Antso mivantana Filoha Ravalomanana, 01 Oktobra 2011

Magro 01 okt 11 (26)

Toy ny mahazatra dia niditra mivantana teto amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny filoha Ravalomanana, maro ny zavatra noresahana f a isan’ny nisongadina ny filazany fa ataon’ny FAT jono hamandriana ny fianakaviam-be iraisam-pirenena ny famoahana ny gadra politika :

Niditra mivantana tany Toamasina ihany koa ny filoha Ravalomanana androany, nilaza ny tatitry ny fivorian’ny Troïka, namaky bantsilana ny adalan’ny « begalona » Malagasy « nanalabara-batana ireo miaramilantsika ireo »  hoy izy:

Henoy eto : fidirana mivantana Ravalomanana Toamasina 01 okt 2011 A

 

fidirana mivantana Ravalomanana Toamasina 01 okt 2011 B

8 pensées sur “Antso mivantana Filoha Ravalomanana, 01 Oktobra 2011”

  1. TGV résiste aux entités politiques qui l’ soutenu car il sait pertinemment qu’il ne peut plus revenir en arrière s’il veut avoir la reconnaissance effective et la reprise des aides.Il préfère attendre les propositions de la SADC pour la mise en application de la FDR.Ca veut dire que les jours de Vital sont comptés et par conséquent le greco pourra retourner cultiver ses olives dans le sud.

  2. Toute perspective est fermée pour rajoelina et consorts !
    L’article 30 de la feuille de route ,que rajoelina a feint d’ignorer avant d’aller à l’Assemblée générale des Nations Unies le coupe de tout et lui coupe tout !

    Je subodore la dure réaction de la SADC après la transgression de cet article 30 par rajoelina et ses conseillers !
    CET ARTICLE 30 CONSTITUE LA BASE FONDAMENTALE DE LA MISE EN PLACE DE LA NOUVELLE TRANSITION : RASER ET EFFACER TOUT(DECRETS , ORDONNANCES , AVANCEMENTS DES FONCTIONNAIRES CIVILS ET MILITAIRES , CONTRATS DE VENTE ET D’ACHATS DE MATERIELS D’EQUIPEMENTS , CONSTRUCTIONS DE BATIMENTS , NOMINATION DE PERSONNEL A DES POSTES ADMINISTRATIFS , CONTRATS D’EXPLOITATION DES MINES…ETC..) CE QUE LA HAT INSURECTIONNELLE A INSTITUE OU MIS EN PLACE !
    IL N’ Y AURA AUCUNE DUISCUSSION , IL Y AURA SEULEMENT EXECUTION DES ACTES DICTES PAR
    LA NOUVELLE TRANSITIONS PAR CEUX QUI ONT COMMIS LES FORFAITURES !

  3. Ataoko fa ampy izay tomany , kiaka , nandriatr’izay telo – polo volana izay ary tsy tomany na kiaka niala maina fa tomany sy kiaka namokatra , nody ventiny ary io efa akaiky Antsika ny vokatr’izany adintsika izany..
    Nety norebireben’ny fat ny sasany tamintsika satria tsy nandray na naheno ny vaovao nentin’ity feuille de route ity..
    Tsy misy hadisoana izany fa ny tsy fisian’ny filazam-baovao ( radio,tv )no nahatonga io banga io..
    Koa mifalia daholo , ary tsy milaza hoe adinoy ny fat fa kosa tsy fotoana itenenana zavatra mikasika azy izao fa fotoana kosa tokony hararaontsitsika hanalana ny alahelo ao Amintsika ary mba hanomantsika ny hery entitsika miatrika ny asa -MPAMELOMANA , ASA – MPANOMEZAN-KERY HANASITRANANA NY HAVIZANA , NY HANOHANANA , NY RATRAN ‘NY FO !!
    TOHIZO NY TOLONA HO ANY AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY FIRENENA SY HO AMIN ‘NY FANATSARANA NY LAFIM-PIAINANTSIKA MANONTOLO !

  4. Misy dikany inona izay fakon’olona ireny raha handeha any @’izay ahafaty
    azy any daholo!fa tsy hibodo toerana eo nefa « sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery »
    Ny hiriana dia mba hilamina ny tany fa mijaly ny vahoaka.Izy ihany no nanavaka ny sonianay fa afaka adidy
    isika.Miseho ho be mokony nefa aiza!!! tsy lasa lavitra !!!! manalabaraka fotsiny!!!!

  5. Raha izaho nu Prezida Marc Ravalomanana, tsy hanaratsy mivantana ireo miaramila ireo aho, satria hitarika korontana izany !
    Nefa moa tsy izy izaho e!
    Ny olana mantsy dia leo ihany maka fitandremana sy maka namana toy izay mamorona fahavalo vaovao, indrindra indrindra ireto miaramila nilaza fa tsy mba nojereny tamin’izy teo amin’ny fitondràna ireto.
    Ho anao sy ny ho an’ny vahoaka Atoa Prezida, aleo ihany mitandrina a !
    Sao hifindràn’ny aretina foza koa isika !

  6. TENA MARINA NY an’i Njara fa tsy hihaino anao i ra8 satria tsy mbola niova ny toetra ratsiny izay manambany olona, sy manilika avy hatrany izay ts mitovy hevitra aminy na dia namany akaiky aza. efa afaka miditra izy izaho ka dia asa raha ho sahy, sao dia voafahan-dalitra isan’andro ianareo zanany.

  7. Inona moa no olanao amin’izany ry Tanora ? Izahay no voafahan-dalitra ka ianao no toa mivovoho toy ny k’va maheno sioka ?!

    Soa ihany fa tsy hiova ny toetrany, fa raha miova, hanjary ho naman’ny Mpanjanaka toa an-dRadomelina koa ! Mba niova tamin’ny Fivarotana tanindrazana amin’ny vozongo ve ny Domelinareo ?
    Mba niova ho manan-tsaina kokoa sa mbola iny manao lohan’angidina iny foana ?! Any an-kady ihany no hiafaràny e !
    Fa ireto Tanora Tena Gasy Vongany ireto koa anie no efa zatra minono, ka tsy mety fa ny mandohalika ihany no masaka ao an-dohany e ! Aiza moa no tsy ho zatra….ambaniana…atao hoe ambany dia lasa…Toy ny alika izany e! Ra8 hono no nanambany azy. Oadray tamin’inona ? Mba misy porofo ve aloha ity fanaratsiana lava azy ity e ! Toa siosio no betsaka sy fanaratsiana fa ny tena marina TSY AVELA HIVOAKA, satria raha vao miseho ho mala ny marina, dia atao toa an’i Charles (alefa any ANTSIAFAHY tsy hisy maheno ).Ny asan’ny amboakely dia Risara moa etsy an-daniny ihany !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *