3 pensées sur “UA sy ny Sadc fa tsy ny mpananjanaka”

  1. Sao mihevitra ireo Frantay ireo fa hiverina amin’ny fanjanahantany indray ny vahoaka malagasy!… Tsy mila mihitsy an’ireo Frantay ireo izahay, ary tsy ho avelanay hisy izany!

  2. Nitombo 15 milliards indray anie izao ny trosany, noho ny fahavoazan’ny grika ê ; nihaotry ny 1750 milliards izao ny trosan’ny frantsay, ka mila vola mihintsy ry zareo !!
    Akipily daholo izay manelingelina, toa an-dry Kadhafi sy ny Prezidà Ravalomanana.
    Anjaran’ny vahoaka malagasy no mampiseho an’izay zavatra tadiavin-tsika !

  3. Misaotra @ fanomezana toky ry ZIRY !
    Mino aho fa efa tsara ambina izany taratasy porofo rehetra ao @ Dadabe Zafy
    izany ???ireny koa dia anisan’ny fitaovana ho entin-tsika miady haniliana ireo tsy valahara ireo
    koa aoka tsy ho hatao tsirambina.
    Dia ahoana izany mpikaraman’ady efa tonga ao @ tanana ao izany ry zareo????(kabary omaly teo
    @ Magro io) efa miketriketrika ry la frantsa ary efa miomana ary mampiofana ny Gidro torahana akondro?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *