5 pensées sur “Tsy mila FAT FATn-dRaha isika hoy i Tabera”

  1. Tsy azoko e! hanazava inona indray dadabe Zafy nefa ny sonia efa vita fa i domelina o hofiloha
    hitantana ny tetezamita indray???sa mety mba hitazonana an’i domelina tsy hitsoaka koa izao
    mba handraisana azy moramora rehefa tonga ilay fotoana???dia raha azoko tsara ny resaka,dia hiova izany ny minisitry
    ny FITSARANA ?????miverina miandry kisoa izany i Rakirisy???na mandeha mandany izay azo fa efa be loatra izay??
    Koa mino aho fa hitsara ara-drariny @’izay izay minisitra lany eo,mannona raha hatao Madame Hanitra e! na Ranjeva?

  2. io fitaninandrovana eny @ magro io v no hahatongavan’dadanareo eto e?mitondrà elo indray fa efa tonga zao ny lohataona,refa nandany ny ririnina teny!!
    alaivo any sud af izy fa mety ts hahatokana mandeha aty!!
    jerevo ange ny mpitarika anareo fa lasa tsirairay e!farany ts hisy intsony ao? mba menatra rey olona ô!andriamisez,fetison,harinaivo etc..
    satria inona no antony:VERY FIHINANANA DAHOLO IANAREO AO @ magro

  3. noho ny fangalaranareo sy ny fandrbanareo no nahavery FIVELOMANA ireo olona ireo,
    ka raha mana-kambo dia havereno !fa tsy manana! ny tendabe sy paosinareo aza tsy feno.
    Atra no miasa sy manavaka ny AMBOHODIA sy ny ZANAK’ONDRY ao @ MAGRO satria io dia kianjan’ny FINOANA
    ka izay manao ratsy ao dia tsy TAFAPETRAKA AO, dia ireny izy efa mitsingevana toy ny Diky ho antin-driaka ireny sisa
    no hiafarany.Ianareo no tsy mana-kambo milelaka ny SISANAY efa HALOANAY aty no tatazana ka EEEEE! tsy mbola
    azo ihany ilay FANKATOAVANA!!!!! mbola aiza ny ahazo anareo ireo e!!!! dada efa VONONA fa miandry ny lahatry ny
    RAY @ fotoana FOHY SISA AAAAAAAAAAAAAAAAA!! MIpararetra be angaha ??te hanao aminy eo koh!!!!!!manam-petra
    ny zavatra rehetra e!!!!!

  4. Raha tsy nisy io Magro io, efa mba azonareo kosa ilay zavatra o!!!!!! any ry TGVEndrana!!!
    ilay fifankatoavana sy ny fITSARANA ,izao lasa « izay mitsara mbola ho tsaraina koh! » dia
    olona mitaky ny RARINY sy ny MARINA indray no lazaina fa mitanin’andro????Tsivalahara tsy faka taranaka fa olona
    efa maty TAPAKA handevozin’ny DEVOLY ianareo foza rehetra ireo.
    Ny taninay tsy avelanay hanjakan’ny mpanjanaka frantsay sy karana reraka avy @ misy azy rehetra any fa ny ZANAKAREO
    ny RENINAREO ,ny ANABAVINAREO amidio @ ‘ireo mpanjanaka ireo fa MADA tsy anareo VELIVELY fa samy TOMPONY
    ka aza miseho manjakazaka fa mbola dadanay koa no LANIM-BAHOAKA sy MBOLA MAMY BE!!!!!!!!!! ny sasany aza tsy
    menatra ny misandoka fa mbola RAVALOMANANA MARC HI! HI! HI! ireny mpisolelaka any aminareo ireny , sisanay ireny !!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *