7 pensées sur “Lany andro ambony tetezana ny TGV !”

  1. Tsy i Madagasikara ary ve no lany andro ambony tetezana e?
    Sao dia mba adaladala izay zavatra lazainareo izany?

  2. Aleo mba hazavaina aminao ihany rabe fa dondrona loatra ianao , tsy i Mada no lany andro eo @ tetezana fa hoe : nanala fanadinana telo taona ny mpanongam-panjakana (foza mafia io)mba hahazo fankatoavana fa tsy afaka fa vendrana be sady tsy misy saina no mpangalatra sy mpamono olona , mazava tsara ve dia ataovy lesona tsara ok

  3. ohatra mba nahita ny tao amin magro ery lay rabe
    tsy nahita rovitra pataloha aloha zahay ao, olona mihaja en forme daholo no ao

  4. rama a, fanadinana ve, mbola mention aloha hatram zao, tsis financement 3 taona nefa toa mbola miodina ihany, toa tsy KO akory le vahoaka araka ny tanjonareo.
    am fo tsy miangatra rama, 7 taona miaraka am finacement bediabe, miaraka amin’ny trafic BDR sy vatosoa isan-karazany, sy fivarotana tanim-pajakana tamin’ny vazaha. naninona no tsy sambatra ny vahoaka fa nanongana??? mba valio hoe.

  5. Misaotra daholo ry akama a!Magro sy Rama …
    Zafikelin’ny tsikirity (ratsirahonana io) tsy arakareo ve?? io no handimby an’i Ratsirahonana,
    toetsaina toa andry Rabe itony no mahatonga ny FANONGSNAM-PANJAKANA lava @ tanana,
    koa hisaorana A-tra mamoaka ny maloton’itony olona itony fa io Rabe io no tena RANGORY fototry ny FANONGANANA
    ary ny tena loza dia misy ary manjaka ny toetsaina toy izao, koa olona toy izao no tsy maintsy FONGORONTSIKA .
    RATSIRAHONANA FAHAROA IO!
    Fongoriny = toherina no tiako lazaina eto ry Rabe fa sao MIPARARETRA eo indray! ianao mantsy mahana tsy henjehana izay
    ihany, izahay mahatanty demokrasia! izahay tsy foza akory ka hamono olona sanatria.

  6. Njara
    28 octobre 2011 à 10 h 25 min

    Puisque la HAT, et le PHAT sont ILLEGAUX et ILLEGITIMES !

    Pourquoi les Mouvances acceptent encore que Rajoelina fasse la Nomination du PM ? 🙁

    Si Rajoelina se permet de Nommer le PM, c’est que le nouveau PM ainsi nommé sera egalement ILLEGAL ET ILLEGITIME.

    Autrement dit, d’ores et déjà, les mouvances n’ont qu’à choisir le PM en question, sans chercher l’aval du PHAT actuel.

    Ces mouvances qui nomment le nouveau PM se constituera en tant que CONSEIL National de Transition et MET en place les Commissions ci dessus citées.

    C’est ainsi que Rajoelina pourra SE RANGER d’une maniere le plus consensuellement possible, democratique, ET…..sans violence. 🙂

    Il n’est jamais trop tard pour bien faire !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *