Fahatongavan’ny delegasiona : « Lainga avokoa ny zavatra nolazain’ny G7 saika homena ny Troïka »

My beautiful picture

Tonga  teto an-tanindrazana io tolakandro io ny delegasionina nandray anjara tamin’ny fivoriana nandinika ny momba ilay « Tondrozotra »  tatsy Pretoria, Afrika Atsimo . Hita teny an-toerana ny  Ankolafy Ravalomanana izay notarihin’i Mamy Rakotoarivelo sy Roland Ravatomanga ; ny avy ao amin’ny Ankolafy Zafy Albert,  nahitana an’ny Profesora  Miandrisoa Marcel. Tonga niaraka tamin’izy ireo ihany koa i Monja Roindefo.  « Tsy tokony hisy fanapahan-evitra mitanila intsony manomboka izao fa tsy  maintsy miandry ny Troïka » hoy Rakotoarivelo.

Raha nilaza ny heviny koa Atoa Monja Roindefo dia nanambara avy hatrany fa « lainga avokoa  ny zavatra nolazain’ny G7 saika homena ny Troïka satria hevitra tari-tokana dia lazain’izy ireo hoe efa neken’ny rehetra. Tsy nety nandray azy ireo ny Troïka raha tsy tonga tany an-toerana ny delegasionina rehetra ».

 

 

 

.

 

.

6 pensées sur “Fahatongavan’ny delegasiona : « Lainga avokoa ny zavatra nolazain’ny G7 saika homena ny Troïka »”

  1. Miseho ho azy fetsy ny tsotsoka maniraka ny G-8 fa mbola fetsy kokoa ny GTT sy ny SADC.Tratra ny tetiky ny FAT.Ny basy ihany sisa herin’ialahy ry Domelina kanefa aty aminay ny bala na ny fanalahidy.Ahoana ihany ilay sit-in miaraka amin’ny tracts fampahatsiahivana ny tantara eo amin’ny masoivoho reny malala?

  2. UAzava tsara ny resaka ..
    Fa ny etsy an-daniny dia tsy maintsy miseho ho mahita zava-dratsy sy meloka eo amin’ny asa nataon’ny sasany

    Dia gaga aho fa tsy ny fat ihany no be zesita fa ay koa izany gtt izany oa ay miara-miasa amin’ny sadc !
    Izany misaky toerana tsy antonina anao izant anie no tena manimba zavatra ary rariny raha ka tezitra ny fat raha hilaza fa misy fikambanana ma-kabo sy mirehareha ho mahitahita ka milaza aza ho …mpitaty ra-kena !

  3. Izy ihany no miady lavaka hilevenany!!!tssssss traingo indray marina
    ilay lainga efa nototofana VOVOKA MALEMY teo!!ianareo koh!!! tena
    tsy mba misy handengaina intsony!!! avelao ny foza mba handahatra fa efa NAHARESY izy e!!
    efa nahazo fankatoavana hi!hi!hi!!! aza manantena tai-tsokona hoy ilay olona izay!!Maimbo ialahy e!!
    Iza no ahasahy hanao izany eo ry Bemafohy??ny fatahorana vazaha mbola mafotaka?tsy maintsy
    mbola ho avy ny anjarany e!!!ny Gasy mandefitra fa raha tratrany kosa dia mahamay ianao e!!

  4. Fa ity misy zavatra tsy azoko fa nanomboka oviana ny malagasy no manao sexy lavage show.Efa tena mirefarefa amin’ny tany mihintsy toe-tsaina.Tsy ny mba tsara no ianarana amin’ny firenena hafa fa ny ratsy foana.Raha tsy amin’ny andron’ny tgv tsy misy an’izany dia manaiky koa ilay tanora sasany.

  5. VOICI ENCORE UN FAUX – SEMBLANT , UN COMPORTEMENT INDEFENDABLE , INVRAISEMBLBLE DES PUTCHISTES :ILS ONT SCIEMMENT DEROGER AUX RECOMMANDATIONS DE LA TROIKA ET SONT ALLES EN AFRIQUE DU SUD FORCER LA PORTE DE LA TROIKA , FAISANT SEMBLANT NE RIEN COMPRENDRE , CAR LA FEUILLE DE ROUTE N ‘A -T -ELLE PAS SIGNEE ?
    ILS SONT PARTIS LA – BAS CAR LEURS REUNIONS DANS LEUR NICHE A AMBOHITSITOHATRA N’ONT AUCUNE RAISON D ‘ ETRE ; TOUJOURD AVEC LA MEME IDEE FIXE ; » NOUS AVONS SIGNE CETTE FEUILLE , DONC NOUS AVONS RAISON DE FAIRE VALOIR NOS SUGNATURES !  »

    -« NON ? RETORQUE LA TROIKA CAR VOTRE DEMARCHE EST UNILATERALE ! »
    LA TROIKA A VITE CONVOQUE LES REPRESENTANTS DES TROIS MOUVANCES DE VENIR EN AFRIQUE DU SUD IMMEDIAT !.
    LA TROIKA A REUNI LES REPRESENTANTS DES TROIS MOUVANCES ET LES ENTITES AYANT DROIT A DE TELLE REUNION..MEESAGE DE MADAME FRESMANA : CETTE REUNION DOIT SE TENIR A ANTANANARIVO ! ELLE SE TIENDRA A ANTANANAEIVO COMME PREVUE..QUE TOUTE REUNION INTEMPESTIVE , UNILATERALE CESSE !

    DE TELLES INVRAISEMBLANCES N ‘ ONT PU SE FAIRE QUE SUR CONSEILS DE LA FRANCE , QUI PAR AILLEURS SAIOT PERTINEMMENT QUE DE TELLE PROCEDURE N ‘ EST PAS A FAIRE !

    J’AI DE NOMBREUSES FOIS SUR CE SITE OU AILLEURS DEMANDE L’ENVOI A MADAGASCAR PAR LA SADC, UNE ASSISTANCE DE PACIFICATION ( DEFENSE , SECURITY…) AUPRES DU OUVEAU GOUVERNEMENT MALGACHE ISSU DE LA NOUVELLE TRANSITION..!
    UNE DELEGATION MILITAIRE DE HAUT RANG ( TANZANIE ) AU NOM DE LA SADC ARRIVE A ANTANANARIVO POUR EVALUER  » LES  » SITUATIONS AU NIVEAU DES BUREAUX DE COMMANDEMENT , SUR LE TERRAIN OU DES MILICES HABILLES EN MILTAIRES E EXLOITES PAR ALAIN RAMAROSON SONT IMPLIQUEES DANS CRIMES ET DELITS EN VILLE COMME EN CAMPAGNE ( VOLS A MIANS ARMEES , CIBLAGES DES VICTIMES , INCENDIES DES MAISONS , VOLS , VIOLS..!
    IL Y AURA DES PROBLEMES DE LANGUE , DE GRANDES DIFFERENCES D’APPRCIATION DES FAITS QUE LES MALGACHES VONT MINORES , CACHES , SOUS – ESTIMES ET SURTOUT PAR MANQUE OU CARENCES TABLREAUX STATISTIQUES MONTRANT L’ EXISTANCE , LA MULTIPLICITE DE CES FAITS ,LES HORAIRES DE PRODUCTION DE CES FAITS , LEURS LOCALISATIONS Où LES AUTORITES RELEVENT LE PLUS D’ACTIVITES MAFIEUSES , QU’ELLES COUVRENT LA PLUS PART DES CAS !

    POUR QUE LA DELEGATION MILITAIRE DE LA SADC PUISSE EFFECTUER DE FAçON OBJECTIVE LEURX ETUDES ET ANALYSES DES EXACTINS DONT ONT ETE VICTIMES LES MALGACHES , IL FAUT ELOIGNER DE CETTE DELEGATION TOUT ELEMENT DES FORCES AR%EES NATIONALES( ARMEE, GENDARMERIE , POLICE NATIONALE RT POLICE LOCALE !)
    LES ELEMENTS DE SECURITE DES FOKONTANY DOIVENT ETRE ASSOCIES AUX ETUDES ET DEMARCHES DE LA DELEGATION MILITAIRE DEPECHEE PAR LA SADC..
    LES SERVICES ADMINISTRATIFS DES FOKONTANY DETIENNENT LES RELEVES DES CRIMES ET DELITS PERPETRES SUR LEURS SOLS !

  6. Bien Vu docteur.Au niveau de la traduction, la troïka a interêt à avoir ses traducteurs sans les mozambicains.Et même pour la traduction malgache/english si on veut inviter les responsables des fokontany, l’ambassade sud africain devrait contacter les associations tels que peace corps ou même l’église mormone pour trouver des interprètes crédibles sauf si la mouvance Ravalomanana compte des traducteurs agréés dans ses rangs.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *