4 pensées sur “Magro, hipoka ny kianja.15 Oktobra 2011”

  1. Mba olona ve ity vononahitsy !!! iny tena anisan’ny Jiolahy politika sady isan’ny
    mpanakorontana lava,satria avy foana ny mpanararaotra rehefa gadrana @ asa
    malotony io rangahy io@ fisandohana hataony, ataony fitaovana fisandoahana etsy sy eroa no hidirany
    manao politika.Izy sy ratsirahonana dia tokony asiana hevitra fa mpanakorontana no sady MPANARARAOTRA
    fahefana @ratsy, ia! mety misy hafa ao fa tsy lavina fa ireo aloha jerena dia manaraka ny hafa.
    Dia mapme ireto foza fa tsy misy resaka hono ny fahatongavan’i dada hi! hi! hi! dia mandany andro izany ireo
    olona mpandamina tonga ao ireo???nefa izay ihany ny olana niandrasana ela be izay, ehhh!! mampionon-tena sisa
    fa tsy misy mpampionona ve ry foza a!handamina ny fahatongavan’i dada no hiavian’ireo eo fa mba alefaso lavitra ny
    fisainana fa aza variana mamikotra ity seza NANGALARINA,ho fandaminana sy ho fiarovana azy indrindra no hiavian’ireo
    olona ireo foza a!!!mahasosotra be ve??? izay mihintsy kah!!!

  2. Na nopotehina aza ianao ry MAGRO , haind-Ramalagasy tia tanindrazana foana ny manome endrika tsara tarehy anao,sy ny famelomana anao isan’andro isan’andro amin’ny alàlan’ny FO MITAMBATRA feno FIRAISAM-PO HO FAMERENANA INDRAY ILAY FILOHA MAMINAY MBA HIVERENANY INDRAY ETO AMIN’ITY TANINDRZANA TSY FOINY ITY,ary ireo rehetra ireo no mitambatra no antenainay hamelona indray ny taninay sy ireo mponina ao aminy.
    Ho raiketin’ny tantara ianao ry MAGRO,ho fantatr’ireo taranaka aoriana ho : « toerana iray tsy hay adinoina » ….(tsy haiko intsony ny manohy azy fa aleo ny « historiens » mijery amin’ny saina tsy miangatra no aoka hanohy ny tantara !

  3. Indryyyyy! misaotra @ fankaherezana antenaina a!tsy misy dikany akory ny hanarenan’i dadaan’io
    miaraka @ firenena mikambana. izaho koa mino fa marina mihintsy io voalazanao io.Fankaherezana
    toy izao izao no hilaina.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *