Nanao sonia ny tondrozotra ry Mamy Rakotoarivelo !

Fanaovan-tsonia 17 sept 11 (7)

Sahabo ho tamin’ny misasak’alina teo, nanao sonia ilay tondrozotra ny ankamaroan’ireo mpanao politika Malagasy tonga tetsy amin’ny Paon d’Or Ivato.

sonia an-jambany 

Vaovao Benjamin no nisantatra izany, avy eo i Voninahitra Jean Eugene, Pierrot Rajaonarivelo, Ndremanjary Jean ANdré nisolon-tena ny HPM, Benjamina Ramanantsoa avy amin’ny Escopol.Nisy tsy fifazahoan-kevitra sy fisavoritahana kosa ny Uamad Monima izay « niady micro » mihitsy nahitana an’i Franky sy Monja Roindefo, nametraka ny soniany ihany koa ry Mémé sy Raharinaivo.Ny nanaitra ny mpanara-baovao dia lasa izay té hanao soinia dia manao fa tsy misy fandaminana mialoha avy amin’ny mpanelanelana. »Nanao sonia daholo ny ankoho amam-borona rehetra io  »

 

rava ny ankolafy telo !

 

Nahazo tehaka nirefodrefotra avy amin’ny mpomba ny FAT ny solon-tenan’ny ankolafy Zafy Albert izay nanao sonia ilay tondrozotra :  » hanao sonia ihany aho na dia be fanahiana aza » hoy Emmanuele Rakotovahiny.Nandà tsy nanao sonia kosa ny ankolafy Ratsiraka izay nilaza fa ny filoha Didier Ratsiraka ihany no hany tokony hanao sonia ilay tondrozotra amin’ny alalan’ny ankolafy hoy Ramisandrazana.

 

Mody i Dada, ny « notam » anefa mandeha ihany ny « raharaham-pitsarana » etsy an-kilany !

 

Hatairana sy hagagana ihany koa anefa ny nahitana an’i Mamy Rakotoarivelo nanao sonia ilay tondrozotra : « mody tsy misy fepetra ireo mialokaloka any ivelany, saingy mbola nasiam-panazavana ny hevitr’ilay hoe tsy misy fepetra (jereo eo ambany).Rehefa nanontanian’ny mpanao gazety anefa ny tenany dia nilaza fa nahazo alalana tamin’ny filoha Ravalomanana tamin’izany sonia izany ary dia tanteraka ireo nofinofy hatrizay hampodiana an-dRavalomanana hoy izy, fodiana izay nohamafisiny fa tsy ho ela.

NOTE EXPLICATIVE SUR LE PARAGRAPHE 20 DE LA FEUILLE DE ROUTE

 

Dans le cadre du mandat donné par le Sommet de la SADC tenu à Sandton et réitéré à Luanda le 17 -18 Août 2011, la Troïka de la SADC propose le texte suivant pour le paragraphe 20 de la Feuille de route :

 

‘La Haute Autorité de Transition (HAT) devra permettre à tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques de rentrer à Madagascar sans conditions, y compris Monsieur Marc Ravalomanana. La HAT devra fournir la sécurité à tous les exilés malgaches rapatriés. La HAT devra développer et promulguer d’urgence les instruments juridiques nécessaires, y compris une loi d’amnistie, afin d’assurer la liberté politique de tous les citoyens Malgaches dans le processus inclusif de transition, débouchant sur la tenue d’élections libres, justes et crédibles.’

 

La Troïka souhaite apporter l’interprétation suivante du terme ‘sans conditions’ énoncé dans les décisions du Sommet de la SADC:

 

1. Les principes et valeurs de la SADC n’acceptent pas l’impunité. Le terme ‘sans conditions’ s’applique à la notion de liberté de rentrer à Madagascar pour tous les citoyens malgaches en exil pour des raisons politiques. Cela implique qu’aucune mesure administrative et politique ne devrait être appliquée pour restreindre ou empêcher leur liberté de rentrer au pays.

 

2. Ainsi, «sans conditions» ne suggère et n’implique pas pour les citoyens malgaches rapatriés une exonération de poursuites judiciaires ou pour des crimes allégués.

 

3. Les principes et les valeurs de la SADC reposent sur le respect de l’intégrité territoriale et la souveraineté des États membres. La SADC reconnait et respecte la compétence, la légitimité et indépendance des systèmes judiciaires de ses États membres. La SADC n’a pas le pouvoir de s’ingérer ou d’annuler quelque condamnation judiciaire par le tribunal national de tout État membre.

 

4. La SADC ne définit pas et ne détermine pas l’étendue et le contenu des lois d’amnistie des États membres. Il est du ressort des autorités compétentes de ses États membres de débattre et de s’accorder sur leurs lois d’amnistie en prenant compte des normes internationales applicables qui excluent de l’amnistie les crimes contre l’humanité, les crimes de guerre et les autres violations graves des droits de l’homme et des libertés fondamentales.

 

Pour la Présidence de l’Organe, la République de l’Afrique du Sud

Pour la Présidence entrante, la République Unie de Tanzanie

Pour la Présidence sortante -la Zambie

 

Antananarivo, le 15 Septembre 2011.

23 pensées sur “Nanao sonia ny tondrozotra ry Mamy Rakotoarivelo !”

  1. Qu’Emmanuel et Mamy – les deux RAKOTO, soient donc solidaires tout le long de la route, qui s’annonce encore difficile!
    On attend une allocution du président Marc Ravalomanana.

    Où en est-t-elle CNOSC? car revoir les têtes des Raiamandreny miroro en scène: nightmare!!

  2. vao nandeha tany Ambohitsiroatra ireo iraka tonga ao ireo dia efa fantatro
    fa tsy maintsy misy rah ao! fa dia vongan’inona daholo ireo olona mahatsapa
    fa tsy tokony hijanona eo intsony domelina fa MPANONGAM-PANJAKANA,MPANGALATRA,MPAMOSAVY,
    TSY NISY NIFIDY an’io anie teo e! dia mitohy ihany ny fanitsakitsahana ny GASY atapon-doha sy famahanana
    maloto antsika e! mazotoa homana daholo tompoko o! Mamy rakotoarivelo dia tsy azoko hitokisana fa na ny
    fiteniny aza dia efa hita fa MISOLELAKA ary MISABABAKA koa mino aho fa hijoro i dada sy Dadabe Zafy mba
    handa ohatra an’i ankolafy Ratsiraka ihany koa.Efa hoe: tsy misaraka ny ankolafy 3 fa inona ary ity??????????
    Dia ho very maina ve ny FITORIANA nataon’i DADA sy DADABE Zafy e!Ratsiraka aza ve nahay nandaha izay
    ankolafy mbola tsy nitory an’i domelina dia………………Mamy rakotoarivelo dia tsy mahita izay FANGIRIFIRIANA
    mahazo ny olona eo @ MAGRO fa rara izy raha makeo ka tsy hivakiany loha izany fa izay any dia any,ka tokony
    mba hijery akaiky an’io ny rehetra.
    Izao tontolo izao mihintsy no tena tsy hasian’ireo tsivanona (daholo izay manaiky fa mbola hijanona eo i domelina)
    ireo HASINY marina e!izao tontolo izao no efa mandaha sy miaoka an’i Domelina dia ireo MISOLELAKA !!!!!!!!!!!!

  3. Ahoana Tabera a!vao t@ alarobia ianao no nanamafy teo @ Magro fa « tetezamita tsy misy domelina »
    fa manalabaraka sady tsy misy miaraka @ mpangalatra sy mpandroba koa inona ity e????????????
    Dia ho resin’ny ankolafy RATSIRAKA ve ny zanak’i dada sy zafin’i dadabe zafy?????????????????
    Tsibotry niaraka ihany koa koa izao indray vao HIFANARY????????
    ataoko f atsy maintsy ho voavaha haingana io fa tsy hanaiky izao ny VAHOAKA tompoko isany o!!!!!!
    mandehana daholo izay te HILELAKA an’i DOMELINA fa aza ny vahoaka no hatao FITAOVANA toy izao fa tsy mety e!!!!!
    Lelafo hatramin’ny fitombenan’i domelina raha mbola tsy ampy anareo isany izay nanao sonia tao izao FAHORIANA
    mianjady @ vahoaka izao fa aza ny vahoaka no hatao fitaovana toy izao hataonareo izao.

  4. Près de trois ans de lutte pour en arriver là ?
    Alors que toutes les conditions posées n’ont pas été satisfaites, pourquoi autant de précipitation ?
    Quid de la libération de tous les prisonniers dits politiques, emprisonnés sans raisons valables ?
    Quid de ceux qui ont commis des crimes impardonnables tels qu’un coup d’Etat, violations des Droits de l’Homme, meurtres et tortures ?
    Après près de trois ans de non-respect des droits fondamentaux du peuple malgache, croyez-vous que la HAT va laisser rentrer au pays tous ceux qui sont à l’extérieur ?
    Quelle naïveté !! Personnellement, je n’y crois pas !
    Nous avons creusé la première et deuxième couche !
    Attaquons avec allégresse la suite, puisque nous trouvons que le trou n’est pas assez profond, et qu’il ne pourra pas contenir tout le monde !

  5. Hay tonga ianao ry KIntana ! izao no vokatr’ilay hoe: « mandalova aty Ambohitsiroatra »
    raha tsy hainao ! tsy vao voalohany io !ka tsy mahagaga !!!!!!!!!!
    izany hoe: mody nokorontanin’i foza ilay fihaonana dia rava dia nasaina nandeha teny Ambihitsiroatra ireo
    HIRAKY ny SADC ireo dia izao no tohiny .Ao Ambohitsiroatra ao ilay zavatra! mety ho SAMPY IO na VOLA na ….
    ka izay tonga ao dia mivaralila daholo, avy dia mivadika GISA mainty daholo izay mandalo ao.
    Dia aloe hiosona maloto indray e! manjabe ilay maloton’i domelina ka tsy foin’ireo olona nanao sonia ireo.
    Dia mazava ho azy fa SASAK’ALINA no nanaovana azy satria zavatra MAIZINA no natao tao ka tsy naseho
    masoandro.

  6. Tsy azoko intsony ry zareo satria dia nahazo alalana tamin’i Dada i Mamy hanao sonia.Ahoana ihany izy iti e!Rahoviana izany i Dada no mody ary rahoviana no avotsotra ny gadra politika?dia mbola io ve no lehiben’ ny transition?

  7. Nahazo alalana hoy ianao ry Bemafohy ! Ny indro kely, fantatry ny Prezidà daholo ve ny zavatra rehetra voarakitra tao anatin’ilay FDR ?
    Misy olona tokony nandefasana an’io FDR io alohan’ny fanaovan-tsonia, kanefa tsy nahazo. Inona ny antony ? Mbola vonona hitantana marina ny firenena ve ny Prezidà Ravalomanana, satria tsy mazava laotra ny fomba fiarahany amin’ireo olona solon-tenany any an-toerana ?
    Na inona na inona fomba FANERENA, tsy tokony natao ny sonia rahatoa ka tsy tanteraka ny zavatra rehetra notadian’ny vahoaka malagasy sy ny Vondrona hiraisam-pirenena !
    Efa nolazaina foana fa TSY AZO EKENA NY EXTORSION DE SIGNATURE !!!!
    Fa maninona no tsy ny Prezidà indray no nanao sonia ?
    Misy afaka manazàva ve ?
    Hiantso mivantana ao amin’ny Magro ny Prezidà Ravalomanana hoe androany hariva, ka tsara izy mba manazàva tsara amin’ny vahoaka malagasy ny fandehan-javatra !
    Ny fiarovana ny ara-dalàna koa misy fomba sy fehipetra tokony arahina, fa tsy voatery manao bisous-bisous lava izao !!

  8. A part les gasy andafy irresponsables, chacun se demande ici de quoi demain sera fait. La signature d’hier marque un tournant, Rajoelina a vraisemblablement perdu la main, les militaires (et la France) lui ont fait comprendre qu’il fallait céder. Il reste un gros travail de reconstruction qui nous attend : Etat de droit, libertés publiques (y compris accès à TVM/RNM), gouvernement réellement d’union nationale etc.

  9. c’est peut-être culturel ou hérité de nos ancêtres, cette mentalité de « se contenter de peu ou de petite chose ».
    Pour l’heure, ce sera l’épilogue :
    -on dirait que cette lutte est déjà perdue d’avance. le faiseur du coup d’état a dit, on signera le 16 et ce fût.
    – article 20 ou pas, on diffuse un notam le 15
    – comment avoir confiance à ces militaires pour la sécurité , d’où viennent les armes qu’ils utilisent ? et puis tout le reste, ligne par ligne, c’est du déjà vu, maputo, addis abbeba, sandton …
    bon courage à vous, ma route s’arrête là. n’êtes vous pas bernés, entubés par les 5 continents ? ou alors, je me trompe mais c’est le résultat final qui le prouve, beaucoup de détour pour atterir au point de départ.
    la vie est trop courte et un monde ne se fait pas en une journée.
    on comprend ceux qui ne s’y sont jamais intéressés, ils ont gagné 31 mois de bonheur de leur vie.
    Vous qui avez commencé, continuez comme bon vous semble, mi-figue mi_raisin, perseverants mais peu courageux.

  10. Fomba fijery tsotra! ampy aloha izay nitondran-dRavalo izay! tokony hitazana aloha izy sy ny mpomba azy mandritra ny 5 taona hitondran-dRajoelina izay tsy afa-nanoahtra noho ny blocage économique! nidy ny robinet! de ho hita eo fa afaka miverina ianareo raha tsy hahavita azy io! azo antoka fa matanjaka ny opposition misy an-dRavalo.Raha tsy izany de tombontsoan’olontokana no arovanareo fa tsy fitiavan-tanindrazana!

  11. Ne vous en faites pas, Magro est toujours là pour confirmer ou infirmer tous les faits.Et nous sommes actuellement disposés pour accueillir et protéger le Président Ravalomanana .

  12. Rabe a! fijery tsotra ihany.Sady tsy vitan’ny hoe tsy te hampandroso ny firenena i TGV(satria tsy hainy izany) no mbola mangalatra(manodina ny volam-mpanjakana).Ny anabaviny koa tsy dia mahay inona dia manan-karena tampoka teo satria manondrana bois de rose.Ka ny tsara aminy dia miala.Hitako tena mandefitra ny filoha Ravalomanana.

  13. O Rabe, aza miteniteny foana fa tsy dondrona toa anao ny vahoaka gasy na dia sandaina fanomezana kely aza amin’izao andro mangidy izao!
    Firan’ireny olona ireny daholo izany rehefa tonga ny tena tompon-toerana, ary izany dia zavatra madinika anisany atahoran’ny mpanongam-panjakana ny fahatongavany
    _
    Ny basy no miambina ny toeran-dRatsirahonana, izay ati-dohan-dRajoelina.
    Ny basy, basy foana no amporisihin’i Frantay hiasa eto
    _
    Ho hita eo raha mbola ombai-na basy ny any @ fifidianana ho filoha…

  14. Itony Rabe itony ilay mpitaty rakena !tahotra ny anao sa tsy fahalalana onona????
    Matahotra ny dadanay sa mbola te hangoro-karena????Tapoany angaha ??
    « ny alika aza hono miongo-bolo raha mihinana ny hatsembohan’ny namany « . ka aoka mba
    « ny hatsemboan’i tavanao no hinananao  » dia aza MIDELIRA fa rehefa voky dia MIALA fa MAIMBO!
    Izahay efa leo ny fitiavan-tena tsy ampiheverana.

  15. ary ny azon’dadanareo nandritra ny 7taona teo? moa v ts azy daholo na ny menaka,farine,vary,bois de rose…i dadanareo ange no namoaka lalàna hahafahany mangalatra anio bois de rose io e! asivo miverina izy rangah d mifanjevo eto a!maba menatra fa 3taona hitokona ftsn, dia iza no pdt nifona t@ vahoaka raha ts dadanareo no voalohany satria fantany fa assassin izy no sady mpangoronkarena, rah tafa aza angamba le bemolanga dia saika halainy irery koa ô!!

  16. Ka inona ny olana ry tgv a?!!!

    Allez mandeha andevozin’ny vazaha ! any ihany no hitomanian’i DJ-nareo isan’andro izao ! Tsy misy saina fa miandry baiko avy any Frantsa no tena hainy.Le chien de son maitre JM Chataigner.

    Andevom-bazaha sy Mpamadika Tanindrazana ny tgv-nareo. Mpanandevo sy mpivarotra ny mpianatra eny amin’ny Lycée.
    Mba jereo ny karazan’olona miasa

  17. ao amin’ny Hotel de Ville sy olna alaina atao Polisy sy Zandary dia hazava aminareo ny fihemoran’ny Firenena !
    Ireo rehetra miseho azy ho mpanao politika ireo : olna tsy misy diplôma fa apetraka eo satria avy ary sy avy atsy. Ny saina sainam-body sy vola.
    Andevo mandrakizay e !

  18. Malahalo mafy angaha ianareo ry tgv fa tsy navelan’ny Filoha Ravalomanana nangoron-karena teto araka ny fanaony teto amin’ny Firenena ny mpanjanaka, na ara-taratasy io na tena izy?, ka misolovaika ny ankalana ianareo. Aza mody fanina fa fantatrao tsara fa vazaha ho very finanana no nanongana azy teto tamin’ny alalan’ny gasy te hanakarena tampoka amin’ny kisendrasendra.

  19. Tgvendrana ! aza miteny akory fa ny aina any am-body ! vao tairinay kely dia mikorapaka!
    dadanay mbola manomana ny zavatra rehetra fa tsy DJ akory izy ka ho avy @ disc efa
    rovitra(@ fafilainga io) izao e! katsaka e! voanjobory e!. Dia miala ary fa mantsina e! efa tsy fanao ianao intsony oah!
    ny loha LOMORINA( hoy bebenay izay).
    Vao ho avy dadanay dia efa rano daholo ny kapa koa eo vao mbamiseho ho milay eo!!!!!tongava !tongava !nefa
    ny NOTAM hatao ihany HI!HI!HI! ……. izao dadanay vao maika MALAZA vao maika mamim-bahoaka ary hikoizan’
    izao tontolo izao ,alefaso ihany ny hadalana ho hitan’ny olona !!!aleo mba hihomehezana fa GAIGY!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *