Fampisehoan-kery teny Ivato : tafita ny hafatra

My beautiful picture

Tonga vao maraim-be teny anoloan’ny Paon d’Or Ivato ny vahoaka ao anatin’ny Rodobe androany, tonga hampiseho amin’ny iraky ny Troïka notarihan’ny minisitra Frasman ny hafatry ny vahoaka Malagasy maro an’isa, nisy ireo nihorakoraka, ao ny nampiseho banderola, nisy ny namelatra ny sarin’ny filoha Ravalomanana.

Raha akapoka ny tian’ireto mpandala ny ara-dalàna hampitaina dia mila ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana ny vahoaka Malagasy .

10 pensées sur “Fampisehoan-kery teny Ivato : tafita ny hafatra”


  1. Dia misaotra sy mankatelina ny MALAGASY TONGA SAINA?

    Ary mbola mamporisika azy ireo hatrany hanoy ny tolona hanao RODOBE mafanafana kokoa hatrany,
    MANDRA-PIALAN’I Domelina, fa izany no tanjona !

    Ela no niandrasana ity RODOBE ity ka vitao hatrany amin’ny farany e!

    Ny hetsika manoloana ny Masoivohon’ny vozongo
    Ny fitakiana ny famotsorana ireo gadragadra foana tsy amin’antony

    Asehoy ny mairamila malagasy, fa tsy nety ny fisamborana nampijaliana ny malagasy hatrizay !

    Eo am-pelatanan,tsika ny ho avin’i Gasikara, ka mahereza daholo e !

  2. Ho tapenan’i domelina eo indray io lalana io fa hataovy ry zareo?? toy ilay eo Analakely.
    tsy misy handosirany indray nefa rehefa tonga ilay FOTOANA.
    Homba aantsika hatrany anie ny Tompo! tsy maintsy mandresy ny tolona!!

  3. RY MALAGASY MISAINA SY MIAHY NY HO AVINY ,

    Faly sy miarahaba Anareo ary tsy mitsahatra mankahery Anareo mba ho
    malina, mbahilamina , ka manda sy manosika « ny provocation  » indrindra avy amin’ny frantsay fa ho hararaotiny  » ny réaction-tsika  » ka ho hataony porofo fa mihantsy ady aminy Isika ka ho hafarany ny miaranilany hiaro  » ny ressortissants-ny »
    Fanaon’ireo izany , nefa moa eto ny Firaisam-pirenena hana izany any amin ‘ny Conseil de Sécurité.

    AOKA ISIKA HIFANTOKA AMIN ‘NY FEUILLE DE ROUTE ,IZAY NATAON ‘NY SADC , NOJEREN ‘NY ONU NY MAHAMARI-POTOTRA AZY, ARY NO HAMAFISIN’NU CONSEIL PAIX ET SECURITE / UA TANY ADDIS ABEBBA NY FAHAMARINANY !
    NOUS SOMMES MEMBRE A PART ENTIERE DE LA SADC , A JOUR DE SA BCOTISATION..
    LA SADC EST UN GROUPE DE PAYS SOLIDAIRES EN CONOMIE , EN POLITIQUE ET SI UN DES MEMBRES RENCONTRAIT DES DIFFICULTES DE POLITIQUE I?TERNE , LA COMMUNAUTE – SADC DECLENCHE L’ASSISTANCE DE CE PAYS MEMBRE POUR TROUVER LA SOLUTION AUX DIFFICULTES..
    DES LORS ,IL N’EXISTE NI INGERENCE NI INTERVENTION INTEMPESTIVE COMME LA FRANCE FAIT ( JOYANDET , CHATAIGNER..QUI SE COMPORTE COMME UN PRO-CONSUL..).

    1)—LE REMPLACEMENT DE L’EQUIPE DE MEDIATION PAT LA TROIKA QUI REPRESENTE LA SADC DANS LA MISE EN OEUVRE DE LA FEUILLE DE ROUTE : LA TROIKA C’EST LA SADC PARCE QUE JUSTEMENT L’EQUIPE CHISSANO – ZSIMAO A ETE JUGEE NON FIABLE CAR ELLE A PERMIS DES INTERVENTIONS ETRANGERES DEFAVORABLES A L’EVOLUTION DES NEGOCIATIONS..
    CAR CES INTERVENTIONS INTEMPESTIVES ONT BLOQUE , RALENTI LE PROCESSUS DES NEGOCIATIONS
    D’OU l ‘ADJONCTION DE L’ASSISTANCE DE PACIFICATION ( DEFENSE , SECURITE A LA TROIKA POUR NEUTRALISER LES « AGISSEMENTS D ‘ ELEMENTS DESFORCES ARMEES MALGACHES COUPABLES DE TRAHISON CARACTERISEE AVEC L’ETRANGER !

    RASSURONS – NOUS , AYONS CONFIANCE ET FAISONS ATTENTION..PRIONS DIEU !

    LA SADC NE NOUS LACHERA PAS !

    NB : DES ELEMENTS MILITAIRES AMERICAINS SONT ARRIVES DANS LE PAYS ! ILS SONT ENTRES EN CONTACT AVEC LA DELEGATION MILITAIRE DE LA SADC

  4. ceest le plus grand rassemblement que j’ai jamais vu chez nous:ttes les routes sont bloquées,aucune espace ni 1cm por mettre les pieds!les crymogènes n’ont pas tonné car les marasila ont pris la fuite !trop de monde,une marrée humaine!c’est tout MYDAGO qui était là-bas!au moins 20 millions de fidèles

  5. Ramahiratra @ ratsy o!!!!!
    Dia maninona ??? anao angaha ry ilay vendrana donton’ny filelafana tsotsoka???
    ireny aza efa jereo ireto gidro,mitanintanina miandry akondro ho tsipazan’ny karana,
    atakalo TANY sy ny HAREN’ny GASY fa ny tainifiny no mba tatazana koa mba miseho ho milay eo !!!
    tsy ho avy angaha DADANAY hoe,izahay mahay mifandamina fa tsy hiady seza akory koa hirongatra ao daholo ity
    fako efa tery anaty DABA -PAKO tery daholo no notsiponin’i frantsay ho hatao SARIBAKOLY MBA HANDROBANA
    fa efa reraka koa ireo,soavaly maty no mba japiana koa mba mianakendry eo ity izy ,ny anay na kely aza tonga teny
    olo-miaja daholo fa tsy fako VOAVIDY vints hay lasa 3000 ,dia ny farany tsy nisy hi! hi! hi!!!nitsako foza sisa!!!!

  6. Ramaharitra!
    azafady aloha raha aviavy fa somary tena nalahelo aho !
    efa mazava fa OLONA iray !vahaolana iray !tondrozotra iray no hamoaka antsika @ izao TSINDRIHAZOLENA
    izao ,dia tsy inona izany fa DADA! DADA! DADA ihany koa raha mbola tsy i dada ohatra ilay indray andro hoe:
    ho avy iny izy, dia tsy hampiontsona ny olona,ary afaka mandahatra eo izay handahatra fa ny olona dia efa eo
    « toka-po ohatry ny siny ,ka tsy mahalala afa tsy ny rano ».koa tsy hitako izay mahakivy aloha ?? efa voaporofon’
    izao tontolo izao iny andro iray iny fa MAMOM-BAHOAKA izany dada izany.
    Efa ho 3 taona izao isika no teto , izaho aza faly raha mbola misy ireo olona ireo mbola MIJORO sy mahasahy
    ary mbola manana faharetana @ heri-pamoretana samihafa ny tsy fisiana koa mbola etsy andaniny.
    Sao dia mba ilay mpikabary vavy teo @ Magro iny aza no nanahirana anao ka mahatonga anao aviavy toy izao???
    eto mantsy efa mitady hiseho kely ilay FANAVAKAVAHANA??? hevitro manokana io an!!fa avereno ho ahy ny ahy
    raha diso aho.
    Mba fankaherezana re omena fa aza FANDATSANA toy izao a! raha tena tia tanindrazana ianao!! Dia mbola manao
    azafady e!Miala tsiny tompoko o!!

  7. Ranavalona a, soa ihany fa misy ny sary e, ireny tokoa no vahoaka mihaja fa vitsy an’isa, fa ny foza marobe dia tsy hanaiky ny hiverenan’ny ra8 izany. ary raha mbola manaja ny tolom-bahoaka tam 2009 koa ireo mpitarika izany dia tsy hamela foana ny jadona sy famonoan’olona mahatsiravina nataon’ny da8 tamin’ireo lazainareo hoe foza ireo. sady efa malalaka ange ny fodian’ny ra8 e. ka raha lehilahy izy dia mody sy mizaka ny fahotana mahafaty nataony.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *