Mpitarika posy : « miantso vonjy amin’ny Troïka »

My beautiful picture

Naneho hevitra tetsy Antanimena, nanoloana ny kianjan’ny Malacam, ireo mpitarika posy eto an-dRenivohitra io  maraina io.Nitokona, nilanja sora-baventy manambara ny fijalian’ny vahoaka izy ireo : »aoka izay, mifanarahà ianareo mpanao politika sy ny miaramila fa mijaly izahay vahoaka » hoy izy ireo .Na dia heverina ho tsy mahay ny teny vahiny aza izy ireto dia nandefa hafatra hoan’ny  mpanelanelana vahiny.Hita ho niantso vonjy tamin’ny Troïka mihitsy : « Troïka !sauvez les peuples Malagasy ».

Marihana fa mitaky ny hamoahana haingana ny gadra politika ihany koa izy ireto.

2 pensées sur “Mpitarika posy : « miantso vonjy amin’ny Troïka »”

  1. Cette manifestation de ce que Nous être des « sans grade ou des kely tsy mamindro
    interpelle tous les bien pensants , les partis politiques qu’ils ne sont ls seuls à avoir droit à la parole , droit au droit , droit à parler de politique , de social et l’économique ..
    LES TIREURS DE POUSSE SONT DES AGENTS ECONOMIQUES IMPORTANTS ( DU FAIT DE LA TENDANCE HAUSSIERE DU PRIX DU PETROLE ), CE SONT DES GENS QUI ONT DES RESPONSABILITES SOCIALES EN TANT QUE PARENTS ET CE SONT DES CITOYNS QUI ONT AVIS A DONNER , DES QUESTIONS A POSER SUR LE PLAN POLITIQUE…
    ATTENTION !CE SONT DES HOMMES ACTIFS…
    IMAGINONS UN INSTANT QUE LES TIREURS DE POUSSE FONT UNE GREVE DE 48 HEURES !
    NOUS AVONS TOUS TOUJOURS DES POUSSE-POUSSE SURTUOUT ACTUELLEMENT..IL FAUT LES PROTEGER ET FACILITER LEUR TRAVAIL EN RESERVANT DES PISTES DE CIRCULATION POUR EUX !

  2. homba anareo anie ny lanitra!!mahaontsa tokoa ny zavatra toy izao!!
    vonjeo izahay A-tra o!!!raha mbola ao ihany ianao.
    Henoy izany ry hazondamosiko !!!! domelina io!ny ady seza izao no mahafaty an’ilay doma lahy lapoasy ny firenena io.
    izay tiako ihany na dia efa any anaty dilatra aza ny firenena !!!aiza ny rodobe e!! atambaro ny hery e!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *