13 pensées sur “Tandremo fa misy « Tireurs d’Elite »…”

  1. Mankasitraka e!misy olona fantatro ao Paris nilaza fa nahita an’i Razanakisoa Christine nandehandeha tao ary nifanena taminy tamin’ny fialan-tsasatra teo.Niandry ho arabaina dia niavonan’ilay olona fantatro.Ny tiako tenenina dia tokony fantarina ny misy an’ireny reheha hanenjika sivily ihany ny miaramila TGVista.Tokony hanaovana SIT IN ny masoivoho vozongo ho fampahatsiahivana fa fantatra ny zavatra kotraniny.

  2. Tokony hihetsika ny lezionera gasy sy ny mpanao kung-fu.Fotoana tokony hihetsehana mihintsy izao fa be problema i lekely amin’izao fotoana izao.Lasan’ny elatra ankavia ny Sénat ao Paris.

  3. Kung-fu????? eeehhhhh!!!! hafa ny kung-fu taloha rankizy! lazaiko anareo tsara t@ andronay
    fa tena niasa lavitra noho ny marasily ny Kung-fu taloha ary tena nijoro na dia niafara t@
    fanenjehana MAFY INDRINDRA aza, dia i Piera-be moa iny tsy hita izay nanjavonany ny MATY NA VELONA,fa @
    izao kosa dia tena MALAHELO aho fa dia na ny eny @ Magro aza dia tsy ahitana izany kung-fu izany intsony,fa toa
    lazany sisa,dia sanatria ho VOAVIDY koa ve ry zareo ireo?????sa FONOKA?????nefa tsy mino aho fa fonoka satria
    fantatro tsara ny tantaran’ny Kung-fu.Mino kosa anefa aho fa tsy hiraviravy tanana ry zareo @’izao toejavatra izao fa mba
    hiomana fotsiny ohatra rehefa sendra ny ngidy tsy telina!!!!!

  4. Aza mino an’izany tireur d’élite izany ianareo ho ah! F’angaha Ra8 ty ka zanak’akoho sa foza orana ka hanaiky hotifirina tsotra zany. Mba ampiasao ny côcô fa Président foana iny satria izy no voafidintsika noho izany bien gardé et sécurisé iny, ka hoe ze tireur d’élite « foza » ve? Ny CI no efa miaro azy: Be kitana, Sudaf … Ambony môraly fa na i Ben Laden aza hitan’ny Be kintana foana ka izay tireur mpoza ve?

  5. Nahazo namana milay indray ato ny zanaky dada marina!! misaotra Terminator a!!
    Izy koa efa niteny fa tsy misy mifampatahotra !!! marina izany !!!! ekany!!!!dada efa
    nilaza fa tsy misy mifampatahotra kay ray olona a! fa noho ny fitiavantsika azy no mazava ho azy fa mampanahy
    antsika toy izao.

  6. resaka tiana hatavy koa ny anareo, aza mamafy lainga e, iza koa no hamono am tireur d’elite eo.
    raha irianareo ho faty izy dia alefaso mandeha tongotra eny Analakely, fa ny vahoaka tsy mila tireur d’elite rediredenareo izany fa tonga dia fitsaram-bahoaka.

  7. fa inona nefa ny helok i dada8 e!tsy zay mahatonga izao fahantrana mampiteny moana zao atao savahao!ny vahaolana ialana @loza mitatao@taranintsika tadiavina zalahy a!variana @fanenjehana an dra8 ny zana poza hany ka ny fiainam bahoaka tsy hitany ntsony.

  8. o ry tanora a! toa tsy sahy mandeha eny analakely ny fozanareo. Matahotra ny fitsaram-bahoaka. Ianao io matahotra mafy amin’ny fiverenan’i Dada ka milaza an’izao fampitahorana rehetra izao. Anao ny anao, anareo ny anareo, mpamosavy nilevona amoron-dalana ianareo ka matatesa vali-kitsaka.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *