Pour 5 000 Ar, « iriez-vous » à Ivato pour manifester contre le retour du Pdt Ravalomanana lorsqu’il débarquera ?

À entendre les réactions du PM Vital sur le retour du Pdt Ravalomanana au pays, l’on se demande si c’était avec humour qu’il aurait déclaré que la foule qui était venue à Ivato risquerait de régler des comptes avec ce dernier. Cela voudrait-il dire que pour 5 000 Ar, une petite minorité prendrait des risques pour manifester contre ce retour devant les pro-Ravalomanana ? N’imaginons pas le pire toutefois vue la haine que cette minorité porte sur le Pdt Ravalomanana, chaque éventualité n’est pas à écarter !

Eh oui, tout est possible ! En réalité, il s’agit de deux contextes différents. L’un, c’est le retour de Rajoelina à Madagascar après la tribune des Nations-Unies et il fallait à tout prix le fêter avec un bain de foule payé à hauteur de 5 000 Ar par personne. L’autre, ce sera un retour d’exil du dernier Président élu démocratiquement de Madagascar qui sera aussi accueilli par une foule immense venue de leur propre gré.

Voyez la différence ! Les motivations ne sont pas les mêmes et que se passerait-il si, par hasard, les foza venaient à Ivato pour manifester leur mécontentement contre ce retour devant les Zanak’i Dada lorsque le Pdt Ravalomanana atterrira à Ivato ? Si de telle éventualité se produisait, les Zanak’i dada ne se laisseraient pas faire puisqu’il a été décidé depuis le début de la lutte qu’ils iront accueillir leur Président lorsque celui-ci débarquera à l’aéroport.

A ce tarif-là, il est fort probable que personne n’irait risquer de créer des échauffourées de son propre gré en vue de manifester contre ce retour devant la majorité. Et dire que la foule qui était venue à Ivato refléterait l’électorat de Rajoelina est complètement erroné par le simple fait que 5 000 Ar inciteraient « certains » à faire n’importe quoi vue la pauvreté qui sévit le pays actuellement et tout particulièrement les bas quartiers de la capitale. Sauf peut-être dans le cas où la HAT payerait aussi celui qui votera Rajoelina lors des prochaines élections. Pour cela, elle a intérêt à économiser beaucoup de flouzes !

Bref, l’on recherche un climat d’apaisement social mais tout ce qui se dit et tout se qui se fait tant dans les coulisses qu’en public par les tenants du pouvoir, vont à contre sens. Quant à la déclaration du PM, espérons que celle-ci émane d’un humour similaire à « l’entraînement de nos ‘valeureux’ soldats contre une éventuelle intervention militaire de la SADC à Madagascar » … du même auteur.

source : http://www.tananews.com/2011/09/albert-camille-vital-%C2%AB-rentrez-donc-monsieur-le-president-%C2%BB/

13 pensées sur “Pour 5 000 Ar, « iriez-vous » à Ivato pour manifester contre le retour du Pdt Ravalomanana lorsqu’il débarquera ?”

  1. Inona indray ity??? mampihomehy be!! ny teo aza efa lasa 3000 sisa ilay VINTS
    dia totohondry sisa no niafarany fa mbola maro ny tsy nahazo na dia efa nahena
    aza ilay NIFANARAHANA,ohatry ny fandavan’i domelina ny soniany ihany no nandavany ilay VINTS vidin’
    ny olona nitsena azy teny IVATO.
    Dia mba mianakendry ity jiolahimboto antitra tsy mahay manaja tena!!! hataony fa moramora toy ny fitondrany
    ZAZA tsy ampy taona any @ hotely angaha ity FIRENENA sy IZAO TONTOLO IZAO????Matahotra sahady ny
    hialan’ilay GRADY SANDOKA angaha???
    Alefaso ilay fitsarana fa mbola tsy tsapandry ilay azavanona ireo ihany fa tsy mety ary tsy hilaina ny HATAONY.
    Dia mba mianakendry !!!POV CON !tsy hainy fa efa vita t@iny aliana iny vitaly??anty mola!!!

  2. Raha misy olona folo ao @ fianakaviana iray nandray avy 5000 ar, dia efa 5 alina ariary izany. Koa inona moa no tsy handehanana satria mba afaka aloha ny hofa trano iray volana. saingy nidina 3000 ar le raharaha ary nisy tsy nahazo mihitsy.


  3. Inona moa no tena vitan’ity 5000 ariary ity amin’izao vola mitotongana izao ity e ?!
    Andeha haka 5000 ariary any Ivato ve ? :
    1° Ny tena reraka
    2° Ny ao an-trano tsy misy ho hanina
    3° Mividy anana sy mofo ary hena antsasa-kilao dia modia raha mbola te hihinana
    4° 3000 ar ? mipetraha any an-trano, mandehana manjono, fa misy tombony kokoa miandry ny fahasoavana avy amin’i Dada !
    5° Maninona koa moa raha raisina aloha ny 3000 ar dia mody e ! Miady varotra ihany mba ho Vints fa Tsy hisy mahalala na manohitra aho na tsia ???? Io no tena vola vendra-tompo e !

  4. Marina mihintsy ny anao Njara.Raisina aloha ny vola adalan-tompo.Misy fomba fitennin-dry zareo any amin’ny sud-est izay mitaky koa ny fiverenanan’i Ravalomanana.

  5. Mandeha mintsy zay, satria iza no hanome anay 5000 ar tsirairay eo???

    Ny anay ny foto-kevitra dia vola ihany, mandeh mamany ery @ kaboné aza andoavana 50 sy ariary zato, ny (gratôs) aloh tsy misy tsony fa efa nilaozan’ny toetr’andro

    izahay koa tsy vokin’ny kabary be fotsiny eny ampitsenàna, fa sady mandeh ny vola mandeh ny fitsenàna.

  6. O Ravola O ! Efa tsy resaka 5000 intsony anie fa efa nidina 3000 e! Sady izany RAHA…..RAHA ahazo. Ny bagara manginy fotsiny fa « loha Foza » no mameno tanàna.
    Aza mba loha-poza ihany. asa raha azonao ny tiako ho lazaina, fa ao @Mairie ny Tana ao anie ka Loha-poza no mameno ny tanàna e !

    Fa izany eo ihany fa isaky ny mamaky hoe Bemafohy ity aho dia manontany tena hoe ahoana ary ny fihavian’ity anarana ity ! Tena tsy mety ho azoko mihitsy !Tsetsatsetsa fotsiny ny ahy iny, satria toa lasa resaka fihomehezana ny fanjonoana olona handroaka an’i Dada izany !

  7. olona hamono tena no sahy inteny na hikiaka fa tsy mila fantogavany RAVALO eny ivato jereo tamy 19 fevrier mbola norarana aza ny sasany dia olona adala sy tia ho faty eo ihany ra sahy hanohitra ireny vahoaka maro ireny sady vonona hiaro any RAVALO io VITAL io no handositra voalohany miaraka amy VENDRANA


  8. Tena miala tsiny aho fa be fanontaniana amin’ny zavatra tsy mikasika ahy. Fa ny nahalasa ny fisainako dia toa mbola tsy naheno teny gasy toa io aho. Dia izay fotsiny.
    Mamerina ny fialana tsiny amin’ity curiosité ity e! Tsy misy fanomezan-tsiny, na fanakianana akory, fa tena pure curiosité mihitsy ! Vilain defaut !!! 🙂

  9. Ny fahitako io anarana io izao dia hoe: BEMA fohy @ halavana izany no tiany lazaina eto.
    Laingako izany e! mba vinavina ny ahy fa tsy fantatro na lava na fohy i Bemafohy.
    Rabekoto! mety misy tetika maizina ao ambadik’io ,FANAKORONTANANA ohatra!! dia sady menatra ny vava
    navoaka,ilay lainga MARIVO TOTOTRA fa « hanakorontana no fiavian’i dada eto ». Na mety koa hitady SORONA
    ankolaka indray fa efa TRAINGO daholo ny TETI-DRATSINY REHETRA.Fa ny tena mampihomehy dia ny teo aloha
    aza tsy voaloha hi!hi!hi!!!!!Bizina daholo izany fa aza hatao mahagaga,fa aza hadino fa volam-bahoaka daholo ireny.
    Dia rehefa raikitra ny korontana dia mody hilatsaka ny RAGIDRO handrava ny olona @ilay fomba efa mahazatra.
    Tetika MALOTO io! aoka isika ho mailo!!!!

  10. Ny tena antony andehananareo hitsena an’i DADA ?
    _Na vola
    _Na Tanindrazana
    Safidy ny anao fa dia ny ao ampo no tsy misy mahita

    * Ny vola dia tsy misy tafajanona avy eo
    * Ny Tanindrazana dia ho lova ho an’ny faramandimby sy ho an’ny hoavy

    Anao no misafidy

  11. Bjr ranavalona ! Mba maminavina zavatra koa i Ranavalona izany an !!! Fa raha fohy aloha tsy holazainy mihitsy ilay izy, fa dia mazava fa ny iray faharoa ! Raha ny hevitro manokana aloha dia ny antenatenany ihany e ! 🙂
    Loza fa lasa resaka mafanafana be ity izy !
    Paris se dechaine : – Tsotra anie ny valin’io e ! Raha foza dia ny vola no antony – Raha Tanindrazana dia an’ny zanak’i Dada ! Tsy dia sarotra loatra ny safidy eo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *