Transport assuré et 5000 mille ariary pour ceux qui sont venus à Ivato

Ils sont venus pour gagner 5000 Ariary et rien de plus
Ils sont venus pour gagner 5000 Ariary et rien de plus

Rajoelina a tellement envie de montrer au monde que le peuple malgache est avec lui. Voilà qu’il paye des individus pour l’accueillir à l’aéroport. Et ce n’est pas tout, les foza ont loué de nombreuses voitures afin d’assurer le transport de tous ces individus. Il a bien fallu faire ça sinon personne ne se serait déplacé pour venir à Ivato à l’arrivée de Rajoelina. Mais quand même, comment peut-on agir ainsi et faire croire que le peuple malgache le soutient vraiment alors que c’est loin d’être le cas.

Dans son discours, Rajoelina continue à jouer les héros et se montre très fier comme s’il avait accompli énormément de choses pour notre pays. Payer des gens pour venir à Ivato servirait pour lui à prouver que le peuple est satisfait de ce qu’il a pu entreprendre lors de son voyage et pourtant la situation à Madagascar est tout à fait autre que ce qu’il prétendait au concert des nations. En effet, le peuple n’est pas sorti de la pauvreté et continue à vivre dans l’insécurité et la famine. Pourtant, il n’a pas cessé de répéter à New York que le peuple est libéré grâce à la signature de la feuille de route et que l’apaisement est effectif.

Les foza ne pourront plus dire qu’ils n’ont pas payé ces individus puisque les bus qui les ont transporté ont d’ailleurs été vus en file en attendant de ramener ceux qui sont venus. D’ailleurs, une chaîne privée a diffusé les images où l’on peut voir les nombreux bus qui assuraient le transport de tous ceux qui ont perçu 5000 Ariary pour l’accueil de Rajoelina et le comble dans tout ça c’est qu’il y avait même une file d’attente pour récupérer les 5000 Ariary promis…

21 pensées sur “Transport assuré et 5000 mille ariary pour ceux qui sont venus à Ivato”

  1. Personne ne serait venue à Ivato sans ces intéressements bassement matériels. Le cirque bat toujours son plein à Fozaland.

  2. un grand bravo pour le petit, il vient d’accomplir une partie de sa mission, il ne reste plus qu’une election libre et transparente.

  3. Tapaka ny tsinaiko namaky ilay » FILAHARANA LAVA BE KOA NO
    NIANDRSANA ILAY vints » hi! hi! hi!!!!LOZA ! loza ! loza! !!!! tsy mbola
    nisy toa ity ray olona ! vola sandoka koa ilay VENTS tsy ferana an!tokony mba RAPREZY
    Domelina mihintsy no nizara ilay vents dia @ izay sady MIOHAKA EO @ KIRARONY ny olona
    teny no MANDRAY ILAY VOLA BE 5 ARIVO ,efa mahazo vary firy kilao kosa izay @ 500 ariary io
    ny KILAO !!! POV CON ISANY mampihome be!!!! ALAKOSY OAH! DIRANDOZA E! DIRANDOZA!!!
    Vonjeo ny taninay ry LANITRA O!sendra izay olona ADALA E!
    izaho tsy miresaka @ tanora intsony fa bedin’i JESOSY! mamindra devoly ianareo sy TGV!!!BYE!

  4. Omena vola ve tsy ho avy hitsena sady tsy mandoa frais bus fa entina gratuis
    mitovy t@ le nitsena an’i dada t@ 19 fev ihany ireny, t@ ne dada aza nisy notaomina hatrany bir sy anjeva ary ambatomanga SNS…

    ary koa le t@ namory vahoaka farany teo mahamasina talohany nametrahan’i dada fialana,

    ny con ihany no manaiky ampivorivoriana tsy mahazo tombony! anefa ry zefalahy stanslas sy ry guy ralay SNS… mandray karama avy any @ dada koa ireo matoa mbola mikabary mampandry adrisa eo @ magrô eo!

    fa mbola haveriko ihany hoe ny con ihany no manaiky vorivoriana anefa tsy mandray na ny ariary aza!

    Ary tsarovy fa na ny mamàny ery @ kaboné aza efa andohavana 50 ka hatramin’ny ariarizato!

  5. tsy te hamaly intsony ianao Ranaval satria misy marina tsy voavalinao ary mandratra anao, fa dia aleonao manambany ireo gasy mitovy aminao « foza ». tena mitovy amin’io olona tompoinao io ianao satria dia samy mpanambany olona sady tsy mahatoky gasy, nefa dia misy gasy mba avara-pianarana sy manana fahendrena ihany ange fa dia aleo manakarama vazaha am volabe eny fa na dia hanao sonia FR aza ve dia vazaha no ao arinan’Ny Mamy Rakotoarivelo. manina zao raha mba nosoloina ndry Constant sy ry stanislas,sa ireny atao fitaovana fotsiny dia avy eo atsipy. Mahagaga

  6. ny valin’ny mission nataon’i Bitro lahy dia tefaka tetsy sy teroa no azo
    ilay tao Bruxelles dia fanamafisana (confirmation) an’ilay tefaka azo tany New York
    La reconnaissance ne s’obtient pas comme si l’on achète le p’tit pain chez le Boulanger.
    Efa nazava tsara tamin’ny Frantay iny tefaka azo iny ka tsy andeha hanala baraka tena eo akory koa ny Frantay….raha tsy izany dia efa noraisina tao Paris i Bitro Lahy
    Tsy akory izay !!!!!

  7. Inona izany no tena mahafaly an’i Paris, ny recannaissance tsy azo ve? sa i boay kely voafetaka?
    Fifaliana lava manko ny an’i Paris nandritra ny 3 taona.

  8. Tsy olona ohatra anao mihintsy no handratra ahy ry TANORA !MBA SANATRIAVO !!!
    Izaho koa tsy tezitra aminao fa mba zavatra MARINA LAZAINA fa aza dia MATIN’ny
    TAHOTRA Sy ny FANKAHALANA FOTSINY !!! ny tena marina dia MAMPALAHELO AHY IANAO ry TANORA!!!!
    « LANITRA TSY HIANJERA NO TOHANANAO FA NY VODY LANIN’NY MOKA TSY HITANAO « .MAKALOILOY
    ahy ny FAFY lainganao ka tsy MAMELY !! SIMBA BE NY TOETSAINAO KA ALEO MANAJA TENA!!! sady efa
    FANTATRO TSARA IANAO SY TGV fa miray LOHA @ RATSY.Tsy FOZAFOZA foana ianareo fa tena FOZA!!!

  9. HAY VE RY PARIS !!!!!!!FALY BE aho!!!!Bedin’i foza eo ianao mandoto ny anaran’i
    tompon’i foza an!!! mba hatsiotsio kely !!! hi! hi, hi!!! faly aho e!!!!! hafaliana tsy omby
    tratra ray olona !!!! mbola aiza indray ny manaraka ???? misimisia ny toy izany fa dia MILAY e!!!FA MBA IZA ITY IZY???
    ANY @ DADA ny LAKILE E!!!!!! AZA OMENA RY DADA A!!!!! AVELAO HANDADY HITROTRONGY ohatry ny hanaovany
    ny GASY!!!soa fa tsy Foza orana daholo ny olona eto ambonin’ny tany ,fa misy ny mbola manana HAZONDAMOSINA sy
    mahalala ny tsara.AKORY IZAY LA FRANTSA a!!!!! tsy hitoy foana ny azo e! Tany MASINA NY TANINAY E!!!!

  10. Dia tena toetran-kisoa mitrena foana itony « RAKOTOBE »!

    T@ 19 février 2011, ny dia mankany : eny Ambohibao dia efa misivana ny polisy sy zandary – koa dia loza ry kisoa ‘ty raha izany no mbola nampiana transport an!

    Faharoa: t@io daty io, amin’ny 10ora alina mbola feno olona mandeha an-tongotra mamonjy fodiana aty an-tanàna ny arabe, …
    na dia notapahina tampoka aza ny jiro t@ iny faritr’Ivato iny, ary LACRY no nafafy ny olona nohon’ny nanomboka niletika ny masoandro

  11. Comment pourraient t-on croire à des elections credibles meme si pour un accuueil il faut payer des gens ? Le comble je pose la question ! Cet argent vient d’où ? des caisses de l’etat ou des caisses de la Sté INJET ? Ou d’un sponsor ? si c’est d’un sponsor lequel ou lesquels ? Si ca vient des caisses de l’etat de quel chapitre ?

  12. HE He lany tanteraka ny voninahy try raim poza e!tsisy mitsena hafa tsy ny tia kely toa azy sisa voavidy vola ny gasy hany ka lafo hatr@tanindrazana,MAPALAHELO ianao ry taniko.

  13. Andray nisy izany ve ry Hoaiza! tena latsaka ny ranomasoko!!!!
    MAMY be ange izany dada izany e! tsy mahagaga raha misy
    mitsiriritra mafy ny TOERANY ,saingy indrisy fa ZANAKONDRY sy ALIKADIABORIRAMBO
    ve hitovy na haniry nify aza ny akoho.

  14. hoaiza<<<< izay very seza dia mivovo, ozy ny tonokalon'ny rossy!

    mamokafoka olona sisa no mba hain'ireto kamboty tsy misy mpiahy,

    i babanareo dia rainitetaka, toy ny amboa mivovo andrasana hipetaka toa tsy sahy, hita mintsy hoe akoho lahy fataka.

  15. Avereno daholo ilay 5 arivo fa ny an’i dada ve gratos dia ahoana kosa fatsssssss!
    dia mandoa frais daholo fa ny an’i dada aza nandeha tongotra !!! haingana!!! aiza!!
    ALEFAAAAAA! soa fa farany iny fa mandany VOLAMBAHOAKA FOTSINY!!!
    O ry zareo a!mbola filaharambe amin’io imaso imaso eo no nizarana ilay 5arivo an!!!!!!! manalabaraka oah!!

  16. Ôtrany mitsena olona avy any an-dafy rehetra io! ireny 5000 ariary ireny no solona voan-dalana nentiny filoha RAJOELINA ho an’izay nitsena azy, fa tsy manao toy an’i dada fatsora lahy be kobaka am-bava , ka ho tonga @ le ohabolana malagasy manao hoe (malaza avy any namehana anefa tsy mitondra voasary ho an-jaza).

  17. Tsy sahaza anareo ny ato ry rakotobe-kristelle an: tsy misy valera, ary tsy menatra fa mba TE-HISEHO eto, nefa adalan’izay MANDRORONA @ fandraisana izay pitiny blablater-nareo eto!

    Anontanio an’i Rossy hoe inona no maharary azy raha tany ty ka i Vital no voasioka tao @ palais des sports!

    Beau couple alou izy roa lahy ireo ê, saingy TSY specimen GASY mihintsy, fa toa ny chien-fidèle an’i maître blanc i RASTA (sanatria raha mba gasy!!)

  18. Ho an-dRAKOTOBE: lainga be ny zavatra taroninao eto.

    Noporofoiko ny zava-misy (tsy misy animbirana na analàna).
    __
    f’izay avalin’ity azy: normaly …

    f’inon’intsony moa fa ny fanjakana aza NAHONGANAREO, kou aiza no tsy ho lasa adala ianareo mitrena toa ny kisoa sisa manao ady hevitra fampanjariana ny masiso natao?

  19. rajoelina et ses conseillers font semblant d’ublier que MADAGASCAR a perdu la reconnaaissance internationale acquise lors de la prise du pouvoir par le Président RAVALOMANANA MARC après le verdict électoral des Malgaches le 16 décembre 2009 ,verdict reconnu par la HCC le 30 avril 2002!
    Le 26 juin 2002 ,la chaise prévue pour l’Ambassadeur de France à Madagascar a été vide!
    Et après ces 30 mois de pouvoir illégal , non consitutionnel , rajoelina et ses conseillers français osent se vanter d’avoir obtenu la reconnaissance internationale ?
    Comment rejetté hier par la Communauté peut – il se targuer d’avoir été adoubé et par la cette Communauté internationale , qui ne transige pas la sanction ferme de celui qui a pris le pouvoir dans la rue ,au mépris de la démocratie..!
    Même pour la plaisanterie ne cédez rien à rajoelina même une once de légalité : agir ainsi c’est insulter les Malgaches qui luttent pour leur liberté , pour refuser la recolonisation rampante…qui est derrière rajoelina et consorts !

  20. Misaotra ry hoaiza!!mazava be !! voalazanao!!
    FAKO ! FAKO! maimbo ! maimbo !MANTSINA! makaleo be ilay LAINGA!!!!
    Ny sisa azoko leferina ihany fa ity LAINGA2 ity…….. aleoko miala fa manjary mampiditra fahotana
    ho ahy fotsiny.Marina mihintsy ny anao fa tsy tokony ho ato mihintsy ireo olona ireo fa makaleo be!
    nefa moa efa izay no maha -foza azy ,hamafy VINTAN-DRATSY dia avelao izy ho eo fa aza asiana
    sira intsony.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *