Botozaza Pierrot, Naika Eliane, Manandafy : « samy zanaky ny mpanefy »

P03-168

Anarana telo no natolotry ny ankolafy Ravalomanana ho eo amin’ny toeran’ny Praiminisitra.

Manandafy Rakotonirina : isan’ireo nijoro sy nanohitra hatrany an-dRajoelina nandritra ny fanonganam-panjakana ny taona 2009 ka hatramin’izao fotoana izao izy.Isan’ireo nahita faisana tamin’ny fihetsika mahery vaikan-dRy Charles Andrianasoavina sy ry Lylson ireny .

Ny senatera Naika Eliane : izy indray dia isan’ireo tanan-kavanan’ny filoha Ravalomanana,  izy dia tsy nivadika “fidele”,   mahay indrindra ny resaka fifandraisana amin’ny any ivelany, saika mahomby hatrany ny “lobbyng” ataony, isan’ireo vehivavy sahy nijoro nanohana hatrany ny filoha Ravalomanana.Tsiahivina fa efa nataon-dRy Charles sy Lylson nahita ny “maizina “ ihany koa izy.

Botozaza Pierrot : izy indray no azo lazaina ho be enerjika kokoa ho tafita  eny Mahazoarivo, amin’ny fananany traikefa tamin’izy minisitry ny fitaterana , efa solombavambahoaka ihany koa ny tenenay ary ny tena mampiavaka azy dia « ny maha teknisiana » azy, afaka- manambatra ny hery sy ny mampiombana ireo tsy mitovy hevitra « rassambleur ».Tsy dia hita loatra intsony anefa izy nanomboka hatramin’ny 2009, io no mety mampiavaka azy amin’iretsy roa voalohany. Ary ho mety hanana ilay “tsanganana”(profil) voasoratra ao anatin’ilay tondrozotra, “praiminisitry ny marimaritra iraisana”.

Samy zanaky ny mpanefy anefa ireto « zabak’i Dada » ireto, tsy hatoro voanjo hadiana, ary samy  zanaky ny efa mangotraka ka tsy matohotra ny mangorovitsika.

45 pensées sur “Botozaza Pierrot, Naika Eliane, Manandafy : « samy zanaky ny mpanefy »”

  1. ankoatra BOTOZAZA dia MANANDAFY na NAIKY olona fantatra na eto antoerana na any ivelany tsy misy itovizany any G8 izay olona MPANGALATRA ny betsaka amireo firy amireo no mba nifanerasera tamy ONU UA UE SADC tsy misy

  2. Fa ny loza ngeh dia le DJ tsy manana fhaizana na niveau sup indray ity no mampanao entretien ny Malagasy manam-pahaizana é!!! ahoan’zany????????????????

  3. Ny tena dikan’io : Raha manaiky manao entretien ianareo, dia manaiky koa fa tena IZAHO NO PREZIDA MANDIDY SY MANAPAKA !
    Izy mipetraka, ny sasany mandoalika ! Valin’ilay hoe « aza mi-croiser tongotra toy izao rehefa miresaka amin’ny olon-dehibe, indrindra fa prezidà » !
    Mbola asainy mandady koa vao afaka mihaon’aminy, atsy ho atsy !
    Aiza sy ho atao inona ilay Charte nosoniavin’ny afrikana rehetra, izay milaza MAZAVA FA TSY TOKONY HANDRAY ANJARA AMIN’NY FAMERENANA NY DEMÔKRASIA AKORY IZAY NANONGAM-PANJAKANA ?
    Tsy hoe isika malagasy ve no tompon-draharaha, ary manapan-kevitra momban’izay hoavin-tsika ?
    Izao ve no vokatry ny tolona natao nandritry ny telo taona ? Alefa any amin’ny compte « Pertes et profits » fotsiny izany ireo rehetra maty nandritry izay telo taona izay.
    Tsy ireo voatifitry ny miaramila ihany, fa eo koa ireo rehetra maty noho ny tsy fisian’ny fandriampahalemana, ary ny tsy fanajàna Lalàna intsony !
    Ny tany tsy voaravina, ny fototra tsy vita araky ny fomba amam-panao, dia hoe handao atsangana amin’izay ny rindrina sy ny rihina, ary ny tafo !
    Mazoto dia mazoto, izay olona sahy hipetraka ao amin’izany trano izany !

  4. Dia manamafy izao voalaza izao e !  » Ny tena dikan’io : Raha manaiky manao entretien ianareo, dia manaiky koa fa tena IZAHO NO PREZIDA MANDIDY SY MANAPAKA !
    Izy mipetraka, ny sasany mandoalika ! Valin’ilay hoe « aza mi-croiser tongotra toy izao rehefa miresaka amin’ny olon-dehibe, indrindra fa prezidà » !
    Mbola asainy mandady koa vao afaka mihaon’aminy, atsy ho atsy ! »


    Tena manaiky ho baikony daholo ireto mpanao Wawawa ireto ! Ny vavany no betsaka fa tsy misy mahasahy !

  5. Izay mitsy anie le maha hafahafa ny fomba fisainanareo mpanohana an-dRavalo ireto e! tsy hisy raharaham-pirenena handeha r’zalahy, raha tsy hifampidinika izany Mahazoarivo sy Ambohitsorohitra izany a! maniry mafy aho mba ho ny iray @ireo atolotrareo ireo no praiminisitra, tsongaiko maanokana i Botozaza, izay tsy mbola nahitana rahorao teo @ naha tomponandraikim-panjakana ambony azy. Fa raha Naika izay, @ maha mpialoka politika azy aty France, izay enjehany fatratra, kanefa izy de « sous la protection administrative et juridique du gouvernement Français  » izay migoka ny mamy @ zany( réfugié statutaire), raha ny tsy fitiavanareo vozongo, de tokony tany @ dadanareo, tany izy no mialokaloka, de mitabataba ery aty, mamporisika ny parlement euro, hanao an-kivy ara-toekarena an’i Mada, de iza no ho voa @izany, tsy Rajoelina velively, fa ny sarababem-bahoaka, de @ko tsy tia tanindrazana io noho ny fiarovana tombontsoan’olon-tokana(Ravalo), de te hipetraka eo @ PM, de tsy izay hampivoaka @ tetezamita haingana no hatao, fa hampiteraka tsy fitovian-kevitra, eo de roritina eo ny raharaham-pirenena de @izay ao @ilay ilavanareo azy, Mada potika, vahoaka mahantra, Rajoelina tsy mahavita azy de izay foana, refrain ny boloky e!ary tsy adala akory ny ambassadeur Sud Af, tsy mila extremiste toa an-dry Naika sy Manandafy, ilay « Mafana », mahasahy miantsy miaramila nefa refa pehan-dry zalahy, de mivovoha ranomaso, ary le ranamana io tsy maty ara-tantara, fa toa tsy mba nitondra soa ho an’i fireneny, fa rotaka sy ady foana no nampalaza azy, de famotehana ny rafitra fampianarana, de io no mahazendana ahy foana ny mpanohana an-dRavalo, fa olona tia ady, mpiteniteny foana, ireny efa malaza ratsy fanta-bahoaka ireny e! de nankaiza ireo olonkendry toa an-dry Rajemison Rakotomaharo, Jean Lahiniriko, Jeacques SYLLA, izay efa nodimandry moa fa efa niala an-daharana taloha be…sns! de hoe voavidy vola sy tia seza toa an-dry Raharinaivo, ireo GMMR, mety marina ny anareo, fa ny olona koa r’ise mahalala ny toerana tokony hisy azy fa tsy ho lany andro toa anareo a!Ary sur 100/100 za fa Rajoelina akory raha mitady entretien @izay ho praiminisitra eo, tsy hampandohalika olona izany, na ny olonareo, na ny an’ny vondrona hafa izay mitovy avokoa aminy, fa mijery ny ho tombontsoam-pirenena mba hisian’ny fiaraha-miasa mirindra, de tsy hisy chance mihitsy na i Naika na i Ndafy, fa tsy hila problema @n’ny olona te hamingana azy izy akory! ary logique ihany koa r’zalahy zany hiérarchie izany, fa tsy ny PM velively no hibaiko na handidy ny Président izany a! ny mety de ny mifanakalo hevitra sy mitady ny marimaritra irasana foana eo mbany fifanajana raha te hiara-hitondra a! fa io hoa tsy vitan’ny mokondoa, fa ny tantara mandroso foana, de veloma indray e

  6. « Sur 100/100 za fa Rajoelina akory raha mitady entretien @ izay ho praiministra eo, tsy hampandoalika olona izany, na ny olonareo, na ny an’ny vondrona hafa izay mitovy aminy, fa mijery ny ho tombontsoam-pirenena mba hisian’ny fiaraha-miasa mirindra ».
    1°) I domelina dia tsy mahafehy na inona na inona intsony ao an-toerana, fa ny miaramila voky sy tsy te ho very fihinanana, no mibaiko azy !
    2°) Zesta teknika, mba hilazàna fa izy no prezidà, noho maha tonga azy hiteny hoe tsy maintsy misy ny entretien ! Iza no nitomany hatry ny ela hoe, »appelez-moi Mr le Président » ?
    3°) Tombontsoam-pirenena ? Fitiavan-tanindrazana ve ny manongam-panjakàna ? Mba misy fantatro ihany raha momban’ny fiandohan’io raharaha io !!
    4°) Resaka vozongo. Na iza na iza dia samy mitady ny tombotsoany daholo. Anjaran’ny olona izay mieritreritra sy manan-tsaina no miaro ny azy. Efa hatry ny ela (1895) ny malagasy no voa « double » toy ny akoho vavy, ka tsy hiteny intsony aho hoe « maso », fa famarotana ny tanindrazana hiombonana tsotra izao no ataon’ny sasany !
    5°) Aza dia manao « raccourci » laotra r’ingahy na ramatoa rabe ( sao mantsy dia i Nathalie ianao manoratra io ), fa efa ela no nanambara ny teto fa ny fiarovana, ny fitakiana ny ARA-DALANA, dia tsy midika hoe fanohanana anjambany an’ny Prezidà Ravalomanana ! Corollaire izany amin’ny fitenin’ny vozongo lazainao !

    RAHA FANONGANAM-PANJAKANA NO HAMAIVANINA TOY NY HOE MANGALA-PAISO, DIA SAMIA MIZAKA DAHOLO NY VOKANY !!!!
    AVELAO HANJAKA NY VOZONGO, NY KARANA SY NY SINOA ! PARAKY INDRAIM-BAVA DIA AMELARANAREO ILAY ZAVATRA !

  7. http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/10/Villa-Elisabeth-19-okt-11-7.jpg

    http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/10/Villa-Elisabeth-19-okt-11-15.jpg

    Tena miala tsiny aho fa olona sahala amin’itony no misisika ho eo amin’ny Fitondram-pirenena. Efa tsy misy hajany sy voninahiny intsony ity Firenena ity !
    Aiza moa no tsy hanjaka ny vozongo ?! Donina tapany dia mandoa erany, satria saina tsy mandeha amin’izay tokony ho izy no misisika.

    Tena manaiky aho fa mila fiasainana lalina ny ahavotra ity Firenena ity.
    Efa mandeha ihany ny resaka, fa hatrizay tokoa, dia voatambin’ireto vozongo ireto ny saina malagasy : omena kely an’izato sy ity, dia mihazakazaka toy ny akoho, ka aiza moa no tsy ho voa roa ?! Tsy vitan’ny hoe voa roa, fa tena lasa mivarotra Tanindrazana mihitsy aza – na koa mamono mahafaty ny Mpiray Tanindrazana.

    Marina mihitsy ny hoe isika Malagasy ihany no mamono tena satria, efa voan’ny mangidy sy ny mafy rehetra, ka raha vao tambazana fanampiana kely, na fanomezana kely dia iny fa roboka. Mitovy fisainana amin’ny Mpangery an-joro e ! Tsy mitsinjo izay farany, fa mahavita mitari-namana aza ho vidian’ny vozongo.

    Raha mbola mino sy matoky ireto vozongo ireto dia mbola ho lavitra ny raharaha e!

    Dada na i Naika Eliane ihany no mahasahy mifandrina amin’ireo. Ny sisan’izay mbola tena mampieritreritra. Tsy misy teny fankahalàna izany, fa izany no marina sy tena izy.
    Ny fifandraisan tsy maintsy ho atao fa :

    -Tsy maintsy atao izay hanalavitana ity OIF ity raha ny amiko manokana !

  8. http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/10/Villa-Elisabeth-19-okt-11-7.jpg
    Tena miala tsiny aho fa olona sahala amin’itony no misisika ho eo amin’ny Fitondram-pirenena. Efa tsy misy hajany sy voninahiny intsony ity Firenena ity !
    Aiza moa no tsy hanjaka ny vozongo ?! Donina tapany dia mandoa erany, satria saina tsy mandeha amin’izay tokony ho izy no misisika.

    Tena manaiky aho fa mila fiasainana lalina ny ahavotra ity Firenena ity.
    Efa mandeha ihany ny resaka, fa hatrizay tokoa, dia voatambin’ireto vozongo ireto ny saina malagasy : omena kely an’izato sy ity, dia mihazakazaka toy ny akoho, ka aiza moa no tsy ho voa roa ?! Tsy vitan’ny hoe voa roa, fa tena lasa mivarotra Tanindrazana mihitsy aza – na koa mamono mahafaty ny Mpiray Tanindrazana.

    Marina mihitsy ny hoe isika Malagasy ihany no mamono tena satria, efa voan’ny mangidy sy ny mafy rehetra, ka raha vao tambazana fanampiana kely, na fanomezana kely dia iny fa roboka. Mitovy fisainana amin’ny Mpangery an-joro e ! Tsy mitsinjo izay farany, fa mahavita mitari-namana aza ho vidian’ny vozongo.

    Raha mbola mino sy matoky ireto vozongo ireto dia mbola ho lavitra ny raharaha e!

    Dada na i Naika Eliane ihany no mahasahy mifandrina amin’ireo. Ny sisan’izay mbola tena mampieritreritra. Tsy misy teny fankahalàna izany, fa izany no marina sy tena izy.
    Ny fifandraisan tsy maintsy ho atao fa :

    -Tsy maintsy atao izay hanalavitana ity OIF ity raha ny amiko manokana !

  9. Kay !! Legôôôôna, vonona mandrak’ariva toy ny scouts ê !
    MDR !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  10. Toy ny fitantanana oron’asa io ry Njara â ! Misy ireo izay tsy misy hidivirana ny fiaraha-miasa aminy ; anjara sy ADIDINAO ny miaro ilay tantananao ! Adin’ny samy fetsy !
    Ny an’ilay vendrana, mahazo kely indray mandeha, dia navelavela sy natao tsizarizary ny
    fihidiram-bola maharitra na antom-pivelomana !

  11. Mialà any ianao RABE fa NUTS fotsiny an!
    __

    KM: ny fahatongavan-dRa8 no handrandraina mafy, ny fandehan’ny économie tena GRAVE tsy misy irika ho an’ny sarababem-bahoaka.
    __

    Aza sasatry ny miteny ianao km, na rahoviana na rahoviana: ny anay koa mantsy sévrage forcé nohon’ny tsy fisian’ny produits laitiers de QUALITE intsony, any ka …

    Amin’izao ny hery aloha dia atotona any amin’ny asa, ary mikarakara ny ankizy feno taona hiala an’i Gasikara hanomanana ny ho aviny tsaratsara kokoa any ivelany, ary anafarako fara-aman-dimby ataovy mihinana ny ampangony ny tarana-dra MPANONGANA isany raha sendra mifanehatra ny dia any aoriana

  12. Za aloha ry Manandrambo, esoriko le kintana fa tsy maneva an’ise fa vetaveta fiteny loatra ianareo a; de tsy mahagaga oa mitovy fisainana @ dadanareo ianareo, »tel fils tel Dada ». Za koa r’ise lehilahy, fa tsy Nathalie nareo zany a; Rabelehilahy raha tianareo ho fantatra.
    Mazava be @ko ny tianao hambara ry Njara raha de somary miolaka, aza, kanefa za namaly tamin-kitsi-po ny e-mail n’ise, zay tsisy valiny,kanefa efa nanao proposition ireo tolokevitra natsipinao, de lazaiko anareo, fa bandy niafy, zanak’olona sahirana, ary ketrika tsy nila na iza na iza nanohana no nivoahana taty an-dafy aty.Ny zavatra hitako, de tsy mamaly mihitsy ny tiako lazaina ireo valinteninareo ireo. De mbola averiko ihany fa Rajoelina tsy baikoin’ny miaramila izany fa tsy hamono tena ohatran-dRavalo izy ka hanindry miaramila gasy @ miaramila Sud Af , de refa voabôtin’ny miaramila de hoe Rajoelina mpanongam-panjakana, de nahagaga fa raha ny force sy moyens n-dRavalo t@ 2009,Rajoelina kely tsy tokony hahaongana azy, fa io r’ise vahoaka, sy miaramila ary Rajoelina, de niongana Ravalo, de aza tsy mahay politika ihany. de izay ndray no azo hambara.

  13. horakoraka ny an’ny sahona
    fa ny sobakaka no tompon’ny rano
    ranon’an!

    NUTS (Ra)be tsy misy dikany ny raha volagnin’ity…

  14. Ny amin’ny vozongo aloha dia ialako tsiny fa dia mitovy saina amin’i Kintana aho e !

    Ny sisan’izay kosa dia azo atao tanteraka ny mifampiresaka sy….MIFANAFATRAFATRA, fa misy ny maha-mpiray Tanindrazana sy ny maha malagasy ! Ny mitompo teny fatratra ihany koa dia heveriko ho tsy mety, fa samy aoka hanana humilité amin’izay atao avy !

    Samy milaza ho Tia Tanindrazana avy isika, ka ny mifankahala no tsy ho atao.Samu mihezaka araka izay heveriny fa mety, amim-pandinihina sy fifanajàna.

  15. Tsy haiko ry HoAiza, fa za eto no sahobakaka , de mampieritreritra be anao ny teniko, de tsy hita izay avaly azy, de tsisy dikany sisa no hambara. MISAOTRA IHANY raha resy lahatra oy io e.

  16. Ianao ihany no milaza « TSY HAIKO ». Ary ny misintona ny masoko ao anatiny dia be ny hoe « dadanareo ».
    ___

    Noho izany tonga dia efa tsssssssssss.

    Koa miala tsiny ra-krisy, fa tsy misy mi-intéresser ahy @ bbbbbbzzzzzzzzz nao, lalimanga manimba rivotra fotsiny!

  17. Tu ne peux rien faire contre moi Manandrambo!tu peux me menacer autant que tu veux, mais tu te fatigues pour rien. Avec tes arrogances, tu vas courir à tes pertes, et toi et ton Dada, vous ne gagnerez jamais! salut!

  18. ataon-dRabotoarison mirehitra ireo f’aza gaga e!!!!! io ihany no mahafehy sy mahafeno ny fepetra! tsy ny ambassadeur Mauricien akory no mandidy eto !!!!

  19. Atsangano ny Conseil National de Transition !

    Raha ny marina dia tokony ho foana tanteraka ireto CST sy CENI najoron’i TGV ireto aloha e !
    Raha mbola eo ireo dia hanao izao loha jiolahimboto izao foana i TGV, satria ireo no manohana azy !
    Ny Conseil National izay TOKONY ho ajoro mihitsy no misolo izay HAT eo amin’izao fotoana sy izay METY HO AVY EO !
    Ny Conseil National dia miforona avy amin’ny Vondrona : TIM sy izay manohana azy – Zafy sy izay manohana azy – Ratsiraka sy izay manohana azy, ary ireo Vondrona antsoina hoe GAS ( Groupement des autres sensibilités).
    Mety ho azo atao koa ny HITARIHIN’I : RAVALOMANANA – ZAFY – RATSIRAKA ity Conseil National de Transition ity.
    Raha olona roa na telo isaky ireo Vondrona ireo dia efa mavesatra ihany, fa kosa, efa manan-danja mihitsy hisaina izay ho halehan’ny Firenena atsy ho atsy.

    Ny Conseil National de Transition dia mamorona Commissions toy :
    – Ny Commission de Securité Nationale
    – Commission Economique
    – Commission Sociale
    – Commission Education et Sante
    – Commission pour l’Unite Nationale
    – Commission Justice
    – Commission Relations avec l’Exterieur
    – Commission Information et Culture
    – Commission fanajariana ny Tany
    – Commission electorale en vue de la Presidentielle.

    Ireo asa ireo dia voatery ho hatrehin’izay voatendry ho PM eo anefa raha jerena ny Firenena amin’izao fotoana izao dia feno lahara-pahamehana, ary tsy ho araka izay mety ho PM eo izany, fa hiteraka olana fotsiny, ka manjara miterak fizarazaram-bazan eo Amin’ny Firenena.

    Mazava ho azy fa izay olona atolotry ny Vondrona tsirairay avy dia TOKONY ho olona mba manam-pahaizana mendrika sy atonona amin’izay asa omena azy !


    Ary araka ny efa voalaza etsy ambony, dia…. tsy misy hilàna azy intsony Rajoelina sy ireo mpanohana azy. Ka ny mety aminy dia ny MIALA LAVITRY NY FITONDRAM-PANJAKANA

    Fomba HAINGANA SY TSOTRA izay mba tsy hahita intsony ity DJ ity.
    Fomba haingana sy Tsotra ihany koa, mba tsy hanekena intsony ny fanakorontanana ataon’ny Mpanjanaka sy DJ.
    Raha mbola mitohy izao fanetre-tena sy fandeferana ary firaharahàna miaraka aminy aseho azy izao, dia mbola ho ela isika vao ho afaka aminy sy ny vozongo.


    Ny anjara raisin’izay mety Ho fidiana PM amin’izay dia Mpandrindra ny asa tanterahin’ireo Commissions ireo mandra-pahatongan’ny Presidentielle.


    Ary farany dia farany, tsy afaka ny tsy hiteraka FILAMINANA eo amin’ny Firenena io Conseil National io raha mitsangana.

  20. Mba misy fanontaniana kely raha misy afaka mba mamaly azafady hoe:
    fa taiza ary inona no nataon’ingahy BOTOZAZA hatr@ 2009? inona no fandraisana
    anjara nataony t@ izay tolom-bahoaka nandritra izay efa ho 3taona izay???ny hanongotsongoana ny maty
    hono tsy handevenana ny VELONA ,koa aleo manontani2 foana toy izay manao2 foana.Ny tena tiako ho fantatra
    dia ny TOERANA NISY azy nandritra izay fotoana mahavaivay natrehantsika izay??izaho mantsy tsy dia mbola
    mahalala loatra azy no tena marina e!!!

  21. Ho an’i Njara! tena olon’ny politika sy misy fitiavan-tanindrazana marina ise! saingy ny indro kely, izay mazava tsara @ fanehoan-kevitrao, de mbola ao foana le lazaiko hoe « culte de la haine ». Azo atao tsara ny mandroso ireo tolokevitrao ireo, saingy ny fotoana mandeha, hanangana rafitra vaovao indray, de hainao ihany ny gasy manao politika, fa mila an-taonany maro, vao afaka mampijoro ny marimaritra iraisana, de hifandriro-dava eo! tsy maninona mihitsy raha foanana ny CST, de soloana araka ireo tolokevitrao ireo. Ny olana fotsiny ary ianao mahalala tsara, na hiala eo aza Andry, @ tany demokratika rehetra eto amboninin’ny tany,na iza na iza, hitondra io tetezamita vaovao io, de tsy maintsy hitady hatrany, izay ha majorité azy ao @ parlement izy, mba hampandeha ny programan’asany, de tsy possible io r’ise a! fa zavatra kely iray fotsiny, raha tsisy majorité ao @ assemblée, ka hoe mitovy tsara ny taux de représentativité de na ireo, hiaraka ho majorité daholo(expl:Corée du Nord), na ho opposition daholo (impossible), na ho fanjakan’ny baroa(hifanipaka ohatran’ny valala an-karona),de io farany io no mety hitranga @ proposition nao.Eny e!légitime hoy ianareo ireo filoha telolahy teo aloha, satria voafidy démocratiquement, fa manaova sondage na référendum, @ zao fotoana de ho hitanreo ny popularité ny tsirairay, certe, ny an-dRavalo mety ho betsaka, @ maha nouveau sortant azy, fa tsy hahazo mihoatra ny 50%(majorité),izy.
    Ny zavatra ekena aloha izao , de io tondrozotra io, izay tsy ny frantsay velively no nanolotra azy fa ny SADC, ary mola ireo koa no ni reconnaitre azy , ho pd transition, sy nanome fahefana azy henendry ny PM, izay nosoniavin’ny trois , de sady manaiky ianareo no mitsipaka, de tsy izy koa hoy ianareo ny SADC, sy ny Nations unies, de inona ihany ry zalahy, fa ny anareo ny tsy hivoahana haingana @ krizy ny mahamaika anareo fa ny hampisy krizy vaovao indray mba hahafahan’i dadanareo mody, de ny foana no eo, fa ny olona hoa tsy miandry ny tara! de veloma e!

  22. Tsy mila manoratra lavabe akory ianao Rabe a! avy dia tsory foana ny resaka fa mandany
    jiro fotsiny. Tena tsy lanin’ny vavoninao mihintsy Dadanay a!!!! »sambatra hono izay enjehana
    noho ny fahamarinana  » ny fankahalanao azy noho ny TSY RARINY dia vao maika izay no hanandratan’A-tra azy ambony
    dia ambony.Tsy 50% izany no ho azon’i dadanay fa any @ 80% RAHA KELY,ary tsy noho izy (io hitsaranao azy io) fa noho
    ny ASA FAMPANDROSOANA vitany izay tsy vitan’IZA NA IZA nitondra teo @ tany sy ny FANJAKANA na t@ andron’ny MPANJAKA
    aza,koa aiza ity domelina no ho terena foana hitovy lanja @ dadanay?? Mahonena fa dia misy olona MANA-MASO fa tsy MAHITA.
    Tena manaintaina be ve ny miheritreritra ilay MPITERY RONONO (nolazainao teto ) no tafakatra @ avo dia avo toy izao ??tsapa tsara
    io toetsaina io T@ ireny FANDROBANA ny fananany ireny ary dia niharihary tsara izany,dia izao indray ireto foza dia terena OHATRY
    NY NANERENA ny FANANAN’ny dadanay fotsiny hoe: Hitovy aminy i domelina???f’angaha izy ity ilay fananany ka azo ROBANA MORA2
    fa mila FAHAMATORANA sy FAHAIZANA MANDANJALANJA ary FAHENDRENA ny fiainana,ary izay manetry tena MIOHAKA @ VAHOAK
    no hasandratra fa tsy izao MARARY SAINA @ FIHEBOEBOANA no mahafaty fa tsy han’inona tsy haninona. Dia ny tena no menatra!!!

  23. Njara! ny olana mipetraka @ Rabe dia FANAVAKAVAHANA fa tsy dia olana, fa tsy tiako fotsiny
    tsy mitombona mihintsy ianao Rabe a! toa te hiditra ianao fa matahotra,hapotranao kely dada dia
    avy hatrany( eo no ho eo ihany an!! )dia halentikao indray. » mety ho betsaka ny an-dRavalo » ahona??? efa fantatrao fa minia
    mikipy fotsiny izao ianao.Be dia be mihintsy ny azy ary betsaka noho ny fiheveran’ny rehetra azy aza raha TIANAO!!! dia terena
    fotsiny ilay resaka !!!tsy ao mihintsy ianao Rabe a!!! Mangalaha oah toerana tsara aloha fa MITSINGILAILA be ise!!!haiko koa fa tsy
    laninao2 i Dadabe Zafy sy Deba fa avy any @ sisiny!!!!fa iza ary no tena Tianao ity e???? harosoy ary ho hita dia ho tazanina fa sao
    mba ahatohitra an’i Dada????( dadanay an!! fa tsy anao tsy akory fa aza matahotra) izahay koa tsy MITSOAKA!!!!domelina indray
    efa hitanao fa MAIMBO ka tsy dia hasianao resaka firy ohatra ny dadanay fa hita ihany anefa fa MITONGILANA aminy ianao,izy
    mantsy izao no MAHAMETIMETY anao angamba mba handrobana MORA2, na tsy haiko izay zavatra tena hatahoranao @ dada(nay -n!)
    sao dia mba nanao zavatra tsy metimety ary ianao io ka mahana ??? hevitro manokana io an!! avereno ny ahy raha diso fa tatazako.

  24. ranavalona,kely ny vatony tam2002 fa ra mandriaka no nidiran-ndra8 teo am fitondrana, mba nikatra kely izany tam 2007 satria hala-bato. 2009 ireo vahoak voatsindry ireo sy novonoina ireo no nanongana azy. ary tsy voasakana ny vahoaka marobe ny magro intsony fa ny foza no nandresy ny goliata ra8.

  25. Mavesatra be loatra angaha ny ratsy vitanareo ka HIEZAHANA HAILIKA @ hafa???
    Nahoana no nalaky NOTAFIANA ilay olona saika hanao hapamoaka teo @ MAGRO???
    Haveriko ihany fa ny franc macon mpamantsy vola anareo no nitaky SORONA olona 40 ireny notifirinareo avy aty
    aoriana ireny ,dia niampy ilay natao MASIKITA ( nodorana velona), raha tsy izany tsy afaka teo DADANAY ,fa MAHERY
    izy,na ny DEVOLINAREO aza NIAIKY ny HERINY,ka io ilay TAHOTRA fa NIVERINA !hay dada NITSANGANA t@ MATY!!
    dia miakapokoka daholo fa namono biby tsy maty. ny demony tompoinareo no mila AFO SY RA VELONA fa dadanay olon’
    A-tra tsy mahay manao izany ,dia jereo fa ao aminareo ao DAHOLO ireo olona nanosi-potaka ny dadanay NANAO RATSY
    mba haniliana ilay olon’A-tra.
    Ireo mpitaty rakena ireo no manao politika MALOTO dia zara aza naratra fa tsy nisy hirika nangalarana intsony ka nohendri-
    kendrehana fotsiny ny dadanay ,NEFA AIZA IZAO??? INONA NO VOKANY???MBA TENENO aiza ilay fiainana PARADISA
    t@ andron’i dada malala???

  26. @ rabe !

    Tsotra dia tsotra anie ny mety ho valin’io message alefanao io e !
    Tsy tara velively ny Porposition ataoko momba ny Conseil National de Transition satria :

    1° Raha mitsanga aohan’ny Hifidianana PM dia efa tsara dia tsara
    Fa
    2° Raha EFA voafidy ny PM, atolotr’i Rajoelina, dia tsy tara velively ny hananganan’izay PM eo io Conseil National de Transition io. Vao maika aza hanamafy ny Fifanarahana ilaina eo anivon’ny Vondrona isan-karazany. Raha nadinika ianao, ka miteny hoe misy Fanakahalàna ny teniko, dia tsarovy fa tsy niteny mihitsy aho hoe : Tsy tafiditra ao anatin’ny Vondrona Conseil National de Transition ny Vondrona TGV.

    Noho izany aza dia maika loatra manome tsiny hoe manao teny fankahalàna !

    Raha fitinina izany dia izao :
    Na ao aloha na aorian’ny Fifidianana PM, dia tsara atsangana io Conseil National de Transition io, satria na izy PM aza dia Periode Transitoire fotsiny no hipetrahany eo !

    Manamarika kely aho, fa raha PM tsy mitsinjo ny hanalavitana ny Mpanjanaka eo amin’ny Fitondràna ny Firenena dia tsy mendrika ho PM de Transition eo, fa mbola ny baikon’ny Mpanjanaka ihany no hisesika eo. Ary raha miteny Mpanjanaka, dia mazava ho azy fa miteny ny olona NOTENDRENY hanageja ny madinika : Tsy iza izany fa i……… (tsy nosoratako, mba tsy hiverenan’y hoe Teny feno fankahalàna)

  27. @ rabe ihany azafady !

    mba vakio kely hoe ity ?!! ary asa raha efa nahazo fitenenana hoe « feno fankahalàna izy na tsia :

    « observateur vazaha dit :
    23 octobre 2011 à 19 h 51 min »

    « A la fin c’est la France qui decide quelle persone est chosie comme Premier Ministre. Sarkozy a peur que la France souffre un collapse, si la France ne pourrait plus exploiter les richesses minières de Madagascar. Si on voyage en France on peut voir comme le peuple français est devenu plus pauvre par la mauvaise politique de Sarkozy. On emploie l’argent des français pour faire des interventions en Afrique, puis on parle que la France obtiendra 35 % des gisements de pétrole en Lybie. Mais cette fortune pour les amis de Sarkozy comme Total, Bolloré, AREVA etc., le peuple ne profite rien.
    En Europe la plus grande partie de la dette de Grèce est dans les trésors des banques françaises. Au lieu de réduire les dettes de la Grèce, Sarkozy, DSK et Jean-Claude Trichet ont élévez les dettes en ajouttant des milliards d’Euro. En Europe les français disent toujours d’aider à la Grèce, mais en réalité ils pensent à leurs banques avec les dettes de la Grèce.
    Pauvre gens dans les pays francophone à l’Afrique. Tout ceux qui ont voulu faire des épargnes sûres avec des Euro sont malheureusement trompé. Le grands coupables sont les français. »

    Dia anjarantsika tsirairay no mandinka e !

  28. samy zanaky ny mpanefy ka tsy hifampidera taim-by ve? sa samy zanaky ny mpandrafitra ka tsy hifampidera taim-bakona?????

  29. Marina ny antsika rehetra fa kosa aoka ho tsaraina @ asany ny ntsirairay! Raha manao mission any rehetra any izahay dia hita ho reraka tanteraka ilay vahoaka mila any DADA satria izy no nanampy ireo vahoaka mahantra sy nitsinjo ny madinika. Koa aoka ianareo TGV sy manohana izao Fitondrana izao mieritrereta??????

  30. Njara!
    @ bank Suisse ihany koa fa tsy any France irery ! vao traingo ny 200MILIARA €.
    Tsy tantin’i Rabe mihintsy io faniliana ny RENY MALALANY io ,fa ny Gasy dia
    tsy azoazony loatra raha vao mba handray andraikitra kely ao @’io taniny io. Asa na efa voahozona ny Gasy
    sasatsasany na maninona loatra???Eny e! samy manana ny fiteizana azony ny tsirairay nefa na izay aza!!

  31. Misaotra ry Joeck!! fa teny hatsipy ho an’ny manam-panahy ny anao,fa asakasak’ireo izay mbola
    HINIA HIKIPY !HAMONO HERITRERITRA ihany.Fa ny loza anie ka olona tsy mba misy hatao firy
    daholo izy ireo fa FAKO! koa zara aza raha misy hifikirana!ahita toy izao aiza intsony indray ??RENIAKOHO notsipazana
    kalalao ny ankabeazany ao,dia matahotra ny HIVERINA @ TOERANA SAHAZA AZY dia mamono heritreritra fotsiny izao,
    dia efa hita fa MAINTY dia terena fotsiny ho FOTSY,dia hafotopototra daholo ny zavatra rehetra rehwfa tsy HAY, mba iza
    moa ireto izy??? RAPASY sy DAMOPRA aza mivarotra ny FANAHINY mbola velona ,TAMPON-KANIN-kely daholo e!!!
    Mibanaka hoy ry ZALAHY izay!!!dia hararaoty fa tsy……….

  32. Ho an’i rabelehilahy,
    Mahana angaha ny mpanao ratsy ? Tsy misy mi-menacer anao mihintsy eo rabelehilahy, fa izaho aza no matahotra, fa ianao toa rabelehilahy !
    « et toi et ton dada, vous ne gagnerez jamais » !
    Izany no tena atao hoe fisainam-poza, olona tsy valahara, koa atao ahoana ê ! Tsy ny vahoaka malagasy no jerena sy tsinjovina fa ity paosy ; koa dia fenoy miliara re izato izy ê !
    Minable !

  33. Hamafisiko koa fa mahasoava ilay MILIARA ry Rabe a!fa aza ny dadanay no mba
    hosora-potaka rehefa mba nahazo kely tombontsoa @ izao fanjakana tsy ara-dalana
    izao,aza mifidy azy dia vita ! dia tereo daholo na vidio ohatra ilay efa mahazatra anareo ny olona tsy hifidy azy mba
    tsy ho lany izy dia HITOHY ILAY AZO e!izay angamba no mety aminao! dia tohano tsara domelina fa tsy ahita » popety
    mafotafota » toy io ianareo.Dia lelafo la frantsa fa reny malalanareo. izahay tsy maintsy hiady ho an’i Taninay hoa n’i
    taranaka faraman-dimby.

  34. Moi je connais très bien Botozaza Pierrot.
    Travaillant au port de Toamasina je confirme que cet homme manque sérieusement de qualité.Voici quelques infos à son sujet.

    Fils d’une femme de menage de Sainte marie et d’un vazaha ,il est proche de jacques sylla.Né en 1949 à sainte marie.

    Bacc G2 en 1978 et fait de la compta en formation un peu sur le tas.
    Embauche en 1980 à la SEPT(Port toamasina) après avoir réussi à l’époque dans le football.(C’est en gardien de but qu’il intègre le port).
    Le port manquait de cadres donc il est monté en grade facilement juste pour ses apparences de « vazaha ».
    Aide comptable en1990.
    Formation à Sup de Co Nantes pour 2ans aux frais du port de tamatavev (Audhencia) qu’il n a pas fini manque de niveau et ce malgré l’appui de Mangalaza.
    2002 se présente comme administrateur de la SEPT mais n’ai pas retenu pour manque de capacité professionnelles et nombres de voix insuffisantes.
    2002 Chef du service compta
    2004 Administrateur SEPT.
    2007-Député toamasina avec 44% des voix et abstention de 70%
    2008 DG Spat- Pres TIM Atsinanana- Ministre des transports.(Super le cumul)

    et 2009 Evictiion et s’est fait petit à tamatave de honte d’être jugé par les cadres notables de la ville qui lui reconnaissent surtout son opportunisme.

    Ne comptez pas pour lui pour se mouiller pour dada,il n’en a que faire,ce personnage est peu connu à tana mais à tamatave il est détesté de par un tempérament insaisissable et une méchanceté telle que même son épouse a décidé de le laisser.
    Signalons que ce monsieur vit toujours logé par le port et s’est même offert le luxe d’occuper deux logements de fonctions et 5 véhicules offerts gracieusement par la SPAt même après son départ.(L’actuel DG qui est un mou lui doit néanmoins son poste).

    Voila le PM Botozaza
    Et je ne mens pas croyez moi.

  35. C’est la première fois que je le connais, à travers des photos, qui a fait remonter l’image de Jacques Sylla dans mon esprit: le padesm, la trahison…

    Merci d’intervenir pour partager les info.

  36. De toute maniere, ni Botozaza, ni Rajaonarivelo (tous les 2 : Pierrot :))ne peuvent etre la solution aux problemes de la crise malgache. Ils n’inspirent confiance qu’ à Rajoelina et à la bande HAT-TGV.

    J’ai tendance à rabacher, qu’il nous faudrait quelqu’un du Style NAIKA Eliane, ou pourquoi pas Manandafy, qui sont determinés à mettre Rajoelina de côté. Mais je le rabacherais encore et toujours 🙂

    Je pries seulement le ciel pour que Madame Naika, prenne connaissance de ma petite proposition. Et à propos, merci Bemafohy, et à tous, de bien vouloir soutenir cette analyse (Conseil National de Transition).

  37. oadray !!! inona indray ity sary omena d’office an’i Njara ity ?

    Aoka hazava ny resaka e !
    raha toa ka tianareo ny tsy hanoratako intsony dia tsy olana anie e !
    🙁
    Ataovy mazava !

  38. Inona ary ity ? mbola fotoanan’izany intsony ve izao e!!Njara a! tsy misy miala eo!!!
    Tokana ny tanjona eto ary tokana ny FAHAVALO fa » la frantsa « dia andao hatambatra
    ary ny hery,hifonana daholo tompoko o!!! avelao any izay disadisa fa tsy mamely e!!

  39. zany foana ny ranaval, efa hita fa tam 2009 ny tolombahoka dia nitsoaka ra8, fa ny anareo tolona’ny fanatik, ka tsis kil zany mihintsy

  40. Izahay mahay MIFAMPIFEHY na izany aza fa tsy baranahiny toa ny FOZA,
    Izahay koa tsy misy vola ny seza handrandrainay fa fitiavana ny tanindrazana
    no manesika eto ,koa tsy tokony hanara-drenirano fotsiny fa samy mandinika ary tsy misy MPIBAIKO ETO
    toa ilay MPIVIDY FANAHY sy FAHAIZANA toa anareo fa izahay samy mahatsapa sy mahalala ny ady HATREHANAY
    sy izay tokony ahasarotiny anay mafy,ny zanaky dada dia olona mahay miaina azafady!!!
    Rehefa avy miady seza ny foza dia miady an-kanina dia avy eo manao totohondry dia FIVORIANALIKA sisa fiafarany
    dia anao no manohy azy ry foza.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *