Mamalan-kira hatrany ny Frantsay !

img_2385_copie_web

Vaky ambatolampy ny fihetsiky Lafrantsa manoloana ny krizy eto Madagasikara.

Tsy mirahaha izay mety ho fanelanelanana ataon’ny SADC intsony izy ireo araka ity fanambaran’ny fitondrana Frantsay ity fa dia hiroso amin’ny fanaovan-tsonia ilay rangopohy tetsy Ivato, hono.Tsy noraharahiany izay resaka SADC sy ny tapaka tany Sandton sy ny CPS tatsy Luanda farany teo.Mihazakazaka ny toe-draharaha politika, vaky masoandro ny ataon’ny Lafrantsa.

Madagascar : signature de la « Feuille de route » (5 septembre 2011)

 

 Au terme d’un long travail de terrain, à l’écoute des mouvements politiques et de la population malgache, la Médiation de la SADC a contribué à faire émerger un schéma de sortie de crise réaliste. A maintes reprises, la France a salué ce travail de la SADC, qui n’a ménagé ni son temps ni ses efforts pour parvenir à l’élaboration de cette « Feuille de route ». La France renouvelle ses remerciements à la SADC et à la Médiation menée par le président Chissano pour la négociation de la « Feuille de route » validée par le sommet de Sandton.

Après deux ans et demi de difficultés institutionnelles, la sortie de crise est une priorité.

La France estime que la sortie de crise doit s’inscrire dans le cadre de la feuille de route qui a été paraphée par la majorité des sensibilités politiques malgache.

Dans ce contexte, la France salue le discours du Président de la Haute Autorité de la Transition, qui entend mettre en œuvre la « Feuille de route » dans une démarche aussi inclusive que possible, tout en laissant ouverte la porte à tous ceux qui décideraient ultérieurement de la signer ou de l’appuyer.

La France appelle les autorités malgaches à prendre leurs responsabilités, en garantissant une bonne gouvernance des affaires du pays, le respect des droits de l’homme et l’organisation d’élections libres, crédibles et transparentes.

La France appelle la Communauté internationale à permette la bonne mise en œuvre de la « Feuille de route », afin de soulager les maux d’une population qui aura été trop longtemps victime des effets de la crise politique.

source : http://www.diplomatie.gouv.fr/fr/pays-zones-geo_833/madagascar_399/france-madagascar_1178/presentation_3308/madagascar-signature-feuille-route-05.09.11_94987.html

15 pensées sur “Mamalan-kira hatrany ny Frantsay !”

  1. La politique francaise á la POUBELLE

    La POLITIQUE FRANCAIS EST DEJA CONNUE DANS LE MONDE ENTIER,

    SOUTENIR LES COUPS d´ETAT E AFRIQUES

    ABRITER LES ANCIENS DICTATEURS en AFRIQUE

    -FINANCER LES MASSACRES ET GENOCYDES EN AFRIQE

    -FINAnCERS ET APPROVISIONNER LES MILITAIRES PUTSCHS ET MILICES EN AFRIQUES.

    VOLER- EXPORTER ET VIDER LA RICHESSE EN AFRIQUES:

    PRENDRE LA CORRUPION DES ENTREPRISES ;DES GrANDS INVESTISSEURS QUI VEULENT INVESTIR EN AFRIQUE.

    L´ALLIANCE FRANCAISE-LE CENTRE CULTURELS ALBERT CAMUS, LA COOPERATION FRANCAISE, LA FRANCOPHONIE;SOS MEDECIN
    CE SONT DES CENTRES D´ESPIONNAGES FRANCAISES.CENTRE DE MANIPULATONS

    MENSONGES ENVERS LE CI, PARLEMENT EUROPEEN, UE, US, ONU,

    EXPLOITATION DES AUTRES AFICAINS ( COMME LE SENEGAL) CONTRE LEURS FRERES AFRICAINS:

    MANIPULATION DES SUFFRAGES ET ELECTIONS EN AFRIQUES.

    OPERATION LICORNE: INTERVENTION EN CA D´EMEUTE ET OPPOSITION ET MANIFESTATION EN AFRIQUES: OPERATION POUR ELIMNER-TUER -ET MASSACRER LE PEUPLE AFRICAiNS REVOLUIONNAIRES,

    MEFIONS NOUS PEUPLE MALGACHE; CONTINUONS NOS LUTTE JUSQU´AU BOUT.
    DIEU EST AVEC NOUS TOUS!

    VIVE LA DEMOCRATIE-VIVE NOTRE PRESIDENT ELU MARC RAVALOMANANA

  2. La France n’a rien à faire à Madagascar c’est une affaire Africaine ,laisse la SADC et les Malgaches gèrent leurs affaires,cet esprit colonial ,prétentieux et opportuniste du gouvernement français ,nous poussent à hair les français peut etre c’est de l’ ANTI FRANCAIS PRIMAIRE.
    Mais nos ancetres ont eu raison de nous dire de se méfier des VAZAHA!Si andry et la hat persistent il y aura du soulèvement populaire et une GRANDE REVOLUTION ce ne sera pas du bluff ou des menaces en l’air mais c’est de la goutte d’eau qui…Si vous voulez que l’histoire se répète ,on nous a enseigné les dates comme : 1947, 1972, 1990, 2002 , si vous voulez 2011 soit bien gravée dans l’histoire preparez vous!
    Les Malgaches en avoir assez!!!!

  3. Mila hanaovana sit in indray angamba ny masoivoho vozongo.Dia mila hampahatsiahivana indray koa angamba ny ONU ao paris na genève fa mamalan-kira i reny malala.Tokony hilazana angamba i Naika Eliane raha misy zavatra azony atao.Tsara koa raha mi grevy mihintsy mba ho hitan’ny troika.

  4. Mba manome lesona @ zon’olombelona hono ry ilay aza vanona !Makando!
    maharikoriko ! mitsiky vendrana tsy aratsi…………makanofy ratsy ireto izy!
    Izao dia tsy tonga saina ny Gasy miara-petsapetsa amin’ireo fa hanjakazakan’ny VAHINY ny tanana.
    Efa voahozona hanopo VAZAHA lany mofo ny Gasy e!

  5. Ranavalona a! tsy manaiky an’izany koa aho e! tsy voaozona hanompo vazaha izany ny gasy, izaho koa mba gasy ka amboary ny fiteninao, tsy manaiky an’izany isika fa mila manao hetsika tena goavana hanamboarana ireto frantay ireto, tokony hatsahatra hatreo oa ity fitavozavozana ity e! izany no nolovaina tamin’ny frantay ka tokony hialana. Ndao ary izatsy izy, amboarina ny frantay e!

  6. Ankaotry ny ao amin’ny Tananews, mba omeo eto ry zareo ny anaran’ny gazety namaoka an’ity vaovao ity, na dia somary anisan’ny atao hoe « faits divers » aza. Dia misaotra mialoha.
     » Deux ressortissants français poignardés à Antsiranana » !

  7. Chers amis Français, Le defunt Odeam Rakoto (decedé en 1973)a rendu hommage à la langue Française en traduisant et adaptant des pieces de Moliere ,sa troupe et sa suite a aussi joué Brecht.
    Une des premieres oeuvres de Odeam Rakoto avant l’independance a été « izao ny boto salama » ,cet oeuvre à mon avis est la bonne intention des Malgaches qu’ils accordent dans le travail ,contrairement aux idées que l’on prete aux colonisés taxés de paresseux et roublards .
    Meme si nous aimons le travail ,nous n’allons pas retourner au SMOTIG par votre intermediaire!

  8. La France sait ce qu’elle veut. Ce n’est pas notre cas.

    Mais ne vous inquiétez pas! ratsiraka didier reviendra au pays avec une villa à Tana, sa résidence d’Ambodiantafana reconstruite, sa famille indemnisée et tout ça au frais des contribuables après que cette famille ait détruit une nation toute entière… Le cynisme du gars et son arrogance n’ayant pas de limite, il demande aussi à ce qu’il soit reçu avec les honneurs militaires à Ivato…

  9. Ataovy ao anatiny ny lohantsika Malagasy rehetra fa ny « MENA SOFINA » dia mpiatsara velatsihy tena koizana, ny lazainy androany afa , ny teniny rahampitso afa ary hita mihitsy fa io no hianarany i TGV, milaza ry zare hoe: tsy miditra fa « TOKANTRANONY NY GASY », zao jerevo sahady fa mivadika ny lelany, ary zany mihitsy no hanaovany ny vahiny ny « MENA SOFINA » any an-dafy any indrindraindrindra ny Tavaratra(izany hoe ilainy ry zareo vanona ny mena sofina, gafigafiny).Ohatra fotsiny, izaho akory tsy miditra aminy raharahan’ny LYBIANA, fa hita mihitsy fa miditra an-tsehatra ny « MENA SOFINA », jerevo fotsiny ireny tifitra tafrondro nataony ry zareo ireny, milaza ry zareo fa TSY ho vonoiny ry zareo i KHADAFFI, nefa i KHADAFFI mihitsy no tiany ry zareo ho vonoina ary io dia raharahan’ny samy « LYBIANA », torakizany koa n y eto aminintsika, raha azony ry zareo no nandefa miaramila taty dia nalefan y mihitsy, ka tsy mahagaga izao fihetsiky ny « FRANTSAY MENA SOFINA IZAO.Ary ny tena ratsy dia manome fankahalana any ry zareo izao fihetsiny izao ka tokony hitandrina ry zalahy ka tsy mahagaga raha betsaka ny mena sofina miantoka hainga aminizao fotoana izao. Ary farany i kintana manandrambo izay mitady ny vaovao taminireo frantsay voatsatokantsy tany Antsiranana dia jerevo kely « MIDI MADAGASIKARA » Jerevo haingana fa efa ovaina « MIDI afaka minitra vitsivitsy. OK.

  10. Taomina foana ny olona anie Rasamy tsy ho any amin’i total, tsy hividy ny entan’ny tsotsoka fa mbola misy foana ny tsy maty bitro an-kibo e!Efa henoko fa efa mihetsika ny any amin’ny faritra any fa ny eto andrenivohitra no tena feno miaramila ka tsy afa-manaotra.Raha indray mihetsika daholo io mizara karatra ny tafika.Minoa fontsiny ihany.Dia amboarina ny sambon’i Delmas mpanondrana bois de rose.

  11. Izao fotsiny ê ! Efa ela aho no nilaza fa raha mbola ao amin’ny elize ilay ongroa kely, tsy hamela an’ny prezidà hiverina ireo mena sofina ireo.
    Mody tsy miteny fa ‘lay pôny io no tena mankahala azy. Raha ny teny navaokan’ny vavany no tsaroana, dia hanao izay fara heriny izy mba tsy HIARAHABA NY PREZIDA MALAGASY VAOVAO ARY VOAFIDIM-BAHOAKA, izay efa fantatra dien’izao fa Ingahy Marc Ravalomanana ihany.
    Isika malagasy no tsy nieritreritra, dia izao ilay domelina nanjakazaka nandritry ny efa taona, eo amin’ity toerana nangalarina ity.
    Izany moa eo ihany, fa ny fianam-pirenena dia potika tanteraka. Tsy misy ho resahina betsaka intsony ny momban’izany.

  12. Rien qu’en voyant leur gueule ricanante, j’ai envie de vomir.Ils me font rappeler les trois rapetous qui ont réussi leur coup mais qui vont se faire prendre par la suite.Ils ne feront pas long feu.Je sais seulement une chose:notre président bienaimé regagnera Mada bientôt.

  13. De aleo zany ataon’ny franTAY ny sonia koa, franTAY efa be zistoara ao an-tanany, efa lasa i kroutchner, joyandet, zao koa ho avy ny an’i gueant, de ho hita eo eh!Fa aleo isika miaraka @ ilay intellos africains sy Jacob ZUMA mi-denoncer ny franTAY, tokony ho vita hatreo ny an’io petit nein io!!!!!!!!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *