Olo mpamadika izy io ô! Tsy olo lavitra anao…

tsy namana

Namana io manahirana tsy zoviana
Ataonao tiana loatra izy
Matetika mamadika an-tegna
Olo mpamadika izy io ô! ô!
Tsy olo lavitra anao
Fitiava-namana io diniha hely e!

Ndre ka raha akory ataonao
Tsy maintsy tsiny azonao
Tsy hataoko hakivy ahy zegny
Fa fombam-piainana
An-karatsiana tsy miala
Ny raha tsisy atao misy

Zany angamba ny amin’io namana io
Ô ô samy tsaratsara tsika aby e ! e!
Amaray koa fa hôdy ê!
Tsy izaho tsy tia hihavana anao fa…
Anao nivadika e
Zanahary mahita koa nisy tsy nety nataoko anao
Samy lava andro hivelômana antsika
Mahità mitady amy taniny e

Samy tsaratsara tsika aby e! e!
Amaray koa fa hody e! e!…..

Tsy vao zalahy… variana korana tsara io
Diniho matetika fa maro fihatsaram-belatsihy
Zany edy raha nahavoa
Nefa tsy mahavoasahy koa aho
Fitiava-namana io diniha hely
Ndre karaha akory ataonao
Tsy maintsy tsiny azonao
Tsy ataoko hahakivy ahy zegny
Efa fombam-piady
An-karatsiana tsy miala
Ny raha tsisy atao misy
’Zany angamba ny amin’io finamana io
Ô ô samy tsaratsara tsika aby e! e!

40 pensées sur “Olo mpamadika izy io ô! Tsy olo lavitra anao…”

  1. Milay be e!! hay koa sady mahay mihira toy izao ny zanak’i dada ahh!!!!!
    mahafinaritra e!! enga anie ka hitohy izao FIFALIANA izao!!!!Zanahary mitahy
    ihany koa!!!!
    MISAOTRA e!!!HATOKISAKO ihany koa fa efa …….ENGA ANIE!!!!!!
    Avelao handeha izay tsy tamana e!! aleo kelikely tsaratsara toy izay be tsy handraofana !! sa tsy izany????
    Efa hitako fa efa manangasanga ihany koa ilay HAZAVANA IZAY TSY HO ela dia hibaliaka ho an’ny rehetra.
    Tsara koa ny fankaherezana toy izao indrindra eo @ mpiara-mitolona,mankasitraka e!!!!

  2. hahahahahahahahaha!!!!!!!!!!!tena efa mitapy mintsy reto, zanak’i rainivoanjo reto ka! mahay tsara ny feon’i jean rigo hono zany ry nandra @ le play back! hahahahahaha!!!!!!! tena be ny adala ka! le micro an’le clochard anakiray @ zany efa feno rarakivy be, de fafana @ tanana fotsiny « beurk »,
    Tsy mahagaga rah maimbo be ao @ magro io, jereo fa dia olona piady an-tsena sy misy dikany no mameno azy!
    Efa lany lainga de manao karaoké aloha a???

  3. Sahy milaza aminareo aho fa vokatry ny krizy daholo izao famadihana palitao izao…mafy ny fiainana ka aiza moa no ahita asa vetivety eo? Ny teo aza nopotehana sy very? Mandainga ry zareo raha resaka fitiavan-tanindrazana io…Mba inona anefa no mba netin’izy ireo tao @ resaka izany fitiavan-tanindrazana izany? Toe-tsaina mampalahelo e, izay mila ovaina sy fongorina fa vao mainka mandetika ny firenena (efa milentika dia vao maika milentika)…Ny ampitso no hitsara azy ireo ary ho mafy izany fitsarana ahazo ireo dia ny fitsaram-bahoaka…ary fantatr’izy ireo izany.

  4. Ireo mihintsy ilay tsy VOAVIDY VOLA ka maharikoriko ny DEVOLIN’i FOZA!!!!
    ireo ilay tsy laitran’ny odin’i foza satria olon’ny FINOANA ary olon’A-tra mbola tsy nivarotra ny FANAHINY.
    Ireo ilay MPAMIRAVIRA ny RATSIN’NY FOZA KA tsy mahagaga raha halany,ireo koa no mahasahy MANDA
    ny MPANJANAKA.
    Tsy nangataka tany ambaravaranareo izy nna CLOCHARD ary ry foza a!!!!tsy aleoko mijery olona toy izao toa
    izay MIJIANA @ HALATRA sy FANDROBANA miaina @ halahelom-bahoaka.MIAINGO AMBONY TSIKOKO!!!!
    Nirefotra indray ny TETIKA ratsy ka MIAKAPOKAPOKA indray ve ry FOZA a!! dia mody miova anarana indray!!!!

  5. Ireo le tsy misy mpanao combien, no tena marina tsy lafo ariary be, tsy misy valeur, fa tsy hoe tsy voavidy vola ! hany sisa ataony dia manamaimbo tanàna, manopanopa pandalo, sy manatena an’i rainivoanjo tsy hivalana.

  6. 2ème classe massoud, rehefa mandeha eny an-dalana ianao indrindra fa ny eny an-tsaralalana dia hita miavaka ny vehivavy manaja tena tsy mila atao combien sy ny mpivarotena miandry kil.Ka asa na iza no misy valeur?Amin’izao fotoana izao dia i Naika Eliane no manaja tena sy misy valera indrindra ary Yvette Sylla ilay voafelaka tany bruxelles.Ianao marasily indray ve no atoro an’i tsaralalana!!

  7. Firy MILIARA no efa saika hividiananareo an’i ZAFILAHY FOTSINY!!!an????
    Ka ny anay koa ireo tsy amidy,tsy foza akory ireo ka HISOLELAKA TSOTSOKA!!!!
    Ny HAJANY mihintsy no tsy VOAVIDY VOLA !!!!ny HASINY !!!tsy hatakalo tsy amidy VOLA!!!!!
    Tsy laitran’ny SAMPINAREO ireo!!!!hany ka mahasosotra be!!!iza izao no manamaimbo tanana hatr@ nahalasaan’i DADA???
    Tanana tsy notiafin-dalitra t@ andron’i dadanay iny??? ny olona dongadonga ,madio2 daholo,ny ankizy mandeha any ampianarana
    daholo,izao ny ankizy AMIDY ,aholana,mamono tena……..tsy voatanisa. Mba olona miteraka ve iano io ry cdt??? manodiava ny
    taranakao ny zavatra hiainan’ny Gasy voagejanareo noho ny fitiavan-kely sy fanitsakitsahana MPIRAY TANINDRAZANA ny tena toy
    izao.Raha manana taratasy VAZAHA indray dia tsofina rano!!soava dia!!!sady la frantsa PARADISAN’i foza hi!hi!hi!manamaimbo tanana
    fotsiny fa tsy han’inona tsy haninona!!!!sady tsy hiira no tsy hanao tsianjery!!!manabe takolaka fotsiny fa voky HALAHELOM-BAHOAKA.

  8. tiako be Bemafohy!!hay ve ka marasily Rangahy io e!!! tsy dia lavitra loatra izany
    izy sy i bombe hi!hi!hi!! tsy mahagaga!!!!tena nety mihintsy koa izany io namaliako
    azy io!!tena miasa mihintsy izany FANAHY MASINA eto @ Mydago izany marina!!!!misaotra ny Zanahary aho!!!
    Hay ve ka mbola i kala veta indray no mbola voadaka tany Bruxelle e!!!hi!hi!hi!!!faly be aho ray olona!!tsy mety fay mihintsy
    iny kala veta Sylla iny an!!fa mihevitra azy ho iza mihintsy kala anona iny ????Mitonantonana izany raha vehivavy!!!!

  9. Efa mitapy mintsy oà ny zanak’i rainivoanjo! ny an’ny sasany dia tsy misy hidiran’ny resak’i cdt massoud mintsy no hanohizany ny resaka, ohatra hoe inona ny (hidiran’ny vitsika @ resaka pétrole) ry ingahy bemafohy???

    Ary firy miliara marina moa no saika hividiananay an’i zefalahy fa tena tsy tadidiko ry ranavalona???

    Fa aoka hazava aloha fa le molony be paraky io fotsiny no saika ho vidianay a! hahahahaha!!!!!!!!!!!!!!!!!!

    Ary itsy clochard be anakiray???

    D tandremo ndray ry ranavalona miakatra tosi-dra eo AN! d efa MITENY AH zay!

  10. O ry cdt masom-body an: milaza tsy hanontaniana ianareo kay mpanao « combien »?!
    _

    I veta – ny anarany aza efa MAhaLAZA azy,
    karaoké made by french dia tsy mahatan-damba

    ny padesm, ny santionany toa an-tenisany…

  11. I rainivoanjonareo izao évacuer-na any Maurice fa marary.Izahay manaja tena ka tsy voavidy.Ny mpamadika ihany no voavidy.Pétrole anay izao ve dia omenay vitsim-bazaha.

  12. Aoka ijesoa no hamaly ratsy izay nanao ratsy anao ,fa ianao dia hangina ho hita izany ary efa mivaly amin’ireo mpanao ratsy tsikelikely.

  13. Marina ny anao ry Jesoa!!raha tena @ fo marina sy Finoana no hilazanao io!!!
    sao mantsy SANATRIA fanononan-tena fotsiny sanatria oah an!!!!!Miasa A-TRA e!
    Tany MASINA io oah!!!! tsy misy ho afa-bela eo e!!!! A-tra tsy andrin’ny foza an!endrasanay eto ihany o!!!!
    Ho tonga tsy ho ela anie ny Fahafahana!!!
    Bemafohy !f’angaha tsy any » La Reunion « no nitondrana an’i domelina marary izany??? »
    Hainy tsara ny miala eto rehefa marary izy,izay no hilazako ireto foza ireto fa « MANANA TARATASY VAZAHA DAHOLO
    ANGAHA ka hiala ny tanana rehefa NOPOTEHIN’i domelina sy norobany daholo ny harena sy ny fananan’ny Gasy »

  14. Mety La Réunion satria izay no voavakiko tany nefa io maraina nisy niteny hoe:maurice fa ataoko fa marina ny voalazanao.

  15. Mety ho voadaka tao Maurice angamba fa sao mitondra VITAN-dratsy ao???
    olona alakaosy sady mamindra devoly iny!!izao feno devoly ny tanana ,maty
    HASINA mihintsy izay handalovany.

  16. I massoud no ho tapaka lalandra eo fa matahotra mafy fa toa lasa tsirairay ianareo mianakavy. Vavan’ny maty an-drano ny an’i karaoke ka mi hahahahaha….be eo, akombony ny vava fa sao dia kendan’ny rano eo ka lasa alohan’ny sasany.

  17. Mba menatra ry karaoke a fa ianareo aza latsaka ambaniny satria tsy maharesy azy akory, mitalaho mandohalika amin’izao tontolo izao fa tsy mahazo reconnaissance internationale akory. Tsy afaka aminareo mihitsy ny toe-tsai-poza, mba miala amin’izay ao amin’ny rano t.y ao fa tsy afa mivoatra.

  18. Aza mbola tonga aloha dada fa aleo ho maromaro ny hanaraka an’i domelina
    any @ HOPITALY @ FITAINTAINANA hi!hi!hi!!!!Tairintsika fotsiny aloha!!!
    Mafy izany henjehan’ny RATSY hatao izany marina !!! tsy azo hampiasana KALAK mihintsy angaha ity
    TAHOTRA ITY ry BOMBA fa mijaly ny foza????sa mba voavodin’ny volan’i bois de rose sns……????
    Mafy ity koh!!! izao izao aiza i domelina ??? ny ahy ny aza hitako ka hajedaky ny frantsay any iny fa efa
    nahita solony izy, dia tsy ahita ny FIANJERANY ny vahoaka NOGEJAINY sy NISANDOHANYary NOROBAINY.
    Manahy mafy aho ray olona !!!!tohizo ihany aloha ny film fa efa eo @ ady farany e!!!

  19. ndryyyy!!!!!!!!! reto zanak’i rainivoanjo, mirediredy fotsiny,

    fa iza zao no resy ????

    I rainivoanjo aza nanotany izay tena mafibe t@ 2009 tery andohatapenaka, mbola nanana ireo mpikaramanady, sy kolonely ary jeneraly vitsivitsy,
    nataonay vaky nandositra tsy re tsaika sady tsy nanao veloma ireto zanany tsy valeur! efa any am-pandosirana any afrika i rainivoanjo vao hoe tsy maintsy mody ah!!! tsy matahotra ah!!!! de ireto clochard tsy ampy proteine etsy @ kaboné (magro) ndray ve no atahoranay???? nataoko ihany ny tsy himé fa tena tsy tanako intsony hihhihihihi!!!!!!!!!!!

    Nalaiko sary an-tsaina ilay alika voadakavody t@ zay nandalo tery imerikasinina, nandositra ilay izy, dia efa lasa lavitra be vao mivovo,

    hahahaha!!!!!!!!!!! miala tsiny aloh ry taranak’i rainivoanjo fa vizan’ny fihomehezana mintsy ah ato maka sary an-tsaina ny fomba nandosiran’i rainivoanjonareo dadamalalanareo, sy ny rediredinareo.

    Momban’ny Gal Richard RAVALOMANANA indray dia, na ho sanatria aza ka mondimandry ny Gal dia efa aoka ho fatatrin’ny zanak’i rainivoanjo fa ny pandimby azy eo @ toerana nametrahana azy dia tsy manampahataperana. Ny fahafatesana sy ny tsy fahasalamana dia zavatra mpahazo ny zava-mananaina ka tsy maha taitra anay izany!

    Ohatra iray zao le zanak’i rainivoanjo maty t@ iray volany iny, i julien mo ty anarany sa iza???? le avy ary @ sud est iny e!!! inona indray zany zao no mety andikana ny fahafatesan’iny????
    Omena an’itsy misandoka jesoa itsy ny famaliana an’izay.

  20. O ravatany massoud rehefa ho samy ho faty ihany dia ianareo aloha mialoha lalana.Nandeha Nadine dia tsy mampaninona anreo koa raha mandeha i rainivoanjonareo.Ny mpandimby azy tsy misy mahalala fa any an-kibon’ny bitro.Raha kabine i magro maninona no ambesana vatatay.Tapaka mihintsy ny tsinaiko mahita an’ireti foza mandeha afrika ,eropa, amerika tsy mahazo fankatoavana fa mahazo tefaka.I Dada tsy mandeha roaplana misy kabine maimbo ohatra ‘i Domelina sy ny mpiasany.I Dada mihaja sady misy valera.Ny anareo mivarotena amin’ny hongrois.

  21. Fihomehezan’ny mafy tay sisa ny anao ry cdt fa ny aina efa any am-pitombenana !!!
    efa aina mihintsy no efa hila hanaraka an’i domelina fa tsy ny tsinainao no tapaka,
    mbola madainga ihany??? efa nateraky ny lainga ka tsy afaka intsony.Sady mipararetra ihany ilay RAVINDAISOA koa
    mody ahilika aty!!! inona no hatahoranay izay mpitaty rakena reraka tsy manakambo rehetra izao,izahay angaha NANGALATRA
    toa anareo!!! tsy misy zavatra tokony ho haianay fa izahay tsy maintsy miady ho an’ny tanindrazanay na faly ianareo na tsy faly.
    efa fantatray fa efa mitady ny hisolo an’i domelina sy bombe daholo fa ireo no voakaraman’i frantsay sy karana reraka avy any
    aminy any ka mba te haka ny toerany sa ianareo indray no mba hitavandra ilay vola VIDIN’ny AIN’ny GASY Toa anareo.Efa zatra
    mpivarotra ny mora,mpandroba mora,mpisandoka mora ,mpandainga mora!!
    cdt mba avoay ary ry Charls sy Kotitti raha mafy be e!!! nahoana no tsy sahy ????aza malaky mitady hirika hamonoana
    azy ireo fa avelao izy ho AFAKA raha mba misy hatao ity izy fa eo no be vava nefa mbola tsotsoka reraka ary no tompoina.
    Mapme be!ilay miseho ho mafy be nefa i Charls sy kotitti aza tsy sahy avoaka akory na dia fantatra aza fa tsy nanao an’inon’inona
    ireo olona ireo fa TAHOTRA fa nanao RATSY!!! ESY E ry foza akoholahy fataka e!!!!

  22. izao , samia mamany mameno barika be isika, fa rehfa tonga i dada alintsiky i CDT Massoud hampandroana amany anaty barika dia hampisotroina azy ny ambiny ,atao fomba FOZA ,

    Arrosage ho aní vataty massoud io an!

    Sady ampisehoina azy fa isika tsy maintsy mandresy .

  23. asa izay mba lazain’ireto foza fa resy??? efa nahazo fankatoavana kosa izy koh!
    fa saingy raha tsy nanao sonia ny ankolafy dada sy dadabe zafy tsy nahazo pilipitra
    domelina fa saingy indrisy !!! nanantena ny hidingin-drambo ! hay mpijoko voajoko ka ny aina sisa no mitady
    hanaraka fa diso fanantenana domelina be o!!! IO! IO! IO!!!!! dia mahazo aina ery ry mpitaty rakena fa haka ny
    toeran’i domelina hono e! dia ny toeran’i bombe!!! sao ksa mbola mandaitra ilay SAMPY koh!!! franc-macon eo
    mbola manome toky! firy indray ny SORONA HILAINA @ izany fangalana ny toeran’i domelina izany??Mba karana
    na vozongo indray hatao SORONA fa efa ampy ny natonareo t@ 2009 ka hatr@ izao kah!!!
    Dada koa tsy mividy ropilanina brokatera!! dada tsy mila mandady fa izao tontolo izao no mandady aminy, miaro azy
    mankasitraka azy @ tsara vitany.ary izao tontolo izao no mbola manantena azy. indray haka ny TOERANA SAHAZA
    azy,dia hitondra io TANY MASINA io?

  24. ndryyyy!!!!!!!!! reto zanak’i rainivoanjo, mirediredy fotsiny,

    fa iza zao no resy ????

    I rainivoanjo aza nanotany izay tena mafibe t@ 2009 tery andohatapenaka, mbola nanana ireo mpikaramanady, sy kolonely ary jeneraly vitsivitsy,
    nataonay vaky nandositra tsy re tsaika sady tsy nanao veloma ireto zanany tsy valeur! efa any am-pandosirana any afrika i rainivoanjo vao hoe tsy maintsy mody ah!!! tsy matahotra ah!!!! de ireto clochard tsy ampy proteine etsy @ kaboné (magro) ndray ve no atahoranay???? ary tsy maintsy ambenana ireo clochard ao an-kaboné magro ireo tsy hivoaka aty ivelany fa manjary manamaimbo sy mandoto tanàna raha mivoaka ety ivelany, nataoko ihany ny tsy himé fa tena tsy tanako intsony hihhihihihi!!!!!!!!!!!

    Nalaiko sary an-tsaina ilay alika voadakavody t@ zay nandalo tery imerikasinina, nandositra ilay izy, dia efa lasa lavitra be vao mivovo,

    hahahaha!!!!!!!!!!! miala tsiny aloh ry taranak’i rainivoanjo fa vizan’ny fihomehezana mintsy ah ato maka sary an-tsaina ny fomba nandosiran’i rainivoanjonareo dadamalalanareo, sy ny rediredinareo.

    Momban’ny Gal Richard RAVALOMANANA indray dia, na ho sanatria aza ka mondimandry ny Gal dia efa aoka ho fatatrin’ny zanak’i rainivoanjo fa ny pandimby azy eo @ toerana nametrahana azy dia tsy manampahataperana. Ny fahafatesana sy ny tsy fahasalamana dia zavatra mpahazo ny zava-mananaina ka tsy maha taitra anay izany!

    Ohatra iray zao le zanak’i rainivoanjo maty t@ iray volany iny, i julien mo ty anarany sa iza???? le avy ary @ sud est iny e!!! inona indray zany zao no mety andikana ny fahafatesan’iny????
    Omena an’itsy misandoka jesoa itsy ny famaliana an’izay.

  25. Mahonena ireto zanak’i rainivoanjo, nilaozany tampoka tsy nisy veloma ka lasa tsy mana-paharana toy ny tai etin-driaka, ka vao mahita kaboné dia eo aloha no miangona sy mifatratra, resy an’ady mantsy i rainivoanjo ka nanjavona tampoka, any afrika vao mihôgahôga manao adin’akoho lahy fataka.

    Jereo ireto izy, I sarla sy kotity noely deba lejamba, i zefa badolahy, sns… marobe tsy ho voatanisa, ireo ndray no mba any ifaharany, ireo ndray zao no lasa Atra hivahany,
    Rah jerena tsirairay anefa ny tantara n’ireo olona ireo dia ireo no efa nampiditra K K tao ambavan-dry zareo.

    @ maha pitondra fanjakana anay dia tsy maintsy izahay mandeha mitety ny vazatany efatra mitady ny soa ho an’ny malagasy,

    fa raha ny sitrapon’i rainivoanjo sy ny tariny dia, tsy tokony andray fitenenana eo @ UN ny Filoha hajaina RAJOELINA, fa saingy tsy hay tohaina intsony ny fisandratany,
    Dia mody navadika indray ny resaka hoe raha tsy nanao sonia hono ry rainivoanjo sy ry zefa lebado tsy nahazo fitenenana teo @ N U ny Filoha RAJOELINA;
    Ny olona tokony hiteny an’izany ry taranak’i rainivoanjo dia ry deba izay tsy nanao sonia ny tondrozotra fa tsy ianareo reo izay bado iray lavaka.

  26. 2ème classe massoud, ny eo ambony ihany no miverina e!ovay ny diska fa goka.I Dadanay mihaja no sady misy valera.I Domelina mivarotena amin’ny hongrois.Afaka mitety izao tontolo izao mihintsy ianareo raha hitady kil na vola.Comby no tadiavinareo?Fankatoavana izany tsy ho azonareo na haniry nify aza ny akoho.

  27. Mahonena ireto zanak’i rainivoanjo, nilaozany tampoka tsy nisy veloma ka lasa tsy mana-paharana toy ny tai etin-driaka, ka vao mahita kaboné dia eo aloha no miangona sy mifatratra, resy an’ady mantsy i rainivoanjo ka nanjavona tampoka, any afrika vao mihôgahôga manao adin’akoho lahy fataka.

    Jereo ireto izy, I sarla sy kotity noely deba lejamba, i zefa badolahy, sns… marobe tsy ho voatanisa, ireo ndray no mba any ifaharany, ireo ndray zao no lasa Atra hivahany,
    Rah jerena tsirairay anefa ny tantara n’ireo olona ireo dia ireo no efa nampiditra K K tao ambavan-dry zareo.

    @ maha pitondra fanjakana anay dia tsy maintsy izahay mandeha mitety ny vazatany efatra mitady ny soa ho an’ny malagasy,

    fa raha ny sitrapon’i rainivoanjo sy ny tariny dia, tsy tokony andray fitenenana eo @ UN ny Filoha hajaina RAJOELINA, fa saingy tsy hay tohaina intsony ny fisandratany,
    Dia mody navadika indray ny resaka hoe raha tsy nanao sonia hono ry rainivoanjo sy ry zefa lebado tsy nahazo fitenenana teo @ N U ny Filoha RAJOELINA;
    Ny olona tokony hiteny an’izany ry taranak’i rainivoanjo dia ry deba izay tsy nanao sonia ny tondrozotra fa tsy ianareo reo izay bado iray lavaka.

  28. Efa vavan’ny maty an-drano ny anao ry massoud, tsy misy mpamonjy fa kely sisa dia rendrika. Dedahana daholo izao rehetra izao fa tsy misy tanteraka. Ny namanareo foza antitra iny no nilaza hoe asa vita no ifampitsarana. Tsy misy asa vitanareo hatramin’izao hamonjena ny vahoaka efa tena sahirana sy mijaly. Dia tsarain’ny vahoaka ianareo izao ka mahatatesa. Mbola aiza ny ahazo e.

  29. cdt
    Mangoro-karena hoe e!raha mba nitady ny soa ho an’ny vahoaka ianareo tsy toy izao no
    hiafaran’ ny olona efa NIADA-PINARITRA nandry IVOHO -VATO T@ andron’i dadanay.
    Izao rangahy ka mandry an-driran’atsy lava izao tsy mahantra tsy mpanana,fa hangalarina sy hampioroorona daholo ny olona.
    izay milingilingy ihany no ho potraka e!!! aleo koa hiakatra @ avo @ izay mba ho MAFIMAFY ny FIDABOANY aty @ malotony.
    zavatra tsy hay no mba hibitabitahana,kapila rovitra angaha ity mitondra firenena???? hi! hi!hi!!!!Filoha hajaina koa VOADAKA
    impiry ity HAJAINA??? sao dia efa tokony ho any @ toerana sahaza anareo @ izay ianareo foza ireo fa efa MIREDIREDY????
    Tapon-kanina loatra dia izao no vokany « voky hanina fa tsy misy saina « .
    Iza izao no tay ho entindrika ??? basin’arifito??? tsy misy mpandray fa tranon-dainga iray trano???voadaka etsy ! voafelaka eroa??

  30. Mahonena ireto zanak’i rainivoanjo, nilaozany tampoka tsy nisy veloma ka lasa tsy mana-paharana toy ny tai etin-driaka, ka vao mahita kaboné dia eo aloha no miangona sy mifatratra, resy an’ady mantsy i rainivoanjo ka nanjavona tampoka, any afrika vao mihôgahôga manao adin’akoho lahy fataka.

    Jereo ireto izy, I sarla sy kotity noely deba lejamba, i zefa badolahy, sns… marobe tsy ho voatanisa, ireo ndray no mba any ifaharany, ireo ndray zao no lasa Atra hivahany,
    Rah jerena tsirairay anefa ny tantara n’ireo olona ireo dia ireo no efa nampiditra K K tao ambavan-dry zareo.

    @ maha pitondra fanjakana anay dia tsy maintsy izahay mandeha mitety ny vazatany efatra mitady ny soa ho an’ny malagasy,

    fa raha ny sitrapon’i rainivoanjo sy ny tariny dia, tsy tokony andray fitenenana eo @ UN ny Filoha hajaina RAJOELINA, fa saingy tsy hay tohaina intsony ny fisandratany,
    Dia mody navadika indray ny resaka hoe raha tsy nanao sonia hono ry rainivoanjo sy ry zefa lebado tsy nahazo fitenenana teo @ N U ny Filoha RAJOELINA;
    Ny olona tokony hiteny an’izany ry taranak’i rainivoanjo dia ry deba izay tsy nanao sonia ny tondrozotra fa tsy ianareo reo izay bado iray lavaka.

  31. Mahonena ireto zanak’i rainivoanjo, nilaozany tampoka tsy nisy veloma ka lasa tsy mana-paharana toy ny tai etin-driaka, ka vao mahita kaboné dia eo aloha no miangona sy mifatratra, resy an’ady mantsy i rainivoanjo ka nanjavona tampoka, any afrika vao mihôgahôga manao adin’akoho lahy fataka.

  32. Jereo ireto izy, I sarla sy kotity noely deba lejamba, i zefa badolahy, sns… marobe tsy ho voatanisa, ireo ndray no mba any ifaharany, ireo ndray zao no lasa Atra hivahany,
    Rah jerena tsirairay anefa ny tantara n’ireo olona ireo dia ireo no efa nampiditra K K tao ambavan-dry zareo.

  33. @ maha pitondra fanjakana anay dia tsy maintsy izahay mandeha mitety ny vazatany efatra mitady ny soa ho an’ny malagasy,

  34. a raha ny sitrapon’i rainivoanjo sy ny tariny dia, tsy tokony andray fitenenana eo @ UN ny Filoha hajaina RAJOELINA, fa saingy tsy hay tohaina intsony ny fisandratany,
    Dia mody navadika indray ny resaka hoe raha tsy nanao sonia hono ry rainivoanjo sy ry zefa lebado tsy nahazo fitenenana teo @ N U ny Filoha RAJOELINA;
    Ny olona tokony hiteny an’izany ry taranak’i rainivoanjo dia ry deba izay tsy nanao sonia ny tondrozotra fa tsy ianareo reo izay bado iray lavaka.

  35. asiana commentaire, tsirairay @ antsipirihany ny diakan’ireo ry taranak’i rainivoanjo a! zany avy d tsy takatrin’ny sainireto K K etindrika reto!

    Dia mitohy miteny indray i CDT Massoud rah toa ka voavaly @ antsipirihiny ireo. fa raha tsy voavaly @ tsipiriany i, dia mipetraka eo foana ireo ho tsakotsakoin’i rainovoanjo sy ireo clochard K K entindriaka.

  36. Ny alika ihany no manalika olona ka tsy mahagaga e!! Miakapokapoka fa efa miala aina .
    Mbola sonian’i zanak’i dada vao nahazo niteny teny i domelina ry NANDRA a! dia avy niteny
    dia avy eo NANKAIZA??? niaraka @ VETA Sylla ry tonaka e!! toa nandady fa tsy nisy nanisy sira fa FAKO NOTSINDROANA
    tery @ daba -pako.Hatr@ ‘izao mitady lala-poza fa tsy mahazo rariny. Mbola mandeha ny tantara fa aza mody faranana.
    MITETY vazatany MAMAFY lainga hamenoana paosy ka tsy mahazo rariny fa efa MAIMBO e! efa lefy ilay ODY FANDEMENA .
    izany no hivavahanay lava eo @ MAGRO handroaka ny devolinareo.Mana-petra ny asan’i satana oah!Vonjeo @izay ilay losifera
    fa efa miandry anareo izy.Dia aza mitarika namana eto fa zory ny lalana misy kapa !!efa midanadana ny varavaran’i afo -be ho anareo
    sy zanakisoa, mpiandry kisoa.

  37. I Commandant Massoud dia maty vaofitaka taminy 9 septembre 2001, mahery fo anefa ratsy fiafara
    le cdt massoud mpisandoka anarana eto io, hevero kely ny fiafaranao fa tao hiomehy izahay kelikely, tsy nahavita ny vitany ianao, miovà anarana e, fa manalabaraka ny anarany

    Mamangy ny fahoriana fa tsy nahazo bisou taminy Fransman ivetakely nareo androany, anefa efa hita fa miandrandra be ery .

  38. Kofona mihintsy aho fa matin’ny hehy marina! mbola i vetakely ihany io?
    Efa voavidin’i la frantsa hatramin’ny Fanahin’iny vehivavy iny mihintsy angamba kah!
    Dia mitonantonana izany raha vehivavy!!efa lany henatra!!! dia manalabaraka tena.
    Efa im-piry izay???Soa fa tsy eo intsony i Ratopokolahy fa raha tsy izany dia nitsanga-menatra @ hataon’iny vehivavy iny.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *