora fa ho lany Ra8 zao à Tuléar atoy, vandy avao Camille pour Domelina io fa mbô hiova manahaky Roindefo kea io le hibalike amy Ra8 sy Ratsiraka any!

  16. « Malalaka afaka miteny ???hi!hi!hi!! sady tsy andihy no tsy hanao tsianjery fa zesta no betsaka!
    Izao no vokatry ny tsy fisainana ,dia ny daholo be no mitolona ny taolam-be tsy mitapaka.
    Bemafohy ! tsy borizano izany domelina fa FAKOFAKOM-BAZAHA efa teny @ ZORIDIRA no notsiponin’i frantsay
    ho hatao saribakoly hanjakakazakany ny HARENTSIKA GASY, VAZAHA RERAKA !! TAIMBAZAHA !!!! sady olona
    ratsy taiza ,raha mba fantatrareo ny fianakaviany dia hiaiky ianareo fa tena nidiran-doza ny FIRENENA!!!!

  17. Mbrakaly ara

    izahay avy aty Agnalajirofo sy toamasina dia miandry a i ravalomanana izao, Ravalo ihany ary ravalo hatrany. I atsiraka avy aty aminay fa efa antitra loatra sady tia tena tena tsy voakarakara ny faritra misy any avaratra izy nitondra teo.

    hifidy aní Ravalomanana Marc izahay.
    I ravalomanana tonga tamin´ny fitondrana, vita tsara ny lalana , mba mihinanan ronono madio sy yaourt ny zaza aty aminay, menaka madio, Ny vary avy amin´ny magro tena nirary ny vidiny,

    izahay tsy mila io hopitaly eo amin´ny tokontany magro morafeno io, fa hopitaly ato hitsaboina ireo sinoa sy karana mpnajanaka sy mpanambotry sy mpangalatra ny vokatra aty amin´ny faritra atsinanna.

    Rehefa nieritreritra izahay aty toamasina sy ny manodidina dia i ravalomanana Marc ihany no tsar ho filoha, ary vonona izahay vahoaka tsy manao politika hanome ny vatonay azy, milatsaha ianao Presidá ravalomanana fa ho lany aty amin´´ny faritranay aty ianao

  18. Mankasitraka ny firaisankina sy ny fanohanana aryny fiarovana ny tanindrazantsika
    isika ry vahoakan’i faritra rehetra manerana ny NOSY ! tsy maintsy tafitantsika ny
    tolona fa ZANAHARY iray no miaraka amintsika » MANAKASINTSARA!!!! » andao! andao !hiara-hanohitra ny MPANJANAKA!
    Tandindonin-doza ny FIRENENA koa mijoroa hiaro ny SOA TOAVINA MALAGASY !!!! ZANAHARY NO MITANTANA SY
    MAMPIRAY antsika koa alahoery ary!!!!!! MIARA MIRONA E!!hiara hanilika ny ratsy mitady hanimba ny FIRENENA!!!

  19. Terminator: Ra8 zao koay heje ty ndaty atimo atoy, efa voatorabato tao (tsenan TAnambao sy Bazarikely) FD izy tam 2008 iny, tonga dia nitsoaka niverina taamin’ny Avion. satria noravany daholo ny tranon’zandary ary dia efa nanaovany construiction MAGRO,nefa dia tanim-panjakana a,
    ny chef lieu de district dia tsy nisy TIM voafidy tam andron’ra8 satria tsy azo angalaram-bato ireny fa ambanivolo no fangalarany azy (Tim fanabeazana, tim fahasalamana) ts maints miditra ny mpiasa pajakana fa ra tsy izay affecter na voaroaka, koa raha milaza ianao hoe tsy naoloam-bahoaka ra8, dia raha lehilahy dia mba asaivo mandeha F/D,na Ambovombe na Tulear ville fotsiny
    dia tena sure 99% aho fa maratran’ny vahoaka iny dada tsy foinareo iny fa be loatra ny ratsy nataony. Andrimanitra anie hamela ny helony. rehe Terminator ka mavandivandy eo rehe

  20. Izany mba toe-tsaina sy toe-panhinao ry « tanora » Maizina dia maizina tanteraka.
    Manao vavan’ny « kanòsa »! Tahaka ny miteny hoe: TAZÒNY IO FA MATIKO EO! »
    Tahotra ny marina no mahatonga anao miteny toa izao e!
    Avelao izy hody! Dia ndao hatao mazava miaraka ny fifidianana dia ho hita eo e!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *