1 pensée sur “Mody tsy misy rahoraho Ravalomanana hoy Raveloson Constant”

  1. Efa nibaboka kosa zanakisoa e!efa nifona t@ Jesosy e!efa ho avoakany tsy ho ela
    ireo Gadra tsy andrariny ireo angamba,sa mahazo MIFONA fa ny hatao hatao ihany??
    Noho ny ratsy vitany no hangejany ny olona toy izao ka matahotra ny hifoteran’ny rambony fa inona moa??
    Na mijery ny tavan’i bombe aza efa maharikoriko koa avelao izy haka saina kely aloha.
    ilay filaminana mihintsy no tsy lanin’i frantsay.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *