11 pensées sur “« Ny SADC no hiaro ahy rehefa mody » hoy Ravalomanana.”

  1. Fitsara-poza ireny ry dada a!tsy mahagaga! GISA lahy homan-ketsa………. ny olona tsy
    tsy dia lasa lavitra ihany no mba manivaiva olona! fa izy izato izy!!! domelina 2 doma 3!
    hay! « JERENA AKAIKY ny FIAROVANA aN’i DADA » ? tsara izany dada a! misy ohatra
    izany indray ve???izany no efa nanadrasana.
    Sarotra hajaina ohatry ny PO ireny ry dada a!HIVALANAN-DRANO vao VELONKIRA!
    HITA FA MAHAMENATRA RY DADA a! MANALABARAKA!!misaotra dada a! ny aina lahy tokana fa aza
    mahatoky tena fa maimbo ra iazao ny ambohodia.RAPREZY aho e! hi!hi!hi! izay koa ny alika mpitady taolana
    avy ato aoriana sady MIFANOROKORO-BODY izay no mba hainy mantsy!!!dia avy eo mandroba sy mamotika
    ary MANAMBOTRA.TALENTA-POZA e!

  2. C’est une bonne résolution cher président!Et si possible, sous la protection des militaires de l’UA.Le notam est levé et le mandat d’arrêt n’est plus en vigueur selon les clauses de la FDR.Nous espérons tous que ce grand jour arrive bientôt.Et j’emmerde les conseillers de TGV.Maintenant on joue la carte (The MAP) de Sandton et aux chiottes la carte Vital.

  3. A lire les différents commentaires et même les questions par les journalistes , Nous Nous que nombreux sont ceux qui n’ont pas compris la feuille de route ou qui n’ont pas lu et se trompent dans leurs commentaires.
    Cette feuille de route est un cadre de travail,qui s’impose à tous ceux qui l’ont ont paraphée / signée et qui sont engagés par leurs paraphes / signatures à respecter la mise en place de la transition en respectant tous les articles , donc en suivant un processus..sans précipitation tout en évitant le conlit d’interprétaion hâtive
    ( article 32).
    L’interprétation hâtive de l’article 03 par rajoelina et ses conseillers–qu’ils ont pris pour argent comptant — a ouvet un conflit juridique grave avec la SADC car l’utilisation unilatérale à des fins personnelles de cet article 03 comme justificatif
    –d’aller s’exhiber à l’Assemblée générale des Nations Unie ,
    –de lancer un mandat d’arrestation du Président RAVALOMANANA MARC assorti d’une menace  » extraction  » de celui-ci en Afrique du Sud par des gendarmes malgaches constitue un flagrant délit d’usurpation de droit..!
    En effet , la mise en oeuvre de cette feuille de route pour la sortie de cris à Madagascar a été confiée à la TROIKA / SADC , qui représente la communauté internationale !
    Cette attitue cavalère de rajoelina et de ses conseillers est assimilable à un autre coup d’état , cat il y irrespect de l’engagement pris par le 17 septembre 20011 tout en faisant des autorités compétentes responsables de l’application de cette feuille de route !

    Il est judicieux que rajoelina soit exclu de ce processus de sortie de crise et qu’il
    et qu’il ne fasse partie de la transition en raison
    —des crimes et délits qu’il a commis contre la société malgache avant , pendant et après le coup d’état du 17 mars 2009 avec la ferme application des accords de COTONOU )
    —des chefs d’accusation , dont le détournement des 751 milliards d’ariary appartement au Trésor Malgache ,
    —usrpation de titre avec utilisation frauduleuse d’un traité international

  4. Ary ahona ireny olona nokaramaina tgvendrana hitsena azy ireny teny Ivato mapiomehy mapalahelo ,hampiaro @zay ny sazy radada fa potika ny firenena ,tena mahamenatra tokoa ry dada reto taranaka Galliéni ireto ,olona VOAHOZONA HANOMPO MENASOFINA ,toy ry kotokely !

  5. HATAOVY MAFY ny fanasana ny maloto eto ry dada voa miverina ,ny basy be dia be miparitaka io ,ny miaramila sy ny gendarme ary polisy no manofa basy entina hangalarana any aman’olona ,mila diovina aloha eto MCAR VOA MIDITRA ENAO RADADA ?sazy ihany no solution anireo marionnete bazaha ireo FA AZA MANAIKY LALAOVINA KOSA NY FIAInambahoka é! aza manaiky lalaoviny ry dada fa mijaly ny vahaoka ,hapiharo ny sazy fa ela ,tsy ho vita miintsy io krizy io raha zao no mitohy !fa ALEFASO ILAY SAZY individuelle fa mandeha be ny fotoana ary mahamenatra olona ,tohizo ny fitoraianareo sy Zafy RY DADA ?TSY HIALA TEO REO raha tsy sazy !

  6. teo tsy navela hody mitabataba ery nareo, avela malalaka indray izao toa tora-kovitra indray,
    ho feno Afrikanina indray izany eto Dago hiaro An ra-8, Eny am Magro koa hono Ho fenoina Afrikanina fa tsy ampy ny gasy tonga eny ka amin’izay dia mba feno io toerana io, fa mampalaelo fa io toerana kely io dia tsis kil,
    Hanompo Afrikanina indray izany ry Bako sy Ranaval, ny Mena sofina moa dia efa ireny tanana ankavanan’ny ra8 ireny.

  7. Tsy afaka amin’ny lainga ianareo ry foza. Ianareo anie izao no mampiditra afrikanina eto mangalatra vatosoa, mampiditra mena sofina tany Sainte Marie angala-jaza. Fantatrareo tsara izany fa tsy olana ho anareo. Ny fiverenan’ny Dadanay no tena atahoranareo. Mba menatra e,Olona iray miaraka amin’ny Vahoaka mpomga azy mbola tsy resinareo foza sy zana-poza miaraka amin’ny mpanjana-tany.

  8. Paris se déchaîne a!

    Io ary fa mbola tsy tonga i DADA efa torna ho faty i Bomba Risara.
    I tanora koa mbola hanaraka azy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *