Miandry ny troïka isika hoy ny dep Zafilahy.

Magro 4 okt 11

Mbola misy mino  ve isika fa volana no homen-dRajoelina? hoy ny kabarin’ny Zafilahy tetsy amin’ny kianjan’ny Magro. Fanomezana indray miserana no ataony fa andraso eo raha miverina ireny. Jereo tsara ilay fampianarana nolazainy fa ho maimaimpoana, resaka fotsiny hoy hatrany izy. Misy Cisco aza nijery ifotony ny fanomezana ho an’ ny mpianatra tany amin’ny ministera  fa tsy nisy akory. Resaka fotsiny mba ilazana fa mitsinjo ny vahoaka ny FAT. Izany no antony izany no  ilantsika ny fodian’ny Ravalomanana hoy Zafilahy, tsy amin’izao krizy izao ihany anefa fa ho an’ny ho avy mihitsy satria  iretsy FAT tsy mijery afa-tsy ny tenany ihany. Na efa mibaribary aza izany dia mbola mikipy ihany ny tafika Malagasy. Fa ho entina aiza tokoa ity firenena ity ? Ianao milaza fa tsara io tetezamita? ianao  milaza fa ao  amin’ny CT sy CST no tompony ireo tourmaline ary mpanao politika efa ela. Mety ve izany ity fanjakana ity ?

Mazava ny tenin’i Ravalomanana, tsy misy mandeha avia sy havanana fa miandry ny fanampahakevitry ny troïka.

23 pensées sur “Miandry ny troïka isika hoy ny dep Zafilahy.”

  1. Izay no tena fahendrena.Dia tokony hanatrika ny fananganana ny governemanta sy ny andrim-pajakana rehetra ny troïka.Raha misy fanontaniana dia apetraka satria ohatran’ny tsy mahay mamaky teny ny sasany.Ary raha ny souveraineté nationale dia efa tsy nisy intsony nanomboka tamin’ny ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009.Noho izany ny tondro zotra no manankery satria io ny fifanekena vita sonia.
    Ny olana kely amin’ilay fampiombonana ataon’i PROF RANJEVA dia mety tsy hamerina ny harena voahangon’ny HATista ny pro-tgv.
    Dia rehefa voantsangana izany andrim-panjakana izany dia tokony diovina ny administration militaire.I DEBA efa eo mety afaka manampy amin’izany.Ary haverina ny halatra rehetra nisy.

  2. Atomotra ny famahana ny olana nateraky ny fanonganam6panjakana taimin’ny 17 mars 2009 !
    Ary arakaraky ny fahatomoran ‘ity vaha olana ity no ahitantsika feo samihafa , izay mifanohitra amin ‘ny vokatry ny faharetan ‘ny Malagasy niady , nitaky izany vaha olana izany vaha volana izany nandritry ny telo-polo volana izao
    Ny fiombonna atolotry ny professeur Ranjeva dia maivana ary tsy ho lasa lavra satria ny olana misy ary nisy atry ny ela dia ny tsy faneken ‘ ny Malagasy ny fanintsakntsahan ‘ny frantsay ny zo ‘olombelona eto Madagasikara : ny fampiasany Malagasy hitondra ny tany sy ny fanjakana fa izareo no mitantana sy mitavana ny harem-pirenentsika !
    Tsy mahasehaka izany ady izany ny fiombonana :
    Io koa ny radio rindra ao amin ‘ny zaka tsara dia mandrisoka ny Vahoak’ny Mgro hivoaka aty ivelany hampiseho hery…

    Fa nahoana no hivoaka ny Vahaka ? Tsy itady fampisehoan-krty ny Vahoaka ny Magro…
    Nety ary la ventiny ny ranonantsakaina , ka izo fomba izao no harahina arany amin ny farany !

  3. Tsara ny hoe miandry ny Troika nefa aoka tsy handrihandry manan- draharaha, ny Fat eto mandrovo- tsihy manao izay hafany. Amiko ny Troika dia toa tsy rototra na manana ny fandaharam- potoanany ka anjarantsika no manantona azy ireo any @ taniny mitondra izay hevitra tohantsika amin’ ny fametrahana ny rafitry ny tetezamita hiarahana. Ny eto an- toerana dia tokony hanery amin’ ny famoahana ny gadra politika rehetra sy ny fanokafan’ ny radio nohidiana, ary tokony hanazava ny vahoaka ny hevitra tohanantsika fa mitady ho kivy izahay, indrindra ny fanetsiketsehana ny rehetra amin’ ny fiverenan’ ny sesi-tany politika rehetra indrindra nu Filoha Ravalomanana.

  4. Aza manonofy ry Bemafohy! hena atana-tsaka ve ho azonao eo intsony??
    Tsy misy afa tsy fanarahana @ lalana ihany no antoka , tsy misy hafa
    azo hanamborana ireo afa tsy ny FITSARANA ihany.
    Odoye!!! sakano fa ny fifidianana tsy ho azonareo sakanana e!!!! na ny eto TANA aza tsy laninareo ry foza a!
    @ izay miampy ihany ny hadalanareo HAMPISONDROTRA ny toeran’i DADANAY! alefaso daholo! tsy ho avelan’ny
    HASINA TSY HIPOITRA KOA NY HARATSIANAREO ka TOHIZO mba HANOSIKA ANAY MAFY @ FAHAFAHANA.
    DIA EFA MIOMANA DAHOLO @ fanakanana eny an-dalana ianareo any @ FARITRA rehetra rehefa hitsena an’i dada.
    MANAOVA RODOBE dia ataovy feno VATAN-DEHILAHY.AJANONY ANY an-TANANA aloha ny zaza fa TOLONA ITY!!
    MANDROVITSY ny FOZA e!!!! RAHA MBOLA AO KOA IZAO ATRA IZAO !! tsy ho AFA-BELA EO IREO TSIVALAHARA
    isany ireo!!! MIOVITROVITRA ve e!!! DADA TSY MAITSY TONGA FA NDANA MILETRA MALOTO DAHOLO REHEFA TSy
    FALY RY ILAY AZAVANONA ISANY A!!!!!TSY NY RATSY HATONAREO NO HANOANANA NY DADANAY TSY HO TONGA!!
    AZAFADY!!!! IZAHAY MILA FAHAFAHANA !!!MILA FILAMINANA ao anatin’ny RARINY SY NY HITSINY!!!AMPY NY FANJAKAZAKANA!!

  5. Marina ny anao ry Nary! tokony hatomboka miala any @ fokontany mihintsy ny
    fifandaminana sy ny FANDRAISANA andraikitra,ny tsirairay mihintsy no tokony
    hanara-maso ny tsirairay @ fanavahana ny FOZA ohatra! izay mitady ny tetika HANAKORONTANANA ,tokony
    efa hiainga eny @ FOKONTANY mihintsy izany ny fanaraha-maso ny FOZA.Tsy maintsy entitra isika @ io fotoan-
    dehibe io ny mba hisian’ny FIRAISAN-KINA marina ho fankasitrahantsika an’i DADA.ALEO HO TAZONINTSIKA
    hatrany ny FILAMINANA hatra@ farany fa izay no nahatafitantsika ny TOLONA TOY IZAO!ary afaka miasa tsara koa
    Atra ao anatin’izany filaminantsika izany.
    TANY MASINA IO FA HADALAN’IZAY HANIRATSIRA FOANA! tsy maintsy ! tsy maintsy TAFITA ny TOLONA FA AZA
    MISY KIVIKIVY IZANY! ADY FARANY ITY!!!METY HO MAFIMAFY fa isika EFA NISOTRO NY ALEOKO-MATY HO
    FANAVOTANA ny TANY MAMINTSIKA !!!! MAHEREZA DAHOLO ARY!!! AZA MATAHOTRA FA MINOA FOTSINY IHANY!

  6. Tsy manonofy izany aho Ranavalona fa jereo fotsiny ny vola sy harena voahangon’i Khadafi izao ho averina amin’ny vahoaka.Raha ampiharina ny sazy efa mihantona eo ambony lohan’ireo pro-HAT ireo dia miverina ny vola ary izay no mety tsy tafiditra ao amin’ilay fampiombonana karakarain’i Ranjeva.Mety hena any am-bavan-tsaka hoy ianao fa saingy saka banga.
    Marina ny an’i Nary hoe isika ny tompon-draharaha fa hitako manefa ny adidiny ny troïka satria na dia filoha am-perinasa aza i Jacob Zuma dia mbola hiverina indray izy atsy ho atsy.

  7. Aoka tsy ho diso fijery ISIKA !
    TSY MAINTSY MIANDRY :
    –NY DECLARATION HATAON ‘NY TROIKA ARAKY NY TENY NOMEN ‘NY FILOHA RAVALOMANANA MARC TAO AORIAN 4NY FIVORIANA NATAON ‘ NY TROIKA NY 30 S¨PTEMBRE TEO
    –KOA ETO ANTANANARIVO NO HANAOVAN ‘NY FANAMBARANA MIKASIKA NY FEUILLE DE ROUTE NA ANY AFRIQUE DU SUD !
    NY ROIKA NO IRAKY NY SADC , IZAY MISOLO- TENA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE..

    ITY RESAKA MOMBA NY FIOMBONANA ITY DIA AO ANATY PROGRAMA, SATRIA TSY MINO AHO FA EFA NISY NANDINIKA IZANY..
    NY FEUILLE DE ROUTE ANIE KA RTSY AZO TOVONANA NA HANALANA ..INTSONY !
    TSY MISY HANAIKY TERY VAY MANTA NY MPIVORY !
    NOFINOFY IHANY IZANY !

  8. Bemafohy
    Izay indray no tsy hitako !!ilay hoe: « saka banga! » hi!hi!hi!!tapaka mihintsy ny tsinaiko!!!
    indrisy fa raha mba tsapany mantsy izany rehetra izany fa toa tsy ho takatry ny loha-
    kelin’izy ireo akory ??fa ny ANIO IHANY!!!!@izay tsy mba mipitrapitra mampalahelo fa vao maika mivandravandra
    izy indray no mba mianan-kendry MAMPITAHOTRA!!!hen!!!ho aiza eo anefa e!!!! tsy ho lasa lavitra eo!samy hifampitazana
    eto!!!! ny anio ho afaka ihany ……….

  9. Fa ity misy soson-kevitra tiako aroso, azon’i Ranjeva atao angamba ny manontany ny CPI any La Haye mba hanafaingana ny fanampan-kevitra na ny didim-pitsarana momba ny raharaha 7 febroary 2009 satria na Monja Roindefo na Ny commandant Charles dia nanambara fa voarihoriho amin’io Afera io i Bitrodia.Ary marina izany.Raha voampanga izy dia miala ho azy eo io.
    Fa ny vahaolana tena haingana dia araky ny nolazain’i Njara:RODOBE NASIONALY.Ka arakaraky ntsika io.

  10. Ary misy rohim-pihavanana ve eo @ ngia zafy sy zafilahy???

    Fa rah itony olona itony aloha no asaina mahandro tsaramaso maina sy katsaka maina, tonga dia vetivety de masaka na tsy misy afo aza!

  11. Andao ary hanomana barbecue sy charbon taonina maromaro hanatonoina ny FOZA.

    Ary olona avy aiza koa itony CDT MASSOUD itony sa anisaníreo Milisyn´ny mpanongam-panjakana, sa miaramila avy ao @ foza,
    sa kosa tara fifohazana.

  12. Lemahiratra<<<<milisy nanongana an'i rainivoanjo, izahay no nahavaky nandositra an'i rainivoanjo any afrika du sud,

    zao dia hoe sadeky troika no hiaro an'i rainivoanjo, ny milisy sudafy nalefan'i raivoanjo teny @ 13 mai ary tsy naharesy tosika anay!

    angony tsara ny sarbô taonina anendasana an'i rainivoanjo eo ampidinana eo ivato!

  13. tsy nisy afa tsy ilay SORONA nampanaovin’i franc-macon anareo vao afaka teo i dada,
    aza mody avadika ny resaka! na ny devolinareo aza niaiky ny HERINY fa 40 OLONA
    (ireny sorona notifirinareo avy aty aoriana ireny ireny )vao ho afaka teo i dada.Dia natahotra ny tsy ho trattra indray ilay
    isa dia nampiana ilay NODORANA VELONA !satria nitaky ny volany koa ireo MPIKARAMAN’ADY ireo,dia avy dia nararaotina
    fa natahotra sao tsy ampy 40 araka ny notakian’i MPAMANTSY VOLA anareo ilay voatifitrareo teny AMBOTSIROATRA.
    Iza izao no MATAHOTRA????HERIM-BOATAY SISA !!!Manam-petra ny asan’ny satana e!!! nahoana no tsy mahasahy havoaka
    ny GADRA e! raha tena MAFY BE IZATO IZY???KOTITTI sy Charls ihany dia efa tsy laninareo ka izany no hitadiavana HIRIKA NY
    HAMONOANA azy ireo eo AMBOSITRA no ho vitaina izy ireo, IZANY NO MBA AINA KOA MBA MIANA-KENDRY EO!!!Avoay aloha ireo!!!
    RALITERA MANGINY FOTSINY!! aty aminay ny JOKER !!! mbola ao koa ny SADC ny UN tsy ny foza sy ny devoliny mihintsy no tompin’izao
    tontolo izao fa misy lalana mifehy ho an’ny rehetra.TSY MISY MIFAMPAZAHOTRA ETO!!!!!

  14. Ho an’i cdt massoud: fa ny milisy vazaha/gasy nahafaty maro taminareo tamin’ny 7 febroary 2009.Ka mbola hioraka ihany.I generaly rainivoanjo aza nilaza ho any afirka atsimo nihemotra fa tsy sahy.

  15. ianao mihitsy no Rainivoanjo ey <cdt <massoud.
    <asza taitra fa hitsako ny tsy misy ianao aty ho aty, ampahafirin´ny azoní joelina jiolahim-boto ny karama azonao, karama taim-paosin´i <andry <rajoelina, tsy ampy amidin´iny <dj ianareo mianakvy , izy anefa efa mahita ny handosirany, sy efa manana ny taratasiny, fa ianareo <milisy ho aiza, <hifankahita eto ihany isika,

    <<fa i <Dada aloha <mahery, any aminy ny <lakile, faninana ny foza mianakavy, ho aiza,??????

    sa hivadika laimanga tahaka aní rainivoanjo zokinao ianao ry cdt massoud rehefa miverina amin´ny toerany maha PSDT de Madagascar azy i dadanay???

    " retour sans condition de SEM Marc Ravalomanana " Izay ny meditation vaovao, sy ny malaza.

    Vive ravalomanana marc, Vive SADC, vive Troika, VIVE vahoaka legaliste, vive vahoaka miandry ny hiverenanaí Dada sy ny rariny.
    vive feuille de Route SANTON.

    HO AVY TSY HO ELA I DADANAY:

    ANDAO MILEVOM-BELONA TENA RY CDT MASSOUD sao ho tapaka lalan-dra , ka ho faty tampoka eo:

  16. fomban’ny alika no mivovo any an-takokotany,izy any ivelany indray hono no mba handrahona ny aty an-trano HIHI!!!
    efa vonona v le charbon dimy gony hanaovana tsatsika ny dadanareo raha vao tonga eo e???
    refa masaka izy de afaka mihinana daholo ianareo alika iray magro ireo

  17. Raha mana-kambo dia mivoaha fa tsy nisy NIFIDY anareo teo! fa tsy manana!!!!
    Gaigy !adala tsy faka taranaka daholo, mibodo ny tsy an’i tena ,tsy mahalala tsy tiana
    dia terena fotsiny izao fa FOLOHA !!ha! ha! ha!!!tsy adala toa anreo daholo izao tontolo izao ka hankatoa foza
    tsy lanim-bahoaka fa mitonon-tena Hi!hi!hi! mba manana ireo TSOTSOKA RERAKA ireo dia mba manimbazimba ny GASY
    ery fa manana KALAK hono e!!na lalitra manidina aza tofirina,aza mba tapoany ihany oah!! mba hitany taiza koa moa??.
    zavatra tsy hay no mba hibitabitahana ,foza hono hitondra fanjakana ???3 taona tsy nahazo fankatoavana,mamafy lainga
    etsy sy eroa fa eeeeeeee!!!!dia manilika ny hatao sisa FIKA,sady mampionon-tena ihany e! @ izay mba maivamaivana ???
    mavesatra mafy mihintsy angaha izy izao??? te hanao aminy eo koh!!!BORIBORY ny tany e!!!
    aza ahilika aty ilay FIVOVOAZANA azafady!!misy alika ohatra anareo izao eto ambonin’ny tany ry tgv.

  18. Communiqué de presse

    La Troïka de la SADC se réjouit du nouvel élan amorcé par la direction malgache dans le retour à l’ordre constitutionnel à Madagascar. En particulier, nous ainsi que la communauté internationale dans son ensemble trouvons très encourageant l’accord conclu récemment visant à restructurer le Parlement de sorte à ce qu’il soit un Parlement d’unité nationale représentant toutes les plates-formes.

    Cet accord constitue une percée qui représente un pas positif et qui rapproche Madagascar de l’ordre démocratique et le met sur la voie de la prospérité.

    Ce compromis illustre, en outre, l’exemple que le leadership malgache peut se montrer à la hauteur de la situation et résoudre ses différends par lui-même par le biais d’une culture de consensus et d’engagement solide.

    Ces actions représentent concrètement ce que nous voulons dire quand nous parlons de l’esprit de la Feuille de route.

    Nous espérons que cette culture de consensus se poursuivra et que le Parlement restructuré sera basé non seulement sur l’esprit de la Feuille de route, mais aussi sur la lettre. Ainsi le Parlement provisoire devrait être basé sur les principes d’intégrité, de consensus et d’impartialité pour qu’il reste crédible.

    Nous réaffirmons que le Parlement provisoire devra être le reflet de toutes les plates-formes politiques de manière juste et équitable si la Feuille de route veut rester sur la bonne voie et demeurer intacte.
    En outre, nous souhaitons saluer la culture des mesures de restauration de la confiance qui se dessinent entre la direction des diverses plates-formes politiques.

    En particulier, nous nous réjouissons du rôle et de la réponse digne de M. Rajoelina, Président de la Haute autorité de transition en ce qui concerne le retour de M. Ratsiraka. Ses qualités d’homme d’État ont fait que le retour de M. Ratsiraka n’a pas donné lieu à des incidences négatives de la part du gouvernement provisoire d’unité nationale.

    Nous implorons M. Ratsiraka de laisser primer les intérêts des malgaches et nous espérons qu’il sera à la hauteur et montrera les mêmes degrés de leadership, de discipline et d’homme d’État que ses homologues politiques de toutes les autres plates-formes.

    En avançant nous parlons avec force à toutes les plates-formes politiques qui participent à ou qui appuient la Feuille de route et leur disons d’accélérer le modèle positif qui est en train d’émerger et de continuer à renforcer la culture actuelle de consensus.

    Cette culture s’assurera que le pays pourra surmonter tous les obstacles qu’il reste à franchir de la même façon et dans le même esprit que les autres pays africains ont dû affronter des défis similaires ou des fois plus complexes.

    Émis par le Secrétaire exécutif
    Au nom de la Troïka de la SADC
    1er décembre 2011

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *