Mise en œuvre de la feuille de route: sommes-nous sortis de la crise ?

2012 s'annonce encore pire pour Madagascar et son peuple
2012 s'annonce encore pire pour Madagascar et son peuple

La troïka a envoyé une délégation militaire dans l’île pour s’assurer de la mise en œuvre de la feuille de route. Cette dernière devrait être appliquée à la lettre et pourtant les entités politiques se débattent sur un faux problème. Il s’agit de la désignation du premier ministre. Certaines entités dénoncent l’exclusion, d’autres veulent qu’on désigne un de leurs candidats. Pourtant, le peuple, lui, continue à sombrer dans la pauvreté. L’insécurité est de plus en plus forte et l’économie est en récession.

La crise est bien loin d’être résolue malgré cette médiation étrangère qui ne prendra jamais peut-être fin. Nous avons quand même constaté que la situation économique, politique et sociale a encore empiré. Et pourtant l’on ne cesse de dire que la feuille de route est l’issue ultime de la crise à Madagascar. Nous en sommes toujours au même point, la situation n’a pas évolué. L’année 2012 s’annonce plutôt mal sur tous les plans, on peut déjà imaginer de loin ce que nous allons vivre d’ici quelques mois.

Nous avons espérer que la mise en œuvre de la feuille de route allait faire sortir Madagascar de la crise mais nous sommes encore plus déçus. Déjà, le président Marc Ravalomanana est empêché de revenir au pays et sa participation à la vie politique est remise en question. La nouvelle transition va encore durer 1 an, d’ici là nous allons encore supporter Rajoelina et compagnie…

11 pensées sur “Mise en œuvre de la feuille de route: sommes-nous sortis de la crise ?”

  1. Ho antsika rehetra liana momba ny « AFFAIRE BOIS DE ROSE » dia aza hadino ny mijery ao aminy « ARTE » 9 ora alina latsaka fahatelony(LA MAFIA DU BOIS DE ROSE

  2. Misaotra an’i ARTE taminilay fandaharana androany nanomboka taminy 9 ora alina latsaka fahatelony mombanilay woe: « MAFIA DE BOIS. Tra-tehaka tao daholo ny « TAY NAFENINA » i TGV sy ny minisitra izay notarihany. I TGV moa dia nolazainy ilay sinoa woe: il est trés gentil avec ses ministres.Afa-baraka hianareo rehetra TGV mianakavy ireo.Milaza hianareo tsy ela hoe:tokony hatahotra an’Andriamanitra izay « PRAIMINISITRA » ho laniana ao, nefa hianareo aza ity « MANGALATRA BOIS DE ROSE, hita hatrany Amerika indrindra fa any aminy « KELY MASO ( SINOA io). Mampalahelo dia mampalahelo ny toetrareo mianakavy , hay vé izany no tena hananareo vola tsy toko tsy forohina aminizao fotoana io.Ny anarana i TGV manomboka androany diA atao woe:  » TGV BANANA ». Isaorana manokana koa ilay MALAGASY(guide touristique) indrindra i ALEXANDER taminy fahaizany fangalany sary ireny, raha tsy nahay koa izy dia matiny ry zalahy teo. Koa ho antsika MALAGASY voafitaka ny aminy zavtra ataonity TGV BANANA ity dia mba tongava saina daholo , ny olona haotranitony vé no havela hitondra « FIRENENA » tsy dia asa fotsiny ny afaràny i MADAGASIKARA. Mazava aminizay zao fa hay tena sady MPANGALATRA, MPAMONO OLONA, MPANDAINGA ity TGV BANANA ity.Zao indray izy dia mitady VOLA 247 MILLIONS D’EUROS. Tena loza ity marina mafy. I TGV MIANAKAVY MIHITSY ZAO no tokony ho GADRAINA ary tsy mila TRIBONALY izany intsony fa tonga dia alefa any TSIAFAHY mandrapahafatiny.

  3. Aiza daholo ny foza @ izany zavatra izany???ary efa tena MIBANAKA izany Tv frantsay izany a!
    efa tsy voavidy intsony.
    Misaotra @ fampitana vao2 ry akama isany,tara indray aho fa tsy nahita izany ,izaho mantsy efa tsy dia mijery vao2 frantsay
    intsony fa Manome litika indraindray ka aleoko tsy mijery.
    Efa manosika antsika izany ny @ tsy tokony HANAIKEN-tsika intsony io JIOLAHY mpamgalatra io fa asakasak’izay mbola
    HIDINIKA sy hisolelaka azy ihany.
    Tsy efa mazava be ve izany sa tsy haiko ?mba mifoza ry zalahy a!! hadinoy io SEZA io dia jereo ny TANINDRAZANA fa POTIKA e!!!
    Afabaraka ny Gasy ray olona raha mbola HANAIKY io domelina io eo a!!!dia izay miaraka miasa aminy eo koa no ho voahosi-potaka .
    Hialao e! hialao lavitra fa tena efa tsy izy intsony io.

  4. tsy TV frantsay io ranvalona a ! fa rainiboto no tena mitantana azy ,ary diffuser ao frantsa . Ny TV frantsay dia ireny FRANCE 24 rajoelina be ireny sns…

  5. Toa tsy ilaina ni maùaly y lahatsotatra naroson ‘ atoa rakot r…

    Tsy aleo ve miandry ny faran ‘ny volana octobre izao vao manao fanankihana sy mitsara ny tsy vita , tsy tanteraka..
    Ny TROIKA , izay ma fanendrena izay mendrika ho premierministre , dia nanome dat..
    Tsy fahendrena ve ny miandry ireo daty ireo , vao mokiakoa fa tsy misy zavatra ùandeha ary nt Filoha RAVALOMANANA aza dia y mahazo mody intsony !

    Mba homeo anay eto ny olona (anarany , adressiny..nilaa izany , ny toerana nivoahan ‘izay vaovao izany…!

    AZA HATAO KILAOLAO NY FIAINAM – PIRENENA !
    NY MARINA SY NY FAHAMARINANA NO AROVANA SY HAFAHANA MIJORO MBA HO HAFAKA HITSANGANA HO VAVOLOMBELONA !INDRINDRA AMIN ‘NY FOTOANA SAROTRA TOA IZAO !

  6. tena tsara tokoa ity resaka BDR malaza amin’izao tetezamita izao fa hataon’ ireo mpitondra fanangoronan-karena fotsiny ny harenam-pirenena indrindra tamin’ny andron’ny ra8 ary amin’izao andron’ny mpanao politikan’ny HAT Izao. tokony hitohy izao fahalahana ny fanaovan-gazety izao ho lesona ho an’izay ho mpitondra vaovao manaraka eo fa raha tsy izany dia ho ratsy lavitra noho ny nanaovan’ny vahoaka an’ny ra8 ka ho lasa cadhafi mihintsy aza.

  7. O ry Tanora a! hoy ianao hoe: « tokony hitohy izao fahalalàhana manao gazety izao! » Eny tokoa, soa ihany fa misy ny TV toy itony ARTE itony izay tsy azonareo tgv-iste mianakavy
    Sady izay indray, « mamoaka ny sary sy ny lahan-tsoratra ho hitam-poko hitam-pirenena, hita sy fantatr’izao tontolo izao ny maloto afenina!!
    Heee!! Mpaosavy mandeha alina aza hono misy mahita koa!

    Mba menatra ry Tanora fa tena miantehetra amina-hazo boboka ianao io, tongava saina amin’izay » fa aoka izay ny tsianjery manenjika and-R8.
    Ahoana hoy moa ilay fitenenana?… Variana manenjika aloka, ka sendra ny alok’…..!! He!He!He!

  8. Antenaina! efa haiko fa ianao ihany no mamaly azy fa »diffuser ao frantsa » ,raha azoko izany
    dia miara-miasa ireo ,efa mamofona frantsay dia mamofona lainga.Ny tiako tenenina dia tsy
    voasakany intsony, izy ireo mantsy efa zatra MIVIDY ny FAHAMARINANA hita izany na eo @ resaka fanatanjahan-tena
    aza, ny politika moa dia efa tsy TAKONA HAFENINA intsony raha tsy hiresaka afa tsy baolona kitra fotsiny aho.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *