2 pensées sur “Seza sy vola fa tsy fitiavan-tanindrazana mihitsy ny ao Ambohitsirohitra ao.”

  1. felaka marivorivo no azon’i domelina fa tsy FANKATOAVANA izany !!
    ary sahaza azy tsara izany fa mbola tsy ampy ary!! mbola FISAMBORANA
    no mbola handrasan’ny maro,raha tsy izay tsy andry ny tanana ary tsy hiaiky izy fa RATSY ny vitany teto
    @ tany sy ny fanjakana.
    Aza misy manantena fitiavan-tanindrazana izany fa VOLA!VOLA! VOLA !ka na hita aza fa tsy izy mihintsy
    dia tsy maninona! tsy mahagaga izany! dia aleo ho hitan’ny havany eo daholo ny toetsaina LOMORONA
    fa ny mahatsara azy ihany koa dia ity ry zareo dia MITONON-TENA!!!tsy avelan’ny marina tsy hiseho koa
    atsika sisa mandinika ,fa efa fantatra izao fa dia ny tombotsoan’izy ireo (foza) ireo no harovany mafy.
    Ny tiako ahatongavana dia hoe: tsy tokony hanaiky2 lembenana toa ilay fanaovana SONIA FARANY
    teo intsony isika mpandala ny ara-dalana,ataovy « FARANY INY » efa fanindroany mantsy iny,fa tsy vao voalohany
    koa » aoka izay ny FANDEFERANA  » hoy PRINCE.

  2. Tena mampalahelo dia mampalahelo raha ny toe-tsaina entin’ireo mpanao politika hanasoavana ny firenena ny fitadiavan-tseza – Tsy fantatro aloha raha misy izany any amin’ny toeran-kafa fa raha isika sy ny afrikanina dia hita mazava be ny fitiavam-bola – jereo ireny Simao ireny – mampihomehy, tsy mahalala menatra ( izany avokoa ny mpanao politika eto Madagasikara sy ny afrikanina ny ankabeazany.
    Misy ihany aloha ny zavatra tsy maintsy arahina amin’ny birao an-tampon’ny birao iraisam-pirenena kia tsy maintsy atao, satria fantatro fa ireo olona izay mitarika eo amin’ny fitarihana dia menatra ihany raha tsy hanatanteraka ny zavatra efa natomboka satria hitan’izao tontolo izao – raha ireto frantsay ireto aloha dia efa lany andro ny politikany ka tsy hahavoa intsony izy ireo – ela nitoratorahina ka mahavoa mason’angatra. Na izany aza dia aoka isika hametraka ny firenena eo am-pelatanan’Andriamanitra fa Izy ihany no vaha-olana, ary mangataka Aminy ny hamelany ny helontsika.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *