Alain Ramaroson peut redorer son image, on sait pertinemment quel genre d'homme il est !

Alain Ramaroson peut redorer son image, on sait pertinemment quel genre d'homme il est !

Lors du dernier hommage à Nadine Ramaroson aujourd’hui, certains membres de sa famille ont fait des déclarations plutôt inattendues. Parmi eux, Alain Ramaroson qui rappelons-le est l’oncle de Nadine Ramaroson. Le père de la défunte a aussi voulu transmettre certains messages.

Le père de Nadine Ramaroson s’est montré très touché par la disparition de sa fille, et bien que cela soit normal, il a tenu à rajouter qu’il allait porter plainte pour la mort de sa fille. Pour lui, cette disparition soudaine pouvait être évitée. La famille a plein de doutes encore sur l’accident et ne comprenne pas complètement ce qui ait pu arriver à la défunte. Comme si cela pouvait ramener sa fille à la vie, on dirait aussi qu’il veut accuser certaines personnes d’avoir causé l’accident.

De son côté, Alain Ramaroson a déclaré que c’est lui qui va assurer la continuité des travaux sociaux déjà en cours et qui ont été conduis par sa nièce. C’est plutôt étonnant venant d’un homme comme lui, un homme qui fréquente la mafia. Bien sûr c’est juste pour une meilleure image et pour se montrer plus « clean » que jamais. Que pourrait-il donc apporter aux défavorisés à part leur enseigner de voler tout en leur fournissant des armes.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

11 Comments

  • ranavalona dit :

    Io ary fa misy antony ny dadany matoa milaza fa » hametraka fitoriana! »
    Alefa ! mifanipaka toy ny valala an-karona sisa! vao nandeha ny film dia
    efa tonga dia araky ny rehetra ny tantara e! ny marina tsy mba ho faty! tsy tongatonga ho azy
    io loza io fa nisy rah tao!

  • elas dit :

    resaka ka hatao fa tsy andany lrera amin’izany e!
    miala ny fat dia vita ny krizy, izay no fantatra sy hifantohana.
    Na accident io na lahatra voasoratra dia anjaranareo mianakavy efa zatra manodikodina.

  • Inona ity dit :

    D’abord je m’incline humblement devant la depouille de la defunte ,que Dieu aie son ame .
    Peut on comparer la saga des Kennedys avec la saga Ramaroson (toute proportion gardée) ?
    En 1979 le PDG de la savonnerie a declaré que ce qui se passait etait un plan « diabolique » ,donc fomenté par des gens mal intentionés .
    Est ce encore un plan diabolique en ce moment ?
    En tant que Chretien je ne peux que declarer que on ne peut pas vaincre le mal par le mal !
    Les donnes ont completement changé ; quand au debut de la crise (janvier 2009) l’Ambassadeur des Etats Unis avait declaré que il est pour la negotiation; et Si à cette epoque Mme Nadine Ramaroson AURAIT ETE nommé Ministre par Ravalomanana ,PEUT ETRE elle serait encore vivante et aurait pu se presenter comme candidate à la Presidence de la Republique !
    Question : qui n’a pas pu vraiment profiter des talents de negociateur de Son Excellence Niels Marquard ?

  • rama dit :

    Mampieritreritra fa mbola vata-paty foana aloha no hitantsika h@ zay , fa tsy mbola nisy nahita ny razana , fa naninona no tsy naseho ?, efa be ny resaka mandeha fa ho hita eo ny marina !

  • Faucon de Dago dit :

    Handalo fahafatesana daholo isika iray andro any fa tombon-dàlana ny azy. Ny zavatra mba tiana ho tenenina anefa dia izao: Inona no antony tsy nandehanan’itompokovavy fiaramanidana? Araka ny resaka mandeha ary efa nandresy lahatra azy ireo tompo-tany fa tsy azo atao ny manivatsiva iny ranomasina iny amin’ny fotoana aorian’ny amin’ny 12 ora atoandro fa sady mahery no misy tourbillon. Toa hoe tafiditra tao anatin’ny tourbillon (lolon-drano)ilay vedette, dia izay izany ilay accident. Tsy azo sangina ny aina. Koa rehefa niteny ny olona mahafantatra satria tompo-tany dia tokony mba nekena.

  • Kitana etc...... dit :

    Bonjour,

    Ce qui me gene dans cette affaire c’est l’oubli :

    - des reels motifs de sa participation active a ce coup d’etat violent : le pouvoir, l’argent, les honneurs et, pourquoi pas le fauteuil de la Presidence de la Republique ( lisez bien le blog de son soutien et proteceur a Paris Alain Rajaonarivony)

    - son incapacite, malgre un tres long sejour en Suisse et toutes ses declarations sur l’Etat de Droit, a maitrser cette derniere notion, allant jusqu’a fouler aux pieds leur Resolution specifiant et la duree (2 ans, il me semble) et la mission de cette transition (des elections). Ce qui veut dire que son ministere sans budget n’etait cree pour elle que pour lui servir de « paillasson » .

    - les conditions /circonstances de la disparition en mer de plsieurs personnes : si elle avait suivi les conseils bienveillants des tompon-tany ( eviter le trajet des apres midi ) aucune mort n’aurait ete, semble-t-il , a deplorer, et ce drame avec tous ses prejudices ne lui serait pas impute !!!!

    Mais la mort l’ayant emportee, elle n’aura pas a rendre compte de tous ses actes devant la population malgache , les ayant-droits des disparus et une justice independante. C’est comme si elle ne faisait pas partie des etres humains aux facultes mentales intactes et doues de discernement

    Kitana

  • bogosykely dit :

    Marina ny anao ry Kitana

    ny fototr’izao krizy izao dia aoka tsy hohadinoina ary aoka hampahalalaina ny taranaka faramandimby fa ny COUP D ETAT t@ 17 mars 2009

    ary nandray anjara mavitrika t@ izany Ratompokovavy,

    tsy ny fanaovany izay noheveriny fa asa fanasoavam-bahoaka no hamafa izany fa mampiharihary kosa ny tsy maha araky ny tokony ho izy ny nataony satria ny vokatry ny coup d’état dia niteraka fanaovandratsy t@ vahoaka : fahaverezan’asa AGOA, fahantrana miorim-paka eo anivon’ny malagasy manerana ny faritra rehetra tsy misy miangana.

    raha tena nitsinjo ny madinika izy raha vao vita ny sonia tany Maputo dia tokony nitsangana izy hamarana ny krizy mba tsy haharava ny AGOA,

    saingy izy sy ny rahalahandrainy no mahafantatra ny antony tsy nijanonany

    AO RAHA !

  • rasoerina dit :

    miombokevitr@nao aho ry bogosykel!!! tsitako mitsn oa oe in no indrahindràna an’io ramatoa io???fa dia hiniana oadinoina v ny ratsy vitany fa oe izy dia toy ireny olomanga navita zvt tsy mbola nisy navita teto mada mitsn e?any ambandika any misy olona mavita b nohon’ny vitany fa manetritena ny oul tsy tia seo² fa izy!!!ny fianakivana ramaroson mitsn no efa dedaka atr@zay ratszan tsy fantatra oe ry zareo no héros eto @ tanàna!!!kely sisa dia tsy hoatsangana ho maritioran’ny firenena rabesolomaso!!! mba mseo ho tena oul kanefa any apengonana mbola tsy mieritreritra hafatsy ny valifaty ian!!! asa iza no hotoriana ny ranomasina sa ny baleine sa ireo mpanamory tafavôka velona??? noho ny in anefa? noho ny te ho dedaka oe mbola niasa sy B moraL tany tanin’oul tany d tst hanaraka ny torolalana @ ora tokony nialàna!!! dia mbola any antranon’A/tra ihany mbola mahasahy mitondra ny toetr’alikan’izy menakavy!!!tsis fanajàna ny toerana misy azy ireo akory au moins!!!d io alo d tsy hisy miala maina toko @izy mianakavy zan @ty tatara ity fa d efa manao A/tra tsy misy mitsn manko ireto foza mianakavy ireto fa ny madinika tsy afa miteny fa d ny rariny izay ho ela na ho aingana sisa no endrasana fa mbol hanantena fa hisy ny farany sy andro mihiratra ra izao alahelombahoaka izao no araraotina

  • ranavalona dit :

    HEROS @ vono olona sy fangalarana ,tsy menatra ,mizesta @ TONABILIN’i dadanay!
    Mamba reraka !tsy misy hatokona fa mitsiriritra ny fananan’izay mpanana sisa fa tsy
    mahavita azy.Raha tsy dadanay tsy nitaingina ireny FIARA ireny koa mba mianakendry ery daholo ity foza reraka.
    Mitavandra ny hatsembohan’ny sasany no mba hay sy manavanana an’ireo fa inona moa!
    Sendra ny mpanana noho izy koa tsy nahatanty fa mandroba no sisa fiala- nenina dia izao hitantsika izao,dia miseho
    manjakazaka fa manana KALAK.

  • rasoerina dit :

    manana in ko ireo? manana t@ tsy rariny!!halatra!vono sy fampiorohorona fotsn!!!i dada bisikileta tsy nijaona ra tsy avion d miaL b ny foza!!! i katsaka lava nify razoueL tsy nazaka nanarin’dada fa tsy mahalala fomba toy izao fanaony izao (sady tsy homena tsiny fa na bepc ar tsy ananany!!!)ka narary b ny andohany d namaly faty e!!!

  • ranavalona dit :

    Ny ambom-po betsaka fa ny oza-pe tsy mahatakatra dia naleo nampiasa hery haingana kokoa
    mba hitavandrana ny haren’i dadanay.Marary an-doha ! mampitsiriritra kosa aloha ilay Fiaran’i
    dada e!
    Ka izy anie no mba miseho ho mpanana @ tanana Rasoerina e! ka noho ny voasongon’i olona tsy nampoiziny dia ireo fa
    NIAFATRAFATRA daholo,dia izao mahavanin-doza izao e! mba lehilahy lehibe ihany fa dia maty heritreritra tompoko o!
    Mafy ity tsy manaiky reraka ity!rehefa resy dia tokony hiaiky fa tsy ahibodo ny fananan’ny sasany toy izao,zavatra tsy
    nanasatra ny tena no hidedahana sy hamonoana olona mba hatongavana @’izany faniriana DISO TOERANA izany.
    Mba tsy rariny loatra !fa asa izay mba heritreriny hoe: anazy ve Madagasikara???sa ahoana????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*