Manandafy : « ny fampodiana ny filoha Ravalomanana no laharam-pahamehana aloha »

manandafy

« Ny fampodiana ny filoha Ravalomanana no laharam-pahamehana aloha izay vao zavatra hafa » hoy Manandafy Rakotoniriana , io maraina io raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazetin’ny mydago.com.

Namabarany mazava tsara fa ny vahoaka no mitaky ny fiverenany koa dia anjaran’ny vahoaka no « miady  » izany sy mihomana ho amin’ny fitsenana azy.

15 pensées sur “Manandafy : « ny fampodiana ny filoha Ravalomanana no laharam-pahamehana aloha »”

  1. Hoy MANANDAFY RAKOTONIRINA :

    « Namabarany mazava tsara fa ny vahoaka no mitaky ny fiverenany koa dia anjaran’ny vahoaka no « miady » izany sy mihomana ho amin’ny fitsenana azy  »

    Mazava izany fa ny zva-dehibe andrasana amin’ny vahoaka dia mbola ny hetsika AMIM-PILAMINANA hatranY;
    iZANY NO MBA HIANGAVIANA amintsika rehetra ho atao RESAKA MATOTRA, miverimberina eto, raha azo atao e!

    Aoka re mba hiray HINA e ! Mba fianarantsika ho amin’ny Solidarite izany !
    Mba azavao sy amafiso araka ny hevitsika tsirairay avy izany voton-dresaka izany

    Fa izany no hitondra antsika amin’ny Fahafahana !

  2. Marina tokoa aloha ny lazain’Manandafy é… resabe fotsiny miharo fankahalana sy tahotra ny an’ny sasany fa ny fodian-Dra8 ihany alou no maika!!!

  3. Mba ho mariky ny « SOLIDARITE ho antsika, dia mba iangaviana tsy hisy hamaly ny rzesaka fampiadiana ataon’ny Foza !

    Ny antsika ihany no mandina e !


  4. Suis tres heureux de lire Bemafohy !
    En attendant desesperement Elas – Ziry – Onesime et d’autres encore que l’on ne saurait enumerer ici !

    J’espere de tout coeur que le mot d’Ordre sera

    – La SOLIDARITE
    – Le refus de tout INDIVIDUALISME signe de desaccord !

    Tous ensemble et nous reussirons ! En communion avec nos camarades du Magro !

  5. Hoaiza!
    Nitsipelika kely ny masoko t@’ilay fanafiahana hafahafa miaro POIZINA???
    jereo tsara fa teny Tsiafahy no nipoiran’ny tantara ?? sao dia mba tetika hamonoana
    ireo manamboninahitra migadra ao ireo izany ??? ny ahiahy tsy hiavanana an!! hitako t@ io Midi-mada io teo izany.
    Misaotra ry Njara ! marina ny anao tsy misy tokony hamaliana ireo intsony ,sady mahabe fahotana fotsiny .

  6. Raha toy izao no fandehan’ny tondrozotra dia efa nekena izany i domelina ho filou , manindry ny PM , ny minisitra koa , tena mampalahelo e , lany ny telo taona nitolomana nefa nandohalika t@ mpanongam-panjakana ihany , aleo hijanona ny magro fa efa vita ny sonia d samia mahazaka e

  7. rama,
    ianareo ange mitolona zavatra tsy ho hisy e, efa hita fa rajoel no napetraky ny tolom-bahoaka dia nareo indray no hitolona hanohitra vahoaka,sady efa any am ra8 ny baolina, afaka miditra izy izao fa toa matahotra indray.
    raha tianareo hanjary ny PM nareo dia angamba tsy olona toy ny manadafy no ataonareo eo fa tsy ho fidian’ny Rajoel mihintsy fa mba tanora sy olona vonona hiara-miasa aminy raha tsy izany tena lasan’ny movansy zafy sy monima indray no hahazo anio dia eo indray ianareo no raisina.

  8. Itony Tanora itony no atao hoe alikakelin-dRajoel.Mivovoha mafy mba hahazo taolana.
    Indray andro any ialahy dia hifanehitra amin’ny tena taolana.

  9. Hoaiza!
    io gazety midi io nomenao io,nisy fanafihana teny Tsiafahy dia jiolahy mirongo fiadiana sy poizim-
    boalavo (izay mbola tsy fahitako na reko mihintsy), ka ny fat mantsy izao efa vaky loha mitady ny
    hirika hamonoana ireo MANAMBONINAHITRA ireo ( noho ny tahotra mazava hoa azy) ka sao sanatria hoy aho,fa mba voasakan’ny
    olona sy ny mpitandro ny filaminana ilay jiolahy, ahiahy fotsiny ny ahy fa tsy fantatro raha mitombona??tsy kely lalana mantsy ny ratsy.

  10. consensus =interdire aux autres groupements de proposer un candidat pm!voilà le consensuel et inclusif();que la politique est drôle car blanc=noir
    exclusif et unilateral=laisser tout le monde proposer son candidat!à la fin je serai un grand politicien hiihhihiiiiiiiiii

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *