Les oppressions politiques font des opportunistes

En parlant de « vengeances politiques » ou tout simplement des formes de représailles politiques, l’on ne pourrait s’empêcher de penser que, durant cette crise, l’effectif des « prisonniers politiques » aurait atteint son summum. Pour une « expression » jugée à connotation politique et qui irait à l’encontre des « décisions » gouvernementales, l’on risquerait donc de louer un appart à Tsiafahy ou Antanimora. Passons !

Plusieurs événements sociopolitiques ont secoué le pays durant cette crise mais au final, les forces de l’ordre se trouvent toujours aux premières loges et les opposants à ce régime leurs « proies » principales. Dans ce cadre, nous avons été témoins de toutes sortes d’actes répressifs émanant du pouvoir en place et quoiqu’on en dise, les « emprisonnements » continuent de plus bels et à l’affiche en ce moment, un syndicaliste sous MD pour vol d’ordinateurs.

Pire, un haut responsable des forces de l’ordre s’est dit qu’il n’était pas étonné qu’un « trouble » aurait lieu dans les prochains jours en mettant en garde tout particulièrement les 3 mouvances et les partisans du Rodobe. En fait, tout le monde s’accorde à dire qu’à chaque fois qu’un événement majeur pouvant affecter la HAT ou carrément, résoudre cette crise, soit sur le point d’être concrétisé, des troubles sociaux surviennent en faisant « tomber » un à un les leaders de l’opposition. Au passage, pour pouvoir « prédire » de tels événements, les hauts responsables des forces de l’ordre pays disposeraient-ils donc des renseignements conséquents ?

On n’en sait rien mais tout ce qui importe c’est le fait que ces événements risquent de compliquer davantage la situation car ils constituent un obstacle au climat d’apaisement et par extension, à la réconciliation nationale. Eh oui ! Qu’on n’en veuille ou pas, le mal a été fait alors que cette réconciliation est capitale pour résoudre cette crise qui perdure.

Enfin, par la faute des tenants du pouvoir, les opportunistes en tout genre refont surface. Bien que certains d’entre eux se disent être pour le retour du Pdt Ravalomanana, d’autres se disent être « garants » de l’application de la feuille de route de Sandton mais ont-ils la mémoire courte ? Qu’ont-ils fait des Accords de maputo ? Bref, quelles formes de « pardon général » aurions-nous avec ces oppressions continuelles et ces calculs politiques éternels stérile ? Ces comportements politiques devraient être bannis à l’avenir !

23 pensées sur “Les oppressions politiques font des opportunistes”

  1. Avant le coup d ‘état du 17 mars 2009 , les a gents  » des
    oppressions n’ ont jamais eu cette culture de l ‘ oppression : je veux bien qu ‘ il ait eu des rackets , de petits chantages…mais des actes d ‘ oppression généralisée..Non !
    Oui ces agents ont opprimé sur ordre , sur recommandation pour créer des climats de peur , d’intimidation pour des fins olitiques c’est- à-dire presque bliger le citoyen à ne pas réagir aux actions politiques : destruction , incendies de propriétés privées , vols à mains armées , viols , augmentation illicite des prix des ppn..donc au bout de ces oppressions ou de peur d’être opprimé le citoyen doit filer bas , se taire..
    Autres actes de repressions : l’interdiction de se réunir , l’interdiction de parler (à la radio par exemple )
    Ceci pour obliger le citoyen à jouer le rôle carpe :  » je n’ai rien vu ,je n’ai rien entendu ! ».Voilà la Population muselée ,ne pouvant donner ses avis , ne pas pouvoir dire ses critiques !
    Les évènements durant ces 30 mois ont été marqués par des atteintes aux libertés fondamentales : utilisation des gaz lacrympgènes lors de nombreux rassemblements publics- menaces par armes à feux et même utilisation de ces armes qui ont tué un psteur , un militaire , un citoen le 20 mai 2010..!
    Je tais les tueries du 7 février 2009 , les incendies et destructions des b^timents du TIKO avec des hommes et femmes morts vifs.
    Ce haut? fonctionnaire ( en quoi rst-il haut ?- est un peu péremptoire dans ses menaces post critiques !IL DOIT SE CONVAINCRE QUE SI HAUT PLACE , IL EST VISIBLE ET SERA UNE DES PREMIERES CIBLES DE CEUX QUI ATTENDENT CES OPPRESSEURS AU TOURNANT !
    AUCUNE RECONCILIATION NE PEUT INTERDIRE DES VICTIMES DE CE COUP D ‘ ETAT DE RENDRE POUR COUP !

    JE DIS HAUT ET FORT CE QUE DE NOMBREUSES VICTIMES SE DISENT TOUT BAS ET ILS ONT INTERET A NE RIEN DIRE AVANT TOUTE ACTION !

  2. Izao fotsiny ry Rakoto R â !
    Nasiana resaka ny hoe fomba, soatoavina, ohabolana malagasy. Nandinika ny ntaolo matoa nisy ny fomba fitenenana hoe : Fandio iray siny, tsy mahaleo fandoto iray tandroka.
    Ka hanaiky an’izao toe-javatra izao mandrak’izay ve hoa ny vahoaka malagasy ? Efa ho telo taona izao no hiainana, vokatry ny nataon’ireo nilaza fa mpahay lalàna ( entre autres les fameux constitutionnalistes à deux kopeks d’andafy ), mpitondra demôkrasia izay nalaina tahaka tamin’ny andron’i Pétain, sns….
    Mbola betsaka laotra ny lesoka eo amin’ny fiainantsika malagasy ê ! Ny voalohany amin’izany, ary tena mampalahelo, dia tsy ao intsony ( asa na efa nisy akory aza ) izany hoe AMBOMPO izany.
    Mampalahelo ihany koa fa ny mpanongana sisa no toa manana an’izy io, satria ambompo diso toerana no nahavitany heloka !
    Ka tokony hietsika mafy ny vahoaka malagasy rahatoa ka mbola manantena an’izany fiainana mirary sy milamina, ary firenena mandroso izany !
    Tsy tokony hanaiky intsony an’izao fomba famoretana rehetra, amin’ny tsy antony izao intsony ! Mbola lavitra ny hezaka !

  3. La Communauté internationale , la SADC en particulier n’exclut pas l’éventualité d’une guerre civile ,qui jusque là a été retardée par la peur de ces milices armées.!
    Le jour où ces milices disparaissent , le Peuple aura un sursaut non d’orgueil mais de nettoyage du champ politique de bas étage..!
    rajoelina et ses conseillers français ont utilisé les petites gens des bas quartiers pour effectuer les basses oeuvres.!

    La Communauté internationale , à travers la mission de la Troika ,se préoccupe de ces éventuels évènements post – critiques et recherchent certainement les moyens de les prevenir ou d’y faire face au cas où..!

  4. Isika ve dia mbola tsy mahafantatra ihany fa ny HATay ihany anie no manao an’io sakoroka io mba hikazana fa mbola mikorontana ny firenena ka tsy afaka mody i RAVALO e!… Jereo tsara fa fantatr’ilay mpisolelaka ny ravin-daisoan’i Andry RADOMELINA, FAHAVALOMANANA Richard hono hoe hisy ny korontana kanefa ireo korontana mandeha (varotra basy, vonoa’olona, grenady mipoaka atsy sy eroa,…)rehetra tsy mahita tenenina akory ilay ampombo lahy io!
    Ary izaho mino mihitsy fa io ampondra io ihany no mikarakara sy manetsika an’ireny korontana ireny! NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA RY GENARALY A! TSY HO ADINON’NY VAHOAKA MALAGASY MIHITSY NY ATAONAO! ARY MANANA ALAHELO AMINAO MIHITSY NY VAHOAKA, FA TOHIZO IHANY! Tsy ho eo mandram-pahafatiny akory io olona lelafinao sy tsetsafinao ny rehetra ao aminy io!

  5. Miresaka « vengeances politiques » ihany koa ianao ry Rakoto R, fa dia maloto dia maloto ny rivotra pôlitika hiainan’ny frantsay amin’izao fotoana izao, noho ny afitsok’ity Bourgi. Tsy dia hiverenana firy, fa mino aho fa mahafantatra sy manaraka ny vaovao mikasika an’i Lafrantsa daholo isika.
    Fa dia hita fa tena tranon-dainga koa ilay Bourgi, kanefa dia ireny no solon-tsainan’i domelina !
    Raha nanao interview tao amin’ny Paris Match izy indray andro (2008 tany), dia nilaza fa « tsy nitondra valises » avy any Afrique. Dia izao indray izy fa hoe any amin’ny 20 millions d’euros any ny totalin’ny vola nentiny avy any.
    I Juppé moa izany no anisan’ireo voarohiroy, ka lasa ny fisainako. Satria ve i Juppé TSY NETY NIARAKA NAKA SARY TAMIN’ILAY DOMELINA, ARY TSY MANKASITRAKA NY ZAVATRA NATAONY SY MBOLA ATAONY ?
    Omeo ho an’ireo mpanao gazety frantsay ny éléments rehetra mba ahafantarany ny zava-misy.
    Omaly, tao amin’ilay émission C DANS L’AIR, « LES CAISSES NOIRES DE LA FRANCAFRIQUE », natao resaka daholo izao rehetra izao, fa tsy misy resaka Madagasikara, tsy misy resaka DOLE-IMPEX, sy izay rehetra tsy fantatro !

  6. KM,eo am-panoratana SMS mametraka fanontaniana momban’i Dago aho omaly raha nijery an’iny C dans l’air no niova tampoka ny sujet nanjary lasa jacques Chirac.Nandainga i Bourgi kanefa tsy gaga aho raha nisy ireny zavatra lazainy ireny momban’i Chirac sy Lepen.Izaho manao hoe isika no « dernier bastion de la françafrique » noho ny amin’ny fahavendranana sy ny fialonana (ory hava-manana) ary ny fanompoana tsotsoka.Miady hevitra amin’ny tsotsoka sasany aho momba ny fanohanan’i Lekely an’i TGV, raha tsy mahay mandahatra ianao dia mitady hanao tery vay manta fontsiny ry zareo indindra fa raha somary miandany ankavanana ilay olona fa saingy fantany tsara fa i Ravalomanana tsy manaiky tsotsoka dia haratsiany nefa mahita ry zareo izao fa potika i Mada noho ny ataon’i Domelina.
    Ny tiako ho lazaina koa dia mahalala ny tsotsoka fa be manam-pahaizana ny malagasy kanefa dia manompo tsotsoka mora foana(tsy miresaka tandrefana hafa aho).Est que intellectuel ne rime pas avec intelligent?fanontaniana mipetraka io ary mbola tsy ahitako valiny.

  7. Ziry! niteny dia niteny tokoa tokoa i richard bombe t@ ireny grenady ireny hitako t@ vao2.
    Dia mazava ho azy fa nahiliny taty @ Magro mba hisoketana azy hono hoe: tsy milamina
    ny tany.Efa fomba fiadin’i foza io ka tsy mahagaga .Ny azy no hataony tonga aloha fa efa lany FIKA dia @ izay mihevitra izy
    fa paiso ny Gasy ka 2taona sy tapany ho fahanany lalitra.Fomba fiadin’i foza vao2 ity ,jenjemany aloha daholo izay tokony ho
    lazainao azy, toy ny mpangalatra,mpamono olona,mpandainga,mpivarotra tanindrazana ,mpanakorontana………….
    dia mahasahy tsotra izao ry zareo manilika fa ny ankolafy 3 na ny zanak’i dada no manao ireo.
    Ny tena marina dia hataony ireny mba HANAKANANA an’i dada tsy ho tonga fa hoe tsy milamina ny TANY,ry zareo ihany no
    manana fitaova-piadiana eto. Efa tsy nahomby daholo ny tetika rehetra natao ka la frantsa koa tsy hamela antsika moramora
    ny @ fiverenan’i dada,dia mitady ny hirika rehetra izy,may AMBONDRONA!

  8. Ny frantsay dia voafahan-dalitra daholo ny ankabeazany ! Misy antony matoa TSY MAHAZO RESAHINA NY MOMBAN’I MADAGASCAR ! Sujet TABOU na aiza na aiza !!
    Amiko tsy voatery hoe « intelligent » na maranin-tsaina, ny olona atao hoe « intellectuel ». Tête bien pleine, n’est pas forcément bien faite !!
    Ary ny mahagaga, dia ireo miseho ho mpahay lalàna ireo no hitako betsaka manao zavatra débiles !
    Mpahay Lalàna, kanefa anisan’ny voalohany mpandika ! Tsy ho voatanisako eto daholo ny anaran-dry zareo !
    Mba jereo anie ny zavatra miseho mikasika ny any amin-tsika sy lafrantsa ê !
    Koa ny fanontaniana dia ny hoe : Mihevitra ve izy ireo fa dondrona no ry zareo ny olona rehetra ?
    Izay te-hametraka fanontaniana amin’i Vincent Hugeux momban’i Bourgi, dia mahazo manao an’izany ao amin’ny site-n’i L’express androany maraina, dia ho valiany amin’ny 14 h ( RTL) !

  9. Raha dinihina ny fanambaràna nataon’ireo hirakin’ny SADC, raha avy nihaona tamin’i vette sylla ry zareo, dia TSY HISY IZANY NY FANAOVAN-TSONIA AN’ILAY FDR, NA NY AN’NY TROÏKA NA NY AN’I SALAMAO !!!!!
    Fanontaniana mipetraka : INONA AMIN’IZAY NO TENA TOKONY ATAON’NY VAHOAKA MALAGASY ????
    AVELA HANJAKAZAKA EO FOANA IZANY IREO ????

  10. efa voalazako teto fa io veta Sylla io mihintsy no tena namporisika an-dRatopokolahy
    hanao ireny zavatra tsy mendrika ireny ,miharihary mantsy izao ny hataon’io kala tsy
    vannona io! dia tsy menatra ny MIVAROTRA TANINDRAZANA tsotra izao,hamelarana daholo io fatritrana frantsay
    rehetra io fa NILAOZAN-dRatopokolahy,mba hazahoana fifankatoavana na dia hita izao aza fa efa POTIKA ny firenena.
    Tena vehivavy tsy FAKA TARANAKA !mba niteraka ve kala tsivanona io?????ireny ilay tena hoe: MPISOLELAKA mba
    tsy hanitsiako ilay fiteniko.Ratsy ohatra azy ihany ny TOETSAINY!tsy ho vazaha na hoviana na hoviana tsy akory fa mbola
    taratasy koa miseho ho inona ery ity izy.

  11. Mpivarotena izany raha azoko ny tianao ho lazaina ry Ranavalona.Manan-janaka io ary hitako tany la Réunion tany nisy fotoana.Ary araky ny filazan’i KM inona no ataontsik

  12. Mpivarotena izany raha nazoko tsara ny tianao ho lazaina.Manan-janaka io satria hitako tany La réunion tany indray mandeha ny zanany roalahy.Fa araky ny filazan’i KM dia tsy maintsy mihetsika isika satria toa tsy hisy indray ny fanaovana sonia ny FDR.SIT-in sy RODOBE NASIONALY no ady eo.

  13. Raha tsy misy fanaovana sonia ary, dia vita teo ve sa manana lalana hafa ry zareo SADC????
    sanatria ve dia hievaeva eo dia vita??? tsy azoko??dia inona koa hono no antony ???tsy dia
    azoko hinoana fa ho hadaboka @ ‘izao eo MADA,sa tena izay no izy?(sanatria!)

  14. Dia tena isika malagasy mihintsy no kabôsy tanteraka ka!?? Ô Ry VALÀLA-BE MANDRY Eeeee!!!!
    Dia MBOLA TSY HIFOHA IHANY VE Eeee!!!! SA…???? MIANDRY NY RÀZANA ANY AM-PASANA HITSANGANA EEEeee!!!

  15. Raha ny fantatra izany dia ny 6+3 efa vonona hanao sonia, fa ny TGV sy groupe iray mpanohan’azy mafy milaza fa tsy hanao sonia. Ny miaramila tsy « mazoto » amin’ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana koa hono !
    Ireo mpanohana an’i domelina efa fantatra, fa ny miaramila : Iza DAHOLO IZY IREO ?
    Ry zareo tao amin’ny Capsats ihany sa nitombo isa ?
    Ireo ve no hanimba ny fiainan’ny malagasy mandrak’izay ?

  16. Izao izany no atao hoe niara-tonga ?? MDR aho ry Neninoro!!!!!!!!
    Misy feo mandeha fa hoe nitsaoka, nandray Air Mad omaly i domelina ! Tao amin’ny forum-‘ny site TIM no nahitako an’io !
    Marina ve ?

  17. izao rehetra izao no miseho dia mipetraka ilay fanotaniana hoe :
    ny vahoaka malagasy ve no mivenavena
    sa
    ny pitondra no baribariana
    sa
    ny miaramila no vonga-t a y
    sa ireo rehetra ireo dia marina daholo ?

  18. Marina ve ry Holy????marina ve io voalazan’i Kintana io fa nitsoaka i domelina ray olona???
    Gaga koa aho raha ho mandry ny sainy aty nefa ilay VOLABE NOTAominy t@ valizy any PARIS?
    @’izay izy efa maika hamoa ilay hotel vao novidiany ao PARIS,fa efa elaela tsy nandray ny asany DJ. Efa vavabasy firy kosa
    no miandry azy ao @ tanana ??sa nitaona izay voahangona indray ???ilay VOLAMENA tao @ BC ray olona a! izay ambiny
    tao angamba no lasany any izay sisa tsy lafo taty,dia izay DEVISE sisa tao a! rehefa miala kisokosoko izay izy an! misy rah ao.

  19. Tratry ny fonoka ny vahoaka ry Elas a!
    Ny mpitondra mpanomposampy !devoly no MIBAIKO AZY.
    Ny miaramila GIDRO TSIPAZANA AKONDRO dia MIDINGIN-drambo @ zavatra tsy tokony hidinginana rambo.
    Eo koa ny famonoana afo etsy sy eroa,dia mazava hoa azy fa MITENITENY mihintsy ny vola ao @ tanana ao.
    DIA ILAY TOETSAINA E! TSY MAHALALA AFA TSY NY ANIO IHANY !tsy mandefa lavitra akory ny mba ho avin’
    ny taranaka faraman-dimby.
    Dia mbola ho ela isika vao ho afaka sady efa fanainiana potehina mihintsy ilay toetsaina MALAGASY.
    Dia ity laingalaingan’i la frantsa ity dia tena MANARANAKA ao.
    Ilay tia kely sy fitiavan-tena Tena MAHAZO VAHANA ihany koa.

  20. Marina fa efa tsy ia ho ela intsony dia hianjera avy eny ambon ‘ny hazo ny voankazo loha..
    Tsy ny FAT ihany fa ireo mpilaza lainga ary mihevitra izy ireny fa ny fanadihadiana ataon’izy ireny mikasika ny zava-misy eto amin ‘ny Firenena dia tena mifanojo amin ‘ny tarehi-javatra marina Jereo tsara ange !
    Impiry no notenina ary naverimberina ny anton-dian ‘ireo délégations roa nalefan ‘ny SADC in-droa miataona ; « missions préparatoires  » izy roa ireo ,samy manana ny saha iasany , fa ny votoatin ‘ny missions -n ‘izy ireo dia fanomanana ilay  » andro lehibe hanaovana ny solontenan ‘ireo Filoha-pirenena ao amin’ny SADC an-koatran ‘ny TROIKA izay nanankinana ny fanantanterahana io fanaovan-tsonia io !
    TSY MAINTSY MANAO SONIA NY MPITONDRA TELO LAHY :
    DIA I ZAFY , RATSIRAKA , RAVALOMANANA MARC..ary koa ny CHOSC , ny FFPM sy ireo antoko politiques malagasy nekena fa matotra..
    RAHA VOA SONIA NY MARO AN ‘ISA MITANILA IRAY IO
    FEUILLE DE ROUTE IO DIA OHATRAN ‘NY TRAITE D’ARMISTICE IZY IO KA :
    –VITA ATREO NY FISIAN’NY FAT
    –ARY TAFAPETRAKA NY TETEZAMITA IARAHANA SY TSY MANAVAKA..

    Koa tsy ireo délégations izay efa tonga eto MADAGASCAR no hanao sonia na hampanao sonia ny Malagasy.

    Laungan ‘ireo zatra mpamafy lainga izany..
    Ireo mpandainga eto na ireo tsy maharaka na tsy mahatakara ny votoatin ‘ireo resaka mikasika ny adi-hevitra nitady ny vaha olana dia nandrafitra fika ary sahy nilaza fa tapitra ary tsy misy miteny intsony ny fifanarahana tany MAPUTO..Io  » accords tany MAPUTO  » io anefa no niteraka ny SAINDTON ,nohamasinina (valiadation ) ny Conseil de la Paix et de la Sécurité / Union Africaine tany ADDIS ABEBBA ary nohamafin’ny SADC tany LUANDA , nankinina amin « ny TROIKA tarihin ‘ny Président ZUMA ny FANANTATERAHANA NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA TENA IZY ETO MADAGASIKARA..
    Izany tokoa , momba i mpanankorontan-tsain ‘ny Malagasy ireto ,no manamarina « Fa ny horakoraka ny an’ny sahona fa ny tsibohibohika milaza ny marina no tompon ‘ny rano !
    Tandremo fa tsy ny frantsay ihany no manadainga fa eo koa ireo kely saina milaza ho mahatakatra sy maharaka ny FAHAMARINANAN ‘ NY FAHENDREN ‘ IREO MALAGASY NIADY MBA HO TRATRA NY FENITRA NOKENDREN ‘ IZY IREO DIA NY FIVERENAN ‘ NY ARA-DALANA ETO AMIN ‘NY TANY SY NY FANJAKANA MALAGASY ARY HASIN ‘ NY FIANDRIANAM – PIRENENA SY NY TOMBOTSOAN ‘NY MALAGASY HAFAKA..!
    LOZA HO AN ‘ IREO BE FIALONANA !

  21. Raha mbola velona teo aza i Kristy mety mba nanao valifaty ihany angamba nefa tsy hanao izany izy faresako izany. TANDREMO ry foza fa tsy ny vahoaka tsy Kristy fa mahandrasa tody na amin’ny taranaka aza. Andriamanitra tsy andrin’ny hafa andrinay. Na tsy hanao aza RAVALO izahay hanao ary hamporisika ny taranakay hihomanana amin’izany.Aiza ka dia ny tsy fanao an-dakazerna mihintsy no atao izao ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *