Kabary milay tetsy amin’ny Magro androany, 29 Oktobra 11

My beautiful picture

Nitondra fanazavana ny hevitry ny ankolafy Ravalomanana ny depioté Leriva Manahira , io hariva io tetsy amin’ny kianjan’ny Magro. »Tsy miady amin’ny ankolafy Zafy na ilay praiminisitra vaovao akory ny ankolafy Ravalomanana » hoy izy fa ny fomba nanendrena azy no tsy nifanaraka amin’ny artikla faha dimy.Nahitsy ihany koa ny teniny tamin’ny Frantsay : aza mitsabaka amin’ny raharaham-pirenena Malagasy ianareo hoy izy.

12 pensées sur “Kabary milay tetsy amin’ny Magro androany, 29 Oktobra 11”

  1. Soa fa mbola misy HENDRY ny Gasy!
    Rehefa tsy izy dia tsy izy e! tsy hasiana resaka be izany! Miala!
    Rehefa foza dia foza ! rehefa tsy manaraka ny tondrozotra dia tsy izy fa tsy la frantsa
    akory no hiseho ho tompony lava eto e!
    tsy misaraka ny ankolafy 3 fa A-tra no nanambatra ireo.Aoka tsy hanaiky ho hampiadian’
    i la frantsa isika Gasy fa efa izay no efa tetik’ireo efa ela mba HANJANAHANY eto amintsika.

  2. Tena mody nanadio tena ny mouvance Zafy fa nosiohan’ny olona nefa dia mody manampy hoe tsy maintsy mody ravalo, sns

    Hita fa foza orana, UDR-C iny natolony iny ary lazao anay ny deal-nareo amin’i zandrikely?

  3. Mba jereo @ fo tsy miangatra fa aza dia MITSARATSARA olona toy izao AZAFADY tompoko o!!
    zanak’i dada aho ary tsy azoko hailika ihany koa fa NAHAVITA BE T@’izao tolona izao DADABE ZAFY,
    ary dada aza efa nametraka fahatokisana aminy koa, ianareo mitsaratsara an’i Zafy io moa ve NAHAVITA NY VITAN’i ZAFY
    ianareo???? raha tsy ny taonany fotsiny no jerena aza? olona efa tokony tsy hitolona izany intsony izy fa noho ny fitiavany sy
    fahatsapany fa efa tsy IZY IO dia nandray anjara izy na dia olona nifandrafy aza izy sy dada taloha ,rehefa izay no LALANA dia tsy
    maintsy narahana satria TANINDRAZANA no ho VONJENA fa tsy ny OLONA na ny TENA.Ary ny tena hiderako an’i Zafy dia izy tsy
    olon’i FRANTSAY.
    Asiako resaka kely ilay KABARY farany io fa ilay TONDROZOTRA mihintsy no MANAMAFY FA TSY TOKONY HO PM anie io PM
    vao2 io e! Dia  » resy la frantsa  » hoy ianao ??? KOA NANINONA IZY NO NAMONKONA TOTOHONDRY an’i ANKOLAFY RAVALO
    rehefa tsy nankasitra an’io PM io????? MBA VALIO izay mba afaka mamaly an’io.Aza dia manao olona ho PAISO toy izao fa tsy
    METY e! mila fanazavana sy fanatanterahana ny TONDROZOTRA ny VAHOAKA. ARY mino aho fa DADABE ZAFY IHANY no afaka
    hanao izany fa efa hita fa misy tsy MAZAVAZAVA ny RAHARAHA ao @ ANKOLAFY ZAFY ao mba HISOKETANA iny OLOM- BE iny.

  4. Na ilay PM mihintsy no milaza mivantana ary TONGA eo @ MAGRO raha olon’i
    ANKOLAFY 3 MARINA IZY na i DADABE zafy no manazava FA MISY INONA ao
    @ ANKOLAFY ZAFY AO ! rehefa tsy ireo dia MIALA ! MIALA ! fa tsy izy,io aloha mbola sary MANDRAY tanana an’i
    domelina no hitanay ary ,i Chatagnie NAMONKONA totohondry an’i Rakotoarivelo ankolafy Ravalo ….sns koa ireo aloha
    HAZAVAINA fa aza malaky MANDAMBOLAMBO eo,NANINONA ary no NIKASI-TANANA olona tsy NANKATOA io PM io
    chatagnie??? EFA MITENY ho azy ny sary fa OLON’i FRANTSY IO matoa HAROVANY MAFY toy ireny koa aza dia mba
    mifamahan-dalitra e!!! MBOLA MIASA OAH ANDRIAMANITRA !!!tsy avelany tsy hitsikafona ny HAFENINA REHETRA.
    Tsy olon’i FRANTSAY io koa NAROVANY MAFY, NIKASIANY TANANA olona izay NANOHATRA?? ary mbola narahany
    FARATENY fa  » TSY HO LANY EO NY ANKOLAFY RAVALO »?????? mba mila valiny azafady o!! izay afaka MAMALY IO.

  5. Niala Ratsiraka, de avy eo Zafy, de rahampitso Manandafy fa tsy maintsy hiditra ao @ governemanta Beriziky na izy na Botozaza, na izy roa, nareo oa tsy mino an-dRabe, fa niteny an’io aho tany aloha, de hitoka-monina Ravalo. De zay! trois mouvances, c’est du l’hypocrisie » tsy miady tsy miady fa ny kobay an-kelika ihany », de tonga @izay le valifaty,hatrizay, de io izy io raha tianareo ho fantatra, ary raha tsy marina izany de anontanio, Lalatiana Ravololomanana, de à qui en profite? à Rainilekely mazava ho azy! de aza mino foana oa fa Rabe » mpandainga lava « .

  6. Nareo ve tsy leo krizy e? Aleo bereziky no pm na foza aza . Miha taraiky ihany anie ny fodian dada e! Ra nilamina teto Efa nody izy

  7. – Ny tena tsara amiko kosa, dia :

    AOKA IZAY ity kabary lava ity, fa tena mampandry adrisa fotsiny !

    Ny ilaina sy maika izao dia ny RODOBE, izany hoe,

    AOKA HIVOAKA NY MAGRO main’izay ny vahoaka te hanova zavtra eo amin’ny Firenena.

    Aoka ihany koa tsy ho adino, fa afaka tsara manao izany RODOBE izany isika ankehitriny, satria tsy afaka ny hanakana izany INSTONY ny tarik’i Risara Baomba sy Rajoelina.

    Tsy misy tokony hatahorana ny hanao hetsika mihitsy izao, raha tsy izany dia HO VOAHONGANA ny PM vaovao? satria manao tery vay manta toa an’i HAT.

    Aoka ho tsaroina ihany koa, fa tsy misy amin’izao fotoana ny HAT, satria nametraka PM hitondra ny Fanjakàna.

    Ny fanendrena an’i Berizky dia manafoana ny HAT. Ary efa vita izany !

    AOKA IZAY NY MAGRO – VELOMY NY RODOBE !

  8. Ny RODOBE nodradradradrain’ny sasany hatry ny ela anie, dia ny mijanona ao ANATIN’NY FARITR’I MAGRO BEHORIRIKA Ê !!!!
    RODOBE N’EST PAS FIHAONAM-BE ! IL FAUT SAVOIR NUANCER !!!!

  9. ADABOHY, AROODANO, FONGORY, POTEHO…IZAY NO TOKONY ATAO @ ANDRY RAJOELINA SY NY FORONGONY…EKENA AOKA IZAY NY KABARY…

  10. O ray olona e! fa tsy efa nivoaka ve e!tsy misy manakana an’io fa kosa
    efa fantatra fa
    – Ao ny fonoka (ao @ ville io)
    -reraka ny olona .
    -ny fivelomana.
    -ny fandrahonana isan-karazany.
    -ny fahakiviana etsy andaniny, dia hitolona ho an’iza anefa?ilay olona hitolomana aza mbola tsy eo (dada io)??
    Dia ny zavatra tsy azo lavina koa dia RAHA TSY NISY IO MAGRO io dia efa nahazo FANKATOVANA i DONTO
    noho ilay lainga tsara LAHATRA.

  11. Atmia!izy ihany no manadaboka ny tenany irery fa tsy mila harodana akory!!
    tsy efa mamoy ny andro hiainany izy io izao???ny SAMPINY IHANY dia efa
    tsy maintsy HIVADIKA AMINY,dia ity kilaingalainga sy HAFETSIFETSENA ity ,izy ihany no HAFATITr’io ary efa
    hita anie fa tsy ho lasa lavitra e!!serena @ SAMPY sy ny VOLA ary KALAK fotsiny dia MIRAVINA sy voasarony
    foana ny asa ratsiny ,fa kosa mandrapahoviana??? tsy maintsy hisy fetrany izany e! mana-petra ny asan’ny
    SATANA !!MINOA fotsiny ihany fa sy ho ela io dia HIRODANA HO AZY.Karazan’ny mamato-tena ihany mantsy
    ilaikely.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *