Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

1 Comment

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Ho Antsika Malagasy Mitolona ary natsaka ka nahita fa nody ventiny ny rano natsakaina..
    Io ny feuille de route izay fanekena ( engagement )nosonian’ ireo mouvances roa ZAFY sy RAVALOMANANA MARC ary ireo ANTOKO PAOLITIKA miaraka amin-drajoelina..
    Vokatry ny TOLONA NATAON ‘NY MALAGASY IZANY KA TSY TOKONY HITSAHANA SY HARATSINA ARY HOMENA NY LANJANY SY NY HANITRA AZY..
    RY MALAGASY , TANO NY AZO FA SAOROTRA NY MILA :
    Telo-oplo volana Isika no nitolona..na avy orana na may tany na tao amin’ny hatsiaka !
    Nefa misy sahy milaza fa tandrametaka , tefy maika io feuille de route io !
    Fomba ratsy ny Malagasy ny mana,bany ny vitan’ny sasany..!
    Ary aza adinontsika fa ny SADC ( 14 Firenena mikambana ao amin’ny SADC ) miampy ny Union africaine , miampy ny Secrétaire généraln -ny nion Européenne nmiampy ny USA izay nilaza fa izay tapaky ny SADC no harahiny..!
    Tandremo re ny haambo diso toerana é! in’ny Firenena ity koa tokony tsy hanaovana sangisany na adi-vaotra.., na kinanga !

    TSY MAINTSY HAPETRAKA NY TETEZAMITA IFANARAHANA SY TSY MANAVAKA AMIN ‘NY ALALAN ‘NY FANARAHANA NY AMBARATONGA MMISY O AMIN ‘NY FEUILLE DE ROUTE..MBA HAFAHANA MIKARAKARA NY FIFIDIANANA , IZANY ANY SEHATRA LEHIBE HANOMEZAN ‘NY MALAGASY NY HEVINY SY NY SAFIDINY !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site