11 pensées sur “Ekeo fa resy ialahy ry FAT hoy Guy Maxime.”

  1. Diovy ny TANANA !diovy ny TANANA fa ho avy dada e!!! ireo mpanao politika maloto
    ireo HAVAO TSARA mihintsy ho hitan’ny havany eo eeeeeee!!!!mandoto TANANA eee!!!
    « tsy alika lahin’ialahy marina ny ben’ny tanana » hanokafy rakitra mihintsy ho tsiahy mipetraka ho mandrakizay ary ho
    haraha-maso hatramin’ny taranaka faraman-dimbiny ireo MPAMADIKA,indrindra ireo mpamadika ny TOLONA sy mpivarotra
    tanindrazana.
    Mahareta hatr@farana daholo mba tsy ho very maina ny niaretana ny mangidy nandritra izay FIBODOANA FAHEFANA izay.

  2. Vita hatreo ny tantaran’ny FAT ! mba zanakolon’inona io Domelina io e ?
    Dia ny Tanindrazana no andeha amidy !
    Iza avy ireo fianakaviany ?
    Olona tsy faka_taranaka fa dia hanafaro ny faramandimby

  3. Eh TGV!Eh Frogland!En cas de refus d’appliquer la FRD qui constitue un cadre juridique pour le pays, la délégation militaire (OPDS) dispose des droits d’intrevenir à travers des mesures contraignantes en faveur de l’application de ce document.Ca veut tout dire.Et ce n’est pas avec un mandat d’arrêt lancé par un tribunal ordinaire donc incompétent (pour un acte politique) que vous allez nous taper sur les nerfs en tentant d’arrêter Ravalomanana.Juridiquement et légalement, vous n’avez rien à faire valoir.Vous êtes hors-jeu.Et c’est ce qui compte.Les Béatrices Lederlé et Raincourt, sciences-po que vous êtes, l’OPDS vous emmerde.
    Ekeo fa resy ialahy ry bitrodia.Les carottes sont cuites voire cramées.

  4. Tena tsy mbola diso t@heviny ny mpitarika anay ato @3movantsa ;milay izany!tena nilaza hono reto tonton sy zaodahin,dry zalahy iretofa ho avy masiaka @ basy;faly aho!tena faly!hafa anefa ny resaka ary nahitsy hatrany am-boalohany ilay jeneraly fa tsy mikozy r8 mody zany izy!nifarana t@fety ny fivoriana !tena kivy aho!tena kivy!aza mino intsony!mora mivadika reto sadeka ireto ve sa izaho no ataony fakana vola sy indemnités?Iza no niantoka ny billets indray izao?Hafa anefa ny ataon’dry zalahy rehefa tonga aty fa manao fety sy mitsangatsangana fotsiny!tena tezitra aho!tena tezitra!i RALOUIMISELY sisa mba namako!tena very aho!tena very!Iny koa sao fetsy!iza re izao no ahazo sosy farany e?

  5. Ehhhhh! tsy misy mpampionona ve dia mampionon-tena e!!tsy maninona raha izay
    ary no izy koh!!!inona no maha -osaosa fa tsy hitsingevana eo ihany ve ny maloto
    hafenina e???tsy vao izao ny famafazana tsaho fa efa ela no fantatray, efa tsy dia mahataitra anay
    intsony izany e!!Tonga dia teneno mihintsy fa « NIANKOHOKA NILELAKA NY KIRARON’i DOMELINA ilay
    Sudaf iray, sady lava no ranjanana iny dia AFA PO IANAREO! sitrany manena ilay TAHOTRA ry Zazabodo a!!
    Tsy ohatra an’i bombe tonga dia mandripaka kosa aloha ry zareo e!!tsy mba ohatra ireto GIDRO tsipazana akondro
    dia miseho ho Milay fa manana basy.Sady fantany ny zavatra sahaniny fa tsy JENERALY SANDOKA (anty mola )
    ary, koa ho PM hono hi!hi!hi!!!!!@ izay mbola midongy nefa efa mazava ilay sonia natao fa MIALA! MIALA! MIALA!!

  6. Azoko tsara mihintsy ny sadec raha tsy miresaka momba ny fodian-Ravalomana izao vao tonga izao satria ataoko fa tsiambaratelo ny fepetra rehetra raisina mikasika ny fahatongavany.Jerena aloha hatraiza ny fivononan’ny tafika hampihatra ny tondro zotra ary iza no tena mibaiko ao amin’ny tafika vao manome teny fanantanterahana ry zareo.Izay no fahazahoako azy

  7. Mampandry adrisa sisa, dia manao tanisa ,dia manao sangodi-panina fa
    ho avy ilay MAHERY tsy laitran’i DEVOLIN’i frantsay,sady tsy voavidin’
    ny vola keliny,tsiponiny erak’i Afrika,taomina @ valizy kely. Hihimehezan’i dada fotsiny raha izany ,
    ampaha-firiny izay mba vidina RA aripaka ao Afrika no mba hilibana.Tany masina ny taninay e!!!
    tsy hikapa aty la frantsa a!!!!Miala tany dia any @ hafa indray mandripaka .

  8. RA8 Tsy matanty resy ,resy ratsiraka 1991 nahay nionina,resy zafy 1996 nahay resy nihonona , resy indray ratsiraka nahay nihonona ,fa maninona ialahy resy 2009 tsy mahay mihonona ? ataon’ialahy chantage ny gasy manontolo raha tsy tafaverina en place ra8 , tsy an’i ra8 irery i madacar ka te ho eo fônafôna , samy te ho eo lesy an! samy tompony i gasikara , raha misy fiara izao ahy sy an’ialahy dia tsy tokony hifandimby mandray volant ve? sa izany toa an’i ra8 dia ialahy foana no eo ambony direction mandra pa potika ny fiara nefa samy tompony izao!tsy matanty resy ve dia sombana ny fiahainan’ny gasy sabotena ,tsia tsia tsy izay ialahy irery no animba ny gasy samy tompon’i gasikara ,faly manenjika an’i Dj nefa samy tsy mamely e! samy fopla sy ratsy , dia hoe Dj avy naharesy anareo ,navoahongana anareo , eo vao sabakaka miala haina eo ,tatanana tsy nahay nitana koa antanan’olona vao hoe oa!oa!oa!resi-na DJ ilay mpitery ronono e!asa @ paka fo indray angamba ity gasy ity rampitso

  9. POV CON! izany ny mpangalatra tomabilina fa mipararetra fa ho avy ny ARADALANA,
    dia mitonon-tena sa henjehin’ny heritreritra ry rabary a! mafy ity ray olona rehefa manao
    ratsy ka MIAKAPOKAPOKA ity izy ! AVERENO NY TAOMABILINA nangalarinareo fa tsy FANANAN-RAY SY RENINAREO
    ireny ry VENA a!mba miasa dia mividiana dia mba manana ambo fa kely saina loatra ity izy! mba malala menatra mitaingina
    ny tsy an’ny tena tsy nanasatra mba asaivo midiny ny ray amandreninareo raha matakatra fa aza midongy ny tsy an’ny tena.
    Nahay nionona daholo ny olona fa tsy nisy NANGALATRA toa anareo( ireo teo aloha )satria nandeha t@ SAFIDIM-BAHOAKA,
    fa ny domelinareo manao bodongerona fa fantany fa TSY HO LANY EO IZY RAHA HO AVY NY FIFIDIANANA dia aleo mampiasa
    HERY @ SAMPY dia ny vola hamarotana ny TANINDRAZANA dia ny GASY IHANY NO HATAO SORONA fa tsy maintsy ho
    lefy izany ary HIFANKAHITA eto IZAY RESY ry DONTO ISANY a!TANY MASINA IO fa tsy an’i DEVOLIN’i domelina SANATRIA!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *