11 pensées sur “Minisitra notendrena teny amin’ny 13 may (tsy ara-dalana) no namoaka iny « didy fopla » iny”

  1. Mazava dia mazava ny fanazavana!!! efa nahin’ny rehetra ny zavatra mitranga amin’izao fotoana izao;tsy mahazo manao mody fanina isika!!!!!
    Koa inona ary no atao fa mandeha ny andro.Fotoana tokony ivoahan’ny mpitarika hanazava ny zava miseho,ary indrindra ny zavatra hatao izao.Toa sasatry ny mitady « defense » amin’ny fitaka kelin’i DOMELINA isika izany ry zalahy a!
    Miandrandra zava-baovao isika kanefa ny tetika tsy namokatra nandritrin’ny telo taona no mbola antenaintsika!!!!!!
    Tsy mbola tara r’ireto a! mifohaza amin’izay fa lasan’ DOMELINA daholo ny tantely.

    ravelojaona fidy

  2. http://www.tananews.com/2011/09/le-regime-les-forces-de-lordre-pour-arreter-marc-ravalomanana/

    Ambassade de l’Afrique du Sud : aucune information sur quelconque arrestation
    21/09/2011
    « L’ambassade Sud-Africaine affirme n’avoir jusqu’à présent aucune information sur l’initiative du régime d’arrêter Marc Ravalomanana. .. »

    Vous Voyez ce n’est que du BLUFF… DE l’ INTOX

    Une Tentative d’intimidation dont le Général Ravalomanana s’est fait le Spécialiste
    Demander La Confirmation a La SADC ??

    Et… CONTINUER DE PREPARER LE RETOUR DU PRESIDENT RAVALOMANANA

  3. mba asiantsika tanjonany tolona ataontsika:avelao zahay haneho hevitra malalaka,ampirimo ny basy ry miaramila fa tsy dahalo zahay tsy akory,avelao hody ny filoha nofidinay ary aza sakasakanana,ataovy ara-drariny sy marina ny fitsarana vao mamoaka didy fampisamborana,aza atao biby fampitahorana ny tafika,mba henoy daholo ny vavolombelona rehetra fa tsy izay mety aminareo HAT ihany.mahantra ny maro an’isa,mijaly,mandry an-driran’antsy lava izao,manjaka ny be sandry sy ny mpanararao-pahefana,sns…..ireo no ataotsika filamatra sy fitakiana an-dalambe,ahoana raikitra????

  4. Tena mila mailo tanteraka fa tsy mena-mivadika toy ny andro ririnina ireto fat-y reto hatramin’izay ka hatramin’izao!
    Sady menteurs no fourbes sy sournois et ils n’ont pas honte de friser au ridicules!! Comme d’habitude.
    Tena devoly velona tarakin’ny lainga…

  5. -Potehina ny frantsay eto madagasikara (karana, sin oa, sociétés frantsay mapamatsy vola ny FATy
    -Mihetsika ny Malagasy fa tsy variana manao commentaire,= RODOBE tena izy, matotra ary maharitra
    – Mitady ny fomba matotra hanesorana an’ilay DJ io teo fa potika ny firenena
    – Mailo amin’ny fotoana rehetra fa tsy vanona ny mpifanandrina amin’ny tena
    Izay no azo atao izao , ka ndeha re! aoka izay ny fitavozavozana

  6. Ka tsy hitako izay mbola ho endrasana @ olona mbola voky ????
    mbola misonanina mandevo-kanina????toa voan’ny raikiraiky daholo????
    dia nanao sonia! dia nanao sonia!!! izao ny vokany!!! mbola hindraindraina fa filoha!!!! dia adala izany ny
    UE ny Amerikanina nandà fa mpanonga-panjakana domelina ????izao hidinginany tsara!!!!!!! tsy vao
    voalohany koa izy no namahan-dalitra toy izao ka ho hatao mahagaga.Dia eto indray aloha!!!!eto no ho raisina!!!!!

  7. Radomelina ange efa io foana no ataony e! Efa fantatra fa nataony ihany no mbola ataony ary mbola hataony. Avelao ho avy i Dada dia aleo higidragidra eto amin’izay raha sahy.

  8. manjaka:alefaso e! hatrizay ts hita zay vita!!! matoa r’ty tsy arahin’ny vahoaka de ts mamely a! reny ary mirava avy any @ magro tsy mba mibotsina fa misitrisitra manaraka sisiny ery! mba fantany hoe menantr’olona ihany

  9. Tsy hitako mihitsy izay tsy tokony ahatongavan’i Dada aty Madagasikara. Rehefa miziriziry amin’ny heviny ny FAT, dia tsy hisy zava-banona eto.

    Ary ny tahotra nanaovana ratsy anie no mahatonga an-drizareo manaonao foana e ! Hatahorany mihitsy i Dada – Ary fatany tsara fa raha vao tonga eto i Dada dia izay no izy – Ny vahoaka hirohotra ary tsy ho voatàna intsony.

    Ramatahora sisa no ataony ary mampalahelo fa tena mampihomehy matetika ny toetra asehony sy ny zavatra ataony – tsy misy lalàna fa manaonaofoana Indrisy ! Lasa Malagasy tsy irin’ny olona intsony, fa malagasy mampandositra sy manao kilalaon-jaza.

  10. efa niezaka hamoaka an ‘i madagasikara tao anaty krisy nadritry ny 2ans1/2 saingy tsy tafa fa netin i dada any afrika ny lakile.atao @ decembre 2011 ny élection présidentielle raha ny lalana vokatry ny fifidianana kongoroty t@2010 ;zany ve tsy nofin a foza orana.efe revin a jiolamboto zao; manao zay tiany atao;zany hono ny demokrasian a foza(very ny bois de rose;voaroba ny taxy borosy;fanafiana mitambasy ;délestage;krizy ny orana;maty hono fa nanapaka lalam-poza ny mpamily taxy be f;tsisy solika;very asa;voateritery ny douane;20million par tête ny ct sy cst;bizina vaoavao ny henen-tsokatra;vola sandoka;frantsay no mpamatsy vola;20 million ny zaza iray;yaourt ranom-potaka ny eto tanana;vaky trano;tsy hita ny 4*4 miisa 4 ny unicef;sareraka lasa minisitra;akatona ny mbs mada fazavana;romotra ny alika eto an-tanana ka vonoin ny bmh;avoaka i kotity;jeneraly betsaka nohon ny miaramila sy zandary tsotra;camille vital tsy mahay teny gasy;kere ny any antsimo;halatra finday no fandrosoana;malok ila misangy politika;16 taona manjaka miadana tsy mety ho vita;porno no vola haingana;mitonbo 70 isa jato ny fivarotan tena;250 000 fmg ny consultation ao @ hjra;mainty sy lomotra ny lokon ny kianjan i tanora andoalo;tsy fantatro ny kianjan a alarobia; raharaham-pianakaviana ny eny @ tafika;rajoelina lasa olo-masina)ireo no reharehantsika any @ ONU/ amen!

  11. Indrisy mantsy ! Mbola nahazo poids ihany ve ‘lay raikalahy any ?
    Hoy Fillon : « Le mot faillite n’est plus tabou », ka manontany tena aho : Avy aiza ny vola omena isan’andro an’ireo mpangalam-pitondràna ireo ?
    Sa hoe, aza manantena ny avy aty aminay intsony, satria izahay koa ho very seza amin’ny 2012 ary vida ny kitapom-bola ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *