10 pensées sur “Tsy nampiasa saribakoly intsony ny frantsay fa niseho vatana ary niakatra lapihazo”

  1. Tokony hitsofohana daholo ny blog dry Hollande, Aubry, Royale, europe écologie, Borloo mba hilazana ny politika mangalatra ny harenin’ny malagasy ataon’i lekely.Nanatsara ny cote-ny mantsy io zavatra any Libye io.

  2. Les masques ou les pantalons sont tombés !!! Hita daholo ireo nafenina !! MDR !!
    Efa hatry ny ela aho no nanentana ny be sy ny maro hanao an’io voalazanao io ry Bemafohy, fa toa tsy sahy ny olona !
    Betsaka ny gasy manana namana frantsay, tsy mba sahy miresaka ny zavatra manjoa an’ny vahoaka malagasy akory ! Efa hita izao fa tsy mety ny ataon’ny mpitondran-dry zareo, fa dia asa laotra ! Tsy fahaizana manaava ve sa fahamenarana ?
    Ireo sôsialista ireo no mety hitondra amin’ny 2012, dia ry zareo no hianjeran’ny rihitra, ka tokony hilaza ny heviny mazava tsara ry zareo, raha tsy izany dia anisan’ny mpiray tsikombakomba koa.
    Nisy tamin’ireo sôsialista ireo, tonga nijery an-i domelina, hoe hanampy ! Hiraka ôfisialy ve izy ireny ?

  3. je ne sais quoi dire…

    les socialistes français n’avaient pas bougé un cil , lorsque Ratsiraka avait essayé de VOLER LA VICTOIRE à Ravalomanana…malgré la désespérance du peuple opprimé par un dictateur de plus de 20 ans !

    ils étaient en pleine période électorale …mais de là à mettre leur soi disante conviction humaniste A LA CAISSE D’EPARGNE :
    ==> je n’oublie pas ! et ne pardonne pas !

    tssottska dia tssotssoka hiany !

  4. Il est temps GBD de mettre les socialistes devant leur responsabilité ! Surtout qu’ils nous disent pas qu’ils n’étaient pas au courant, ou que la politique étrangère est du ressort de l’Elysée uniquement.
    Eh ben oui, un bond de 10 ans en arrière ! Quasiment le même topo ! Il y a de quoi mettre la Marine « nationale » sur le devant de la scène, n’est-ce pas Babyfoot ? MDR !!
    Ils ne s’étaient pas gênés pour diaboliser le libyen. Est-ce par vraie conviction ou pour soutenir le Sarko ?
    S’agissant de Mada, où est-il ce fameux humanisme ? Elle est où cette solidarité envers les peuples opprimés ?
    Plus de 900 jours que le peuple malgache est pris en otage, par un gouvernement hors-la-loi !!!

  5. Marina mihintsy ny voalzan’i KintanaMananDrambo ny amin’ny tokony hiresahan-tsika izay aty an-tany lavitra ny toe-draharahan’i madagasikara sy zava-misy ary ny vokatry ny politika frantsay.
    Tsy mba sangany amin’ny teny frantsay velively aho, saingy tsy te hangina na tokony hangina, ary tsy afa- mangina eo anatrehan’ny zava-misy marina izay manjo ny firenena.

    Raha ny tenako manokana dia, nanao ary manao izany aho aty amin’ny misy ahy ary izay alehako, indrindra moa ka manontany ahy ny olona amin’ny maha malagasy dia avy aho amin’ny angady sy ny arona; tsy manompa aho na miteny ratsy, koa inona no hatahorako?? Tsy menatra aho na mihambahamba satria zava-misy tsy takona-afenina no ambara.

    Raha ny tsapako, ary atao hoe mahatsikaiky ihany dia, hita « embarrassés be » matetika ny ankabeazany, na dia ireo mametra-panotanina hoe: « quel est l’interêt de la France la bàs? » Oadray!! Tena angadìko tsara mihitsy hahitany ny fotony!!! Toa izay hatrany manko ny esquives-ny sasany.

    Mitovy hevitra tanteraka amin’i GBD koa aho ny amin’ireto PS sy ny sisa ireto, fa amiko mitovy ihany ny interêts tohanan’ireo
    Tssotska!dia tssotska marina.

  6. KM â

    momba ny Lybiana , dia tsy misy « humanisme  » izany…

    resaka PITROLY no betsaka…araky ny « tente de berbère » i Kadhafi tetsy an « carreau Marigny  » !

    Atokisako kokoa zesta avy any aminy Amerikana’i Obama , raha mbola misy izay azo atao.

    Fr… dia Dupont et Dupond (UMP comme socialiste)

  7. Concernant les socialistes, un malgache assez connu leur a fait gober des mouches….. à la louche !!!!
    Mais tout de même !!!!

  8. Faly aho fa tonga ato ianao ry Neninoro ! fa taiza foana????
    Faly be koa aho @ zavatra voalazanao! indrisy fa izaho mbola tsy nahita
    frantsay nifaneatra tamiko, fa tsy ahamenatra ahy koa ny hilaza ohatra anao io raha sendra tojo aho.
    Ilay fankahalako frantsay aloha dia mitombo andro aman’alina izay no tsapako.Na ny havako aza lasa
    rara ny hiantsoko azy ireo na namana, tena mbola tsy nankahala olona toy izao aho.
    Efa mafa-pana ny raharaha ry Neninoro! koa manao ahoana ny fanantenana??? efa tonga ao indray anie
    hono ny mpikaraman’ady frantsay e!

  9. J’espère seulement que le futur président Français soit un ou une socialiste ayant une toute autre vision des choses.Comme ils disent, il n’y a que les imbéciles qui ne changent pas d’avis.Nous verrons bien.En attendant, espérons que la SADC termine sa mission en respectant à la lettre les décisions des instances internationales.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *