13 pensées sur “Avy aty amin’ny ankolafy telo ny Praiministra hoy Tabera.”

  1. Fa iza marina no manendry ny PM arak’ilay voalazan’ny tondrozotra vita sonia fa izahay tsy naharaka?

    Dia iza no Filohan’ny transition, arakin’ny voasoratra ao azafady?

  2. Ny PM dia tsy maintsy olona ho tendrna ankoatra ny ankolafy Domelina.
    Fa i Domelina dia tsy afaka hanendry izay tiany !!!! na inona na inona,na maharaka na tsia
    Ny filohan’ny transition dia tsy maintsy miala 2 volana mialohan’ny fifidianana tena izy.
    Azonao ve azafady ?

  3. PM tsy foza!!domelina mpangalatra! domelina mpandroba ! domelina MPANDAINGA!
    domelina MPANOMPOSAMPY! domelina ALAKAOSY! MIALA! MILA! MIALA! tsy mendrika
    ny hitondra io tany MASINA io ny olona toa an’i domelinareo ry cdt a! lary efa teto ihany anie io dia mba miova anarana e!
    ny anarana koa tanim-boanjo !
    Hadinoko! PM tsy VOAVIDIN’ny frantsay!!!Na MISOLELAKA frantsay no mahitsi2 kokoa!!tsy adalan’i UN akory no nandaka an’
    i domelina! tenenina foana ka eee! hanarina foana ka eee!! voan’ny daka indray fa eee!MITONANTONANA OAH!!!!!!!

  4. fanotaniana mbola tsy voavaly hoe iza no filoha mitantana ny fanjakana tetezamita arakin’ny road map nosoniavin’i kotovahiny sy kotoarivelo?

    PM. Soa ihany aloha fa tsy ao anatin’ny (plate-formepolitique manohana ny TGV) Ny jeneraly isany VITAL Camille sy RANDRIANAFIDISOA

  5. Ho an’i Ravola ireo jeneraly roa ireo dia tsy anatina ankolafy n’inona n’inona izany hoe tsy nanao sonia an’ilay tondro zotra ry zareo.Koa noho izany dia tsy ao anaty lisitra.Ambonin’izany dia miaramila ry zareo ka tokony tsy hanao politika.Ary farany dia fantatry ny SADC tsara hoe pro-TGV izy ireo donc…hors jeu.

  6. Tsy noraisin’ny parlemantera eropeana ny iraky ny FAT nandeha tany Bruxelles.Nahazo tehamaina indray i TGV.Vao miainga i Radomelina dia efa ny an’ny hafa no tonga aloha.Efa hoe:antsangano levendrana ity ny governemanta vaovao sy ny andrim-panjakana vaovao dia parlemantera vaovao alefa any dia mihodina io.Miseho ho fetsy ialahy nefa ny aty koa mbola fetsy noho ialahy(avo folo eny mihintsy).Miandry ny andrim-panjakana vaovao daholo ny firaisambe-pirenena ka aza mihodikodina.Ary raha tsy mahavita azy dia mialà fa betsaka ny olon-kendry noho ianareo.Ampitao amin’ny reny malala izany.

  7. Raha ny frantsay aloha tsy ho azon’i Domelina ho baikona mihitsye ! au contraire ! fa mba lasa ny fisainako hoe : Raha toa moa ka olona avy amin’nyan-kolafy Ratsiraka no lasa PM, dia ahoana nymba fandraisanao azy Bemafohy ?!!

    Ny hitako mantsy dia mihazohazo ny an-kolafy Zafy Albert ary misy korontana aza ao. Ny mampalahelo hatramin’izoa dia ny adi-seza foana no manjaka na avy @ ankolfy inona na an-kolafy inona.

    Manaraka izany raha matanjaka toy izany ny Parlementaire Eoropeana, tsy ho any indray ve ny vozongo no hanavandra ?! Izany hoe hametraka olona voafidiny ?!

  8. Raha ny hevitro aloha dia tokony omena ny ankolafy Ravalomanana ny PM satria izy no nitarika voalohany ny tolona ary ataoko fa nandefa lalana ny ankolafy Zafy raha nanda io seza io(tsy haiko loatra raha mikorontana ao satria dia nandefa groupement des jeunes ny ankolafy telo tany amin’ny fivoriana ambotsirohitra).Ny hevitry ny ankolafy Ratsiraka no tsy haiko.
    Manana ny olony ny vozongo any amin’io commission européenne io fa tsy mahalefa ny sasany satria efa mitady ny rariny ny tandrefana hafa.Louis Michel izay tsy nandray ny iraky ny HAT dia belge miteny frantsay.Tokony ho mora tamin’ny tsotsoka ny nandambolambo an’io nefa dia tsy nisy izany.

  9. Efa mifady sira aho Ravola a!!!ny torimaso aho no misy olana kely eto
    fa tsy maninona fa ho an’i tanindrazana tsy misy bedy!mbola misy ny
    mitondra MAFY noho izany any, koa miara-ory @’izy ireo aho,ary izay no hiadivako mafy mba » HO AFAKA NY TANIKO »
    sy ny mpiray tanindrazana amiko,dia ny VAHOAKA MALAGASY eny na ireo foza aza mba ahatsapa tena izy ireo fa GASY
    ka tsy ho handevozin’ny vazaha .Mivavaka ho azy ireo koa aho,mba halala onona,dia ho PARADISA indray MADA toy ny
    t@ andron’i DADA ahhhhh!!!!
    Njara! tsara ny hamisavisana ny ratsy mba hiavian’ny soa.Frantsay izany efa 0 boribory manatody,efa tsy ahoan’
    izao tontolo izao,ary mbola ho avy ny an’ireo atsy ho atsy!!! Mandrasa daholo!!! MADA AFAKA no TANJONA!!!!
    alahoery daholo ary !!!! mbola sarotra ny lala ka mila HERY LEHIBE avy @ tsirairay!!! tsy maintsy TAFITA ny tolona!!!

  10. dada est à new york actuellement en assistant à la reunion des nations unies pour les présidents déchus et apatrides,en exil

  11. Mba mahay manamboamboatra resaka ery ity Ravola, matim-bola,
    moramorainy ery rehefa hanao ratsy,fa rehefa tratry ny MARINA dia izao
    hiafaran’i domelina MARARY izao fa sarotra be ny mampanjaka ny MARINA ka MIPOAKA ny LOHA KELINY.
    Moramora kokoa ny manatanteraka sy milaza lainga noho ny mampiantra ny FAHAMARINANA sy ny RARINY.
    Dia mahay mamahan-dalitra wry izato izy fa tsy foza vitaly anti-mola,olona efa retirety mbola omena grady dia
    mbola ho PM koa ??????? aza mba VENDRANA ihany e!!! heverinareo fa ho moramora toy ny fanonganana
    sy fandrobana angaha ity mitondra firenena ???,TSABOY ALOHA i DOMELINA fa izahay mbola te hijery DODAN
    be avy any @ avo ,midaraboka aty @ ambany SAHAZA ANAREO fakofakondraha ireo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *