8 pensées sur “Iraky ny Frantsay ny G8…”

  1. Misaotra anareo mifandimby mandray fitenenana ao @ Magro ê: be dia be zany oln liam-baovao izany isan’andro an!
    Tsara be ilay sary: miloloha koveta maintso ny iray, ny eo alohany manao lambaoany Tiako i Madagasikara!
    __
    mila ROASINA (ireto frantay reto) FA HARIVA maizina tsy misy hazavana hita taratra ny androtsika aty

  2. Ilay mpivarotra marrons no tokony hataon’izany voalahany.Sit-in indray miaraka amin’ny fampahatsihivana io tantara io amin’ny alalan’ny tracts no tokony atao eo amin’ny masoivoho reny malala sa ahoana?

  3. Ry zareo anie no malailay fonosana, de ny tena no darofany lacry ê!

    Manao ahoana tokoa moa raha alefa io resahin’i Bemafohy io: i Richard Baomba koa efa ifoteran’ny ratsy ataony ny fony, mial’aina…

  4. Efa fantatra izany !!!fa iza indray moa???
    @ izao fotoana izao dia hataoko fa efa izao tontolo izao mihintsy no efa
    MAMELAKA TEHAMAINA an’i la frantsa fa tsy ny Sudaf irery!!!!
    Misaotra @ fampahatsahivana ny tantara, hay nisy izany tany aloha tany????Misimisia ny ohatra izany!!

  5. Dia tonga dia notsenain’ny troïka ireo G-8 ireo raha saika mbola hamelambelatra ny heviny ka mila zavatra mivaingana sy azo tsapain-tanana ny SADC eo amin’ny fampiharana ny tondro zotra.Tsy nisy adi-hevitra fa tonga dia napetrakiny ny troïka ny fepetra.
    Ny iraky ny fat tany bruxelles koa dia nahazo tehamaina fa tsy noraisin’ny parlemanta ACP-UE ary nolazainy fa faux parlementaires.Afa-baraka.Mbola ho aiza ny hahazon’ialahy ry bitrodia!

  6. Mila mitandrina tanteraka @ diplomasia fa manao tsidy bokitra ny frantsay, tsaroantsika angamba ireny parlementaera fratsay/ Belza vs eropeanina tonga ireny, ny solontenan’ny OIF, ny iraky ny fitondrana frantsay @ alalan’ny ministra isankarazany etc…fa dia miteniteny foana tonga eto ampian’ilay Gasy frantsay juriste Patrick Rajoelina ary tsy mahalala ny tena hiainana eto hatramin’ny nanonganam-panjakana ny Mars 2009…mila mailo ho ahy isika fa manantena La Frantsa fa manana ny heriny ao Eropa, manana ny fomba fijeriny eo anoloan’ny G8 ka ny cas Madagasikara dia atao bambaray ohatran’ny ny niseho tany Cote d’Ivoire, Niger, Mauritanie, Lybie etc…ka rehefa tsy mitovy fijery aminy na tsy azony « dominer-ny » dia zanahany ankolaka…ary mety mbola hotohizany ny fanaony @ alalan’ny G8 interpos, soa ihany fa nisy ny Roadmap ary mazava ny voasoratra ao ka ny fanarahana azy sisa. Betsaka loatra manko ny familiviliana resaka. Ho hita eo izay tohiny…

  7. Efa traingo daholo ny tetika ratsy rehetra fa marina tokoa aloha fa izy tsy maintsy
    hitady HIRIKA foana e! inona koa izay frantsay malaza @ ratsy ao Eropa?????
    efa ratsy laza eran-tany.Efa ho avy tsy ho ela ny an’ireo fa aza maika!!!!Zanahary tsy andrin’ireo andrasantsika.

  8. I got you good! @Both of youThis was just my experiment, and I had never done aihtynng like it before. I would do things MUCH differently now. Tea would be allowed. Not sure why I said no to that, lol. There would be more fruit, more legumes, and possibly some more starches.That being said, if I really was trying to get cut in just 1-week (near impossible), I wouldn’t go vegan.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *