5 pensées sur “Mankasitraka ny fahanginan’ny miaramila hoy Rostant”

  1. AGOA:amin’ny volana desambra vao dinihan’ny amerikanina ny hamerenana an’i Mada ao amin’ny AGOA na tsia.Ny dikan’izany dia atangano aloha ny governemanta vaovao e!

  2. Misaotra @ fampitana vao2 tsara toy izao ry Bemafohy!
    sao mantsy misy manantena taitsokona! ka mitady hibilabila eo?
    Ary efa tonga angaha domelina sa mbola nandalo ao @ frantsa hilelaka indray,sa ho hampilelafina???

  3. tokony mba ny Hiverenan’ny AGOA izany faran’izay haingana no hiadivantsika eny amin’Magro fa tsy ny hiverenan’ny olona nandatsaka ain’olona toa an RA8 sy ratsiraka,Ary toa hoe nomen’Ra8 volabe indray hono ireo parlementaire TIM taloha izay nivadika taminy mba hiverina eny am Magro, tokony tsy hanaiky izany isika fa isika no matin’ny hain’andro fotsiny, Aleo mba hitaky vola am dada isika fa vola be tsy lany io dia isika foana no hiafy sy hamono tena aminy eo. Efa nahatsangana orin’asa be any Afrika atsimo anie izy e,ary hatsembohantsika ihany zany.

  4. mba misaina tanora!raha mandroso ve ny orinasany de hatsambohanao aty?raha matimaty foana amin’ny hadalanao sy ny tsy fisainanao ianao de i ra8 no mpamono?ianao le tena olo mandrora olo tsy maimbo ary na olo tsy manino tsy manino anao de feno tay ho azy aminao.ovay le fomba fisainana fa lomorina loatra.ary raha tolona fitiavan-tanindrazana?tsy hitambazanay vola avy aminao na ariary aza.ny anay ny tsy mety no harodanay sy handanianay andro mba hananganana fiaraha-monina vanona sy firenena mandroso.tsy mila tambiny,tsy mila karama fa fitiavana tsy terena.

  5. I domelina no efa mitaona vola @valizy any Paris fa ianao no TARAIKY NAVELANY EO!
    dadanay HARENY NOLOFOSANY no hananany,ka aza mody gisa fa tsy misy azonao mba
    varotana saka be loha eto ry tanora a! simba ny fahatanoranao raha izao no mba fisainanao.Tsy enjehana ny olona
    nanao fitaovana anao namahana anao izany LALITRA IZANY ,fa aza fahanana anay fa izahay efa vita VAKISINY @
    lainga tsara lahatra,dia aza mody amboamboarina ny firesaka fa avy dia tsory fa nanao ratsy ianao io ka MATAHOTRA
    fa tsy ho afa -bela fa niray TSIKONONKONONA nandamboka ilay olo-marina,nefa toa namono BIBY TSY NAHAFATY
    ka ny FIPELIKY ny RAMBONY NO HATAHORANAO,dia mba mahaiza mionona fa voan’i domelina t@ kely foana ,dia any
    mitora-bato fa aza ny dadanay TSY TIAFIN-DALITRA no hianarana lotoina fa RERAKA EO IANAO!!!!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *