Ankolafy Ravalomanana : Naika Eliane sy Manandafy Rakotoniriana no atolotra ho Praiminisitra.

eliane_naika-300x288

Araka ny fanambaran’ny  filohan’ny delegasionan’ny ankolafy Ravalomanana, Mamy Rakotoarivelo tetsy amin’ny foibe toeran’ny antoko TIM, io maraina io dia efa vonona ny ankolafy Ravalomanana amin’ny fanomezana ny anaran’ireo ho praiminisitra.Nambarany ary fa ny senatera Naika Eliane sy Manandafy Rakotoniriana no atolotr’izy ireo ho Praiminisitra.Nanamafy moa ny Sekretera jeneralin’ny antoko Tiako i Madagasikara fa ny ankolafy Ravalomanana no tokony hitazona ny toeran’io lehiben’ny governemanta io, amin’ny maha « tompon’ady » (protagoniste) sy ny voasoratra ao anatin’ilay tondrozotra izay manamarika fa tsy olon-dRajoelina mihitsy no hitana ny lapan’i Mahazoarivo.

20 pensées sur “Ankolafy Ravalomanana : Naika Eliane sy Manandafy Rakotoniriana no atolotra ho Praiminisitra.”

  1. Tsy mendrika ny ho PM raha olona efa notaritin’i sarla t@ vozonakanjomandriny avy ao anaty sambra fatoriana, sy vehivavy efa voafelaka sy nopehan’i sarla tao @ kapsaty no mbola atolotra @ toerana PM.

    Aleo mintsy tonga dia i REVERA Satrobory no apetraka ao mahazoarivo, vita tompoko! hihihihihihi!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  2. An-koatra ny efa voalazako esty aloha mikasika ny tokony HANOHIZANA NY HETSIKA isan-karazany AMIM-PILAMINANA,

    Dia mba ianagaviana ianareo : Manadafy Rakotonirina – Naka Eliane -Mamy Rakotoarivelo, mba hanamafy hatrany fa

    Isan’ny LAHARAM-PAHAMEHANA ny FIALAN’ i TGV DOMELINA eo amin’ny raharaham-pirenena

    Ny famotsorana ireo migadra tsy amin’antony, ary migadra Sous Mandat de Depot efa 3 taona izao (Illegal)

    Aoka h mailo hatrany amin’izay mety ho fihetsikin’ny Miaramila, na dia efa mangina sy tsy manao fanmbaràna firy aza izy ireo ;

    Iangaviana koa mba hanao Filazàna mitokana ny Etat Major fa manaiky ho eo ambanin’ny Fitondràna vaovao hajoron’ny Rafitra vaovao !

  3. Aoka tsy hanaiky lembenana mihintsy ny mouv Ra8 fa olona tsy manan-katao afa-tsy ny fanaratsiana an-Dra8 no tsimaintsy hiarahana zany!

  4. marina mihitsy izany, aza esorina ao an-tsaina na 1 minitra fotsiny aza isan’andro NY TANJONA dia manala sy mandraoka io dj kely io , tsy mila an’io eto

  5. I Naika Eliane angamba tsara raha miasa ho an’i Ravalomanana eo amin’ny fifandraisana amin’ny any ivelany fa Manandafy no tsara ho praiministra.Izay aloha no mba hevitro.

  6. Rehef manana izay priorité dia ny fampodiana an-dra8 sy famotsorana ny gadra izay eo dia ok! fa raha resaka programa mikasika ny fitondrana ny firenena dia efa manana an’io Ny Filoha Marc Ravalomanana…Ny an’ny s&sany fanaratsiana sy famotehana fitaka lainga halatra sns… no programany!

  7. Tsy lany olo-manga Madagasikara e! rehefa tsy misolelaka @ vozongo dia efa OK!
    mba olona manana hazon-damosina ihany koa fa ho mafy ny lalao eo an! ny UE
    izany efa mahita olona hapetraka eo fa ho hita eo izany!!
    I Naika koa aloha toa tsy foiko indray fa aleo izy hiaraka miasa mivantana @ dada @ any ivelany,
    nefa raha ahatsara zavatra moa inona no olana???

  8. Efa tsy mahita olona mihintsy ve no i Manandafy no atolot’isika amin’izany toerana izany e! Olona efa tokony homena toerana ho senatera ireny§§ tena sao dia lalaovintsika ary ity fiainampirenena ity e!

  9. Tsy maninona izay PM avy amintsika zanak’i Dada eo na iza na iza satria Transition io: tsy aharitra fa ny tanjona dia ny hiverenan’i Dada indray, ka izay PM mahatafaverina azy eo dia OK! Ny Olo-manga tena Top dia aleo rehefa tonga eto Dago i Dada vao avoaka sao dia « Vaky manta » noho ny afitsoky ny foza eo! Mila mahay paikady isika fa aza mikoropaka: ataovy izay hahatongavan’i Dada amin’ny alalan’ny fahatongavantsika marobe eny @ Magro

  10. Tena marina ny teninao ry Terminator! Ny tena tadiavina anie amin’ity « transition » ity dia olona tena mahay mifandahatra amin’ireo FATn’alika ireo e!
    Ka raha vao malemilemy na tsy manana hazon-damosina mafy dia sao dia ampiesoniny eo fotsiny!
    Amiko dia tena tsara tokoa izy anankiroa ireo, fa mahazaka tsara ny lazon’ady ve izy?… Ho mafy sy henjana mantsy ny asan-drizareo manoloana an’ireo bibidia ireo


  11. Soso-kevitra indray ny ahy iny :

    Tandremo sao mamono biby tsy mahafaty, ka hifoteran’ny rambony e!

    Rehefa mitaky ny fialàn’i Domelina, dia aleo atao hatramin’ny farany, fa miandry mahazo fotsiny ireo « bibidia » ireo.
    Vonoina hatrany amin’ny fakany mihitsy ny HAT sy ireo jiolahy ( A.Ramaroson – Voninahitsy – Pety – Coutity – Ny Jeneraly isan-karazany…..).

    Miankina amin’ny fanenjehana an’ireo ny ho avin’iDago ka

    Na isika hivarina hanao Somalie 2
    Na isika hiova tanteraka ho amin’ny Fandrosoana.

  12. Hita mihintsy ianareo fa tena tsy mba manana tanora sy mpitarika mahay sy atokisana fa angamba nitsoaka an’i dada daholo angamba ny tao. dia raha tsy lozan’inona lehireto dia i Manandafy sisa no atao PM. Tsy aleo ve refa tsy manana ianareo dia ireo avy am Zafy sy Monima no tohanana, hotendren’ny Rajoelina.

  13. Itony Tanora itony no atao hoe alikakelin-dRajoel.Mivovoha mafy mba hahazo taolana.
    Indray andro any ialahy dia hifanehitra amin’ny tena taolana.

  14. tsy dadako iny ry Naivokely sady tsy havako a, tsy fanatik hoatran nareo za ka na hiala rapitso aza izy tsy blem, fa kosa nitarika tolom-bahoaka izy dia tsy maintsy manana adidy hanova ny fomba fitondrana sy ny olona mitondra. fa reseho lahatra tsara izy raha hanaiky an’i Manandafy izany, izy manko ny Deba izao dia mba manambitamby nareo e.

  15. Ary iry SADIKA mpanolana ny zanany vavy sy ny reniny iry cdt iry angaha tsy hitan’i Naivokely???
    tena latsaka ny ranomasoko fa hanody ny taranaka fara-mandimbin’io ny nahazo ireo olona ireo.
    mampalahelo rehefa tsy misy fisainana toy izao itony olona,efa saika tsy hamaly ihany aho fa tena tohina ny foko ka voatery
    ihany,TENA TSY RARINY IZAO E! MANODIAVA NY RENINAO SY NY ZANAKAO VAVY SY NY RAINAO NY NAHAZO IREO
    OLONA IREO RY cdt massoud,ary anisany nanao izany tao ianao matoa nahita izany HABIBIANA tsy roa aman-tany izany dia
    tohizo fa mety ho anao izany.Izany no fiainanareo hifikiranareo eo,hiadiana mafy SADIKA !TSIVANONA!Tsy faka taranaka!DEVOLY!

  16. Raha i Naika azo antoka fa tsy hanaiky ho tsindrin’ny Andry mora foana. Ny vazaha aza tsy mahateny rehefa tratrany tsara. Ary tsy ho sarotra amintsika ny mahazo vola sy reconnaissance raha izy no atao praiministra. Efa fantany ny fomba itondrana an’iny lafiny iny. Raha te hahatafita haingana ny reconnaissance i Andry, i Naika no solution tsara indidrindra fa raha i Manandafy zany mety mbola hisalasala ny mpamatsy vola.

  17. Fitsapana an’i Domelina io raha tena mahazaka firenena izy; tsy maintsy ireo natolotry ny mouvance RAVALOMANANA no tendreny ho praiminisitra raha te ho stable izy, fa raha mbola foza hoatr’azy ihany dia ny teo ihany no miverina. Tadidio kely ny tantara t@ andron’ny Prof ZAFY nanova lalam-panorenana ary afaka nanendry praiminisitra dia ilay akama be no notendrena; vokany tsy nisy stabilité izay niafara t@ fionganany mihitsy. Raha intelligent izy dia ho takany izany!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *