« Tsy hisy hanaiky isika raha vao mikasikasi-tanana an-dRavalomanana eo !

Magro 24 sept 11 (1)

Samy naneho ny heviny mahakasika ny fandraisan-dRajoelina fitenenana  tany New York avokoa ny mpikabary rehetra teto amin’ny kianjan’ny Magro.I Rostant, mpanolontsaim-paritr’ Ihorombe, dia nilaza fa noho ny sonia nataon’i Zanak’Idada no nahafahany  niakatra pilipitra tany amin’ny Firenena Mikambana, manana ny lanjany ny sonian’i Mamy Rakotoarivelo hoy izy ary noho izany sonia izany no nahatonha an’i Andry TGV nahazo niteny .I Manoela indray dia nilaza fa misy vahiny mpikarama an’ady tonga eto Antananarivo, « tireur d’elite » izay mikasa hamono ny filoha Ravalomanana raha vao tonga eto Dago izy.Ny depioté Mektoub indray kosa dia nanakiana sy namakafaka ny tsy mampitombina ilay didy fampisamborana nataon’i FAT ny filoha Ravalomanana. »Tsy hisy hanaiky ny vahoaka Malagasy rehetra raha mikasikasi-tanana an-dRavalomanana ianareo » hoy ihany i Mektoub.

11 pensées sur “« Tsy hisy hanaiky isika raha vao mikasikasi-tanana an-dRavalomanana eo !”

  1. Izahay dia milaza
    ary mitatitra eto ny ambetitenin’ny mpiara-monina etsy sy eroa:
    ATAMBO NY ANTSIKA ETO DAGO RAHA VAO VOAKITIKA EO NY PREZIDA HANDRASAM-BAHOAKA Marc Ravalomanana.

  2. MISOATRA ,MANKALAZA ,an Atoa isany Manoela ,Mektoub,Stanilas…R.Tsiranana.. sy ny vahoakan i Magro ,…
    ny tenananay.

  3. Hoaiza a! tsy efa tara be ve raha efa voakitika i dada vao HANAMBATRA HERY?????
    Tokony efa hatomboka @’izany vazaha mitorevaka any @ fokotany any izany ny
    hetsika,fa tsy hisy ra sy faty hitsitra indray vao HIKORAPAKA! i dada koa no tokony tsy hafana fo fotsiny fa
    tsy maintsy hiatrika izay miandry azy aty @ tanana,fa amiko raha tsy misy ny mpampandry tany SADC dia tsy
    tokony HIJABAKA mihintsy i dada,na aleo aloha hijoro tsara( raha ho tafajoro??) ilay fiaraha mitantana raha tena
    entitra ny FIAMBENANA an’i dada,tsy mahamenatra an’ireo ny HAMONO ANKITSIRANO an’i dada eo dia avy eo
    moramora fotsiny hoe: »SOMARY MAMOMAMO ry LERONY KOH! » la frantsa tsy mivaky loha fa ny ain’i dada no fantany
    fa izay hifanosehanareo any,na ohatrinona na ohatrinona!!!!!!tokony ho fantatry dada fa ambohodia no hifanehitra aminy.
    Dia fatina VATATAY ery no mody hampidiriny aponja ohatra ity raharaha alatra bois de rose ity,rehefa vita ny hataony!!!

  4. Efa ela aho no nanome io soso-kevitra io fa raha tena vonona ny nosy iray manontolo dia mety ho azo heverina ihany.Nefa aleo malina ihany.

  5. Mitovy hevitra aminareo aho ry Ranavalona sy Bemahafoy! Tokony ho mailo mihitsy na isika na ny Pdt R8 fa tena tsy mahamenatra an’ireo FATn’alika ireo mihitsy ny mamona azy, sady toa hoe efa misy « tireurs d’élite » hono tonga eto Tanà, ary mipetraka eny akaikin’ny Girard et Robic eny (kabarin’i Manoela omaly)!
    Amiko dia tokony ho ny olona rehetra eto Madagasikara mihitsy no tonga MITSENA SY MIARO AZY!
    Ny mampanahy ahy koa dia sao dia be resaka fotsiny isika ao amin’ny MAGRO kanefa rehefa tonga ny tena izy, dia mitsoaka indray! Fa rehefa tena vonona isika dia TOKONY ho tena vonona! Mino koa aho fa efa fantatry dada ny zava-miseho, ary tsy maintsy maka « précautions » izy any! MAILO! MAILO! MAILO!

  6. De tireurs d’élite n’est pas à écarter. Déjà quand il était au pouvoir, y en a ceux qui voulait à sa vie.
    Et en février les commandos d’Alain Ramaroson se sont bel et bien déguisés comme ange et s’infiltrer dans la foule munis d’armes silencieux!
    __

    Je suis presque sûre que la question de sa sécurité physique est préparée d’une façon stratégique.
    __

    Partout là ou je vais donc à la majorité (sauf les coward sinon le 0,01%Foza) tous ceux que je cotoie iront accueillir le président là où c’est annoncé publiquement il va atterir sur le sol malagasy.

  7. Tonga koa dia rahonana ny masoivoho vozongo hoe fantatray fa mifofo ain’ny filoha ry zareo ka tandremo.Izao izany dia atao.

  8. Tena d´accord aminí Ranavalona sy bemafohy aho,

    tena mapatahotra tokoa ny ainí dada, I dada koa aloha tokony tsy hiteny sy hamaly ireo FAT alika ireo. Izay mangina volamne, ka nínona nínona strategie aleo mangina.

    Ny fiheverako azy. Ny FAt ny foza ,ireo gasy mpanongam-panjakana malemy ireo ,na dia manana ny tafika milisy aza ao aorinany. fa ny frantsay ao ambadika no tena loza be mitatao,
    ireo tsy alahelo ny ahafatesaní dada izay no tanjony. ary mahavita mandany volabe ireo hamonoana aní dada.

    Amiko ilay hoe vahoaka marobe hitsena hiaro azy, hevitra mety izany, fa ny professionnel amin´ny famonoanólona anie ka hafa ny azy ny plan.

    *ohatra ,mety hiara avion aminí dada izy,

    *Na koa sahy hanao sabotage ny avion hiondrananí Dada ( olona voakaraman´ny frantsay ohatra io ).

    *na i dada mdina ny avion misy mitifitra.

    *na koa hoe rayon de 100m ny aeroport tsy azo hitsahin´ny vahoaka, dia izy hiditra ny fiara hitsena azy no misy mitifitra

    *na koa ireo miaramila lazaian fa halefa hitsena azy no mifototra mitifitra.

    *na koa ny fiara hiondranany no hisy hanisy baomba,

    * Na koa izy rehefa hamonjy fivoriana rehefa tafiditra eto Antananarivo ,iny no misy mitifitra.

    *Na koa izy hanao kabary amin´ny vahoakany eny amin´ny Magro ana an-toeran-kafa.

    * na izy manao propagande no misy mitifitra.

    Ny politikan´ny Frantsay, dia mody arahabainy tongasoa i dada rehefa tonga, dia mody avelany mifanerasera amin´ny vahoaka, mody harovany ny ainay aza,. Fa amin´ny fotoana tsy ampoizintsika vahoaka no hamonoany azy.

    ny Azy izany dia elimination physique no tanjona, ry zareo frantsay efa manana traikefa ainío

    Aza hadino fa i BOB DENArd tany comores ireny ny gouvernemanta frantsay no naniraka aníny. ary mody nanao cinema zareo ho nosamborina fa fanakonana ny zava-nisy.

    Ny tiako ho lazaina,. dia hoe : marina fa hiezaka hiaro aní DADA isika vahoka, hanao izay vitantsika, nefa tena betsaka ny possibilité mety ahafahaníreo tsy maty voalavo ankibo ireo hamono aní dada.

    arotra be ny toe-draharaha, ahoana ny hiarovana aní dada fa tsy ahita olona tahaka aníny intsony isiska.

    Mailo, mailo , mailo.

    ny tena mety haongana i rajoelina ravana ny tetezamita miala rajoelina. alha.

    na izany anefa ny frantsay hoy aho no tena fositra sy fahavalontsika izao.

    Mila manaan mpiaro marobe mandritra ny 3 taona na fotoana maharitra mihitsy i DADA,
    Ny miaramilaní SADC hevitra tsara, fa jereo koa ieto SADC, mitanila ary tena saika voabaikoní frantsay koa.

  9. Mosa! efa naniraka olona any tokoa ny faty ary mody nanao visa mpizaha-tany ka eto aho
    vao tonga saina fa mety mody HIARAKA AVION @ dada izany ireo dia ho VITAINY AO I DADA????
    efa fantany mantsy fa tsy afaka ny handingana hanambotra an’i dada izy ireo @ VAHOAKA ho tonga maro HITSENA AN’i
    DADA??????MBA HAPITAPITAO ITY VAOVAO ITY HO TONGA ANY @ DADA RY ZAREO A!!!!!!
    Dia mety koa ho hataony OTAGE dada !!!! aza hitako ray olona!!!!!!! maty aho dadako!!!!aiza ny tany haleha ????tena tsy
    handingana an’i dago intsony aho raha sanatria!!!!MAOLO!MAILO! MAILO!sady la frantsa efa may volotratra ,efa miredareda
    koa ny afo ao apitombenany,aty amintsika izy sisa manala vokona!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *